Тёмный

Toky Fitaka - JOVIAL 

MrValiha
Подписаться 310
Просмотров 301 тыс.
50% 1

Toky fitaka. Hira nanana ny lazany ary tsy afaka ambavan'ny maro tany amin'ny taona 90. Isan'ireo hira nahafantarana ny tarika Jovial.

Видеоклипы

Опубликовано:

 

22 июн 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 139   
@hobyrandriamizaka
@hobyrandriamizaka 10 месяцев назад
Tsara e. Mankasitraka iddra
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 10 месяцев назад
Mahazoa fahafinaretana eo ampihainoana e.
@tsalamarafaralahy8292
@tsalamarafaralahy8292 4 года назад
O1 mai 2020 mbola mihaino zany ny atao oe tena kanto!!anaty confinament mihano,,makalaza éeee!!!!
@chelantokindrainy1813
@chelantokindrainy1813 5 месяцев назад
2024, mankafy foana, la belle musique ne meurt jamais!!!
@eloirecord3831
@eloirecord3831 8 месяцев назад
Zany ny hira taloha !!!tsara...eeee zany tonony...milaza zvt marina sy misy dikany !
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 4 года назад
Azalah eee mahangoma eky izy zegny eeee mankasitraka feno fa mametsovetso mampahatsiaro ny taloha izy zany eeeee ary mbola fy ai mouuaahhh merci ai
@charlesrandrianaina369
@charlesrandrianaina369 Год назад
Mankasitraka fa tsy lefy laza lesy Jovial ny hiranao e, ankafizin'i Olona hatramin' izao, fahatanorana izany, misaotra e.
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Год назад
Misaotra e !
@jovialemdg8534
@jovialemdg8534 4 года назад
Ai leiz Jovial!!!! Mlay ee... anisan hira enoko voloany teto antany 😇 1989
@cintsmati5009
@cintsmati5009 Месяц назад
Hira tsara tena tiko tsara fona❤❤❤❤
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Месяц назад
Misaotra e.
@jeandonnestanislasrazafima9166
@jeandonnestanislasrazafima9166 3 месяца назад
Tsara ilay hira,
@randriantsoajeanpherlin696
@randriantsoajeanpherlin696 6 лет назад
Tena hafa ihany ny toninkira ny fahiny nf mampitamberina ny fahazazana mankasitraka betsaka tompoko....
@zouast
@zouast 10 лет назад
Ntsôôôô^!! tany anatin cahier de souvenir an i Mamanay tany @ taona 60-70 tany no nahitako an ty hira ty ..... Tsara e!!
@fuchsiasrose8539
@fuchsiasrose8539 5 лет назад
Tsy ianao irery ihany anefa , no azoko antenaina eto antany fa Mbola misy any, any ho any.
@lovalova116
@lovalova116 6 лет назад
Ee lebe tynytena ..mbola tsar hiany nyhira taloha...mercieee..
@miantsorakotodramanana8876
@miantsorakotodramanana8876 3 года назад
Enjana be ny voambolana ampiasaina. Mandona ny fo. Mifankatiava
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 года назад
Misaotra e.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Rehefa Diso Paika Dia Aleo misintaka mba Tsy hisian'ny ahiahy.
@miacyber4377
@miacyber4377 8 лет назад
tena mbola hafa mihintsy zany hira taloha zany ny mihaino azy za tanora fa tsy de nahavantana ahy loatra ny mihaino ny hira toin'ny ankehitriny ny hira taloha tena mahavita mitondranao am fanembonana
@pisobeloukely2886
@pisobeloukely2886 9 лет назад
Woaw,ef ela b no tiko mb hiverenana henona ty hira ty fa zao vo hitako,hafa ian ny hira taloha e,ny fahazazako!!
@odondaniel5583
@odondaniel5583 4 года назад
2020 mbola tena mankafy
@radomananamomota9445
@radomananamomota9445 4 года назад
Mbola hafa ihany ny hira taloha, tsy mety lany lefy!!
@jessijean2823
@jessijean2823 7 лет назад
mercie beacoup õ!!mbola zaza be zai t@zani nalaza fa bon tikou le izy ah!!!
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 9 лет назад
Ndriiii, mampahatsiaro ny taloha marina izy zany!!
@kumarimarthin1346
@kumarimarthin1346 2 года назад
20 taona taminu nahenoko inty hira inty bola tsinana mbady de halefako mafy be ny radio ravo io hira io no made es talo
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 2 года назад
Nisy nanome toky fitaka anga ?
@tongasoaroland1653
@tongasoaroland1653 4 года назад
Hafa mihintsy le hira taloha ,,.🍛🍛🍛🍏
@mahefarimananarazafitsalam5599
Tena mbola ankafiziko hatramin'izao ity hira ity.
@litakely1058
@litakely1058 11 лет назад
otran tadidiko le ataon dadanay tsangory sad mihiran zan iz(1995) jtm papa
@gasyranoray1416
@gasyranoray1416 5 лет назад
Mahatsiaro Cahier de chant nay za de nasiako elatra Lolo pejy nisy an' izany hira zany.
@jennyjean8107
@jennyjean8107 3 года назад
2021 rangah mbola ankafizinay a
@razakam7030
@razakam7030 9 лет назад
1988-89 no nivoaka io hira io fa ts 60-70 mpianatra tao amin'i CIA zahay sy Gregory tamzay
@mahefaandrianaivo7835
@mahefaandrianaivo7835 10 лет назад
afa mintsy oa ny ira talo e!!!nitadidy mintsy izy namorona le tonokira fa ôtran ira amzao!!!
@bonifacerandrianirina9389
@bonifacerandrianirina9389 3 года назад
2021
@tantelyharimanana5040
@tantelyharimanana5040 2 года назад
Octobre 2021 ity Ra.Mesaka sy Ra.Joel ah hahaha
@mirisoarazafiharisoa9901
@mirisoarazafiharisoa9901 7 лет назад
aaaaaaaaa tikou b le toky fitaka mankasitrak e
@faranirinaandria9693
@faranirinaandria9693 5 лет назад
Tsara be ny tononkira, toky fitaka marina fa aleo misitaka
@radorakoto8951
@radorakoto8951 10 лет назад
Tsara na de mbola ts tonga saina ary zahay tam nampalaza azy e !
@atsimombohitsa
@atsimombohitsa 11 лет назад
masaka é! tena RNM no nankafizako ity hira ity. Miasotra tompoko ô!
@vonyhanitriniaina2256
@vonyhanitriniaina2256 9 лет назад
oay ô! zay ndray a vo naheno ity hira ty h@ za mbola zazakely, ndriiiiiiiiiiiii!
@razafitsalamaherypatrick6678
@razafitsalamaherypatrick6678 7 лет назад
fa nankaiza. Marina Jovial e mbola tiako le frappe e , manana vocal tsara Koa izy
@aureliemoller8780
@aureliemoller8780 Год назад
Tay be le hira taloha tsisy teny tafavoaka iteny hoe atsaiza no matsara an ilay hira fa tsara loatsa. Mbola zaza za dia tonga tao a la reunion efa 15 na 16ans zay aty andafy ka nefa refa misy hira mandindona mafy ary tia hira tia tena mandondona mafy be koa otsany matsapa otsany hoe za hoe tany a dago daholy ny fiainako rehetra nefa 2/3 any fiainako ary plus ary dia taty andafy foana ( +any tao a larouna ) tiako tenenina hoe tena mandona mafy dia mafy ito hira tia ary za ary gaga hoe combien... misaotra an ilay olona nanampy anio hira io teto eh dia torak izay ny hira ny fahiny rehetra sy ireo hira tsara ( moonwave101 ny insta ako ra misy mamaly tsy comptiko ito ) omeko io satsy hira marany izay taara tia na olona izay tina talo atsaminy fazaza na zay toerana tokony nanovana ny fiainana ka tsy tateraka na izy roa🙂
@seatevolution3947
@seatevolution3947 9 лет назад
tena hira nanamarika ny fahazazako ty merci e
@princya100
@princya100 10 лет назад
hiran'ny nalaza tam fahazazako, indriiiiii
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 7 лет назад
ndriiii, mampatsiahy ny fahazazana
@tiita6
@tiita6 2 года назад
hira tsy lefy laza ary tsy ho lefy laza mandrakizay. Tiako
@edeeradidi7019
@edeeradidi7019 9 лет назад
hafa ny hira taloha,mitoetra sy mapanembona ny fahazazana. Fa otran ef reprise izy izany fa tsy ilay tena taloha an!!Misymisy ny ohatra izao fa mahafinaritra e!! izahay isany mpankafy ny hira taona 80-90. Misaotra an'ireo sasany namoaka ny clip taloha ireny fa hafa ihany ilay version taloha e!!
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 года назад
Marina ny voalazanao. Version taty aoriana io fa ny tarika Jovial ihany no nanao azy. Ito ilay originaal: ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-RfwrEhfP-Dk.html
@andryanrychardanthonyo5872
@andryanrychardanthonyo5872 7 лет назад
mbola nianatra tany @ EPP za no efa nahare izany hira izany nanomboka teo ny fahatsiarovako ity hira ity
@user-hu7jz3yw1r
@user-hu7jz3yw1r 5 месяцев назад
❤❤❤❤
@tofo1154
@tofo1154 4 месяца назад
Ndrôô
@jeanneraphaelinerajomamian971
@jeanneraphaelinerajomamian971 10 лет назад
tiko zany hira zany!!!!!
@nadiarodrigues533
@nadiarodrigues533 4 года назад
2020 🤗 ankafizinay fona e
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Aleo Tsy misy fitaka 😃
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 месяца назад
Izay no tena tsara indrindra.
@ramarokotoramaro7305
@ramarokotoramaro7305 8 лет назад
mbola ireny bus lava be ireny no nandeha t@ zany FIBATA sy ligne 23 mankany ampasapito COBUS ligne 30 makany ambohitrakely sy 67ha tsy nitohana akory ny fifamoivoizana tena mbola zaza t@zany nahafinaritra misaotra eee!!!!
@christdap
@christdap 6 лет назад
Tsaroako tsara ary azoko antoka fa teo Ambohitrakely na teo betongolo nareo no nipetraka. Tam zany mbola tany Ambony ny Bus COBUS ligne 30 no mifarana fa tsy mbola taty ambany. Dia nareo ilay mihinana compose teo ambohitrakely foana
@ramarokotoramaro7305
@ramarokotoramaro7305 4 года назад
@@christdap tena hainao tsara teny betongolo izahay no lehibe , efa taty aoriana vao nihinana composé ha3 , misaotra e
@ramanandraibejocelyn4095
@ramanandraibejocelyn4095 4 года назад
tamin zany teo amin méteo ny farany bus 23 de ny ligne 1 teo amin gare routiere ampasampito makany analakely !
@lidavisasvetlan6121
@lidavisasvetlan6121 3 года назад
Ramarokoto venant de mantasoa qui vient de la route d'ambohidandy ,??? désolé si c'est vrai répond (coopérative des pêcheurs de masombahiny)enfin
@amslalainawillah1735
@amslalainawillah1735 7 лет назад
tena mbola zaza be tam zany😍😍😍 aiza me clip ooo
@teddymiarisoa9663
@teddymiarisoa9663 2 года назад
Ry fahazazako ❤️
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 4 года назад
Driii ny hirako taminy fahazazako
@thonidan3159
@thonidan3159 8 лет назад
tamny zah mbola kely d tkou b io ira io tsara ranga ny hira talou ah mankasitraka e ar manin mou rah mba ampidirina top e sur ah fa tonga d 1 fona io sad tsara le toniny amny zao fotoana iainantsika zao
@zotorabenja340
@zotorabenja340 7 лет назад
tena mbola tiko foana e!tokony mba havaozina raha mety e!
@mamykelyranomen7774
@mamykelyranomen7774 8 лет назад
m'saotra eeeeehhhhhh
@mariachantale8760
@mariachantale8760 5 лет назад
Njii maatsiaro mafy aho zani 😔
@fggghbb7660
@fggghbb7660 8 лет назад
Ndry! mampatsia ny fahiny izy zany!
@herybenjatiniarisonrandria7911
nga tsy misy anle hira hafa toan'ny VETSO , MANDEHANA, RY NENY O, BE ZISTOARA, fa tena nanamarika ny fahazazana mihintsy ireny, mba alefaso raha misy misaotra e.
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Год назад
Ry Neny no misy ao hatreto aloha. Ito ny lien: ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-sPEOBQ_wm1s.html
@nyonjahft
@nyonjahft 6 лет назад
droooo...fahatsiarovana be dia be...tena tsara ny hira taloha
@ulysserenaudl3854
@ulysserenaudl3854 5 лет назад
o re olona e tsara lotra ! t@ fahazazana daolo zanyy
@mitiamiahy8559
@mitiamiahy8559 5 лет назад
Tiako loatra 😍
@iariniainarasoazanabera9827
@iariniainarasoazanabera9827 9 лет назад
Aiza nareo amin izao toa tsy heno intsony ry Jovial aaa
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Год назад
Hoavy @ izay e. Miandry kely fotsiy.
@mijororasolofomalala9988
@mijororasolofomalala9988 4 года назад
Manaraka mikapoka batteries dia voavely avokoa na vilany siny be na seza tamizany
@dasilvamichael9276
@dasilvamichael9276 7 лет назад
Tiako loatra ❤️❤️
@mihantrapilatus9626
@mihantrapilatus9626 10 лет назад
Efa ela no nitadiavako ity hira ty fa zao vo itako. Mbola tanora za fa tena tiko be zany hira zan. Merci e
@MrValiha
@MrValiha 10 лет назад
Misaotra anareo mpankafy e. Eo ampikarakarana ilay clip tena izy iny indrindra isika izao. May moa ny TVM ka voatery nikaroka ny archives rehetra niafina tany ambadika rehetra tany. Rehefa vita dia tsimaintsy alefa eto ihany e!
@voadisoahanitra2741
@voadisoahanitra2741 10 лет назад
Mr Valiha . Saika mba anontany anao Violet ihany ve io mihira io sa le solony .
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 8 лет назад
Mbola tsy vita ve ilay clip fa miandry foana izahay oh
@paranyandry1948
@paranyandry1948 6 лет назад
efa vita ary ve ?merci
@solorazanakoto314
@solorazanakoto314 6 лет назад
Mbola tsy masaka ihany ve ô? Efa liana be e! Mankasitraka e!
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 года назад
@@gasyrakoto8958 Ito ilay clip taloha e. ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-RfwrEhfP-Dk.html
@sylvaindidierrasolofonjana2973
Tena tsaroiko tsar mits n fandehanan zan tamn RN M. S tvm
@josemichaelrazakariasa6586
@josemichaelrazakariasa6586 5 лет назад
tsy efa t@ 1991 tany ve itony hira itony? Tena efa ela mihitsy
@beyourself4699
@beyourself4699 9 лет назад
Hira nalaza tamin zaho mbola kely,antsiarovako ani Neny malalako.
@IzayTiaMaquillage261
@IzayTiaMaquillage261 9 лет назад
+Be Yourself iiiiiii za koa ato nitady fatratra azy ity. tena tian'ny vadiko
@vloggasy
@vloggasy 10 лет назад
ndriiiiii tena ohatrany hitako aho vao 6 na 7 taona tia be an'izany hira izany
@reinaldoraharison6845
@reinaldoraharison6845 6 лет назад
vloggasy > me too
@rakotomalalamicheleric5802
@rakotomalalamicheleric5802 10 лет назад
Misaotra anareo. Hira nankafizinay t@ izany fotoana izany e!
@nosactus1849
@nosactus1849 4 года назад
Tsara tokoa ity hira ity!
@raggaff
@raggaff 11 лет назад
misaotra ee!!
@rakotohery9168
@rakotohery9168 4 года назад
Hiran’ny fahazazana😬😬😬😬
@josesata6655
@josesata6655 10 лет назад
Mba asio hiran jovial haf moh ee
@malalrose3126
@malalrose3126 6 лет назад
Misaotra
@zolalaina3092
@zolalaina3092 10 лет назад
mlay e!!!!!
@clararj7950
@clararj7950 6 лет назад
🌹😢😢🌹
@andrisoalala8872
@andrisoalala8872 7 лет назад
tsara tena tsara e
@rakotoniainamamtina9856
@rakotoniainamamtina9856 8 лет назад
za de mpankafy ny tarika Jovial ary te hanana ny CD ra misy manana.
@andryrandriamihaja1421
@andryrandriamihaja1421 4 года назад
any zay enao ry zo,ts nampoizik
@olgamiray8845
@olgamiray8845 5 лет назад
Aiza re izay ilay cahier de chant ko e? 😁🎤💞 fahazazako taminizany... merci Jovial..
@levelo100
@levelo100 9 лет назад
E zany fahazazako, napitomany a io hira io tam mbola kely nefa 7 ans za tamnzany, iiiiii. Mafinartra e
@onimamy
@onimamy 11 лет назад
Ela no nitadiavako an'ity vazo ty. Merci be an
@maminirinayvonlemazava2517
@maminirinayvonlemazava2517 9 лет назад
tsara le hira e
@njarvandrian9464
@njarvandrian9464 9 лет назад
Mankasitraka fa tena fahatsiarovana be mihitsy ty hira ty t@zany ftona,fa vao maika ankafiziko be mihitsy @zao.
@SetaRAKOTO
@SetaRAKOTO Год назад
Ny fahazazana
@herybenjatiniarisonrandria7911
Mba asio anle hira hafa ireny e, oh oe lasa vetso,mandehana. Ary mba aiza marina ny tarika jovial amzao e?
@solangeyetat5718
@solangeyetat5718 2 года назад
Merci❤❤❤❤❤
@vatosoasafira3991
@vatosoasafira3991 11 лет назад
tena efa ela de ela no nitadiavako an' ty hira ty! asio clip e!!! Misaotra anao MrValiha
@vonyniaina5613
@vonyniaina5613 10 лет назад
matsiaro be ny irony andro fahiny za maeno anty hira ty. misaotra betsaka nizara.
@andryahma8346
@andryahma8346 10 лет назад
mafy enao randrematoa; saingy tsy hivadihako ati- doha... tsara ny tonon- kira
@ramenjanaharymarieannick9978
Any Zay i cahier de chant 😁😁
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Год назад
Mahatsiaro ny fahiny an !!!
@lantoandrianahina3863
@lantoandrianahina3863 7 лет назад
(y)
@pierrotraphaelpierrot4295
@pierrotraphaelpierrot4295 Год назад
Mbola kelyvza t@tony hira nivaoka.
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 года назад
Hoan'izay mitady ilay clip original dia ito ilay izy e. ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-RfwrEhfP-Dk.html
@raharijaonatahianafrederic3079
MANKASITRAKA E
@irisnelka1526
@irisnelka1526 6 лет назад
tena efaela ts eno e misaotra
@patrickrakotoniaina7986
@patrickrakotoniaina7986 10 лет назад
ngah tsis an le clip tena iz iny?
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 3 года назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-RfwrEhfP-Dk.html
Далее
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 140 тыс.
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 55 тыс.
Я ВЕРНУЛСЯ 🔴 | WICSUR #shorts
00:57
Просмотров 1,6 млн
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 867 тыс.
hafatra, rossy
3:59
Просмотров 756 тыс.
TARIKA FILAH hazo boboka
4:51
Просмотров 178 тыс.
Liva Andrianavalona sy Tsanga : FITIA TSARA RINDRA
4:05
Toky Fitaka - JOVIAL
6:19
Просмотров 16 тыс.
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)
59:12
Просмотров 205 тыс.
BONNE CHANCE.BELAHY GASY
5:41
Просмотров 97 тыс.
solafaka
5:03
Просмотров 564 тыс.
kamary raiki pitia
4:49
Просмотров 532 тыс.
Doston Ergashev - Kambag'alga (Official Music Video)
5:32
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,5 млн
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
JJAM
3:06
Просмотров 2,4 млн