Тёмный

TARIKA FILAH hazo boboka 

tiavina harilala fabrice rabenasolo
Подписаться 361
Просмотров 186 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

1 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 69   
@narindrarasamimanana126
@narindrarasamimanana126 4 года назад
Tsy misy marika hamantarana fa mahantra aho Ka mety hisompatra ny dia Tsy misy tandroka ny ratsy ka ho fantatrao Izay ao am-poko matokia Sarotra ny làlana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka Tsy misy ny nateraka hijaly mahonena Ka hangataka eny an-tsena Fa làlan'ny fiainana no miova hatrany hatrany F'izay tsy miezaka no ambany Maro ireo nametraka ny toky ho fanekena Izay tsy mafy orina Misaika dia lasa fa ianao ilaozany eo Dia ireo tsiriry vorona Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Mangidy lavitry ny faty, ho mamy tian'ny vola Hanohy ny làlan'ny fitia Hifankatia isika ka hiaraka hidola Hifamela, hifanasoa Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka atolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Sarotra ny lalana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka
@mrabeari2991
@mrabeari2991 10 лет назад
en fiiiiiiinnnnnnnn!!!efa ela D ela mits zah no mba nitady ity hira ity fa hitako ihany ny farany.Raha mba mis afaka manome ny tonony d isaorana mialoha.Isaorana ny mpampiditra ny hira sy ny mpanakato
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr 11 месяцев назад
Araho daholo n'y commentaire fa misy tonony AO,👍🙏
@MaolidaBenjamin-y7d
@MaolidaBenjamin-y7d Месяц назад
Merc ! mamy bastaha ok❤❤
@FaniryAndrianavalonome
@FaniryAndrianavalonome Месяц назад
2024
@olgamiray8845
@olgamiray8845 4 года назад
Ndriii... ela zany an.. misaotra anareo.
@jeannotandriambolasoa5550
@jeannotandriambolasoa5550 11 лет назад
sarotra ny lalana malama sombinaina, tandremo sao midoboka. mafinaritra izany hira zany zalah. Fisaorana be no atolotra hoan'izay nizara an'ity hira mahafinaritra ity
@mamisoarajaonarivelo3138
@mamisoarajaonarivelo3138 2 года назад
Tsara bé.Ahatsiarovako ny fahatanorako
@randrianarisoasantanjanaha2537
@randrianarisoasantanjanaha2537 10 месяцев назад
Kanto e
@nathanaelnikia2801
@nathanaelnikia2801 10 лет назад
tsar lay hira ee, mb mangatak @ tompon'andraikitr mb asio Tonony ee, na Kraoké!!
@andrymortel1027
@andrymortel1027 3 месяца назад
Merci
@ramenjanaharymarieannick9978
Mbola mihaino hatramin'izao 😁💓
@lantoratsida9533
@lantoratsida9533 5 лет назад
efa nantsoiko ny num, mbola mandeha tsara. Mino fa ho tafahaona tsy ho ela ry zalahy a
@agnesramangalahy3395
@agnesramangalahy3395 Год назад
Androany aho vao nanaraka ny tonony kay tena tsara fa ilay mélodie foana sy ny refrain no mba haiko izay ela izay Mankasitraka
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr 11 месяцев назад
Niaraka mihaino mihintsy isika zany tato,😂😂 Tsara be ity ka Henoina rehefa miasa 👍
@halokuwait5769
@halokuwait5769 2 года назад
😍😍😍🤣🙏tiko misy lesona be👍👍💪💪💪💪💪🇰🇼🇰🇼🇰🇼ka avy aty kuwait e💖
@coulimanantsoa70tana
@coulimanantsoa70tana 2 года назад
Misaotra eh , Tsara tkou , tohizo fona hira Mitondra hafatra sy mifono anatra hoany tanora misy mihirahira fahatany @ zao 👍👍👍
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr 11 месяцев назад
Henoiko matetika🙏🙏👍👍💪💪💪💯tsara loatra 🎉💌
@rafidisonnomenjanahary6464
@rafidisonnomenjanahary6464 2 года назад
2022 mbola eto fona❤❤❤❤❤🌹
@andriamiaranarivomahery6169
@andriamiaranarivomahery6169 4 месяца назад
Tsy misy marika hamantarana fa mahantra aho Ka mety hisompatra ny dia
@falinirinarhinorakotoselis5094
@falinirinarhinorakotoselis5094 11 лет назад
zany ny vazo mamelombelona ny aina toizo fa mlay
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 2 года назад
Ndryyyyy hahatsiarovako anle anadahiko ty hira ty, tsy afaka ao am bavany io
@valerieramahavalisoa2918
@valerieramahavalisoa2918 10 лет назад
tsara loatra, atsiarovako ny fazazako le tsy nis afatsy tvm sy rnm d zan anisan hira re matetika tamzany
@safidyrakoto2060
@safidyrakoto2060 6 лет назад
RAMAHAVALISOA Valérie itovizana le tsiaro
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mankasitra. Tena tsara. :-)
@kotonandra5487
@kotonandra5487 9 лет назад
zany tena vazo!efa ela an!!!!
@herynirinarazakasoa4622
@herynirinarazakasoa4622 9 лет назад
misaotra zay nizara
@cynthiaandrianjaka8820
@cynthiaandrianjaka8820 5 лет назад
atsiarovako fahazazako ❤❤
@bakolinirinafanjahortensia8054
@bakolinirinafanjahortensia8054 2 года назад
Ahatsiarovana ny fahazazana
@thierryaugusteandriamangan4998
Ten ankafiziko,hira fanaoko s'y zay zokiko zay fon fahazaza
@pejivaopejivao5953
@pejivaopejivao5953 10 лет назад
Mlay eh! zany ka tena malagasy! TSY MISY MAHAVITA OTRANZAO TSONY NY OLONA ANKEHITRINY EH, indrindra fa reo tanora taitaimbazah reraka ankehitriny reny!
@tahiryalfred462
@tahiryalfred462 6 лет назад
sur mitsy e, marina ny anao e
@5981-r8e
@5981-r8e 6 лет назад
makaditrake
@ibeladona8834
@ibeladona8834 10 лет назад
En fin, nisy anito hira ito ihany tato, efa ela nitadiavana anty,merci an'ny mpandefa e! Ary sao d misy manana parole?
@royomarcel
@royomarcel Год назад
Inty ny Tononkira dia mirary soa e. Tsy misy marika hamantarana fa mahantra aho Ka mety hisompatra ny dia Tsy misy tandroka ny ratsy ka ho fantatrao Izay ao am-poko matokia Sarotra ny làlana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka Tsy misy ny nateraka hijaly mahonena Ka hangataka eny an-tsena Fa làlan'ny fiainana no miova hatrany hatrany F'izay tsy miezaka no ambany Maro ireo nametraka ny toky ho fanekena Izay tsy mafy orina Misaika dia lasa fa ianao ilaozany eo Dia ireo tsiriry vorona Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Mangidy lavitry ny faty, ho mamy tian'ny vola Hanohy ny làlan'ny fitia Hifankatia isika ka hiaraka hidola Hifamela, hifanasoa Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka atolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Sarotra ny lalana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka
@manitraramiadanary2283
@manitraramiadanary2283 Год назад
2023 fa mbola kanto foana eh
@amslalainawillah1735
@amslalainawillah1735 7 лет назад
tsara loatra 👍👍👍
@sendratsikimaminjatovo7094
@sendratsikimaminjatovo7094 7 лет назад
Mankasitraka Tompoko ô!!
@Rondro_Volantsoa
@Rondro_Volantsoa 9 лет назад
hay ve zany moa ity hira ity ? ary nataoko dia Tarika Vintsy ary izao izy ity annnn.. edreyyyy
@solofoniainarazafindrazaka1442
@solofoniainarazafindrazaka1442 10 лет назад
Makasitraka an'izay napiditra an'io vazo io raga fa efa ela no niandrasana an'io tato a
@ndremanjatodt7966
@ndremanjatodt7966 5 лет назад
tsara rangah ilay melodie an
@tiavinaharilalafabricerabe2273
@tiavinaharilalafabricerabe2273 11 лет назад
le clipn ny 3 isanjato le toa tsaroko foana iny ry reto a sao de misy any?
@vilimitajimmytatiana5298
@vilimitajimmytatiana5298 7 лет назад
Izay tsy miezaka tokoa no adala e! Mankasitraka ny mpamorona e!
@Postraan
@Postraan 11 лет назад
Milay ity hira ity! Mankasitraka ny mpanakanto sy ny nampiditra ny hira
@yvsparym1673
@yvsparym1673 5 лет назад
Ndryyy hatsiarovako ny fahiny
@hobinandrianinarazafimanan5506
Zani ny hiran'lah razoky aaaa... Strouminou haha
@ramenjanaharymarieannick9978
Ndriiii 💓
@jeanpatriceramanandraitsio5761
@jeanpatriceramanandraitsio5761 4 года назад
mbola hafa ihany e
@marius7151
@marius7151 5 лет назад
Mbola tiako hatramzao e, mlay le vazo 2019
@fetraranaivo8298
@fetraranaivo8298 6 лет назад
Mankasitraka,hira t@ andron'ny fahazazàna.
@dialisoafifalina1719
@dialisoafifalina1719 5 лет назад
Mankasitrake tena efa ela nitediavako anio hirio fa zao vo itako 👍💖
@joharyrasoarison7406
@joharyrasoarison7406 11 лет назад
Merci Tiavina harilala fabrice rabenasolo a (y) tena efa ela no niandrasana io hira io (y)
@mbolatianarandriamasy6765
@mbolatianarandriamasy6765 4 года назад
Misôtrooooo
@JBRandria
@JBRandria Год назад
👏👏👏
@lydiaramaherimalala6465
@lydiaramaherimalala6465 8 лет назад
TSARA BE LAY MOZIKA,MANKASITRAKA ô
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr Год назад
❤❤❤❤
@randrianiriantsoanaliniain9743
tohizo hatrany fa tsara ny mozika
@darisa9218
@darisa9218 9 лет назад
io no tena vazo
@mamyrandria2897
@mamyrandria2897 10 лет назад
reveo foana ry zalahy aiiiiii
@faniryrasoamihamina8846
@faniryrasoamihamina8846 6 лет назад
tsara be fa mankasitraka
@hajaainajoel2604
@hajaainajoel2604 9 лет назад
mafinaritra e merci
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 года назад
Misaotra e🥰
@jacquesramanankandrasana8570
@jacquesramanankandrasana8570 9 лет назад
misaotra ry zalahy â -mazotoa hatrany fa tsara ê
@nar1v3l0
@nar1v3l0 10 лет назад
mahafinaritra eh!
@MrLOVA22
@MrLOVA22 8 лет назад
Mankasitraka !
@andryrandriamihaja1421
@andryrandriamihaja1421 4 года назад
mankasitrak e
@razakamanitriniainaolivier9556
milay eh
@sitrakaravelonahina4095
@sitrakaravelonahina4095 6 лет назад
Milay e
@oienoir
@oienoir 11 лет назад
merci
Далее
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
Toky Fitaka - JOVIAL
6:19
Просмотров 307 тыс.
Teeth gadget every dentist should have 😬
00:20
Просмотров 1 млн
FILAH Lasa aiza i dada
6:27
Просмотров 5 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 575 тыс.
KALAMARA - BELAHY
5:01
Просмотров 2,4 тыс.
Tarika LAY" Ho avy"
4:44
Просмотров 123 тыс.
BEST OF DELPHIN  (VIDEO COMPILATION)
1:07:03
Просмотров 206 тыс.
Lyrics    i Lemena  Fanihy   20231
3:46
Просмотров 7 тыс.
aza omena tsiny Mamy Basta
5:41
Просмотров 154 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 458 тыс.
Ifanihy (Le mena)_montage.flv
3:45
Просмотров 312 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 182 тыс.