Тёмный

Tovo J'Hay - Te Mba Ho (Audio HQ - Album: Teny Mamy) 

Tsitohery Refaly
Подписаться 607
Просмотров 23 тыс.
50% 1

Extrait de l'album "Teny Mamy" de Tovo J'Hay
Misy fitiavana tsy haiko lazaina
Reko mitempo, reko miaina
Ao anatiko ao misy feo mitalaho
Mitaraina miantso anao
Toa manery, toa mila tsy ho tanty
Ilay ventsompo izay miery ao anaty
Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina
Ilay iray minitra itiavako anao
(Ouh ouh ouh ouh)
Te ho iny ianao iny aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Te mba ho fihininao
(Ouh ouh ouh ouh)
Aza avela irery eto aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Fa te mba ho namanao
Ilay tsikitsiky fananao iny
Azo sary antsaina rehefa iny aho mangingina
Tsy indray tsy indroa f'efa maro tokoa
Ilay bitsika milaza ao am-po
Misy nofy, misy ventso, angam-panahy
Misy hery iray toa manaloka ahy
Mitombo isan'andro tsy mety miato
Mameno ny foko 100%
(Ouh ouh ouh ouh)
Te ho iny ianao iny aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Te mba ho fihininao
(Ouh ouh ouh ouh)
Aza avela irery eto aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Fa te mba ho namanao
(Ouh ouh ouh ouh)
Te ho iny ianao iny aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Te mba ho fihininao
(Ouh ouh ouh ouh)
Aza avela irery eto aho
(Ouh ouh ouh ouh)
Fa te mba ho namanao
(Ouh ouh ouh ouh te ho iny ianao iny aho)
Te ho iny ianao
(Te mba ho fihininao)
Te ho fihininao
(Aza avela irery eto aho)
Aza avela aza avela
(Fa te mba ho namanao)
Na na na na na
(Te ho iny ianao iny aho)
Oh oh oh
(Te mba ho fihininao)
(Aza avela irery eto aho)
(Fa te mba ho namanao)

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@nadialaure8443
@nadialaure8443 3 месяца назад
Ankafizikooo fona ary tena tiko b ...on est en 2024
@volatianarakotoarisoa5381
@volatianarakotoarisoa5381 3 месяца назад
Tsy mety ho adino
@LhommieJay
@LhommieJay 5 месяцев назад
❤❤en 2024❤❤
Далее
Babo - Tovo j'hay et Aina Cook
4:25
Просмотров 53 тыс.
Njakatiana - Anaro Aho (Lyrics By ARISON Films)
4:49
Просмотров 127 тыс.
Вопрос Ребром - Серго
43:16
Просмотров 738 тыс.
Y Zit -  Aza Avelanao
3:47
Просмотров 1 млн
TOVO J'HAY - Mbola Hafa ( Cover By Joda & Rova )
3:23
Tovo J'hay  - Teny Mamy (Lyrics)
4:06
Просмотров 84 тыс.
Indray andro, Rakoto
4:21
Просмотров 353 тыс.
Medley Tovo J'Hay
6:09
Просмотров 1,4 млн
Naleoko Izy Ho Any - Tovo j'Hay ✅
4:13
Просмотров 7 тыс.
ZAY & TOVO J'HAY -  SAMY MBOLA HAFA 4K
4:39
Просмотров 139 тыс.
Tia T'Koa - Tovo j'Hay ✅
3:55
Просмотров 9 тыс.