Rehefa mandinika ny fihetsikao iny aho Dia mahatsiaro azy Fa na fiteny na fijery fanaonao Dia ahatsiarovako azy Vazivazy nifanaovantsika roa Toa efa niainako taloha Hatramin'ny hira izay nokaloinao teo Dia samy tianareo Variana aho indraindray Fa ianao ihany ve ilay iray Ilay tsy foiko sy ilay tiako be fahiny Miverina ankehitriny Ka lasa ny vinany Ho faly ve sa hitomany Mbola ho sarotra takarina Nefa izay ilay marina Ka lasa ny vinany Ho faly ve sa hitomany Mbola ho sarotra takarina Nefa izay ilay marina Ilay toetrako izay masiatsiaka izay Niova tato ho ato Tsy te hamerina intsony aho fa fay Hanandrana fo vato Hiezaka hitia anao toa azy aho F'ianao no anilako eo Tsy tiako hanalokaloka ny saiko intsony izy Hadinoiko hatreo Variana aho indraindray Fa ianao ihany ve ilay iray Ilay tsy foiko sy ilay tiako be fahiny Miverina ankehitriny Ka lasa ny vinany Ho faly ve sa hitomany Mbola ho sarotra takarina Nefa izay ilay marina Ka lasa ny vinany Ho faly ve sa hitomany Mbola ho sarotra takarina Nefa izay ilay marina tononkira.serasera.org/hira/tovo-jhay/toa-azy-1 Tsiky dia ampy