Тёмный

tsiahy (ilay fitiavatsika) FAKR 

randralyy
Подписаться 7 тыс.
Просмотров 12 тыс.
50% 1

fakr
Tsiaronao ve iny diavolana iny a!
tsiaronao ve iny habakabaka iny a!
tadidinao ve 'lay revintsika iny a!
niara-nankafy tao anatin'ny mangina..
Tadidinao ve iny ranomasina iny a!
tadidinao ve iny torapasika iny a?
tsiaronao ve 'lay teny amorony iny a?
niara-niria ka tsy hay ny hanadino!
Ny fitsikinao 'ndray no nahafahako nahita a!
fitia milay maro tsy hita isa!!
ny fijerinao 'ndray no nahafahako naneho!
f'ilay fitiavatsika lesy tsy mba nankaleo.
Tsiaronao ve 'lay horokoroka iny a!
tsiaronao ve 'lay dian-tànako iny a?
tadidinao ve 'lay revintsika iny a?
niara nankafy ka hiaraka ho doria!
Fa iny lanitra iny ho'ah no nanazava antsika!
ka iny rahona iny no bodofotsitsika!
iny torapasika iny no fandrinatsika!
f'ilay fitiavatsika lesy tsy mba nankaleo
Isika roa nafana nefa ny andro nangatsika e!
ny rivotra nitsika ny masonao manjopika e!
notarafin'ny hazavany ny volana mibaliaka e!
rakotry ny onja 'lay feontsika rômantika!
F'ilay fitiavatsika lesy tsy mba nankaleo!

Видеоклипы

Опубликовано:

 

2 апр 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
@randriatsihoaranafulgence3006
@randriatsihoaranafulgence3006 7 лет назад
Fampatsihivana milay b!
@sariakarakotoarimanana4754
@sariakarakotoarimanana4754 5 лет назад
tsara be!
@hajarandriami852
@hajarandriami852 7 лет назад
Milay le feo tena mipoa tsatroka ah tompoko ooooo!!!
@onjaravanonjanahary632
@onjaravanonjanahary632 6 лет назад
mba asio anle tam3 iny r namana ah ! mankasitraka e
@zoraparison5015
@zoraparison5015 5 лет назад
tokony mba asiana verison audio ftsn aza eh...mety tsara mitsy...
@solotianarakotoalimanana9737
@solotianarakotoalimanana9737 6 лет назад
tena tiko ty hira ti , mankasitraka
@RtMahasoa
@RtMahasoa 8 лет назад
Mlay e
@rakotoarisonjose6721
@rakotoarisonjose6721 5 лет назад
mlay e \m/
@ralihaingorivoarmel2113
@ralihaingorivoarmel2113 7 лет назад
Milay ra fakr a
Далее
Fakr - Taraiky
4:45
Просмотров 27 тыс.
sisam-pitia HERY TIANA (clip)
4:58
Просмотров 46 тыс.
Лепим из пластилина🐍
00:59
Просмотров 324 тыс.
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 741 тыс.
FAKR - Tsy kivy
4:24
Просмотров 11 тыс.
Fakr Tsy kivy Lyrics
4:24
Просмотров 896
FAKR - Kris
3:35
Просмотров 509
Mily clement   Mianara
4:25
Просмотров 231 тыс.
Ny olon-tiana (Max Exception)
4:41
Просмотров 1,1 тыс.
Isabelle Boulay - Parle-moi (Clip officiel)
3:54
Просмотров 38 млн
coulisse on TV FAKR 07 07 13
1:00:46
Просмотров 14 тыс.
Fakr - Tam3
5:10
Просмотров 42 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 421 тыс.
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 105 тыс.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,9 млн