Тёмный

TSY MANAIKY GASCAR FENOSOA FA MISY TETIKA AO 🆚️ TAHINA RAZAFINJOELINA HITONDRA VAHAOLANA 

VAOVAO MALAGASY
Подписаться 6 тыс.
Просмотров 8 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

30 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 20   
@jacquesrkz4526
@jacquesrkz4526 6 дней назад
Vazaha mody miady
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 5 дней назад
Resaka politique no tena, mampahatra sy tsy mampandroso an'i Madagascar
@antoinetterazafitseheno3674
@antoinetterazafitseheno3674 4 дня назад
Aza mapme éh, baiko avy any amin'ny Sefonareo io eh !
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 6 дней назад
BAIKO AVY ANY AM FANJAKANA INDRAY ZANY
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 6 дней назад
Cinema an'i Gasikara indray ity . Aiza ny décision de suspension ? Any amin'ny tribunal administratif ianao no mitory raha mahatsapa fa misy "abus de pouvoir ". Tsy vavabe an'i gasikara no mahafoana anizany fa mila décision du tribunal compétent . Aza mba bado ry vahoaka a ! Misaina tsara aloha vao manaiky fa tsy misy fahamarinany ny voalazan'i Gasikara .
@EricMadagascar
@EricMadagascar 3 дня назад
Ny aty Toamasina aza 100 be izao;Ataovy officiel ny fampahafantarana manerana ny Nosy
@harsoa2326
@harsoa2326 6 дней назад
😮 aza mody miady oa.
@harimbolavaillant6055
@harimbolavaillant6055 5 дней назад
Tokony ho fidianan'ny vahoaka ny sefo fokotany izay no fehiny
@WendyAthena
@WendyAthena 4 дня назад
Raha mandinika dia tena mhagaga tokoa , fanoloana président fokontany , isaka misy fifidinana , inona loatra antony
@fanazavafranco
@fanazavafranco 3 дня назад
tokony mba baikoana @n IA kosa eee mba automatique
@raherisoavictor5919
@raherisoavictor5919 6 дней назад
Lasa mampalaelo ny vahoaka, mora lalaovina ny fihe tsehampo Tsy mahalala izay cinema politika . De taraiky eo hiany mo ,dia io zany tsika fa sasatra ny mamita tena eo hiany,ity Tahiana ity zao no hitako hiasa
@harsoa2326
@harsoa2326 6 дней назад
Efa raikitra izany fa "efa azo ampiasaina " ny tricolore satria mody miady daholo nareo.
@socrateracyclone6349
@socrateracyclone6349 6 дней назад
Mahantra ny Malagasy
@RojoprinciaRanjanivombahoakaro
@RojoprinciaRanjanivombahoakaro 6 дней назад
Tahina razafinjoelina io rangaha Tena milamina io a.io la iana sy fidiana ry vahaoka an'i Antananarivo a
@Florence-r8b
@Florence-r8b 2 дня назад
Za koa d'accord aminao
@venhomngb
@venhomngb 6 дней назад
'lay Tahina tonga dia olon'ny asa mintsy. Tsy haiko ilay Gascar, fa ilay Tahina aloha amzao no hitako manao zavatra am fitiavan-tanindrazana ampisainana sady ampilamina na ny fomba firesany aza
@harsoa2326
@harsoa2326 4 дня назад
@@venhomngb nanomboka oviana Razafinjoelina no nitaona hanadio tanàna? Rehefa tsy nahomby ny maquettes dia hovaina ny micmac. SOKAFO NY MASO.
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 6 дней назад
Misy kajikajy ndray ao hametrahana ze azo hanodinana n'y fifidianana??? Loza mampalaelo, Fa de naona lotra ré ry fanjakana ô!
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 6 дней назад
Kajikajy politika dia mitehaka foana ny vahoaka!!! Esory ho'aho lay solomaso Gasikara ! Banjino reo vahoaka ireo, hatreo ny fahoriny! Zany foana ny zava-misy hatramin'izay. Atao takalo ny fahantran'ireo vahoaka ireo! Hita @ity video ity ny pratiques politiques fanaon'ny mpitondra ankehitriny.
@ArisoaRakotondrabe
@ArisoaRakotondrabe 3 дня назад
Alefa tojo a ❤
Далее
СОБАКА И  ТРИ ТАБАЛАПКИ Ч.2 #shorts
00:33
ANKITSIMPO DU 25 OCTOBRE 2024 BY KOLO TV
1:03:16
Просмотров 3,1 тыс.
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
Просмотров 12 тыс.
NY VAOVAO MBS ZOMA 25 OKTOBRA 2024
39:29
Просмотров 2,7 тыс.