TSY NANDANIAN' i RAVATOMANGA VOLA BE IO RAHA OHATRA KA TENA PLAN B MARINA .. Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : www.facebook.c...
Tenitenenina fotsiny le hoe tia tanindrazana sns....fa ry zalahy mapiasa jet privé sy helicoptere daholo de ny gasy potehany ny transport aérienne hivezivezen´ny saramba be mbahoaka
Contre exemple kely ity teneniko ity. Ka tsy maintsy mody manafatra helicoptere i Mamy ravatomanga ho any Siteny @zay otrany credible kokoa hoe tena concurent i Andry sy Siteny. na dia iray plan A dia ny iray Plan B ary.
Naïf Be ianao Koto aah ! MILLIARS en Devises ange ny ENJEU eto eeeh ! Raha Avadiho 100 Milliards en FMG no ho Lalin'i Siteny Nianatra ianao Ataovy ny Kajy. Raha Miala i Siteny 2 Protagonistes de Nationalité Française ( Naturalisés ) FAONA io Fifidianan'io non RECONNUE de par le Monde. Mazava ve Koto. I Siteny raha tena Honnête Teneno izy i Abandooner io Toerana misy azy io " Candidature " io. dia Mijanona io Date du 16 Novembre 2023 io Afindra aminy Date Madio hanaovana FRifidianana Vaovao.
Amy la izany vola be fa amy ravatomanga zany pipi tsaka En plus ny offshore dravato anie misy milliard d euros e. De mbola recupere ny indray io rehefa i joel na siteny no lany C a d gagner a tous les coups. Soit intelligent ry koto fa masquage ny fandanian mbola ataony a
Azonao antoka v Koto hoe Andry sy Siteny no hanao 2nd tour? Betsaka no ho diso pronostique ! Sarinireo rehetra ireo efa any anaty buletin de vote. Azonao ny tiako hotenenina 😅
Arrêtez vos conneries Koto! Peut-être, Siteny ne l'est pas mais il s'est fait prendre par son propre jeu: - Ils ont besoin de Siteny pour que l'élection se passe et validée par la communauté internationale . Il faudrait tout simplement qu'il y ait 2 canfidats pour qu'il y ait élection. C'est simple et logique Koto a! Ton analyse ne tient pas debout! Mandany vola izy hilatsahan'Siteny ho candidat, satria ny système mis en place par Rajoelina dia izy ihany no ho lany. Voilà ! I Siteny ihany no efa niteny hoe raha vao misy 2 candidats dia ok ry com.interle! Zay fotsiny no hilaindreo an"Siteny.