Тёмный

Wada & Yoongs - Mandeha par étape (Official Video) 

Wada & Yoongs
Подписаться 9 тыс.
Просмотров 908 тыс.
50% 1

PROD BY MCCO - JA RECORDS
JIOL'AMBUP'S 2019

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 66   
@fyantsokellykaraoke1859
@fyantsokellykaraoke1859 5 лет назад
-MPE- Zany aloha ny tantely e (Raisina anh) Samia mandray dia samia mahazo oh Ela ela tsy hita fa mbola variana miady eh (Kozy a) Eny oa ! Efa ty ny anjaranareo oh (Mankasitraka e) Ref( ×3 ) Mandeha par etape (×2) Mandeh par etape rah jiaby Nefa zay , zay kosa aloha maimaika a (×2) Y : Makafokafoka maraina , malaina ny andeh hikarama Lany toaka ny avance sady mbola valabalakin'ny fahotana Lehilahy noana an-tany lavitra mapiasa kapoty tsy mampirafy eh Tsapatsao ny posy fa sao be voandatsaka o Cherie faut pas m'appeller ! je suis au travail e ! Tous les jours de l'année Mitady ny tsara hiadanan'ny zaza Soloina ny mamany raha manaliaka e Laingako zany fa tiako foana iny e Miafy kely a fa tsy mandrakizay Rehefa mipoka ny bizina rehefa mipoaka milay be bizina miavona ohatran'ilay patron Sao de hoe , sao de hoe membres ?? Zay miharitra ihany no "je connais" Ref : [...] W : Le moto le moto avaditsika daba anangana lapa izay tsika vao iapa Anamasaka foana izay ketrika manta ny hitantana amizay fa leo ny atao tata Malala kosa aza mbola mioalaoala Ratsy ny anio fa mbola tsara non'ny omaly e Tadiavo ny vola enjeo raha mitsoka, popipopio aiza eo ny tsy hipoaka tantely be hoan'izay mataty soka M'combre tsara dia miara migoka rehefa mipoka mandeha colbert misotro labiera avec frères mifandom-bera ny samy jokera Tsiki-vendrana be daholo ny fahavalo oooh Ref : [...] Y : Mba fetsifetsy fa mitsatsaka ny olona Trongisina fotsiny ny sasany miandry régime Mahatsiaro votsindrona daholo ry nandra Tsy hoe mahay be fa nandra taloha e Manindrotsindrona be ny fivoarana mialatsiny, tsy zarazaraiko ny mofo satria tsy nierahatsika nandeh nitady io Sera maloto no ataonay isanandro itadiavana fiainana madio hein Rovidrovitra destroy, mivadika lobaka lembany be Be piomehy oa ny ezaka vita fa rapitso ndray io zao iomezako be Hazakazaka mitoto mafy be Tsy maintsy tafita ny boto e Mailomailo mailomailo mandeha ny massage'na polisy W : Mifoha bonera mitady bonheur fa la main nay koa mendrika volamena Mivavaka @ ilay Ray tsitoha hoe ny ezaka vita mba tsy hisy iala maina Y : Ny ho avin'ty aloha dinihana tsara varina manao tsaky fiainan'ny olona Maimbo ny vavan'ny fiaraha-monina tsy hasakana anah ho sambatra be Tsisy volera eo a, fa feno folera eo a Folera tsy mandoha raha mandihy Rehefa mamomamo reo vao tena manja W : Dia zao mikoty aloha vao mazaka ! Mazaka zay vao bisou ! Bisou zay vo hein hein Par etape rah jiaby Fa le zaza ve aloha anah? Fa angah nalefa tany? Y : Mitonia aloha e Atrehana @ tsiky foana ny olana hein dia mivanitika be ampy tsara,fahaiza-maiana izany zanjnay e
@kiadyrabary5560
@kiadyrabary5560 3 года назад
Ty ntena mbola reveko b am vazonlisany ee👌🏾
@nambinintsoaerickaandriats483
@nambinintsoaerickaandriats483 11 месяцев назад
mbola enoko fona eee 2023, milay lisany
@naramaintyloko
@naramaintyloko Год назад
2023 👊 mbola ito fona ny prefere-ako @ vazon'lisany tadidiko tsara ito vazo ito no nitondrana morale t@ nanala bac , na t@ nanalazy vita bac , na t@ afaka bac t@ izany
@cedricradoary1824
@cedricradoary1824 Год назад
Milay fona ty hira ty 👌👌 afa iany reto bandy reto
@lalasoarazafiarison1710
@lalasoarazafiarison1710 Год назад
Mikoty aloha vao mazaka Mazaka aloha voa bisous Bisous aloha izay vao hein hein 😁😁😁
@justicaelin4867
@justicaelin4867 5 лет назад
izay miharitra ihany no "je connais "
@marcellinandriamihaja1255
@marcellinandriamihaja1255 4 года назад
Fa ngah nalefa tany 🙉🤰🤱
@rakotomalalahaja8777
@rakotomalalahaja8777 Год назад
Ory eeee😂
@marizafycelestissa3860
@marizafycelestissa3860 3 года назад
Milay ranga nareo an j kiff trop
@niasyraz5342
@niasyraz5342 5 лет назад
Sady latsaka be ihany le sipa no mtoraka anle kitro kle! Mlay lisan
@adelphealpha4048
@adelphealpha4048 5 лет назад
milay lisany e, raikitra domy de tsimpindy be ,
@carmenrakotoniaina9656
@carmenrakotoniaina9656 5 лет назад
jdr be le hira
@anthonyiveric3820
@anthonyiveric3820 5 лет назад
mlay zalah. Manja koa zany tsin zany
@nantomickael8788
@nantomickael8788 3 года назад
Reveko be feelings lisn wada & Yoongs tohiza fa tsara ny vazo lisn respect⚽👊🎵🎧🎶
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 5 лет назад
mlay zal a,fa to otrn mvadika style tropical kel iz zan a,hahaaa ,fa mlay e
@tanelacrepin8303
@tanelacrepin8303 5 лет назад
sur zala, zahay maka anrw fon eh
@rafaralahynasy2839
@rafaralahynasy2839 5 лет назад
Mlay lisany eeee!!!
@mbolamamy2532
@mbolamamy2532 5 лет назад
TE NA MLAY BE MITSINY
@ranaivoarisoaandria1538
@ranaivoarisoaandria1538 2 года назад
Kaiamba
@labeilletantely2943
@labeilletantely2943 3 года назад
may le texte lisany Mes Grand, Mbola Rap ihany fa gadona fotsin miova, nefa voafehy sad mahay mitaigina instru, MBA ASIO TEXTE LYRICS AZAFADY fa tena bobaka loatra ny boto no t hihira caraks rfa manaly, Merco @ vazo manala azy
@hermanefrandrinantenaina
@hermanefrandrinantenaina Год назад
tsara
@andrianinaklay9242
@andrianinaklay9242 4 года назад
par etape raha jiaby ehhhhhh
@tiasoaratsirahonana1233
@tiasoaratsirahonana1233 3 года назад
tsy hoe mahay be fa nandra taloha eeeeee xD
@razakaharivonytiana4657
@razakaharivonytiana4657 5 лет назад
Zay wada s yoongs fon eh
@sarahonitiana6127
@sarahonitiana6127 5 лет назад
Mande par etapieeeee
@nitarstoner2555
@nitarstoner2555 5 лет назад
il y a2 mois norma ry wada nadra talo ve ry yoongs
@anahrazafy9699
@anahrazafy9699 3 года назад
Mande par étape marina✋
@niccoperrandrianarisoah8849
@niccoperrandrianarisoah8849 4 года назад
mlay e, za maka an'lisany mitsy @ le style coupé décalé sofistiqué e.reveko
@rjnell4685
@rjnell4685 5 лет назад
mafinaritr ragah mlay ehhhhh
@oliviakhalifahanitriniaina1614
@oliviakhalifahanitriniaina1614 4 года назад
Le son🔥 ❤❤lyrics 😙
@tantelyrabemalanto3704
@tantelyrabemalanto3704 3 года назад
kozy a!!! mankasitraka e
@rakotobekotobe574
@rakotobekotobe574 2 года назад
milay rizala
@kitanimoabatuhay7081
@kitanimoabatuhay7081 4 года назад
tiko lisany e
@تشينامدغشقر
@تشينامدغشقر 4 года назад
Ha manafo ay,mamptehandihy aby iz zeny ♥️♥️
@randriamalalamikaya4062
@randriamalalamikaya4062 2 года назад
mlay e
@rjchelmihkayrahofisialy7970
@rjchelmihkayrahofisialy7970 3 года назад
c est vrai la musique wada yoongs
@andyraz2172
@andyraz2172 5 лет назад
🔥🔥🇲🇬❣
@j7profesion553
@j7profesion553 5 лет назад
Magnifique❤
@xrxcrath7702
@xrxcrath7702 6 месяцев назад
😒😒😁😁
@tsilavinaflavyos1263
@tsilavinaflavyos1263 5 лет назад
Mlay fn les a
@kalebarazafinama7459
@kalebarazafinama7459 5 лет назад
Norm Yoongs sy Wada!!
@tojosoaleackim56
@tojosoaleackim56 5 лет назад
aleo ho anh le zaza eeeee
@cynthopeux1072
@cynthopeux1072 5 лет назад
ao tsara👑👑👑🏴‍☠️🏴‍☠️
@sergiachawwacell7458
@sergiachawwacell7458 2 года назад
😘❤❤
@johnsnow4683
@johnsnow4683 5 лет назад
Zany lou tantely e
@celinahrakotonirina6391
@celinahrakotonirina6391 4 года назад
efa milay e
@fanekena5834
@fanekena5834 5 лет назад
mlay eh
@rivarazafiarivony1208
@rivarazafiarivony1208 3 года назад
🔥🔥🔥
@maktouchy9764
@maktouchy9764 3 года назад
🥺
@mikalhava5219
@mikalhava5219 4 года назад
Sur Madonna be zova
@ntsoandriandahy4093
@ntsoandriandahy4093 5 лет назад
💪
@stephanromaricsoaraza5864
@stephanromaricsoaraza5864 3 года назад
marin'izany zanjinay
@tiasoaratsirahonana1233
@tiasoaratsirahonana1233 3 года назад
tu écoutes ça aussi? xDDDDD
@koloinarakotovao4082
@koloinarakotovao4082 3 года назад
❤️
@njaramourchidi1031
@njaramourchidi1031 4 года назад
💗❤❤
@rasoanindrinamariejustine1715
@rasoanindrinamariejustine1715 5 лет назад
mlay a
@ainatojosoaandriatsalama7946
@ainatojosoaandriatsalama7946 5 лет назад
mafnartra e
@mihajarandrianjaka887
@mihajarandrianjaka887 5 лет назад
ao am ra loic, merci ra loic hahaha
@lockmingricoloic9570
@lockmingricoloic9570 4 года назад
kopy ela
@hasinarm7615
@hasinarm7615 5 лет назад
sur e
@rayankent9332
@rayankent9332 3 года назад
tsra
@madeinfianar4621
@madeinfianar4621 5 лет назад
bien
@gentrax0756
@gentrax0756 4 года назад
mlay e
Далее
Wada & Yoongs - ODOYE ( KOFOKOFOKA AVANT CLIP)
5:02
Просмотров 612 тыс.
AGRAD -  ZANAK'I DADANAY  ( Officiel video 4K )
3:55
Просмотров 1,2 млн
КЛИП ЛИСА УЖЕ ВЫШЕЛ!
00:16
Просмотров 422 тыс.
Wada & Yoongs - Garçon Gourmand (Lyrics Video)
4:55
Malm Martiora - SAKOSY ( Official Video )
4:38
Просмотров 1 млн
Wada & Yoongs - Tsangory mivadika
4:30
Просмотров 1,7 млн
Sipa Malama [Clip officiel]  SAYDA & PIT LEO
3:43
Просмотров 1 млн
BEST OF LJO (VIDEO COMPILATION)
38:30
Просмотров 540 тыс.
Wada & Yoongs feat DJ GOUTY - Debra
4:29
Просмотров 233 тыс.