Тёмный

ZO RYAN - MANDRIA AMPIADANANA 

Zo Ryan
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 9 тыс.
50% 1

MANDRIA AMPIADANANA dia :
Hira noforoniko manokana hoan'ireo efa lasa nandao ny tany .
Hoan'ireo akaiky ahy, havana ,namana sy izay rehetra efa nialoha lalana. Tsapako loatra fa mafy ny fisarahana amin'ny maha olombelona saingy isika natao halahatra fa tsy mpandahatra. Manaiky sisa no azo atao .🙏
Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
▶️ HADINONY IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℍ𝔸𝔻𝕀ℕ𝕆ℕ𝕐 𝕀...
▶️ MIHEVERA IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝕄𝕀ℍ𝔼𝕍𝔼ℝ𝔸 𝕀𝔸ℕ...
▶️ 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 (...
▶️ MANDRIA AMPIADANANA : • ZO RYAN - MANDRIA AMPI...
▶️ NATOKAKO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℕ𝔸𝕋𝕆𝕂𝔸𝕂𝕆 ( ℂ...
▶️ SATRIA TIAKO IANAO : • ZO RYAN - SATRIA TIAKO...
▶️ FITIA INDRAMINA / • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝕀𝔸 𝕀ℕ𝔻ℝ𝔸𝕄...
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan Ofisialy :
web. profile.php?...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

18 дек 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 23   
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
PAROLE : MANDRIA AMPIADANANA Tohina ny fo Vahotra ny lela Ianao lasa nialoha ‘zahay tavela Ny sainay tsy mety mino Hoe Ianao tsy ho hita intsony Ianao anefa tsy hohadino Ny fonay tsy tony Nantsoin'ny Ray nody any aminy Ianao namonjy tontolo vaovao Mino izahay fa mbola hositraniny Ny fonay naratra nilaozanao REFRAIN : Mandria ampiadanana Ianao Ny fitiavanao anefa hitoetra Satria dia lasa ianao nandao Ny aina koa moa tsy mifametra Mandria ampiadanana Ianao Ianao anefa tsy hohadinonay Ka na tsy ho eo intsony aza ianao Izay vitanao hitoetra hoanay Fa mbola hihaona indray Tsy ho mandrakizay Ekenay satria izay no fandaharan'Izy nanome Na ny alahelonay aza be Izao tapitra ny fotoana mpindrana ihany izahay Ka isaorana azy foana f'Izy Ilay RAY Nantsoiny Ianao hody any aminy Ianao namonjy tontolo vaovao Mino izahay fa mbola hositraniny Ny fonay naratra nilaozanao REFRAIN : Mandria ampiadanana Ianao.......... Bridge: Veloma mandrapihaona Fa tsy hoe mandrakizay Ny anay koa mbola hoavy ny fotoana Amin'izay dia hifankahita indray REFRAIN : Mandria ampiadanana Ianao.......... Auteur / Compositeur : Zo Ryan
@petalan4712
@petalan4712 День назад
ndriiiiiiii 😭😭lalam piainana marina ee😭😭
@andrianantenainaandrjero7194
@andrianantenainaandrjero7194 День назад
mandria ampiadanana ianareo Dada /zokilahy/anabaviko. Mitahia fa lasa razana 😘
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
@ratiarijaonamoelisoamalala7890 2 года назад
Ndriiiii 😢 zay ilay fiainana eto an tany
@oceanemaculgia4933
@oceanemaculgia4933 2 года назад
Tsara lotra 😭😭😭😢😢😢❤️❤️❤️❤️❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
misaotra mankasitraka ô
@JustineRasoanandrasana84
@JustineRasoanandrasana84 Год назад
Riposa in pace Sorella mia, cugina mia, nipotina mia ❤️
@angelenjoro2793
@angelenjoro2793 3 месяца назад
Miaotreh mandria ampiadanagna papako tiako mbola hiona atsika
@anjajohnson2456
@anjajohnson2456 2 года назад
😢❤🙏👆
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
🙏
@lalaochababy1759
@lalaochababy1759 2 года назад
Ndriii. Mandria am piadanana Dada, Zaiko, Ragnitsy, Tonton. Tsy foiko nareo nefa Zay no lahatra. Mankasitraky Zo
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
🙏👊
@vonimamyluciara-atontsoa4434
@vonimamyluciara-atontsoa4434 2 года назад
Misoatra amin'ilay hira, mandria ampiadanana anareo PAPAKO rehetra
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
😥🙏
@anthonyjuliot8612
@anthonyjuliot8612 2 года назад
Merci zokibe ! Kanto fôna zay mivoaka. ..zahay mankafy fôneeee
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
misaotra mankasitraka e🙏
@andriamiandrasoatsilavina6436
@andriamiandrasoatsilavina6436 2 года назад
Mandriampiadanana Dada a veloma Mama a Mbola hiaona isika indray andro any
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
🙏👍👊
@elihasinafitia3813
@elihasinafitia3813 2 года назад
RIP MOM
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
🙏
@hasinavolatiana4637
@hasinavolatiana4637 Год назад
🙏🙏😭😭
@stellamarie676
@stellamarie676 2 года назад
😭😭😭❤❤ Tsara loatra
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
misaotra indrindra ô
Далее
УРА! Я КУПИЛ МЕЧТУ 😃
00:11
Просмотров 760 тыс.
POOPY - Vavaka LYRICS
5:34
Просмотров 44 тыс.
ZO RYAN - TENA FITIAVANA (Vidéo officiel )
4:26
Просмотров 3,9 тыс.
Menaka mahagaga
2:15
Просмотров 15 тыс.
Te Hitsaoka Anao Aho
5:35
Просмотров 271
CHANTAL TSY MANAN-TSAHALA
4:20
Просмотров 22 тыс.
Rah Ckiky 12h05
4:09
Просмотров 93 тыс.
ZO RYAN -  HOANAO MANDRAMATY (Saint Valentin 2023)
4:07
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 990 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 132 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 406 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 140 тыс.