Тёмный

ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℍ𝔸𝔻𝕀ℕ𝕆ℕ𝕐 𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 ( ℂ𝕝𝕚𝕡 𝕆𝕗𝕗𝕚𝕔𝕚𝕖𝕝 ) 

Zo Ryan
Подписаться 2,1 тыс.
Просмотров 376 тыс.
50% 1

Pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏 Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan
👇👇👇 👇👇👇👇Plus de Vidéos 👇👇👇👇👇👇👇
▶️ MIHEVERA IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝕄𝕀ℍ𝔼𝕍𝔼ℝ𝔸 𝕀𝔸ℕ...
▶️ MANDRIA AMPIADANANA : • ZO RYAN - MANDRIA AMPI...
▶️ FITIA INDRAMINA / • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝕀𝔸 𝕀ℕ𝔻ℝ𝔸𝕄...
▶️ NATOKAKO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℕ𝔸𝕋𝕆𝕂𝔸𝕂𝕆 ( ℂ...
▶️ SATRIA TIAKO IANAO : • ZO RYAN - SATRIA TIAKO...
▶️ 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 (...
Parole : HADINONY IANAO
Rehefa nandeha teny ny volana sy ny taona
Ny ratram-pony navelanao efa resin’ny fotoana
Ilay hira noforoniko hoe MIHEVERA IANAO
Nanadinoany anao
Nofy ratsy sisa ny azy ,
ireo niainany taloha efa nanjary vazivazy
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO
Refrain :
Na dia narary hono izy e
Lasa hery ho azy nananganany ny hoavy
Sitrana ihany ilay fony
Na dia noratrainao aza
Sendra ny tiany izy rehefa nampijalinao
ilay fiainany nangidy niova ho mamy ankehitriny
nahita ny anjarany izy na dia nilaozanao
solonao vaovao ,Tsy hoatra anao
Tantara sisa ny anareo
Fa niova hafaliana ireo jaly sy toreo
fiainam-baovao indray izao
no iainany amin’izao HADINONY IANAO
Refrain : Na dia narary hono izy e…
INTERLUDE ……..Musique........
Nofy ratsy sisa ny azy …..
Refrain : Na dia narary hono izy e….
ZO RYAN
Support Zo Ryan :
✅ Spotify : Zo Ryan
open.spotify.com/album/7FBqUj...
✅ Instagram : Zo Ryan
/ zo_ryan_officiel
✅ Facebook : Zo Ryan Ofisialy
/ zo-ryan-ofisialy-10702...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

7 дек 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 246   
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Abonnez-Vous sur ma chaine pour regarder d'autres clips video 🙏 PAROLE: HADINONY IANAO Rehefa nandeha teny ny volana sy ny taona Ny ratram-pony navelanao efa resin’ny fotoana Ilay hira noforoniko hoe MIHEVERA IANAO Nanadinoany anao Nofy ratsy sisa ny azy , ireo niainany taloha efa nanjary vazivazy fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao HADINONY IANAO Refrain : Na dia narary hono izy e Lasa hery ho azy nananganany ny hoavy Sitrana ihany ilay fony Na dia noratrainao aza Sendra ny tiany izy rehefa nampijalinao ilay fiainany nangidy niova ho mamy ankehitriny nahita ny anjarany izy na dia nilaozanao solonao vaovao ,Tsy hoatra anao Tantara sisa ny anareo Fa niova hafaliana ireo jaly sy toreo fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao HADINONY IANAO Refrain : Na dia narary hono izy e… INTERLUDE ……..Musique........ Nofy ratsy sisa ny azy ….. Refrain : Na dia narary hono izy e…. ZO RYAN
@jeannickrafanoharana2817
@jeannickrafanoharana2817 Месяц назад
Tena tsy mba mankaleo anah mts ito hira ito ♥️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anareo mpankafy rehetra ❤ 🙏, ny Fitiavanareo no manosika ahy mbola hanohy hatrany 😘🙏, manasa anareo ihany koa Hi s'abonner amin'ny ity chaine youtube ity,ary hizara hohitan'ny hafa mbola tsy nahita, 😍 am-pitiavana be ❤
@mioraandriambelomanana8859
@mioraandriambelomanana8859 3 года назад
Ianao no isaorana 😊
@h.njoraz4201
@h.njoraz4201 3 года назад
Tsara ny hira ry Zo Ryan. Fa ito mba misy conseils kely vitsivitsy avy @ mpankafy mpiondana RNB gasy. - tsara raha re-masterisé-na kely ilay hira taloha ireny, atao moderne kokoa ny instrumental manaraka ny toetrandro - toy izany koa ny clips - manao duo na featuring kely miaraka @ ndry Dwayne Ali na Marion, SpyD ohatra ;) RNB ny resaka an (y)
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
@@mioraandriambelomanana8859 👍 🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
@Touds Music Official 👍🙏
@diamondra3166
@diamondra3166 3 года назад
Tena makasitraka indrindra Zo Ryan fa tena mampahery be ana le hira ary tonga de tena courage be zah, io fona no enoiko ato maraina mandram _pahariva ny andro Mirary soa hatrany de ho tahian'ny tompo🙏. Misondrota amin'ny avo indrindra Zo a❤️❤️❤️❤️😍😍
@rasoanandrasanaclarisse696
@rasoanandrasanaclarisse696 3 года назад
Retour en force lesy Zo aaaa...tonga de bomba be ,milay le hira lesy eee,tsy mety mankaleo ny mihaina azy 🎶❤💖👍✌👊👏👏👏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra betsaka e 😍👍👊😍
@AlexTonyja-yb4fx
@AlexTonyja-yb4fx Месяц назад
Mon ex genre mon première amour me manques beaucoup quand j'écoute ce chanson . J'ai regretté de ne pas avoir su consience de sa valeur. I miss you Mihaja 😴
@njakaranaivonandrasana9760
@njakaranaivonandrasana9760 3 года назад
Merci Zo Ryan fa tena mankahery ny maro tokoa zany tononkira izany! Mankasitra e§
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra ô! 👍👍👍👍👍👍👍
@anniefitiavanaratsitohaina3194
@anniefitiavanaratsitohaina3194 3 года назад
Tsara ity hira ty 💝💝💝💝,Tiako loatra 😘😘
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍🙏
@rojotianavolasariakanyhasi1679
@rojotianavolasariakanyhasi1679 2 года назад
Tsara be ilay hira fa miezaka manadino fa tsy mety adino mihitsy nefa 😥😥
@sahondrabarbier9933
@sahondrabarbier9933 3 года назад
Anisan'ny mpihira ankafiziko i Zo RAYAN, izay vazo mivoaka tsara be daholo ça tourne en boucle dans mon MP3 saotra e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka indrindra e 👍🙏
@mobileplus5243
@mobileplus5243 3 года назад
Tohizo f tsara b le talenta nao eee Nisy zao talenta tsara b zao v ranga d nokoboninao samy irery tany😃😃😃 Tena za anisany le mankafy b anao ee Na d lavitry Gadikaraz tenanko d ts miala eto ty you tube ity mijery kanto atolotrao ho anay mankasitraka ZO aaa❤❤❤😘😘😘😘👍👍👍👍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙋‍♀️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka ô 🙏 👍
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka indrindra 🙏 👍
@safidyprisca6109
@safidyprisca6109 2 года назад
Tena tsara bé mitsy le hira manome heripo bé Merci beaucoup
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
misaotra mankasitraka ô🙏
@eddybessa6523
@eddybessa6523 7 месяцев назад
Mendrika 5 million vue ty hira ty. Mitomboa talenta de tohizo lesy Zo Rayan a! Jah bless
@angelenjoro2793
@angelenjoro2793 3 месяца назад
Merci beaucoup tena tiko be hirano
@heryzoandrianoelison9178
@heryzoandrianoelison9178 3 года назад
Top be le vazo,, ankafiziko be mihitsy ty vazo ty, tsy mety Leo za mieno azy
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
mankasitraka e 👍 🙏
@TalesfromVirginia
@TalesfromVirginia 3 года назад
Tsara b le hira. Za ko mankafy b le hadinoy iny tamnzany tena nankahery ahy ko le hira amizao za efa miadana anilan ilay vadiko ❤️❤️❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@regiswingdo6220
@regiswingdo6220 Год назад
EFA elaza n nafye
@historic3278
@historic3278 2 года назад
Mijanona ho mpankafy hatrany ee!!
@soniaedouard4394
@soniaedouard4394 5 месяцев назад
oui, nanampy ana amadika pejy tam ratra poko. Efa manana vady milamina zao :)
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 5 месяцев назад
Mirary soa ô🙏
@ninahnomenjanahary7068
@ninahnomenjanahary7068 3 года назад
Tena marina beh mhtsy le tonokira ,tsapako be 😢😢😢
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
MERCI 👍🙏
@ramanoelinatoky2543
@ramanoelinatoky2543 3 года назад
TIKO BE LE IZY MERCI BCP
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra ô! 👍👍👍👍👍👍👍
@njakaranaivonandrasana9760
@njakaranaivonandrasana9760 3 года назад
Mijanona mpankafy hatrany zay fa tohizo ny zava-kantonao!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra ô! 👍👍👍👍👍👍👍
@fetrarajonson6669
@fetrarajonson6669 2 года назад
rena misy continuité tsara, tononkira touchant be, mankasitraka eh 🥰
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
siora 👍🙏
@sonyavatchu4629
@sonyavatchu4629 3 года назад
Tsara lôtra ty hira ty!Enoko fôna 🥰🥰
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@AndriamasyMoreno
@AndriamasyMoreno 2 месяца назад
Mafy aluh le vazo e!💪👍
@melanieamarorakotoniaina8759
@melanieamarorakotoniaina8759 3 года назад
ndryy mampetsimpo tsara lotra ilay hira sy ny tonony merci Zo ryan za mankafia ny hiranao hatrany
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@annarabarijohn
@annarabarijohn 3 года назад
Tsara be. Ilay évangélique manaraka eo koa vao me tsara. Bravo Zo👍🏼👍🏼👍🏼
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@nessley3062
@nessley3062 3 года назад
Mankasitraka am Vao2 mandona B sady 💣💥.
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 года назад
Tena tsara be misaotra anao nanolotra tsara ho anay !💓💓💓
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra indrindra e 🙏
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 года назад
@@ZoRyan_chaine_officielle ianao no hisaorana nanome nanome fahafaha-mpo ho anay💓👌🙏
@jonatanasinary2575
@jonatanasinary2575 3 года назад
zany ka hira... mba tohizo am zay... ataovy maromaro am zay n hira vaovao.. MERCI Zo Ryan
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
MERCI e! efa be dia be no mivoaka ka ao @ page facebook afaka anarahana an'izany ihany koa web.facebook.com/profile.php?id=100053285376467
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
MISAOTRA BETSAKA anareo rehetra izay ni s'abonner amin'ity chaine youtube ity satria raha somary tsy dia présent loatra teto aho hatramin'izay dia hiezaka hizara vaovao matetika noho ny fanarahanareo sy ny fitiavana nasehonareo ! MISAOTRA sy MANKATELINA ary MANKASITRAKA ANAREO 😍👍👊😍
@fabiennezoarinoro7017
@fabiennezoarinoro7017 3 года назад
tsara e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
@@fabiennezoarinoro7017 misaotra e 😍👍👊😍
@fabiennezoarinoro7017
@fabiennezoarinoro7017 3 года назад
@@ZoRyan_chaine_officielle tena hira farakzay tiko ilay mihevera enao iny ary tena nanome courage ana raha samy hira
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
@@fabiennezoarinoro7017 mankasitraka e 👍 🙏
@fabiennezoarinoro7017
@fabiennezoarinoro7017 3 года назад
@@ZoRyan_chaine_officielle mba te hamoronanao hira raha mety ko azafady! efa nitent tam commentaire tao am page 'nao le itako tam fb ihany fa tsy voavaly
@laurenciennevolamiarivo1123
@laurenciennevolamiarivo1123 3 года назад
Mankasitraka Zo Rayan
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra e 😍👍👊
@avilazaleibniz7787
@avilazaleibniz7787 3 года назад
Makasitra anao fa tonga aty ny hafatra. Misaotra indrindra .
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@tantelyraoulson4852
@tantelyraoulson4852 3 года назад
11 ème boucle mintsy za zao! Merci Zo Ryan Mankasitraka fa tsara ilay hira
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Nareo no isaorana e 👍🙏
@marius7151
@marius7151 3 года назад
Tena tsara le hira,atolotro anle olona tena tiko ty fa saingy lasa izy ,Merci ZO
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
😓🙏
@ritahjohns1420
@ritahjohns1420 3 года назад
Ny tononkira tena tsr b😍 J'adore trop ❤ bravo👏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍🙏
@roysandriarimino1345
@roysandriarimino1345 3 года назад
Mafy enao Ryan a💪💪💪 za anisan le nanasitr ny fony 😍😍
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka e 👍 👊
@mitianasalisoa1617
@mitianasalisoa1617 3 года назад
Tsara loatra ity hira ity. Tena voakaly tsara ny tononkira , ny clip koa tsy ratsy. Tohizo fa tsara be🎧🎶🎶🎶🎶
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka e 👍 👊
@regiswingdo6220
@regiswingdo6220 Год назад
Réveko lesy le vazo zokya,🙅🙅
@tovoclementjeandedieu2870
@tovoclementjeandedieu2870 2 года назад
Mankasitra eh. Tiako be le hira e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra ô 🙏
@tovoclementjeandedieu2870
@tovoclementjeandedieu2870 2 года назад
Miandry ny hira manaraka zahay. Manohana anao hatrany
@ialimijororakotoniaina3274
@ialimijororakotoniaina3274 3 года назад
Tsara ilay hira! Ilay sipa koa tahak'izay 😁
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@user-pf3wh9yi7m
@user-pf3wh9yi7m Год назад
miswtra ry ralahy fa reveko be hira ity ka, ary zaho anatiny lay olana otrany voalazany lay hira mihitsy zah voa nahita hira ity.
@antonnyeddy9155
@antonnyeddy9155 3 года назад
merci fa tonga le hafatra
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka ô 👍🙏
@user-dm5jb2os2k
@user-dm5jb2os2k 5 месяцев назад
❤❤❤❤❤ tsara be
@larissaherinajaina2840
@larissaherinajaina2840 2 года назад
Zao zah vao tena nihaino anty hira ty. J'aime trop
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra sy mankasitraka ô🙏
@joycerakoto7009
@joycerakoto7009 Год назад
Tiko ty vazo ty 💗
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
Misaotra mankasitraka e. 👍🙏
@josephheriniaina2130
@josephheriniaina2130 Год назад
milay eeeeee
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
Misaotra mankasitraka e!!🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
@ratiarijaonamoelisoamalala7890 3 года назад
Tsara be miarak am le feonao 🥰🥰🥰🥰
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e z🙏
@ralaivonineragabriel7679
@ralaivonineragabriel7679 3 года назад
Tsara b frérot
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 👊
@BistaMG
@BistaMG 6 месяцев назад
Tsara be
@TalesfromVirginia
@TalesfromVirginia 3 года назад
Mmmmmlayyyy an! Hihih
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@michellarakotomalala6635
@michellarakotomalala6635 3 года назад
Tsy mahita tenenina fa tsara loatra
@roseraozyrosette8888
@roseraozyrosette8888 3 года назад
Tsar b dhl ny hiranao merci
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra e 😍👍👊😍
@georgiarosine6085
@georgiarosine6085 3 года назад
Tsara beu mankasitraka yeu 😍😍🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka e 👍 🙏
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 3 года назад
tiko loatra ty hira ty mankasitraka ee 🥰🥰🥰❤
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra ô! 👍👍👍👍👍👍👍
@njarahasina6327
@njarahasina6327 3 года назад
Kanto Tokoa NY Tonin-kira anao....❤ Ça me touche beaucoup mon petit cœur 💔😢❤😍 Merci infiniment #Zo_Ryan 💚
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka ô 🙏 👍
@mobileplus5243
@mobileplus5243 3 года назад
Cc Zo tena vao2 masoko NY mahita nao aaa ary vao2 b NY nahenoko ireo hiranao misaotreee mankasitraka d tohizo f tsareee Toraka ⚘⚘⚘⚘⚘⚘⚘ ho anao
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Merci ô 🙏
@marsonrakotondrazaka1208
@marsonrakotondrazaka1208 3 года назад
Tena tsara loatra😍😍❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 🙏
@rabariarisoakanton.7690
@rabariarisoakanton.7690 3 года назад
Izany ka tononkira voangaly. Tena anisan'ny mandona ahy ity hira ity Merci @Zo Ryan.
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra indrindra ô 🙏
@kantoherinoromandimbiariso9044
@kantoherinoromandimbiariso9044 3 года назад
Mankasitraka Zo Ryan fa tena tsara ny kanto-nao!Tsy mankaleo ahy mihitsy ny mihaino ity hiranao iray ty,ankafiziko
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 👊 🙏
@juninhofilamatraandriamian2220
@juninhofilamatraandriamian2220 3 года назад
tsara kousa alo e!!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 🙏 👊
@mousentarkt4467
@mousentarkt4467 3 года назад
Mankasitraka hatrany mizara ny kanto, ary niverina ny gaton-kira nahafantarana an'i Zo Ryan
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra e 👍 🙏
@navalonarandriamasimanana6937
@navalonarandriamasimanana6937 3 года назад
Y a que moi qui l'écoute tout le temps 🙈😁😻
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
😍👍👊😍
@tantelyramonjy8274
@tantelyramonjy8274 3 года назад
Tsra b dhl 👍, j’adooooore❤️❤️❤️❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@penelopeodrey148
@penelopeodrey148 3 года назад
Merci beaucoup Zo Ryan tiako bé lay hira 🥰🥰🥰
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 🙏
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
Tena tiakooooooo 🥰♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra e👍
@vuneyaluvune6632
@vuneyaluvune6632 3 года назад
Tieko loatr🙏🥰💚💙
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@idealenomery5283
@idealenomery5283 3 года назад
Tsara bee 🤩
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô 👍👊
@user-ew2ic6rg4w
@user-ew2ic6rg4w 9 месяцев назад
Tsara ❤❤❤😢
@mariyaemadagascar8568
@mariyaemadagascar8568 3 года назад
Jahay pakafy lo tena manaraka hira naw jay mivoka ato you tib amby
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍 🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Je vous invite à VOUS ABONNER à ma chaine youtube Zo Ryan, Merci 👍❤🙏
@farahgasy8681
@farahgasy8681 3 года назад
Tiko lotra
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra e 😍👍👊😍
@mireillerakotoarison9973
@mireillerakotoarison9973 3 года назад
tena tsra be za mihaino fona tsy leo mihintsy
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra e! 👍🙏
@mioraandriambelomanana8859
@mioraandriambelomanana8859 3 года назад
Tiako be 😍😊
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra indrindra ô
@tanjonarakotomalala5887
@tanjonarakotomalala5887 3 года назад
tena reveko be le hira vao naheno anazy fotsiny za , mankasitraka zoky a !
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
mankasitrak e!
@dahmanina4116
@dahmanina4116 3 года назад
Mafinatra trop...miandry ny manaraka é
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@rainidafisaonaandriamahery6513
@rainidafisaonaandriamahery6513 3 года назад
Tsara ry zokinay ah!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏👊
@mialyrakoto4134
@mialyrakoto4134 3 года назад
Tsara be ❤️🎶❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra indrindra ô 🙏
@yvonjohnson4566
@yvonjohnson4566 3 года назад
Tena tsara be lay hira, tsy mora mankaleo tiko be
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka ô👍
@jahlayonegasy9031
@jahlayonegasy9031 2 года назад
Tsara
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Misaotra mankasitraka ô
@bakarykeziejahsolla2578
@bakarykeziejahsolla2578 3 года назад
Norm be rang zoky a
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍 👊 🙏
@jocelynrochelrakotomamonjy171
@jocelynrochelrakotomamonjy171 3 года назад
mafinaritra fa toizo e! mankasitraka
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra e 👍 🙏
@rinarafah6445
@rinarafah6445 3 года назад
tsara fa tena mankafy tokoa ary hay tsianjery lay hira
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra ô
@tonamamy3435
@tonamamy3435 Год назад
Tsara❤
@felanaravelo2361
@felanaravelo2361 3 года назад
Sitrana ihany ilay fony e, na dia noratrainao aza :)
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@felanaravelo2361
@felanaravelo2361 3 года назад
@@ZoRyan_chaine_officielle en boucle b an ;) tena tsy mankaleo efa ho firy minitra zay. bravooo b dia tongasoa indray e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
@@felanaravelo2361 mankasitraka e 👍 👊 🙏
@liantsoavalih550
@liantsoavalih550 3 года назад
j'aaaaaaadoooooooreeeeeeeee ça me touche trop car ça parle de ma relation on ce moment
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
🙏
@stajmusicstaj9466
@stajmusicstaj9466 3 года назад
Misaitra betrak amle hira f ten tsar
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@sitrakafenshu3575
@sitrakafenshu3575 2 года назад
milay
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
Misaotra mankasitraka e!!🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@deloandrewes9907
@deloandrewes9907 3 года назад
j'aime trop , merci Zo Ryan ❤️❤️❤️❤️❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Merci beaucoup e🙏
@kenfinaritrartn52
@kenfinaritrartn52 3 года назад
Tiko loatra ranga
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra ô! 👍👍👍👍👍👍👍
@rovaramarolafy6514
@rovaramarolafy6514 3 года назад
Magnifique ❣️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Merci beaucoup 👍🙏
@voaryandria3599
@voaryandria3599 3 года назад
Tsara loatra 🔥🔥🔥
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 👊
@oceanneralison3402
@oceanneralison3402 3 года назад
Tsara!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka e 🙏,
@joanandrianirina7365
@joanandrianirina7365 2 года назад
Mlay
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
Misaotra mankasitraka e!!🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@fifir.7249
@fifir.7249 3 года назад
Coup de cœur ❤❤❤❤❤
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@safidynirina3500
@safidynirina3500 3 года назад
Tsra b mints tiko ❤❤
@Ps-hu7uo
@Ps-hu7uo 3 года назад
Waouh ça fait longtemps Ça fait trop plaisir de te revoir ☺️☺️ Tsara be le hira comme d'habitude 😍😍
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra indrindra e 👍🙏
@mandyrajaonarivelo6899
@mandyrajaonarivelo6899 3 года назад
Best Song ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ 😘
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Thanks 😘
@annierajeriarison5847
@annierajeriarison5847 3 года назад
tsara loatra e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra betsaka e 👍 🙏
@jhameltsilah954
@jhameltsilah954 3 года назад
Mlaib ka👊👊
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
@elierarivoarison6089
@elierarivoarison6089 3 года назад
tsara be mints...tena oe tiako!!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra betsaka e
@jessiestellah5633
@jessiestellah5633 3 года назад
J'adore trop 💖 mrc bcp eh🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Merci à vous 👍🙏
@jeaninefenina1015
@jeaninefenina1015 3 года назад
J'adore
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🙏
Далее
ATON'ICH feat MICKY - EMBONA (OFFICIAL VIDEO 2021)
4:22
ХЕРЕЙД БОИТСЯ МОЕЙ СОБАКИ!
37:08
NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video)
4:43
Просмотров 956 тыс.
Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao
4:48
Просмотров 1,5 млн
Mr SAYDA  -  Vokatry Ny Foko  ( Official Vidéo 2021 )
3:59
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
KAKAJOH - Tsy zatsy ahy | Nouveauté Clip Gasy 2022
5:48
ZO RYAN -  HOANAO MANDRAMATY (Saint Valentin 2023)
4:07
Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)
4:26
Просмотров 186 тыс.
SAINO IHANY - JACQUIS RANDRIA & NJARA MARCEL
4:02
Просмотров 1,2 млн