mlay ranga Bekoto ahh..tonga mitsotra oe ef nandray anle sigaran'i ralita fa ts otran le artista amzao oe ref anotanina d milaza fa ts mandray na d ef fatatra zoa ar fa mandray
Ambentin-kiran'i Dada ny fiatrehana fahafatesana taminny album ny sy ny teniny - jereo fotsiny ny fanombohany ny resaka teto....efa lehibe...sns...mety afaka nanotanianareo hoe ...matahotra fahafatesana sy fiafarana angaha ianao???
NOheveriko fa tsy tokony nanontany ianareo hoe maninona ny volony no nosolaina. Satria angamba tsy mila manontany dia fantatra ny antony. Raha niova volombava izy dia marina izany...indraindray mba misy zavatra tsy fanontany ihany.
Adinonareo ny nanontany hoe betsaka ny hirany ny milasa fitia afenina, tokatrano imaso, fitia antsokosoko....nety ho fantatra ve ny anton'ny fiverimberenan'ireny???
Tena mpiondana Mahaleo ny tenanay nefa angamba tsy ho saropiaro ny namana rehetra fa nisongadina hatrany ny sanganasan'i dadah. Sakamalao sy havozo hoy ny fitenenana ka samy manana ny hanitra ho azy. Mirary ireo taranany mba handimby sy hanohy ny asan'izy ireo. Efa mpandova avy hatrany ianareo