Mbola ao tsara fona na nitombo aza ny taona e! Vao maika aza nisy fivoarana be ny hatsaran'ny feo!!! Mbola ao tsara ny feeling sady mampanembonembona ny fiarahana taloha! Well done Goth, Luc, Mahery and Nono !! You guys have an amazing voice!!! Very proud to be a Malagasy!!! Keep it up!
Efa niova e, tsy ôtrany taloha tsony. Ny taona ve no nitombo, sa ny vaninandro no samy hafa? Lasa nostalzia sisa fa lay "émotion" sy lay "feeling" tsy dia heno sy tsapa firy intsony.... Mahereza e...