Тёмный

BACKSTAGE SOLO ANDRIANASOLO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO 

SKYONE TV & RADIO
Подписаться 4 тыс.
Просмотров 18 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

1 янв 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 14   
@rafh85
@rafh85 5 лет назад
Ny fitia, zay natolotro anao, Misy antony, Tsy mba roa, na mizara koa, Fa natokako mba ho anao izy izay, Asa aloha, raha ho tanteraka, Miankina aminao, Fa fitia tsisy farany, Tsy ho sangy lalao na fanala andronao Atolotro anao, ka dia anjakao, Fa tsy ho simbaina fantatrao, Mba lazalazao, raha tsy sitrakao, Fa dia ho ravaina tsotra izao
@sylvoalias
@sylvoalias 5 лет назад
Mankafyyyyyyy be an'i solo aho depuis 1980-87 ka hatram'zao.... ny tena ankafiziko indrindra de le duon'izy sy Poopy le sweet memory (Ray Charles(:)),ny lasako.......de avy eo niaraka tamin'i Rija R. oadray tsy voatanisa e...mahay lery ka...
@swann6
@swann6 5 лет назад
MERCI SOLO ANDRIANASOLO DE MERCI AMIN'I ROJO KOA FA HAY MILAY BE NY FEOANLAH LE SOMARY KASOKASOKA LESY
@fabricealbertramananera5615
@fabricealbertramananera5615 3 года назад
Hafa ihany i Solo. .ny bahakira tsy lefy. .ny feo tena manga ...misaotra anao nanolotra ary mbola hanolotra ny tsara indrindra .
@baolyandrianarison2813
@baolyandrianarison2813 3 года назад
Misaotra an’ i Solo Andrianasolo 🌸🌸
@gghgxgjg3672
@gghgxgjg3672 5 лет назад
Wowoooooooooooooooo . Thank you so much Solo love you
@jedandria5250
@jedandria5250 5 лет назад
Mankasitraka ny Skyone nizara sy namerina nanasa an'i Solo indray Mirary soa be dia be ary mankahery anao Solo (sy ny mpitendry ihany koa) hanohy hatrany fa tena kanto ny mozika ataonareo na ny tonony na ny feony tsy ho lazaina intsony ny fandrindràna Hirariana mba ho ataon'ny mpanakanto aty aoriana fitaratra ny toa anareo
@tokiniainarandrianasolo9477
@tokiniainarandrianasolo9477 4 года назад
paotsatroka mihintsy ho an-Solo tena manana ny malagasy manana Haritisita hoatran'izao tsy hitako intsony zay hanoarana azy , fa sady mahay mihira no Mahay miangaly Mozika mankasitra e!
@colomberama1575
@colomberama1575 5 лет назад
mpanakanto anisan'ny tena ankafiziko Solo dia mirary soa ho azy sy reo ekipany !!!
@teanandrana8449
@teanandrana8449 5 лет назад
Rahoviana i solo no hanao fampisehoana amin ity taona2019 ity
@thierrylemmens4530
@thierrylemmens4530 5 лет назад
Tena manga feo i Poune sy Solo ary tena tsara ilay hira! Misaotra betsaka!
@michael-kimr4561
@michael-kimr4561 5 лет назад
MANGA FEO SOLO ary tena tsara zavatra ataony sady mahay manetry tena fa TSY MIHEBOHEBO N'A DEHAKA otrany sasany.
@nrgozkew6375
@nrgozkew6375 5 лет назад
Mbola tsara feo be fozna i Solo, tsy miova mihitsy !
@yvsparym1673
@yvsparym1673 5 лет назад
Poune de mitovy aminy reniny tanteraka mintsy manga feo akia nareo
Далее
BACKSTAGE TOVO J'HAY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:18:29
СОБАКИ ГОЛОДАЮТ ИЗ-ЗА ЛЕРЫ 🥲
01:00
BACKSTAGE NY AKAMA SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:15:42
Coulisse On Tv : DADAH
1:05:25
Просмотров 84 тыс.
Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012
1:48:05
Просмотров 72 тыс.
SOLO - Mba rahoviana re
4:29
Просмотров 34 тыс.
BACKSTAGE JEANNOT SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:05:56