Тёмный

ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 (ℂ𝕝𝕚𝕡 𝕆𝕗𝕗𝕚𝕔𝕚𝕖𝕝) _ 𝕟𝕠𝕦𝕧𝕖𝕒𝕦𝕥é 𝟚𝟘𝟚𝟘 - 𝟚𝟘𝟚𝟙 

Zo Ryan
Подписаться 2,1 тыс.
Просмотров 36 тыс.
50% 1

𝗛𝗶𝗿𝗮 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟬-𝟮𝟬𝟮𝟭
Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
▶️ HADINONY IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℍ𝔸𝔻𝕀ℕ𝕆ℕ𝕐 𝕀...
▶️ MIHEVERA IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝕄𝕀ℍ𝔼𝕍𝔼ℝ𝔸 𝕀𝔸ℕ...
▶️ MANDRIA AMPIADANANA : • ZO RYAN - MANDRIA AMPI...
▶️ NATOKAKO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℕ𝔸𝕋𝕆𝕂𝔸𝕂𝕆 ( ℂ...
▶️ SATRIA TIAKO IANAO : • ZO RYAN - SATRIA TIAKO...
▶️ FITIA INDRAMINA / • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝕀𝔸 𝕀ℕ𝔻ℝ𝔸𝕄...
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan Ofisialy :
web. profile.php?...
Autre Video de ZO RYAN: • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℍ𝔸𝔻𝕀ℕ𝕆ℕ𝕐 𝕀...
• ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℕ𝔸𝕋𝕆𝕂𝔸𝕂𝕆 ( ℂ...
Page facebook : Zo Ryan Ofisialy
/ zo-ryan-ofisialy-10702...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

23 май 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 47   
@petalan4712
@petalan4712 4 месяца назад
mandona ny foko ity hira ity misaotra anao
@mitianasalisoa1617
@mitianasalisoa1617 3 года назад
Tena mampandini-tena ahy ity hira ity. Isika tsy mety afa-po aminy fiainana nefa ny rivotra hiainatsika ary tena efa fahasoavana be hoantsika, ny fahasalama sy ny tombon'andro iainana. Feno ilay tononkira. Tena ny tombon'andro iainantsika sy ny fahatratrarana ny maraina dia tena zava-dehibe sy tena fitiavana avy amin'ilay Ray. Ataovy maromaro ny hira toy izao fa tena tsara💜🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany ,misaotra anao koa mampatsiahy
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Mbola fitahiany matoa aho mbola miaina , Rariny loatra IZY raha hoderaina!
@ronaldriviere5005
@ronaldriviere5005 4 года назад
Tsara le hira 😊
@dylanecandis5015
@dylanecandis5015 4 года назад
Misaotra Ray 🙏fa mbola fitahianao matoa zaho mbola mihaina. Mercie zo Ryan
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Mankasitraka e 👍 Tahian'ny Tompo e 🙏
@marinajenny2360
@marinajenny2360 3 года назад
Fitiavanao ahy tompo mbol natoizao ahy ISAORANA JESOA 🙏❤️merci
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
voninahitra hoazy irery ihany ,amen
@sarikadalleau661
@sarikadalleau661 3 года назад
Mankasitraka atrany eeeh... ny voninahitra dia hoan ilay ao ambony 🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra azy ilay Mpahary
@laurierakoto65
@laurierakoto65 2 года назад
Tena tsara be ❤️,misaotra e
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@annarabarijohn
@annarabarijohn 3 года назад
Ity mihitsy ilay tiko ❤️. Ho tahin Andriamanitra daholo ny Malagady rehetra, indrindra @ izao fotoanan ny cyclone izao. 🙏🏽🙏🏽🙏🏽
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Ho feno ny Fahasoavana sy ny Fitahian'ny Tompo daholo ! 🙏
@miaroanaykharimrossignol1338
@miaroanaykharimrossignol1338 3 года назад
Tena manome hery le tononkira ,,
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
mankasitraka e
@nielrakotonirina9633
@nielrakotonirina9633 4 года назад
Misaotr zo ryan Tsr be le hira Mandona fo 🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏
@rijaandrianaivo6857
@rijaandrianaivo6857 3 года назад
Milay be foana . Mankasitraka.
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra indrindra e
@anniefitiavanaratsitohaina3194
@anniefitiavanaratsitohaina3194 4 года назад
Tiako loatra ity hita ity ,Misaotra Zo Ryan fa tena mitondra aim-panahy, Midera azy satria mbola miaina
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Mankasitraka indrindra e
@tantelyramonjy8274
@tantelyramonjy8274 3 года назад
Misaotra anao Zo Ryan tena hankafizako dhl ny hiranao, mankasitra bdb🙏🏽👍
@mandyrajaonarivelo6899
@mandyrajaonarivelo6899 2 года назад
misaotra mankasitraka ô🙏
@mobileplus5243
@mobileplus5243 3 года назад
Amen amen 🙏🙏🙏🙏
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
🙏🙏🙏🙏🙏😉😉
@erickanthonyo2971
@erickanthonyo2971 3 года назад
mpankafy hatramin'izay ka rahatr'izay !!!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Manasa antsika hatrany hi s'abonner @ ity chaine ity satria ato no izarana ireo hira sy mozika izay havoakantsika rehetra !Misaotra sy mankasitraka anareo mpankafy hatrany
@randriamahefanaina5555
@randriamahefanaina5555 3 года назад
Rariny loatra ianao Ray raha hoderainay, be fitiavana izy , Mankasitra Zoky be Zo Ryan
@lucasccy4140
@lucasccy4140 3 года назад
tsara les zany clip elah zani! mankasitraka am ezaka .mlay elah!
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra e
@herbertandrianahasinery3902
@herbertandrianahasinery3902 4 года назад
Eny , rariny loatra izy raha ho deraina. Makasitraka
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Voninahitra ho azy irery ihany 🙏
@nombanamahery3617
@nombanamahery3617 4 года назад
tiako loatra zoky a
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
Misaotra e 👍 🙏
@nirinarao7137
@nirinarao7137 3 года назад
Tsara letss
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotr e 👍 🙏
@danieladumont9394
@danieladumont9394 4 года назад
Mankasitraka Zo Ryan !! tsara loatra le hira "Rariny loatra ra izy no Deraina" Fitahiana avokoa ny zavatra Rehetra :)
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 4 года назад
misaotra e! samy ho feno ny fitahian'ny Tompo ô!
@tendriniainanitdiri.t1688
@tendriniainanitdiri.t1688 3 года назад
Enjana b l clip
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Misaotra e 👍 🙏
@ratsimanohatraanjarasoa3096
@ratsimanohatraanjarasoa3096 3 года назад
Bpb james
@sahondrabarbier9933
@sahondrabarbier9933 3 года назад
Ndriiii tena marina ny tononkira tsara loatra fa mankasitraka Zo Ryan. Mpihira ankafiziko izt ity fa dommage tsy heno matetika
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
misaotra betsaka e! efa hoheno matetika @ zay zao ka , mirary soa ô
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Voafidy hifaninana amin'ny RDJMOZIKA 2020 sokajy hira fiderana ity hira ity ka dia manentana antsika rehetra hifidy azy,toy izao no fifidianana: -midira ao @ www.rdj.mg ka ataonao ny safidinao ao amin'ny sokajy hira fiderana : FITAHIANAO ZO RYAN -alefaso sms @ 0323200766 na 0335600766 na 0343400766 ny : FID FITAHIANAO ZO RYAN Manantena ny fandraisanareo anjara ry namana mpankafy malala isany
Далее
ZO RYAN- NATOKAKO (Audio Lyrics)
4:21
Просмотров 7 тыс.
СКАМ НА TWITCH
14:07
Просмотров 260 тыс.
nataoko ihany
4:40
Просмотров 230 тыс.
Kenny - Malisa (Clip Officiel)
3:33
Просмотров 483 тыс.
Lain-J  - Feno Anao (Clip Officiel)
4:31
Просмотров 141 тыс.
[ Nathy_zaho tia ]                                                 Official music video
3:49
Просмотров 320 тыс.
Ampelatananao
4:57
Просмотров 8 тыс.
Samy Tia - Anjee (Clip)
4:06
Просмотров 34 тыс.
Mirjalol Nematov - Barno (Videoklip)
3:30
Просмотров 4,6 млн
Басстер - Салони BMW | 2024 | comeback
3:49
5УТРА - Белая полоса
3:13
Просмотров 529 тыс.