Métal Malagasy
(Power mélodique métal)
Lyrics:
May ny tontolo
Simba daholo
Ireo rehetra izay efa najoro
Ady ny aty, feom-basy ny ary
Izany ve? no iainana ety
Réf:
Toa rava teo ilay paradisa
Izay nantenainao hatrizay
Potika sy rotika
Ny orana tsy nilatsaka
Fa nisolo kotro-baratra
Ny aizina tsy ho levona
Fa zavona no nandrakotra
Nitselatra ny vodilanitra
Ny kotroka tsy nifarana
Nisokatra indray ny lanitra
Ny avelo rehetra mbola hitsangana
22 авг 2014