Тёмный

APOST - Dila 

natanen22
Подписаться 1,3 тыс.
Просмотров 364 тыс.
50% 1

Видеоклипы

Опубликовано:

 

21 авг 2011

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 117   
@madafaka101
@madafaka101 3 года назад
Lasa ianao tsy niherika intsony Nandray lamba tapa-kevitra fa hiainga Any aminy angamba mahafinaritra kokoa Sahinao no nidila ny lalako Nefa izaho tsapako fa mbola tia Marary ahy ny tenako nanimbinana Tsy nampoiziko ianao hahavita izany Tampoka, tampoka tsy mahalehilahy Famerenana: Fony isika vao nifankalala Hoatry ny tsy ho faty ny aina Tsy nifankafohy, mifampitaritarika Mifanadala!! aoka fotsiny hoa an!! Lazainao ! hamonon-tena teo izaho Voady fa aleoko tsy mihaina tsy eo ianao Ho kaloiko fa ny amintsika ho doria Sanatria ny hivadika dia sanatria Ny hiafarany anagamba hijanona ho mpinamana Fitiavana mampikiky sy mampitomany Mankalao nefa tolo-Janahary Ekeko raisiko am-pitiavana Famerenana: Fony isika vao nifankalala Hoatry ny tsy ho faty ny aina Tsy nifankafohy mifampitaritarika Mifanadala!! Aoka fotsiny fa mankarary fo Mankarary fo..
@laudebernardin8578
@laudebernardin8578 Год назад
Merci rangah!
@narivonyrazafindraibe4794
@narivonyrazafindraibe4794 11 месяцев назад
*Lakalaka nefa tolo-janahary no izy😉
@odilebasson8864
@odilebasson8864 8 лет назад
fony tsika vo nifakalala ahhhhh! otrin tsy ho faty ny aaaina , tsy nifankafoyyyyyyyy!
@norosoasylviarapanarivo6697
@norosoasylviarapanarivo6697 5 лет назад
2019 mbola tia foana
@nkuhuny1323
@nkuhuny1323 10 лет назад
Moi j'aime bien ses chansons sa me rappel à Antsahamantra et ses concerts tiko y madagasikara!
@herimahefarandrianasolo422
@herimahefarandrianasolo422 5 лет назад
2019? mbol tena mankafy hatrany
@306buk-officiel4
@306buk-officiel4 3 года назад
2021 , hiran'ny fahazazana 🤟
@vanessalloret1422
@vanessalloret1422 Месяц назад
Hatsarovako ny fahazazako ... Hafa mitsy vazo taloha ❤❤❤ Mankasitraka 👍
@eliechristianerasoloarison6936
@eliechristianerasoloarison6936 4 года назад
Mbola mihaino hatramin izao e.Ny tsara tsy mba fanadino.
@imanganofy5753
@imanganofy5753 5 лет назад
Gadona avy any ivelany ny rock fa matsiro be sy hafa ihany, raha ny hevitro manokana amin'ny mahagasy aho, ny rock (toa itony) vita avy amin'ny tanàna :)
@clarahmendrika8018
@clarahmendrika8018 3 года назад
2021💕💕😍
@anilkessavdjee9682
@anilkessavdjee9682 Год назад
Cool, Je me rappelle encore quand j'ai fait ce clip, super souvenirs....
@anjaraniainarambeloson1350
@anjaraniainarambeloson1350 6 месяцев назад
ah bon vous etiez parmi d c groupe??? DIS MOI IZA AM REO ENAO OE AZFDY HIIII TIKO MATS MATS REO TAM ZAN
@anilkessavdjee9682
@anilkessavdjee9682 6 месяцев назад
Non je n’étais pas dans le groupe, je suis celui qui a réalisé le clip ! 😀@@anjaraniainarambeloson1350
@anjaraniainarambeloson1350
@anjaraniainarambeloson1350 6 месяцев назад
ah ok merci @@anilkessavdjee9682
@annahandria5112
@annahandria5112 7 лет назад
otran tsy ho faty ny aina ooo.... tsara rangah aaa.
@vloggasy
@vloggasy 6 лет назад
ahatsiarovako 1999-2000 tany. Mbola mpianatra lycée tam zany. ndriiiii
@ambininjaraelinahrandriana4790
Tsara kous lou e, mampanembona ny fahazazana
@tokiniainaricky8588
@tokiniainaricky8588 7 лет назад
marina zany ry Njara
@patricialanza6849
@patricialanza6849 Год назад
Mbola eto ry Tony 2023 ❤️❤️
@henrinirinadebertindavesne8841
😍❤️
@madafaka101
@madafaka101 3 года назад
2021 présent
@fanambinantsoarazafindraib8250
@fanambinantsoarazafindraib8250 4 года назад
Iza no mbola mieno 2020?
@landryjustin4801
@landryjustin4801 6 лет назад
2018 iza no mbola mijery
@aurelieaurelie9306
@aurelieaurelie9306 6 лет назад
landrie justin zah mbol mijer,ar mbol mankafy hatran.mrc
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
za koa mkiff a!!!
@aurelieaurelie9306
@aurelieaurelie9306 6 лет назад
Mamy gasy.Namako Enao zan kou.mitov vazo kifen tsik.
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
Aurelie Aurelie sur mitsy e!!!
@juliasandrahvolamanganirin7571
zah tena mbola mijery
@cousinmanarintsoa4895
@cousinmanarintsoa4895 4 года назад
2020❤14juillet
@arsenetsoa3215
@arsenetsoa3215 Год назад
2023 mbol eto IAn lo.. Milay
@tinahcangris4822
@tinahcangris4822 9 лет назад
KE DE NOSTALGIE EH MA JEUNESSE
@oi-bj2cc
@oi-bj2cc 4 года назад
any iano zay ry tiako,17 taona aty aoriana mbola mitempo anao ny foko vao mandre ty hira ity za,souvenir de mll lanto ambohimandroso moramanga
@holly2175
@holly2175 7 лет назад
ndriiiii... tsara eh
@anjamalala2652
@anjamalala2652 5 лет назад
2018 iza no mbola mieno love song
@rakotonarivojeanpascal5628
@rakotonarivojeanpascal5628 11 лет назад
fon tsika roa nfakalala aaaahh!
@nickcartman
@nickcartman 12 лет назад
Adala be lé intro!!
@touandrianarison8244
@touandrianarison8244 8 лет назад
mbola milay foana ny apost eh... Na efa t@ mbola kely aza x) x)
@helenecassie9598
@helenecassie9598 Год назад
❤️🔥
@toavinaanselminorakotondra2684
tiko lotr ❤
@cynthopeux1072
@cynthopeux1072 5 лет назад
Oka fotsiniwaaaa❤️
@nirinaandrianavony1570
@nirinaandrianavony1570 4 года назад
2020 aiz dôly e
@andriniainaclarisserabehan8758
milay e hafa ihany ny tena hira mifono hafatra e
@anniejoson4826
@anniejoson4826 3 года назад
2020
@rindramalalarazafimamonjy1478
@rindramalalarazafimamonjy1478 8 лет назад
Marn zan grand ah ;)
@jeanlouis2687
@jeanlouis2687 7 лет назад
sur mlay 🤘🤘🤘🤘mafnartr eee
@iriananattiewilsonralay6110
@iriananattiewilsonralay6110 9 месяцев назад
2023 ❣️ Mampanembonembona ❣️
@rnnirnni3421
@rnnirnni3421 8 лет назад
Nice
@nissyandriann3322
@nissyandriann3322 8 лет назад
Tsara e! mankasitraka fa tena mahay mihira ny Malagasy, na ny tonony na ny feony, raha tohizana dia tena mahafinaritra
@herminerazafi
@herminerazafi 12 лет назад
ela be izany hira izany an!
@tovoniaina1110
@tovoniaina1110 10 лет назад
Reveko be ity vazo ity!
@hsn64
@hsn64 11 лет назад
Milay eeh!! :)
@ulrichmisata4092
@ulrichmisata4092 4 года назад
no-enregistré-ko tam radio zany tamzany. tam mbola K7!! milay ee
@arsenetsoa3215
@arsenetsoa3215 4 года назад
Mars 2020
@rakotonirainylalamampionon6874
@rakotonirainylalamampionon6874 3 года назад
2021 aloha de mbola eto ihan e!
@valeriemarinavoahanginirin3067
@valeriemarinavoahanginirin3067 3 месяца назад
❤❤
@user-qp3tk9tl7s
@user-qp3tk9tl7s 8 лет назад
AFA IAN N VAZO TALO KA
@ricoandrianirina9812
@ricoandrianirina9812 9 лет назад
mlay lotra mampanembona ny fahazazako (y)
@herytianaramalanto4963
@herytianaramalanto4963 7 лет назад
za mankafi finally e
@maheryarsene5545
@maheryarsene5545 2 года назад
2021 MBOLA MANKAFIHA
@rakotoarivelohasina5768
@rakotoarivelohasina5768 4 года назад
2020 :)
@dinarimalalarandrianarivon1408
@dinarimalalarandrianarivon1408 4 года назад
2019
@stony1695
@stony1695 8 лет назад
mankasitraka fa tena tsara eh!!!
@stony1695
@stony1695 8 лет назад
+Hasimbola Toavina Rakotodravao Fa everinao Fa tsi Tia antonii Ari Nbandy :p
@stony1695
@stony1695 8 лет назад
+Hasimbola Suur Euh :p
@zazamalagasy5843
@zazamalagasy5843 3 года назад
kiiiiii ni fahazazako le!
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 6 лет назад
nostalgie b marina izy zany!
@huanghui6332
@huanghui6332 Месяц назад
🥰🥰🥰🥰🥰
@falynyainaramavoharinaivo8042
@falynyainaramavoharinaivo8042 2 года назад
2021 fa mbola tia foana eh
@tianatiana4069
@tianatiana4069 Год назад
30 Juillet 2022 mbola mihaino foana e
@rasoafifie2374
@rasoafifie2374 5 лет назад
Merci Abass ,tiko le vazo a
@fetraratovomananjara7888
@fetraratovomananjara7888 7 лет назад
Mlay ranga a !! fa ny tsy azonko dia amzao tsy de misy otrzan tsony le hira
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 3 года назад
Decoufinement vita bac manala azy
@manamiarybrunoandriamiarin1729
@manamiarybrunoandriamiarin1729 3 года назад
2021 eeee
@rakotoarisonmalala489
@rakotoarisonmalala489 5 лет назад
2019 Iza no mihaino?
@narynary2522
@narynary2522 4 года назад
Rakotoarison Malalatiana ,za
@tahinahjose5055
@tahinahjose5055 11 лет назад
mlay eee!
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
mankasitraky indrindra e!
@hasiniainahantariliva5733
@hasiniainahantariliva5733 6 лет назад
Milay eeeeeeeeee
@HermanRakotomalala
@HermanRakotomalala 10 лет назад
ahatsiarovako ny taloh izy zan. falefanay dedicace t@ radio
@saholydidden1313
@saholydidden1313 8 лет назад
aoka fotsiny re ry Babass à! 😊
@tygaswagrakotoarison3858
@tygaswagrakotoarison3858 8 лет назад
mlay
@MLPC9
@MLPC9 11 лет назад
mba asivo parole e !
@marioandria3433
@marioandria3433 3 месяца назад
2024
@nambyrak2623
@nambyrak2623 6 месяцев назад
😢
@hasiniainaratsirahonanahan4088
mbl mankafy nay a
@thiers526
@thiers526 8 лет назад
aoka marina e!!!
@mialyramaroson8732
@mialyramaroson8732 8 лет назад
Avy aiza marina ny hevitry ty hira ty????
@dahrathol893
@dahrathol893 7 лет назад
am le oui a
@malalrose3126
@malalrose3126 6 лет назад
Misaotra eh
@andrianasoloantoniohugogui4693
Efa teto ty merci
@ozirehaos
@ozirehaos 12 лет назад
Aoka fotsiny fa mankarary fo!
@phanoelineralimariasoanjan4266
aoka fotsiny fa mankarary foooooo marina zany
@mamisoarasamimanana864
@mamisoarasamimanana864 5 лет назад
Zany vazo no mlay fa tsy ohatran'ny @zao
@lucrakotovao3906
@lucrakotovao3906 8 лет назад
ok e!
@dahrathol893
@dahrathol893 7 лет назад
zan ny vazo taloh e
@jydidi7882
@jydidi7882 6 лет назад
tiaku ein!!!!!!!!!!!!!!
@lucieblandinechristensemrasoar
@lucieblandinechristensemrasoar 3 года назад
mandramaty ny fitiavana azy e
@leonieleonie97
@leonieleonie97 6 лет назад
mlay e
@marceric1680
@marceric1680 11 лет назад
Abass eeeeeeeeee
@fidyrobinson8278
@fidyrobinson8278 6 лет назад
fa oviana kay io hira io no nivoka ?
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
Fidy Robinson t@ 2005 tany ho any
@lolitagarcia7919
@lolitagarcia7919 9 лет назад
milay e
@mialyramaroson8732
@mialyramaroson8732 8 лет назад
Lalainaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa/K
@nyantsocyber2536
@nyantsocyber2536 7 лет назад
aoka fotsiny wa f mankarary fo
@fabiusrusky9125
@fabiusrusky9125 4 года назад
mapâ
@christremi1900
@christremi1900 5 лет назад
zany nu nitaiz e
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
mbola teny @ EPP zay t@ nivoaka ty a
@maherydavidratovohary3122
@maherydavidratovohary3122 6 лет назад
Mbola mlay foana h@ zao tsy mety lefy
@fabiusrusky9125
@fabiusrusky9125 4 года назад
mapatsiaro ny talo ti vazo ty
@laudebernardin8578
@laudebernardin8578 4 года назад
Lasa ianao tsy niherika intsony Nandray lamba tapa-kevitra fa hiainga Any aminy angamba mahafinaritra kokoa Sahinao no nidila ny lalako Nefa izaho tsapako fa mbola tia Marary ahy ny tenako nanimbinana Tsy nampoiziko ianao hahavita izany Tampoka, tampoka tsy mahalehilahy Famerenana: Fony isika vao nifankalala Hoatry ny tsy ho faty ny aina Tsy nifankafohy, mifampitaritarika Mifanadala!! aoka fotsiny hoa an!! Lalaina an! hamonon-tena teo izaho Valio fa aleoko tsy mihaina tsy eo ianao Ho kaloiko fa ny amintsika ho doria Sanatria ny hivadika dia sanatria Ny hiafarany anagamba hijanona ho mpinamana Fitiavana mampikiky sy mampitomany Mankalao nefa tolo-Janahary Ekeko raisiko am-pitiavana Famerenana: Fony isika vao nifankalala Hoatry ny tsy ho faty ny aina Tsy nifankafohy mifampitaritarika Mifanadala!! Aoka fotsiny fa mankarary fo Mankarary fo..
@mioraanja7717
@mioraanja7717 7 лет назад
tsara b le hira ,tena t@ za mbola vo 7ans d efa aiko ty hira ty
Далее
Tovolahy - TSELATRA
6:04
Просмотров 132 тыс.
Apost-Ramalala[Low Quality]
5:33
Просмотров 9 тыс.
Я нашел кто меня пранкует!
00:51
КАКОЙ У ТЕБЯ ЛЮБИМЫЙ МАРМЕЛАД?
00:40
Green - fo roa
4:52
Просмотров 310 тыс.
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
Просмотров 118 тыс.
Vata kely
5:14
Просмотров 9 тыс.
Fakr - Tam3
5:10
Просмотров 40 тыс.
apost / apokalipsy.flv
7:09
Просмотров 130 тыс.
Jamaika
5:42
Просмотров 7 тыс.
IRAIMBILANJA - Mizora
5:36
Просмотров 205 тыс.
Oladad - Agnao
4:46
Просмотров 534 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 133 тыс.
GREEN - Teo ianao
3:56
Просмотров 100 тыс.
5УТРА - Белая полоса
3:13
Просмотров 159 тыс.
GODZILLA
2:09
Просмотров 387 тыс.
Ozoda - JAVOHIR ( Official Music Video )
6:37
Просмотров 8 млн