Тёмный

AZA MIFANAMBANY @ RESAKA ASA ISIKA ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 2,6 тыс.
50% 1

SATRIA TSY MITOVY DÉPART , NY FANANAN'NY RAY AMANDRENY sns ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Опубликовано:

 

11 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 25   
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 6 месяцев назад
👋Mifanohana daholo n'y asa rehetra fa tsy misy asa ambany oh: raha tsy misy ny mpaka fako d maloto ny tanana ,ny mararymila mpitsambo raha tsy misy ny tantsaha inona no hohanina dikany tokony tsy hifanambany fa tsy ho Directeur daholo akory fa mifameno Zay tsy mahay sobiky mahay fantan Bary samy manana ny hanitry ho azy👏👏👍
@inayatsama6059
@inayatsama6059 6 месяцев назад
Entièrement d'accord avec toi Mr koto 👏👏👏🙏🙏
@tianafermier1099
@tianafermier1099 6 месяцев назад
Tena d' accord aminao
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
Marna zany Koto a. Ny asa tsara daoly , fa miankina@firenenena iasana ko. Ra ohatra ka miasa ka tsy maita mihoatra ny 5 Euros/ jours de ianao no maita azy par rapport @inflation sy ny mode de vie-nao ao. Jereo ny bareme aty ivelany, manome lanja ny mpiasa (ararakaraky ny categorie). Isanjato vitsy fotsiny no maita an zany ao Mada (ra maita aza/ mety tsy aita mitsiny mandrapahafaty).
@bilakely1287
@bilakely1287 6 месяцев назад
Ialahy ve letsy receptionniste dia mitomany ho procureur ka aiza no tsy ambanin'ny olona!
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 6 месяцев назад
Raha miasa amin‘ny Restaurant luxe ianao 1500 ch ny pourboire par mois mila fianarana manokana mihitsiny sady manao stage aloha vao miasa fixe
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
❤, mety maazo mihoatra aza (jereo ny cas any Dubai/ Jumeirah Restaurant)
@francklinrandriamiaranirin9840
@francklinrandriamiaranirin9840 6 месяцев назад
zay mihitsy za aza efa 20 taona zaho vo niala madagascar ancien mpiambin'aomby tonga taty nianatra et diplomé ny genie climatique (domaines specialisé en installation des appareils sanitaires et thermique) raha tany madagascar za tsy nahavita zany satria ny olona manana potentiel tsy rarahina any hezaka dolo ny zavatra rehetra fa tsy misy mahana avy any andanitra zany mihitsy tsy misy asa ratsy fa refa mahavelona anao de zay important.
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
@acharaz6926
@acharaz6926 6 месяцев назад
Tsy misy asa ambany e !
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 6 месяцев назад
Tsisy asa ratsy izany fa ianao ihany no manambany ny asany
@christophecolombe8593
@christophecolombe8593 6 месяцев назад
Mbola manao comparaison ihany ianao zany Koto a Tsisy asa ratsy afatsy n'y mangalatra ihany. Ianao ihany no manambany azy. Refa asa Dia tokony hampiasaina saina daholo e Fa miankina aminao miasa manao azy io, Zay le hoe miankina aminao ihany io ry tovolahy, Hahahahahahah
@chris-cybersec6509
@chris-cybersec6509 6 месяцев назад
zah zao mpitondra posy aty Suisse, avec 3 langues Allemand - Francais - Italien 😉
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 6 месяцев назад
Miarahaba anao tompoko ! Mba ataovy matotra re ny fifanakalozan- kevitra tompoko ! Any a Suisse tompoko tsy misy Posy mitondra olona , fa raha Posy fitaomana entana eny @ Aéroport no tinao lazaina dia ekeko ! Tsy misy asa ratsy izany ny eto ambonin'ny tany , isika Malagasy dia anisan'ny olombelona miavontsifeno ! Koa tsy tokony hatao mahagaga raha mahantra sy mahantra saina ny maro ! Mirary anao tompoko , mba tsy hoany @ izany toe- tsaina izany tompoko ! Bonne chance @ fiainana tompoko ! Masina ny Tanindrazans !
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
😄ararakarak ny "posy oentina" io, fa eni- taona zay no nivezivezeko sy niainana taty suisse (tao anatiny canton 5), fa tsy itako aloha zay posy sy mpitondra posy.
@chris-cybersec6509
@chris-cybersec6509 6 месяцев назад
@@fleurettekobel2490 es sieht so aus ob Sie können mich verstehen !!! Für mich es geht nur um Entertainment mehr nicht. Und wir alle wissen das in der Schweiz gibt es kein Posy oder 😅. Bitte nehmen Sie locker 🤙🏽👍🏽
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
Oké, ik begrijp dat dit slechts entertainment is vergeleken met je antwoord@@chris-cybersec6509
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 5 месяцев назад
@@chris-cybersec6509 Es gibt Leute, die ernsthaft diskutieren wollen, und man sollte sie auch respektieren, vor allem, weil das Thema ernst ist, weil es das Leben vieler Malagasy in Frankreich, der Schweiz und anderswo betrifft.
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 6 месяцев назад
Ny resaka hoe misy asa ratsy na tsia na hoe misy épanouissement na tsia dia mitombona. Saingy izao koa : ny asa dia "marqueur social". Raha miresaka amin'olona ianao na misy fotoana mila milaza hoe inona ny asanao dia tsy mitovy ny fandraisan'ny olona ny valiny. Samy hafa ny hoe "boucher", "enseignant", "avocat", "maçon" na "réceptionniste". Na tsy hanao fampitahana aza ianao, na tena ouvert be aza ianao, raha eo amin'ny fiarahamonina dia tsy mitovy ny fomba fandraisan'ny olona ny asa samy hafa. Valable io na ay USA na any Brésil na any Suisse na any France na any Maroc.
@hanitranil4489
@hanitranil4489 6 месяцев назад
Serveur zany tsy mahavelona any Dago fa aza reaahana zvtr tsy fantasy ny gasy.....
@ArmandMamba
@ArmandMamba 6 месяцев назад
ny misotro/ minana (fa tsy serveur) sisa no iveloman'ny sasany any Dago. Ny vahoka aza zara fa velona (na miasa na tsy/ na mino na tsy)
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 6 месяцев назад
Mi-se justifier indray i gidro fa vendrana be ny asany. Izahay chirurgien tsy mila manazava,tsy mila dedaka
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 6 месяцев назад
Mba mahalala fomba tompoko , na dia tsy tiko bika, na tsy tiko tarehy ilay olona, fa tena tsy mahalala fomba mihintsy , ary tena manambany atsika samy Malagasy ! Izao toe- tsaina toy izao mihintsy no hahitan- doza @ anjara fiainana eto an- tany ! Misy ny tohina , rehefa ratsy saina mankahala ny hafa !
@Smymahl
@Smymahl 6 месяцев назад
Débile b ko zany vidéon i Koto bé Kibo zany mahay n'y asany izy matoa manao demande n'a asa serveur fa TS hoe conducteur d ampitahaina @ serveur 🤣🤣🤣EFA lany fika tssss Samy @ asany Io fa tsis ambany
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 5 месяцев назад
Enao koa ohatran'ny vao nisotro bex, tsss.
Далее
🍏 Устарели ОФИЦИАЛЬНО! 🤡
00:32
iPhone 16 - презентация Apple 2024
01:00
Просмотров 129 тыс.
Новый уровень твоей сосиски
00:33
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
35:20
Просмотров 1,1 тыс.
NDAO INDRAY HANDINIKA FIARAHA-MONINA ...
8:06
TSY OHOTR’ IZANY NO ANTSOINA HOE FITIAVANJANAKA ...
8:06
FAMPIANARANA NY ANTSOINA HOE SANGAN' ASA ...
21:32
Просмотров 1,1 тыс.
NY AINGAM-PANAHY n’ ARTISTA ...
5:22
Просмотров 844
🍏 Устарели ОФИЦИАЛЬНО! 🤡
00:32