Тёмный

AZA OMENA TSINY i Andry RAJOELINA FA MBA MANAO IHANY IZY ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

RESAKA FIFIDIANANA DEPUTÉ DE MADAGASCAR ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 40   
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 2 месяца назад
Efa any suisse i Andry rajoelina ,sao hihaona aminy ianao !!😂😂😂
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 3 месяца назад
Kkkkkkk Io indray koto s'y n'y talentany tsarabe le vidéo super.
@brindaferover6564
@brindaferover6564 2 месяца назад
Y toz mivadika indray koto
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 3 месяца назад
Akory aby isika malagasy ❤🇲🇬ka izao anie no izy : efa tandra vadikoditra @ i Rajoelina ny fampielezankevitra vantany vao voafidy t@ 2019 izy dia propagande foana no tena manavanana azy ka tsy misy mahasahy manoro azy ny tena anton’asany 🤷🏿‍♂️ka ho hitantsika eo @ny 29 mai mahereza ry havako aby oh ❤🥰
@user-oz4nh9wr6c
@user-oz4nh9wr6c 3 месяца назад
Tsy marina mihitsy hoe tsy misy mahala ny toerana alehandRajoel fa aza mirediredy,
@fanjadoris
@fanjadoris 3 месяца назад
😂Aoka hazava fa tsy ny filoham-pirenena no ferana tsy mahazo mitokana ny zava-bita !!! Tsy misy resaka an'izany velively ny lahateny filohany HCC fa kosa ferana ho an'ireo Député manaiky ny hilatsa-ko fidiana ny tsy fahazoan-dalana mitokana ny zava-bita fa tonga mihatra @ ampahany vato azo sy manontolo ny fanafoanana tanteraka izany....NB tsy misy resaka présidént de la république ny voalazany lahateniny tao n'a de averina injato amparivo izany
@Domba-le2df
@Domba-le2df 3 месяца назад
Efa mitapy ko le kindinavany ity
@user-sadika
@user-sadika 3 месяца назад
Ahitriko fotsiny ho anareo ny mikasikan'ny lalam-panorenena, eo @ilay article resaka probagandy, fitokanana, fanomezana zavatra. .Ilay izy tsisy milaza mihintsy fa ny filoha no tsy mahazo mananao an'izany, fa ireo kandida , toy ny fifidiana rehetra.Ny mpiasampanjakana eo ampiarin'asa no tsy mahazo mandray anajara @izany.Ilay mpnanao analyse koa moa toa tena avaram-pianarana be, ka mahay manazava @ny heritreriny , fa zavatra tsisy mitombona mihintsy.
@rovasoaharivonyrazafindrab5201
@rovasoaharivonyrazafindrab5201 3 месяца назад
Hahaha, raha misy ny mpiasam-panjakana sy mpiasam-bahoaka voalohany indrindra dia Andry Rajoelina .... aza aseho vahoaka ny hadondrenana e!!!
@Smymahl
@Smymahl 3 месяца назад
Fa mpiasan Inn Rajoelina??? Mpiasampanjakana iringiriny izy tompoko ooo! Izy indrindra no lohany Ary tokony hanakana ny mpiasampanjakana rhtr Ary n'y fananampanjakana rehetra ts ampiasaina @ propagandy Dia ahitsy no fiteny fa tsy ahitry azafady
@ArthurLaiJean
@ArthurLaiJean 3 месяца назад
Mangina aneo no mahazo avy aminy any e fa tsy hitan'ny maso be anao io ve Ty tsy fandriampahalemana MBA mieritrereta
@Smymahl
@Smymahl 3 месяца назад
🤣🤣🤣tous les moyens sont bon eeee
@sehenorahary-nq7hl
@sehenorahary-nq7hl 3 месяца назад
Koto a kkkkk
@toxrazman1175
@toxrazman1175 3 месяца назад
Ts ho takatry ny niveau t2 zany resakao zany Koto ah!
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 3 месяца назад
Izaho koa dia gaga @ "Firaisankina" hoe hitory eny @ HCC. Efa fantatra mialoha fa ho "azo raisina" ihany izany fitoriana izany fa tsy maintsy hatao interprétation ahazoana mi-comprendre an-dRajoelina. Ahoana koa no hanakianan'i Koto ny vondrona Isika Rehetra Miaraka @ Andry Rajoelina? Angaha any Frantsa tsy misy "isika rehetra miaraka @ Macron"?
@ortenciakalomaro164
@ortenciakalomaro164 3 месяца назад
Kkkkkkk ll tena Marina izany eee Kkkkkkk
@RaharisoaPerpetue
@RaharisoaPerpetue 3 месяца назад
Efa naveriko indro mihaino ty video ity Vao azoko ny tinao resahiny . Fa ho Maro ny olo tsy ahatakatra ity video ty
@lantz-258
@lantz-258 3 месяца назад
@user-gv6vf6kz2k
@user-gv6vf6kz2k 3 месяца назад
MAMPIESONA
@user-rp2xq4qd8v
@user-rp2xq4qd8v 3 месяца назад
Tsy mamely ela ry zokibe menatra ra ela
@weefiweefi6639
@weefiweefi6639 3 месяца назад
Tiako fanaovana azy Koto 😂😂😂
@user-oz4nh9wr6c
@user-oz4nh9wr6c 3 месяца назад
Aza mitapy ry Koto,ianao Na ilelaka an' Andry RAJOELA aza efa anaty lisitra maity
@claraanita6161
@claraanita6161 3 месяца назад
Ke ny vahoaka tsimety misy betro mba hitsinjo ny hoaviny ke abakainy Rajoelina ke dikaviny le Lalana misy ary efa voavidiny aby CENI SY NY HCC DE lasa izy panao propagande ke 😅
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 3 месяца назад
Manao ino i Andry Rajoelina Français io ry Koto, manao famonoagna firenena sa fangalarana harenam-pirenena ? Hoanazy sy ny foanakaviany.
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x 3 месяца назад
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@user-fm1ib2zd1y
@user-fm1ib2zd1y 3 месяца назад
Mivadibadi dela fa taloha ianao , tsy mamely mpitondra fa ianao anisan mamono olona tsy efa itanao tsy anasa betsaka ianao miovaova palitao
@acharaz6926
@acharaz6926 3 месяца назад
Ialahy aloha ry Koto....!!!!
@user-rp2xq4qd8v
@user-rp2xq4qd8v 3 месяца назад
Mana y ela
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 3 месяца назад
Jusn’orange + jusna manga
@malalarakotomalala2608
@malalarakotomalala2608 3 месяца назад
Maneso ve Koto izany eee kkkk zay indray tsitako
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 3 месяца назад
😂😂😂🎉
@jackomoch
@jackomoch 3 месяца назад
😂😂😂😂
@papathirisha7546
@papathirisha7546 3 месяца назад
😂😂
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 3 месяца назад
F‘angaha moa ianao ry Koto tia ny Rajoelina ndray ! Ianao mitatata manaratsy an‘i Rajoelina amin‘ny you tube isan’andro sa tsy mahita tenenina intsony,mivadibadika be ihany ny hevitrao!
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 3 месяца назад
Aiza kosa de Maty ho azy kkk
@4devmada355
@4devmada355 3 месяца назад
Gravy be koa ilay ironie letie kkkkk .
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 3 месяца назад
Mahazo tsiny ndray enao ry koto fa tsy ho takatry ny olona ny heso teny ataonao io kkkkk
@user-fm1ib2zd1y
@user-fm1ib2zd1y 3 месяца назад
Ianao imba makanesa aty
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 3 месяца назад
Pourquoi ❓❓❓
@juliettefety3680
@juliettefety3680 3 месяца назад
Fa kory Koto zegny? Niova ny fomba ny fijerinao an’Andry R???
Далее
GASY FOMBA KOBA NY TALATA NY  11 DESAMBRA 2016
26:57
Просмотров 21 тыс.
لدي بط عالق في أذني😰🐤👂
00:17
HAVOTAFO DU 19 MAI 2024 BY KOLO TV
1:36:07
Просмотров 3,3 тыс.
Andry Rajoelina et Dada Ndri 2
8:47
Просмотров 124 тыс.
Românul Moldovean Ion Rotaru
33:49
Просмотров 3,7 тыс.
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
35:20