misaotra e!! mahafinaritra ery ni mihaino D GARY aty antany lavitra aty !! otrany any dago ihany e!! zahay aty aminy SUD refa hiakatra PARIS dia ao anaty fiara ny hira ny d gary na ny ankizy aza makanafy e!! misaotsy ragnadria!!!!
Nandeha Toliara fa tsara .Tonga Anakao Saint Augustin..Lay Madagasikara mihitsy no tsara..Mapte hipoly..Langouste,plage,ranomasina,Trondro,buissons...ny mponina tsara fandraisana..maro kolontsaina ..saingy mitaraina aby ny vahoaka am jaly ataon ny mpitondra...
“Dikao mbelahy gnaloha,f’Ihorombe tsy mihemotsy koa” “Dikao rangahy ny eo aloha fa Ihorombe tsy mihemotra” “Franchis ce qui est devant mon gars, Ihorombe ne recule pas”