Тёмный

Tselatra - Rainay ô 

Ando Rak
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 1,9 млн
50% 1

hira evangelika malagasy

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 258   
@gabiegabriella7577
@gabiegabriella7577 Год назад
Rainay O ! Ato anaty lalina No miantso anao izahay Mba henoy ny vavakay a a a ! Rainay O ! Indro atolotray ho Anao Fo sy saina, sy fanahy Mamindrà fo, mamindrà fo aminay Indro solafaka izahay, ie, ie Ka miandrandra ny tananao Fanantenana, Famonjena No irina avy Aminao Mba raiso ho eo ankaikinao Fahasambarana, Fiadanana No irina avy Aminao eh Mba raiso ho eo an-tratranao Rainay O ! Ato anaty alina Mivavaka eh Miantso ny anaranao Ray O, Ray O Atolotray ho anao Fo sy Saina ary Fanahy Nefa izahay mora ambakaina eh Ka miantso Anao hiaro ny dia Fanantenana, Fitiavana No irina avy Aminao Mba raiso ho eo ankaikinao Fahasambarana, Fiadanana No irina avy Aminao eh Mba raiso ho eo an-tratranao (Izaho, efa mahalala eh Ianao mpanome fifalina ary koa fahazavana Izaho, efa mahay iooo Fa ny Finoako, fa ny Finoako, no entako izay tena tsara) in 2 Ray O !
@sakinatkaoussar2719
@sakinatkaoussar2719 5 лет назад
2019 zah taloh vo maheno an ity hira ity miazakazak mihintsy mandeh mihaino azy akaiky tiko hatr@ faha keliko ity hira ity hatr@izao 😢
@davidarazakantoanina340
@davidarazakantoanina340 8 лет назад
Seigneur t'a choisi , IL T'AIME , persévère dans sa grâce et sa bonté jusqu'à son retour , je prie pour que son onction coule en toi , n'abandonne jamais , il est avec toi jusqu'à la fin du monde , ton frère David qui t'aime de L'AMOUR du SEIGNEUR
@thierryrakotondratsiory5508
4 u
@sambatraralaijaona3393
@sambatraralaijaona3393 Год назад
Caeq
@rasoaguilbert
@rasoaguilbert 11 месяцев назад
Âmen
@eliechristianerasoloarison6936
@eliechristianerasoloarison6936 4 года назад
2020 ihany isika izao fa tena mbola tsy lefy eeeee. Dieu est bon.❤
@romilahrazafindrasoa8333
@romilahrazafindrasoa8333 4 года назад
marina zan
@rsergec
@rsergec 4 года назад
@@lilyhersilia2115 Qmqm} aaaa11
@christianbeatricejeniah6675
@christianbeatricejeniah6675 3 месяца назад
2024 / 11/ juin❤❤
@blacksanji2490
@blacksanji2490 6 лет назад
un petit j'aime pour tout ce qui ecoute 2018
@ainarazanajao9405
@ainarazanajao9405 5 лет назад
Un commentaire pour celui qui l'écoute en 2019 UwU
@PaNiKkZz
@PaNiKkZz 4 года назад
2020
@mcmillionnicolas4156
@mcmillionnicolas4156 4 года назад
Привет из Москвы 2020
@fitmarnyhrakotomanana8302
@fitmarnyhrakotomanana8302 3 года назад
2021
@maculgiavoahirana7930
@maculgiavoahirana7930 5 лет назад
Merveilleuse chanson Ça rapelle des souvenir 😍👌🏼
@rasoarimanampyleontineloui4394
Na ny tonon-kira na ny feony dia tena tsara,manentana hatoky fa ao amin'ny TOMPO ny tsara rehetra hoentina mivelona eo amin'ny fiainana,mankahery ny mpamoron-kira sady misaotra amin'ny aim-panahy ifampizarana
@razanaclaire
@razanaclaire 8 лет назад
Jesosy Tomponay mamindra fo aminay ka henoy tokoa ny fitarainanay mba hanasitrananao ny tany sy ny firenenay
@김미란-g4m
@김미란-g4m 7 лет назад
tsika ary ty vao may mihamahantra 😭😭😭😭
@ranarisonandryherivonjy7329
@ranarisonandryherivonjy7329 6 лет назад
Amen
@raingosr.9050
@raingosr.9050 6 лет назад
Belle musique et Belle voix. Gloire à toi Seigneur jésus christ. Amen
@rasolofomananajeanberchman1166
27 janvier 2019 tena mbola mafilotra be !
@nadiavictor2851
@nadiavictor2851 3 года назад
2021❤️❤️❤️❤️on n’arrête toujours pas d’écouter cette chanson 🥺😭❤️ ..tiakou loatra🙏🏻😭
@ralainirinaberthine9530
@ralainirinaberthine9530 6 лет назад
hoanyAndriamqnitraIreryVONINAHITRA
@fanjaly1239
@fanjaly1239 5 лет назад
Tiako be le feo MITRENA mitaraina hoe Fahasambarana fiadanana no irina avy aminao ka raiso eo an-tratranao. - - - manga feo! ohatran'ny mivavaka mihitsy izy mihira azy ka mambabo fo!!! AMEN
@mahitatsara3539
@mahitatsara3539 6 лет назад
C'est beau!!! Mahafinaritra ny mihaino azy rehefa rerak ny fiainana iny ....
@김미란-g4m
@김미란-g4m 7 лет назад
Jesosy a!,mb mamindra fo mo e😭😭😭😭,tsy ef mb ampy ve zay !!!
@safidybryze9485
@safidybryze9485 8 лет назад
Rainay tokoa ianao JESOSY!
@chantalgilezy9005
@chantalgilezy9005 10 лет назад
Amen. Tena tsara be ♡
@rollandrakotondranaivo3144
@rollandrakotondranaivo3144 4 года назад
2020 mbola ao tsara
@tolotranirina6515
@tolotranirina6515 7 лет назад
Mankasitraka Tselatra fa tsara tokoa zany hiranao zany Mila ny famindra-pon'Andriamanitra tokoa isika!
@hifalianarandriamboavonjy9006
@hifalianarandriamboavonjy9006 6 лет назад
TOLOTRA NIRINA 1 Mo
@yasminahjanick8651
@yasminahjanick8651 5 лет назад
2019 ?❤️
@mbotygidiola1506
@mbotygidiola1506 8 лет назад
tsaʀa ռʏ ʍɨɦɨʀa ɦօ aռ 'ɨ Tօʍքօռ-tsɨҡa 💖💝👌
@haichabezandryrajabaly1942
@haichabezandryrajabaly1942 4 года назад
Gloire à toi seigneur ❤️
@rogerrakotomizao5536
@rogerrakotomizao5536 2 года назад
Tena tsara leitsy ah. Tena mangorovitsika aho mihaino ity hira. Dieu te bénisse.
@laurenceraharisoa9372
@laurenceraharisoa9372 Год назад
Misy hiran'i Lija tsy mbola eto @youtube, mandeha matetika @radio Don Bosco, mba azo alefa eto ve azafady ?
@raveloravelona6944
@raveloravelona6944 8 лет назад
mijery sy mihaino 'ty hira ty foan rehf mahtsiaro vizana sy mila hery vaovao hiatrehina ny tontolo andro e!!!
@officialsneddyyt2244
@officialsneddyyt2244 8 лет назад
Ity hira ity dia vavaka vita ho azy, mafonja ary fanatrehan tena
@mariede7804
@mariede7804 2 года назад
Tena tiko be dia be. Za tsy Leo mihaino en boucle. Bravo ! Ho tahin'ny Raintsika🙌🙏
@fanjarahantamalala2671
@fanjarahantamalala2671 7 месяцев назад
2024 mbola ts lefyfa tsara foana ilay hira .
@ratiarisontojoniainaalain7696
@ratiarisontojoniainaalain7696 11 лет назад
Slt, tena misaotra fa manampy amin'ny andro sarotra tokoa ny torohevitrao! Grazie!!!
@harisoaclarisserazanabahoa9492
@harisoaclarisserazanabahoa9492 Месяц назад
Tsara foana tena mpakafy eee .merci foana foana
@tsioryfaniry2020
@tsioryfaniry2020 3 года назад
Ataoko hoe diso click tamin'ny smartphone kely ecran ireo midislike 145 ireo
@nanamilani6358
@nanamilani6358 8 лет назад
maniraka hivavaka mintsy le hira mankasitraka e
@mbotygidiola1506
@mbotygidiola1506 8 лет назад
tsaʀa ռʏ ʍɨɦɨʀa ɦօ aռ 'ɨ Tօʍքօռ-tsɨҡa 💖💝👌
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 10 лет назад
Tena tsara mihitsy ity tonon kira ity msaotra tselatra a
@judithsofia4627
@judithsofia4627 4 года назад
O Rainay o, anaty lalin'ny Covid, Ray o .... ato anaty alina Ray o, .....FANANTENANA, FITIAVANA amin'ny samy Malagasy Ray o ....
@fleuriarahantarisoanote9342
@fleuriarahantarisoanote9342 7 лет назад
Andriamanitro amindrao ni fonao izahy Malagasy @ anaranao velona & manjaka ato.amponay no angatahanay an'izany .Amen .
@rayakolatiana4608
@rayakolatiana4608 8 лет назад
Tsara loatra, io n'y hira tian'ny dadanay !
@angelo5951
@angelo5951 6 месяцев назад
paques 2024😍
@patrickrapacombes843
@patrickrapacombes843 10 лет назад
Rainay ô, garde nous près de toi. Amen
@drabako7069
@drabako7069 6 лет назад
Hasambarana , fiadanana no irinay avy aminay ....mafy ny ady ndtaindray
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 года назад
Tsy mety leo oa za TSARA Aaaaaa
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 года назад
Tsara b hihaona k handray an Jesosy Kristy hoTompo sy Mpamonjy anie nareo ,❤️❤️❤️❤️👍👍👍
@Ralandison1
@Ralandison1 10 лет назад
Raiso ho eo akaikinao sy eo an-dratranao lalandava , Ray ô !!
@randriamananjaranantenaina4442
@randriamananjaranantenaina4442 10 лет назад
MIVAVAKA HOANY TANINDRAZANA E 2014
@yvesrakotozafy6061
@yvesrakotozafy6061 4 года назад
Mankasitraka hatrany , tsara be ainga-mpanahy /France 2019
@gasymotivation1044
@gasymotivation1044 Год назад
2023❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉
@julesramananjaona6059
@julesramananjaona6059 5 лет назад
Malakasy isika ary nivavaka tamin'ny Nahary ny razambe-tsika, io no nantsoiny hoe Yanahary (Zanahary amin'ny faritra sasany fa fomba fanononana ny Y ho Z fotsiny); misaotra betsaka amin'ny tarika tselatra fa manome hery ny mihaino ity hira ity !
@georgetterazafinirina7102
@georgetterazafinirina7102 6 лет назад
Arotsahy aminao ny FAHASOAVANAO ry TOMPO
@eugenierazafimbelo1976
@eugenierazafimbelo1976 6 лет назад
Impiry solafaka moa Tselatra? ao anaty hira ny valiny, hihihi
@vivianechristian9901
@vivianechristian9901 6 лет назад
Tsara b le hira ary mirary so ho antsika vahoaka malagasy ary misaotra tarika tselatra manokana
@granfenrir517
@granfenrir517 3 года назад
2021 🔥
@mmemahefasoa1594
@mmemahefasoa1594 9 лет назад
tian-janako lahimatoa be ity hira tany Madagasikara,toa tsy tsaroako nihaino ity izy hatr@ nahatongavanay taty an!
@norosoarasolomalala4953
@norosoarasolomalala4953 6 лет назад
Tsara be ilay tonombavaka fa misaotra ny tarika Tselatra. Misaotra Lija 😘
@izk6b727
@izk6b727 6 лет назад
respect
@nofymiary8097
@nofymiary8097 8 лет назад
tena tsara le hira ekena
@mayagasy7711
@mayagasy7711 6 лет назад
mbol zaza zah t@hira ty nivoak f hatramizao mbol tiako fogn😊
@ghislainemauvais2607
@ghislainemauvais2607 6 лет назад
Hira tena tsara io ,, misaotra frère alpha et Omega , début et la fin , commencent et le dernier
@oiram61919
@oiram61919 13 лет назад
tiako be zany hira zany merci sady ilay feo tsara be izy roa
@amilioomarnuell0214
@amilioomarnuell0214 8 лет назад
Miantso anao zahay ray ô
@elhadelhad79
@elhadelhad79 5 лет назад
24 octobre 2019
@christineralisoa-dussans4477
@christineralisoa-dussans4477 5 месяцев назад
Belle priere
@ramananjoelinafredy8435
@ramananjoelinafredy8435 8 лет назад
tsara Be é -misaotra
@estelaelina269
@estelaelina269 8 лет назад
Miantso ny anaranao zahay mba henoy ry rayoooo!tiako be ilay hira misaotra nareo Tselatra😀
@nomeinysoamariekekelyrovy3662
@nomeinysoamariekekelyrovy3662 7 лет назад
Ampio zahay jesosyooooo.
@ascfaascfa9309
@ascfaascfa9309 2 года назад
2022🙏🤲mbl mankafy hatrany² Miandrandra Anao izay isanandro Jesosy kristy tomponay oo 🙏🤲🙏🤲
@elhadelhad79
@elhadelhad79 5 лет назад
Mamindra fo aminay tompo ô.🙏😢
@tosymihaja7219
@tosymihaja7219 7 лет назад
tena tsara e tena aho anaty lalina isika mazoto mivavaka hatrany art mahereza daholo
@christinechristine7179
@christinechristine7179 4 года назад
Hatra @2020 zao mbola mihaino hity fona aho tiko loatre
@estelaestelinemarnoelleame1046
Misaotra fa tsara be ilay hira
@aminamiroir821
@aminamiroir821 5 лет назад
Misaotra betsaka ry tarika Tselatra fa tena manome hery sy tanjaka avy amin'Andriamanitra Ray ny hiranareo izay iarahan_tsika mivavaka sy mitalaho aminy.ka aoka samy hitombo finoana sy tsy mety kivy isika rehetra amin'ny alalan'ny Tompo .Amen
@harryrandria782
@harryrandria782 8 лет назад
dera ho an'ny Ray masina any andanitra amin'ny anaran'ny jesosy kristy
@asrstudioprod
@asrstudioprod 28 дней назад
Mankasitraka namorona sy nizara ary namela ity, tena mipaka any anaty ra any mihitsy :)
@celestinrabenandrasana532
@celestinrabenandrasana532 6 лет назад
Misaotra @hira fampaherezana deraina ny tompo
@hantarahobison9934
@hantarahobison9934 6 лет назад
Ray .o mamela ny.helokay
@nianjaleon5754
@nianjaleon5754 7 лет назад
tsara tsy mety lefy
@olivierandriamihaja8538
@olivierandriamihaja8538 6 лет назад
io hiany mantsy ny vavako
@giuseppelinora6109
@giuseppelinora6109 9 лет назад
Tsara be eh sady mankasitraka
@josetteduchet8544
@josetteduchet8544 6 лет назад
Rainay ô ato anatiko alina aho
@rodolphrakotoarisoa7631
@rodolphrakotoarisoa7631 8 лет назад
mankasitraka eh;maniraka ny olona hivavaka mintsy le hira
@sitrakiniainaorinah844
@sitrakiniainaorinah844 8 лет назад
Tena misaotr nareo mpanankat fa ten afamp tsar ny tenak mihen ilay hira sad mampatsiar be ny an amin tan mis ah mits okok #Tsalatra
@ralisalucien5145
@ralisalucien5145 2 года назад
MISAOTRA RAHALAHY TSELATRA. Amin'ny finoana an'i Kristy sy ny Fiderana ny Anaran'i Ray Andriamanitra no angatahihiko ny ny Fahasoavavanan'i Tompontsika ho aminao cousin akaiky. ( Promotion isika tao Mahamasina) .La Ribambelle no ecole-tsinka voalohany)
@andomalala1230
@andomalala1230 6 лет назад
tiako lotra le hira ao tsara ,mankasitraka ,ny Tompo iaino ny vavaktsika
@clauthildefrancine578
@clauthildefrancine578 4 года назад
Ts mety leo an ity hira ity mits zah ...💖
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 8 лет назад
j'adore
@fenosoa8546
@fenosoa8546 8 лет назад
tsara e , Rainay o indro atolotray anao fo sy saina sy fanahy mamindra fo @ nay
@mireilleramiandrisoa3897
@mireilleramiandrisoa3897 3 года назад
Hiran i Papanay😍😍😍😍 indrisy fahatsiarovana sisa...papa
@andrianasoloantoniohugogui4693
merci
@pamelamalala6121
@pamelamalala6121 6 лет назад
Ray oh ato anatiny lalina no miantso anw mba raiso eo antrantranw
@sheikakanto2444
@sheikakanto2444 6 лет назад
2018mbola makafy hatrany 😍😍
@vivianechristian9901
@vivianechristian9901 6 лет назад
Tompo ooo vonjeo tanindrazana aza havelanao irery izahay tompo ooo amen
@rana0012
@rana0012 10 лет назад
Mahafinaritra
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 8 лет назад
tsara be eeeeee
@ravohemanarimarina7003
@ravohemanarimarina7003 6 лет назад
misotra fa tena tsara,vavaka feno de feno tokoa,tsy haiko ny tsy hiaino azy isanandro!
@ranjede3838
@ranjede3838 8 лет назад
iny Jari,rasta
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
tiako eeee
@ghhjhgcbbnn6336
@ghhjhgcbbnn6336 6 лет назад
Rainay ô mamindra fo aminay ianao
@daulier4814
@daulier4814 6 лет назад
Merci Éric ! Magnifique chanson , que Dieu te bénisse ! Ça me rappelle 67 ha en te voyant ! Pendant ma jeunesse !!!
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
"Rainay o! Mamela ny hadisoanay !" Tsara le hira....fa misaotra betsaka: Rock masina !
@rabajaris2265
@rabajaris2265 7 лет назад
antsika aby ny vavaka eh
@andryrakoto3720
@andryrakoto3720 8 лет назад
misaotra,
@mickaelnantenaina3343
@mickaelnantenaina3343 4 года назад
fanantenana; famonjena no hiriana avy Aminao amizao vanimpotoan'ny corona virus izao
Далее
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
Andriamanitro - Tarika ny Hasina
5:58
Просмотров 190 тыс.
МАЛОЙ ГАИШНИК
00:35
Просмотров 225 тыс.
Lola - Mpamindra fo Izy
4:36
Просмотров 823 тыс.
Tselatra - Fiderana
6:21
Просмотров 147 тыс.
Tamberina rija ramanantoanina njakatiana
29:15
Просмотров 339 тыс.
Mbola ho tsaraina - Rija Rasolondraibe
4:36
Просмотров 470 тыс.
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
5:26
Rakoto Frah - Rehefa maty aho
5:41
Просмотров 158 тыс.
REMIX  DADAH DE FORT-DAUPHIN.mpg
10:51
Просмотров 1 млн
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
Просмотров 3,8 млн
'Lay Jesosy Fitiavana
4:45
Просмотров 1,3 млн
Mage4 - Maratra Hambo-po
5:18
Просмотров 77 тыс.