Тёмный

Ifanihy (Le mena)_montage.flv 

basymikroskopika
Подписаться 359
Просмотров 314 тыс.
50% 1

Le mena: Tantaran'ilay mpanjono, izay nandrasan'ny ao an-tanàna...kanefa lasa nialoha làlana!

Видеоклипы

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 105   
@vololonirinarabarinarivo5413
Indray takariva sembatsemban-drahona, Teroa ambinan’Itsilazaina ilay falehako Ny lakan-kely iray natopatopan’ny alona, Nikarenjy tanivon-drano tomorin’ny oram-baratra, Nanezakezaka ny hamonjy tora-pasika. Nalefako teny an-tanana ny fijeriko, Indreo eo ny mpianakavy e sasa-miandry amorom-pasika Ny vely lamako injao manakoako, Fa ho avy hono i Lemena ô! hitondra trondro vaoavao, Rahoviana ihany lahy no hiverina i Lemena. Naveriko teny anivon-drano ny fijeriko, Indry eny i Lemena, Lemena sy ny lakany, Natsipitsipin’ny onja ka naniditsidina, Nony farany nilentika e rendrika tsy tazana, Nantsoina ka dobok’onja no nanoina. Mba nanao ahoana ny tao an-tanana, Indreo eo ny mpianakavy mbola miandry amorom-pasika Ny vely lamako injao mbola manako, Fa i Lemena kosa e efa lasa nialoha lalana, Veloma madinidinika i Lemena , Masina fatempatenana i Lemena.
@andriantsirajeanfredy1751
@andriantsirajeanfredy1751 3 года назад
Zany no tena hira malagasy afaka mitety vanim-potoana, aza avela ho faty ny hira tahaka itony ho izay manan-talenta fa vakoka lehibe ho an'ny taranaka any aoriana. Tena tsara amin'ny lafiny rehetra. Misaotra an'Ifanihy. Janvier 2021.
@rakotonandrasanaannefranci3065
@rakotonandrasanaannefranci3065 2 года назад
Histoire vécue, tu me manques Papa
@thierrylaugier3245
@thierrylaugier3245 7 лет назад
Très belle chanson au son presque péruvien ! On ne peut qu'aimer !
@tsalamarafaralahy8292
@tsalamarafaralahy8292 4 года назад
Confinement,,mercie ifanihy!!Le mena
@heritinatsilavo7305
@heritinatsilavo7305 5 лет назад
Octobre 2019 mbola mankafy aty an-tany lavitra
@TahinaZo
@TahinaZo 8 лет назад
Mbola vao kely aho no notantarain'i Dadanay ahy io tantara io indray hariva, latsaka hatramin'ny ranomasoko tamin'izay! Tiako loatra eh! Misaotra oh!!
@LucyUser-zw2vp
@LucyUser-zw2vp 2 месяца назад
Fahatsiarova an'ilay zokilahy tsy foinay saingy nandao anay ❤❤❤❤😢😢
@fanevalalainarzk2863
@fanevalalainarzk2863 3 года назад
Juin 2021 mbola eto foana mihaino.
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 15 дней назад
Mbola ato foana 2024❤️
@hajatianarakotoarisoa8172
@hajatianarakotoarisoa8172 7 лет назад
mankasitraka eeee,hafa iany ny kanto tena malagasy.tiako e tiako tiako tiako tiako!!!!
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel Год назад
Tena sarin'ny fiainana izany Kaloin'i Fanihy izany !! tena mandona Fanahy!!
@tahraharij3931
@tahraharij3931 8 лет назад
vazo gasy tiako indrindra..'lay feon-kira...kanto loatra
@heryghr524
@heryghr524 4 месяца назад
2024 Veloma madinidinika i Lemena , Masina fatempatenana i Lemena.
@lalainasalama1983
@lalainasalama1983 9 лет назад
Mahonena tokoa le ftadiava ah...paix à son âme eh.....
@fanomezantsoamiaratinarand4404
@fanomezantsoamiaratinarand4404 4 года назад
Novembre 2019 mbl mankafy. Te ody😢😢
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 8 лет назад
Na tononkira na ny feony samy tsara avokoa..Fihirahirana foana taloha na dia hira mampalahelo aza.Misaotra nizara
@ninieninie2368
@ninieninie2368 3 года назад
Nostalgie ! 2020 mbola mankafy
@lrjetlarry
@lrjetlarry 11 лет назад
ndriiii,mampatsiaro tanteraka ny tanindraza izao hira zao,manganoano ny tena!! Tsara lotra io nosin'tsika io é!! ;)
@jeanjosephlaurentratovo4987
@jeanjosephlaurentratovo4987 6 лет назад
Lemena lesabotsy lefanihy milay e tena fiainana malagasy marina
@sitrakadjstyle527
@sitrakadjstyle527 7 лет назад
Tena tsra fa misaotra ahatsiarovana ny fatanorana mamelombelona fanahy Prosper Rabary
@raboananavalona5041
@raboananavalona5041 8 лет назад
mlay lotra lesy ifanihy a!!!tohizo fa tena tsara e tsara tkoa ilay hiranialahy
@nankelji9294
@nankelji9294 8 лет назад
+Raboana Navalona marn zan lesy ehh
@zufaralahy7587
@zufaralahy7587 5 лет назад
Iza no mianino 2019
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 Год назад
Ndriii. 2023 mbola mihaino fona ❤
@fenosoarakoto336
@fenosoarakoto336 9 месяцев назад
tantara tena marina ve io tantaran'i Lemena io eh..otran oe bandy avy any manakara hono izy ?
@razafychris404
@razafychris404 11 лет назад
zany ka vazo! tsara ny tany niaviko! nostalgie
@dinanandrianinaRakotoarimanana
mampalaelo le tantara,tsara le hira
@fanevaroussel8638
@fanevaroussel8638 8 лет назад
ela tendaviko an ty hira ty ..❤❤❤❤
@ainathiery3216
@ainathiery3216 8 лет назад
lasa tiko lôtra ranga ity Hira ity a!! makasitraka Zoky be a!! tohizo atrany ny Vazo Miteny e!!!
@onjaandriamasinoro8311
@onjaandriamasinoro8311 9 лет назад
msotra anao darôla nanome anay antony kanto itony, tsy maints asina alkola kely fa mandona be lotra
@lovanthoni
@lovanthoni 13 лет назад
gasy ka tsara eh!! mapanembona ny any tanana marina iz zany, ndryyyyyyyyyyyyyyyyyyyy,T_T
@hherison
@hherison 13 лет назад
Miaraka @lé rythme lakana atopatopan'onja ! Super !! je kiff!
@lilarakotonirina3662
@lilarakotonirina3662 5 лет назад
C'est la chanson le number one 😍😊
@estellemadagascar3173
@estellemadagascar3173 4 года назад
😢😢😢...te ody e...
@andryhelios4805
@andryhelios4805 4 года назад
Ahatsiarovana anlay Bandy akama mitovitovy cas @Lemena
@fanirisoaindrindra1051
@fanirisoaindrindra1051 10 лет назад
Lalina fa dia izay ny fitadiavana. Tsara loatra ny hira.
@mandarindrantomanda8175
@mandarindrantomanda8175 9 лет назад
Merci IFANIHY a!
@thiers526
@thiers526 8 лет назад
suurrr miiintsi à!zany n'y hiran'dago e...
@sedragloss1914
@sedragloss1914 6 лет назад
ndryiii mahatsiaro ny any tanana
@zenaberyhemi5595
@zenaberyhemi5595 8 лет назад
tena tiko ity hiran i Fanihy ity, misaotra anareo.
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 7 лет назад
tsy mahatana ranomaso mihaino ity hira ity
@officialsneddyyt2244
@officialsneddyyt2244 8 лет назад
Maty i le mena ; maty koa ny afo , tsy misy mpitsoka intsony indrisy !!!!!
@fanirisoarkt2728
@fanirisoarkt2728 4 года назад
2020...avril...tiko😍😍😍😍😍
@fanirymaholison942
@fanirymaholison942 5 лет назад
2019
@marionrobson4219
@marionrobson4219 2 года назад
Tsara be sy mampanembona ery izany hira izany
@sandaniainaanjara3996
@sandaniainaanjara3996 2 года назад
rip lemena
@fifalianamanantenafiainana8586
@fifalianamanantenafiainana8586 4 года назад
2020 I like this song!
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 5 месяцев назад
2024- Tena tsara ee
@hobinandrianinarazafimanan5506
Piment café.... Mlay be mjer ny cabaret anzareo... Ra Maitre a
@bijouxrafetiarisoa6603
@bijouxrafetiarisoa6603 5 лет назад
Ndriii!!! Za koa ary ato manembona kely!!! 😍😍😍
@doxiebotella896
@doxiebotella896 3 года назад
Décembre 2020 mbola mamiko hatrany
@naval-os9fd
@naval-os9fd Год назад
Flo mahanjaga
@rakotoarivonydominique8835
@rakotoarivonydominique8835 7 лет назад
tena mapalaelo mihitsy ity hira ity ndrisy mantsy!!!!
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 Год назад
2023 Rendrika tsy tazana... indriisy😢
@tsiriniainaemmanuel7410
@tsiriniainaemmanuel7410 6 лет назад
mampanembomembona ny fahiny mints lay ira, indridra fa le any tany lavitra
@elyasleoncine8346
@elyasleoncine8346 6 лет назад
azalahy tihody eee niranarana ny ranomasoko 😭😭
@tonamamy3435
@tonamamy3435 Год назад
Tsara ❤
@974herilala
@974herilala 13 лет назад
Milay be!misaotra anao nizara ny kanto,izany ka tsiro-kanina
@ramanantsarabernard1801
@ramanantsarabernard1801 2 года назад
ela nitadiavako an ty fa hitako iany ,
@sandrinaernestinerazafiari5033
@sandrinaernestinerazafiari5033 2 года назад
Zany ny hiranay sy Dada
@toavinaraoeliarison6460
@toavinaraoeliarison6460 2 года назад
Manina ny any antanana
@sehenoninin413
@sehenoninin413 2 года назад
2022 mbola mihaino foana. Any izay Madagasikarako izay
@razafindrakototafitasoaiav1257
Mafnaritra le kanto, zany k tena vazo fa ra tene iainana le iz enjana iany
@yvonroberto6035
@yvonroberto6035 5 лет назад
juin 2019.👍
@vaoaryflorentinehajaniaina290
@vaoaryflorentinehajaniaina290 7 лет назад
tiko be iti hira ity na d mampalahelo ny ntantara ao anatiny mdrrrr nampalahelo i lemena..
@marcroucou8389
@marcroucou8389 8 лет назад
tssaraka tena mankasitraka erapo. atsiarovna ny fahiny ...
@dahtooyary1641
@dahtooyary1641 4 года назад
24/01/2020 Tiako foana
@lantoramanantsoa9345
@lantoramanantsoa9345 3 года назад
Hira tena tian mamako🥲🥲
@nivoandrianasolo4114
@nivoandrianasolo4114 Год назад
Top ❤❤❤❤
@anahrazafy9699
@anahrazafy9699 4 года назад
Tiako 👄
@adamahulk6094
@adamahulk6094 11 лет назад
mapatsiaro fahatanorana zan hira zan le aza a, zao tena efa antitra b
@sedranirinaonitriniainaeri3763
@sedranirinaonitriniainaeri3763 3 года назад
mafinaritra e
@ainarasolomanana1734
@ainarasolomanana1734 Месяц назад
❤❤❤
@yvesaurelien6131
@yvesaurelien6131 4 года назад
Juin 2020
@sousoudaniel4011
@sousoudaniel4011 12 лет назад
tsara! zany ka kanto
@lucienepiphane3875
@lucienepiphane3875 5 лет назад
Izany no tenavazo e
@herimaminiainachristianrel9385
@herimaminiainachristianrel9385 10 лет назад
misy hieritreretana lalina io hira io
@candicehery9221
@candicehery9221 4 года назад
mars 2O2O😍
@mireillepatricia6161
@mireillepatricia6161 7 лет назад
Aza mapitomany ahy e latsak mits n ranomasok malaelo zan
@MrSalama77
@MrSalama77 12 лет назад
Tena sambatra ny fanahiko, faly sy ravo ny saiko!
@sandratrarandriamanana7348
@sandratrarandriamanana7348 3 года назад
Aout 2021
@kesskess4941
@kesskess4941 7 лет назад
mampahatsiaro ny fahazazana
@lebledart1268
@lebledart1268 8 лет назад
masaka je hoy andry👅
@andryanrychardanthonyo5872
@andryanrychardanthonyo5872 7 лет назад
tena m'lay zoky ah
@lucramisarivelo1577
@lucramisarivelo1577 8 лет назад
raitra ilay gadona e
@ifanihy
@ifanihy 12 лет назад
Afa ihan ny hira MalaGasy e!
@benjanirinarajohanesa6054
@benjanirinarajohanesa6054 8 лет назад
reveku tateraka
@AritianaRandrianantenaina
@AritianaRandrianantenaina 5 месяцев назад
Mbola tsy lany hamamiana
@josephrasamizafy1308
@josephrasamizafy1308 8 лет назад
mankasitraka zokibe Rolland
@856162
@856162 12 лет назад
tsara be itony vazo talozo taloha itony fa asio clip ;masaka b !
@jerisonrazafimandimby1758
@jerisonrazafimandimby1758 7 лет назад
Gasy ka tsara
@tahianatahianando1958
@tahianatahianando1958 8 лет назад
tsara be lay hira
@rodolpherakotoson3319
@rodolpherakotoson3319 11 лет назад
hafa iany ny vazo gasy !!
@rafaralahyjeanyves7483
@rafaralahyjeanyves7483 9 лет назад
mlay le vaz ifanihy ka
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
@ratiarijaonamoelisoamalala7890 3 года назад
Décembre 20
@rakotozafymandimbiniaina7087
@rakotozafymandimbiniaina7087 11 лет назад
mialy e
@lazaaina3317
@lazaaina3317 12 лет назад
LU!MBA ASIO KARAOKE MO AZAFADY RA AZO ATAO
@valerienkevinmahaiavy5640
@valerienkevinmahaiavy5640 3 года назад
Sarotra ny hamafa anzan eo @ tontolony kanto malagasy ..
@naingrand5489
@naingrand5489 7 лет назад
t@zany andro zany, milay kosa nama le vazo e
@hajaniaina3351
@hajaniaina3351 8 лет назад
tena mlay b mits rzala,f ts mety aiku am gitara mits
@laminarazafimahatratra4183
@laminarazafimahatratra4183 9 лет назад
mafnaritr e
@rabefitiasitraka6920
@rabefitiasitraka6920 8 лет назад
zany k vazo
Далее
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 89 тыс.
Mananjary by Feo Gasy
5:20
Просмотров 1,1 млн
Epic Reflex Game vs MrBeast Crew 🙈😱
00:32
Просмотров 8 млн
Little kitten 💓💜❤️🥰
00:17
Просмотров 18 тыс.
fakitera LEVELO (lyrics)
5:49
Просмотров 148 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 580 тыс.
Tselonina := Ravaomaria (lyrics)
4:06
Просмотров 116 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 294 тыс.
Iarivon i Merina "Telofangady"
4:52
Просмотров 95 тыс.
Lyrics    i Lemena  Fanihy   20231
3:46
Просмотров 7 тыс.
mpivarokena sa mpivarodamba
10:39
Просмотров 255 тыс.
Andriamanitro - Tarika ny Hasina
5:58
Просмотров 193 тыс.
BARANJELY :: Ifanihy
5:50
Просмотров 97 тыс.
"Izany vehivavy izany " Jeneraly
4:25
Просмотров 338 тыс.
Баяноммай (Svonedj Remix)
3:48
Просмотров 900 тыс.
Afruza - Baxtlimisan (Official Music Video)
4:42
Просмотров 7 млн
Сигма Бой (Preview)
0:30
Просмотров 715 тыс.
Баста, MIRAVI - Туман
3:50
Просмотров 194 тыс.