Тёмный

John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'Izany (Lyric Video) 

Madagascar Sounds
Подписаться 168
Просмотров 59 тыс.
50% 1

Turn on captions/subtitles for the translations | Activez les sous-titres pour la traduction
A fan made lyric video for the malagasy love song "Tsy Misy Ohatr'Izany" (More Than Anything) by John Oabmar.
John Oabmar is an indie pop songwriter from Madagascar. This is his most popular song out on 2013. I have no information about any upcoming album yet.
You can follow John Oabmar on facebook : MpamoronaMoz...
Soundcloud: / johnoabmar
This is my first lyric video using adobe flash cc so please be easy :)
All Rights go to Wanaw Sttudios : wanawstudios...
Lyrics:
[1]
Hoy Ianao,
Hoy Ianao hoe ahy Ianao
Niteny Ianao,
Niteny Ianao hoe ahy, ahy Ianao
Ny fahatsoranao
Ny fieritreritrao
Ny fomba fihaingonao
Sy fiomehezanao
Ny fijerinao
Sy ny fitsikinao
Sy 'zay momba anao
[2]
Faly aho fa eo Ianao
Faly aho manana anao
Faly aho fa mitsambikimbikina ny foko
Raha vao hitako Ianao
Ka ho ventesiko androany
Mba misy hohenoinao foana rehefa tsy eo aho
Tiako Ianao
Tsy misy ohatr'izany
[3]
Hoy Ianao,
Hoy Ianao hoe ahy daholo
Tazomiko ho ahy
Tazomiko ho ahy iray manontolo
Ny fahatezeranao
Sy ny alahelonao
Ny tantaranao
Na tsara na tsy tsara
Ny hadisoanao
Izay nanenenanao
Sy 'zay momba anao
[2]...
[4]
Raha toy ny fitiavako anao
No ao am-pon'ny olona rehetra
Angamba tsy hisy fahoriana intsony eto an-tany
Ho sambatra tokoa...
[2]X2...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

5 сен 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 34   
@randriamanantsoaleagastien5007
@randriamanantsoaleagastien5007 2 года назад
Mbola tiako foana ity hira ity Natolotry ny sipako ahy tamin'ny taona 2018. Izay lasa vadiko ankehitriny ☺ Fahatsiarovana be ❤❤
@Lantokely
@Lantokely 10 лет назад
tsare letsy fa tohizo!!reveko bé ny style anareo dia mba lazao rehefa mivoaka ny album!!!!miandry zany zay é!!congratulations!!!
@FaratianaMioraRamaroson
@FaratianaMioraRamaroson 10 лет назад
Ecouter cette chanson me fait du bien !
@JohnOabmar
@JohnOabmar 9 лет назад
;-)
@nyharinjatorazafindratrimo3383
@nyharinjatorazafindratrimo3383 2 года назад
Le sang mets le son sur Spotify
@Lefak44
@Lefak44 9 лет назад
Tiako
@tsilavinaraharimirija2564
@tsilavinaraharimirija2564 5 лет назад
2019? iza kou ... :p
@danfenosoa719
@danfenosoa719 4 года назад
tsika ann
@mimixatsiory7060
@mimixatsiory7060 4 года назад
Otran'ny hoe Mihaino keane zany aho, Tiako ilay hira Tohizo foana
@madamefa2310
@madamefa2310 7 лет назад
Tena sambatra lay iantefan'ilay hira hihihihiiih!!!!!
@koto103071
@koto103071 9 лет назад
mlay b ra John a!
@kantrymikasa8421
@kantrymikasa8421 5 лет назад
tena tsara eee!!! miandry album
@andhyckataliah5593
@andhyckataliah5593 8 лет назад
mankasitra e mlay be!!!! :*)
@rakotoarimananaalainnirina2600
@rakotoarimananaalainnirina2600 3 года назад
Milay e!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
TIAKO 😃💓
@onyratsimihafy4488
@onyratsimihafy4488 9 лет назад
merci lesy l'artiste a!mlay be :-))
@JohnOabmar
@JohnOabmar 9 лет назад
Misaotra baina ;-)
@maxiano106
@maxiano106 8 лет назад
trop bien la chanson! tiko eh
@lovarabemanantsoa3059
@lovarabemanantsoa3059 7 лет назад
mlay lesy :) ♥
@tolotrajoelsontoulou254
@tolotrajoelsontoulou254 8 лет назад
Mlayy beuh le vazo e!!!
@KANTO140598
@KANTO140598 8 лет назад
vao henoko vao voalohany tonga dia tena tiako tena tiaako beee *___* mahafatifaty be le hira
@martiaandriamihaja7347
@martiaandriamihaja7347 8 лет назад
tiako loatra ty hira ty !!!
@mampandryhasofera6664
@mampandryhasofera6664 6 лет назад
Mba tiako ho fantatra hoe otran'ny ahoana ary ny mozika tian'ireo olona telo reo...
@kinohramaroson2631
@kinohramaroson2631 6 лет назад
Milay eeeeuuu
@ketakasoa365
@ketakasoa365 6 лет назад
izany ka hira...tsara leretsy an
@nambsrakoto3383
@nambsrakoto3383 7 лет назад
tsara loatra ❤
@koto103071
@koto103071 9 лет назад
tsara e!!
@razafimahatratraherimanina5979
mtovy tsisy valaka @ always Coldplay!!!
@marcotolotriniaina1811
@marcotolotriniaina1811 7 лет назад
lien azafad hoe lty f otrn ts hitako zan hira coldplay mitov amn io zan
@MegaTafita
@MegaTafita 2 года назад
tena tiako. manala ny tsy mety rehetra ato amiko
@tiavinaandrianoniaritiana5416
@tiavinaandrianoniaritiana5416 3 года назад
tiko
@fynyaina7851
@fynyaina7851 5 лет назад
tiko be lay refrain
@amagphotograph6803
@amagphotograph6803 8 лет назад
tiku be le hira surtu le clip
@thierry78s
@thierry78s 9 лет назад
Faly aho fa mitsambikibikina ny foko.... Otrany hoe mieno tovo j'hay zany eo, désolé mais non, ça passe pas, essaye autre chose sur cette partie, sinon le reste est nickel
Далее
Ambondrona - Tontolo Faharoa (Lyrics)
4:46
Просмотров 67 тыс.
ALALÁ - Vero (Live Session)
4:20
Просмотров 274 тыс.
Niu Raza - Laingalainga
3:27
Просмотров 402 тыс.
Tokim-panompoana | Ampifitia (Lyrics)
5:53
Просмотров 72 тыс.
ZAY MISY ANAO  MIRADO  MP4 1024 PAL Download
4:43
Просмотров 238 тыс.
Sphynx THT ft Aton'ich - Taratasy (Lyrics gasy)
3:44
Hosea Marlyn - Nofy (Tononkira Ofisialy)
4:56
Просмотров 32 тыс.
Ny Beka - Maika Aho Hahita anao
3:11
Просмотров 108 тыс.
John Oabmar - Adala Aho (Rakitsary Ofisialy)
4:50
Просмотров 24 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 4 млн
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 965 тыс.