Тёмный

LALATIANA RAKOTONDRAZAFY HONO OLO-MANGA SADY MANAMPAHAIZANY HOY i Harison STÉPHANIOENSIS ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 13 тыс.
50% 1

BADO LOATRA IALAHY RY Harison EL Stéphanioensis RAHA ZANY NO MBA FISAINANAO ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 77   
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 8 месяцев назад
Bonne et heureuse année à tous les malagasy 🇲🇬❤ marina 👍 ny teninao momban’ny fiainan’ny malagasy voafitaka 😭😭 misaotra anao Koto ❤
@billiotte8811
@billiotte8811 8 месяцев назад
manaiky ho fitahina ny gasy ! Efa angeren'ny mpitondra eo atapond-dohany fa eh eh eh !
@tianatana2012
@tianatana2012 8 месяцев назад
Ao ambavany ka@@billiotte8811
@rarojovaohanitriniainalova1970
@rarojovaohanitriniainalova1970 8 месяцев назад
Tsy bado izy ry Koto fa mody mitapy a!
@romainfongtak3989
@romainfongtak3989 8 месяцев назад
Aza gaga amizany ianao fa olona Mila 19 daholo ireo !...
@user-fm1ib2zd1y
@user-fm1ib2zd1y Месяц назад
Olona miara misôsy am Lalatina reo koto aza samy mahazo tombotsoa manokana angamba tsy mahafatatra fahasairanam bahoaka ,
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 7 месяцев назад
Hay ve ! Izy aloha d tena olomanga sady mamim bahoaka
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 7 месяцев назад
Mba mivazivazy e!
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Mety sipany Henriette angamba fa avelao fa asiany poizimbolavo ao izy mianakavy
@mampiononaramahazomanana8810
@mampiononaramahazomanana8810 8 месяцев назад
Tena marina zany @koto fa tena mividy vary 1kg enao + menaka kely "tena kely 2000ar" + atody 4 ho endasina atao laoka de lany ny 10000ar. Dia ts ay oe ina mo zany le oe naha vita be le Lalatiana sy ny ekipany. Nahavita nangalatra be nga oe. Tena oe mandraingiraingy mits ny gasy fa nefa tena mbola misy ts mety tonga saina fona fa de merci président fona na efa hinan'ny ... any ary
@volakwt7012
@volakwt7012 8 месяцев назад
Enao dridra no manao vary @ nanana ref miresaka politika
@dorotheerichard7632
@dorotheerichard7632 7 месяцев назад
Enao indray de tena olona be fialonana Tsikeraina na adala na hendry Na sarimbavy na makorela Tena olona.mirefarefa saina Toetsain Gasy bôka andafy , hantsingevahen ilay tampoky ny mba mihinana dibera sy fromage
@user-uv8gt4eh4b
@user-uv8gt4eh4b 4 месяца назад
Mety sipan Lalatiana nge io ry Koto e! Tsy mahatanty fa voadona Lalatiana tia mizara ko.... Tena bado ny gasy Koto a! Raha tsy izany manaiky ny fampahantrana sy fampihinanana maloto ataon'ny filohany sy ny forongony . Misaotra Koto Babakoto ireo Koto a!
@user-jo4dy7qh3l
@user-jo4dy7qh3l 8 месяцев назад
Koto ko zany de misahirana Amin n’y fiainany olona
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
Tsisy atao😅😅😅😅😅
@noelyvalisoarakotoarison7240
@noelyvalisoarakotoarison7240 8 месяцев назад
Inn mo zany no aza andrasana @ reto mpitondra reto.. gravy ty
@EddyFranckMbololona
@EddyFranckMbololona 8 месяцев назад
I koto a aza manabado gasy enao fa enao anie gasy e, fa modia aty enao ra tena lehilahy fa aza mitsaratsara olon any, be ny olon any andafy any fa tsy mipoeraera ohatra anao zany tapitra
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 8 месяцев назад
Ngah kosa reefa izy no bado, d ataonao formule generale hoe ny Gasy reetra no bado.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 месяцев назад
Harison io no vendrana indrindra ry Koto
@rasoarimalalanoeline3454
@rasoarimalalanoeline3454 8 месяцев назад
Ianareo ko de misairana,
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Ny diplôme Henriette novidiny lafo be
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
MARARY KIBOKO @ FIMEHEZANA🎃🎃🎃🎃🥴🥴🥴🥴🤔
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 8 месяцев назад
Conseil koto a. Avelao wa ny gasy fa tapaka lalan dra eo nareo
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
KOTO : AFFILIATION .... Synonyme ....... INTEGRATION😊
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 месяцев назад
Tsy BADO ny malagasy ry KOTO fa matahotra tifirry BASY n'a Gadraina aminy tsisy antony. Zay
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Diplôme kolikoly neny Henriette prénom périmé
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 8 месяцев назад
Miarahaba isika rehetra manerantany mihaino an'i Koto ! I Koto dia manan- tsaina, ary manana trakefa ! Lazaina fa i Koto dia ratsy :ny manaratsy no ratsy ! Isika Malagasy milaza fa manana Master , na manana inona sns ireo , dia ny ankamaroanareo dia Zero trakefa ! Raha mahay sy manana trakefa ianareo kevokevoka ireo , dia asehoy fa mandroso i Madagaskar tompoko ! Ny tambanivohitra mamokatra ireo sakafo hoanin- tsika Zanak'olombelona ireo no tena omeko haja sy masina ! Fa ianareo milaza nianatra , nefa manararaotra ny vahoaka madinika ireo , dia Zero tsy misy ilana anareo satria vao maika mahantra i Madagaskar tompoko ! Masina ny Tanindrazana !
@carlarose6797
@carlarose6797 2 месяца назад
Mazava fa tsy tia n'ny totakely intsony i bm. Rà tia n'ny totakely i bm, nanapara n'ny totakely fangalaram bato bevata. Noezahi n'ny totakely ny handefa an'i bm any lavitra, mba hangina sy inoffensive. Fa tsy mety izy. Rà vao absente, tsy eto Tana intsony, i bm, dia ho simbai n'ny totakeky à tribonaly ny fiainany. Noho ny secrets maro fantatr i bm, Be ny tahotry ny totakely an'i bm, ka dia arahin'ny totakely ny teniny. Efa fantatra fa nametraka antsoratra ny secrets i bm, ho voaina rà maty maty foana izy.
@carlarose6797
@carlarose6797 2 месяца назад
Olon dratsy i bm ; izay no teny fohy ilazana ny momba azy. Sans scrupule aucune : "Tsy menatra" moa no dikan izay. Maro ny teniny no tsipahiny izy tenany mba androsoana ç ny harena halatra, na dia à ny gasy sy ny firenena aza no angalarina. Hay koa manao à fond momba ny délits de moeurs izy. Mampiasa ny Anaran Andriamanitra à ny asa ratsiny. Ho lava rà ireo no velarina, fa aleo ny hafa ny hanao izany ; i aho koa tsa handany fotoana à bm. Fehiny : olon dratsy i bm, Tompoko !!!
@GuyRasolofotsara
@GuyRasolofotsara 7 месяцев назад
Hianareo aty ivelany be feo ireo sy mamporisika ny vahoaka madinika malagasy atao sorona, maninona moa hianareo ireo tsy mankany an-tanindrzana mitarika sy maneho ny hevitrareo any an-toerana ? Raha toa ka tena mitolona marina ho an'ny firenena sy ny vahoakany hianareo dia tokony hiatrika am-potony fa tsy aty ivelany aty no miorakoraka ! Tsy izay ve no tokony hatao ?
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 8 месяцев назад
👋👍👍👏
@Itoeranintso
@Itoeranintso 8 месяцев назад
Zany haingo paradisa zany ry Koto vao avy nigadra aa. Olona efa very. Zo
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
😮Stephy a fait ses études en France et diplomé🤔 Du tourisme et parle couramment Français et Anglais il parle également😮 Plusieurs dialectes MALAGASY 😅AZA miresaka solaitra IANAO ry KOTO a 🎃
@rivoraza9227
@rivoraza9227 8 месяцев назад
Inona moa no mahagaga raha mifampi -brosy dans le sens du poil ny iray camp. ?
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
🎃🎃🎃🎃🎃MIFAMETSA ela tsy nahenoko an'zany terme zany😅🥴🙄🥱🤭
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 8 месяцев назад
Ny probléme ny Koto Dia miditra vie privé ny olona sady tsy mba misy mety aminao zay eo Dia na tsy tokony ho ratsy aza ianao dia aratsiany olona fa ovay ny toetranao
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 8 месяцев назад
Zany fongne ataonao nefa Mbola miresaka
@acharaz6926
@acharaz6926 8 месяцев назад
Aza Be be fialonana ny manam-pahaizana malagasy toa an-dry ministra Lalatiana e, sady tia tanindrazana
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 8 месяцев назад
Tslelike efa ataony minantainy nareo mbola misolelaka iany lelike
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 8 месяцев назад
Tia tanindrazana 😂😂😂, manam pahaizana 🙈
@ngedabe2515
@ngedabe2515 8 месяцев назад
Aiza hadino koa i Paul Rabary nanao Eloge an'i Lalatiana tao aminy TV Dream'In Koto aaah ! Mila anao hanome ny Hevitrao ny amin'izany.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 8 месяцев назад
I Paul Rabary anie ka vizaky ny mi tolona kanefa tsy mety manankarena, ka dia n’a Leony namadika pâlit ao mba ahatafita aingana. Toa an DRH-Paul rabary no olona manam-pahaizana fa mivarotra fa ahh. Olona tsy manana valeur, fa te hanana quelque soit le prix, meme au détriment ny moirât tanindrazana aminy.
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 8 месяцев назад
Arabaina zokibe nahatratra ny taona vaovao a ! Azo lazaina ho manam-pahaizana kosa izy rehefa olona dondro-p no miteny e ! Manam-pahaizana ane ny olona manana CEPE rehefa olona solafaka tany @ lala sy noro no miteny azy e 😂😂
@volakwt7012
@volakwt7012 8 месяцев назад
De aon le oe ref ten ts maits isafidy de oe aleo rajoelina toy zay ra8 hahahahaha zan ve de ts miteniten fon??
@user-yo6in7qr9c
@user-yo6in7qr9c 7 месяцев назад
D midina aty ianaw le mahay ee,
@ndzatou
@ndzatou 7 месяцев назад
Te hatao minisitra ve ialahy e
@volakwt7012
@volakwt7012 8 месяцев назад
Mis porofo ve zan f fiainanao atreana ,asio video jereny ol f nifanoroka zareo😊
@noelyvalisoarakotoarison7240
@noelyvalisoarakotoarison7240 8 месяцев назад
olona vendrana lesy reny ry Koto a... aona re ny hanavotana an le gasy reto
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 8 месяцев назад
Tsy avotra tsony an
@tianatana2012
@tianatana2012 8 месяцев назад
Mitady loharanon'angovo (source d'énergie) mora vidy mba ahafahana mamokatra ka hahatongavana any @ industrialisation.
@krismasy8709
@krismasy8709 7 месяцев назад
Ohatran'ny kakay prof de maths teny amin'ny CEG sa zanany?
@mampiononaramahazomanana8810
@mampiononaramahazomanana8810 8 месяцев назад
Mbola feno bado ko ao anaty commentaire le 🤣🤣🤣.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 8 месяцев назад
Hoy I Harry Truman, ancien président de la république américaine : un ministre ne peut prétendre devenir riche à moins d’etre un escroc. Hitantsika ireo escrocs rehetra ao @ fitondrana mafia . Ny contrepartie, affames ny 81% ny malagasy !
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 8 месяцев назад
Io fitenitenenana fahatany io dia tsy tokony ataon'ny tompon'andraikitra mihitsy mihitsy. Eny, na dia ireo mpaneho hevitra @ médias sy ety @ tambajotran-tserasera aza dia tsy mendrika raha manao izany. Tena mahamenatra anay Malagasy mihitsy ohatra ilay kabary iraisam-pirenena nataon-dRajoelina hoe : "La malnutrition n'est pas un privilège, c'est un droit fondamental". Izany no hireharehan'ireo mpahay miteny frantsay. Important ry Koto io fanamarinana ny teny atao publication io a! Nahoana moa ilay olona mahay fb nefa dia tsy hahay hanamarina tsara izay tiany ho lazaina ?
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Mety droguée io monsieur io ry koto ah avelao any fa rehefa omeny Henriette poizimbolavo ao ry zareo maty ao
@tianatana2012
@tianatana2012 8 месяцев назад
Mitovy foana ny zavatra mitranga rehefa ny imbéciles no mikasa hibaiko ny intelligents.C'est la cata hoy ny ankizy izay ary miafara @ ady an-trano foana io. Mirary soa ho antsika rehetra e.
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 8 месяцев назад
Koto i Stephano tsy Bado, misy Master 2 taty en France kkkk
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 8 месяцев назад
Manana diploma tsy midika hoe intelligent.
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 8 месяцев назад
​@@rakotorakotorahery refa mahaloa encollage koa dia mahazo diplôme indrindra eto Madagascar
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 8 месяцев назад
@@mendrikarazafi3063 Mahakivy
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 8 месяцев назад
Bien sûre manana ny toerany lehibe tokoa I lalatiana rakotondrazafy noho ianao io eo anatrehany vahoaka ary ataovy ny face à face aminao sy izy fa resiny very lavitra enao io, enao tsis mpifidy satria sady tsy hira no tsy hanao tsianjery fa be vava be ambony latambatra fotsiny Tena record 😂😂😂
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 7 месяцев назад
Chauffard 😅 conard 😅 , fêtard 😅 vantard 😂 gueulard 😮 quetard😅 canard😊 batard😅 tengoyard 😅
@RajaonariveloAndriantahiana
@RajaonariveloAndriantahiana 8 месяцев назад
Le koto a Tongava aty Madagasikara mihintsy ielahy dia aty mitabataba sy miresaka fa aza any no be taim-bava. Mahavita izy matoa mbola naverina tamin'ny toerany. Mahay izy matoa tsy tratran'ny remaniament nandritra ny 1ère mandat Fa ielahy be resaka fotsiny fa tsy hita izay vitan'ielahy IELAHY MIHINTSY NO TENA BADO VENDRANA TENA VENDRANA TENA VENDRANA AZON'ELAHY VE IZANY E! TONGAVA ATY ADA DIA ATY MITABATABA AZON'IELAHY VE IZANY
@nwon3115
@nwon3115 8 месяцев назад
ndana misotro rano lesy d mitonia a! Fantatra elah fa té ahazo mama saosy ohatran'ny Lalatiana koa fa tsy misy miraharaha anlah. Koa tsy mankany aminy any Suisse koa elah raha mafy be!!
@lantz-258
@lantz-258 8 месяцев назад
Oh
@RajaonariveloAndriantahiana
@RajaonariveloAndriantahiana 8 месяцев назад
@@nwon3115 Izaho l'tie tsy mahafantatra an'i Lalatiana a. Tsy mbola niresaka tminy na dia indray mandeha aza. Tsy mila mama sosy izany. Ny fanontaniana apetrako dia valio. Amin'ielahy: IZA IZANY NO TOKONY HAPETRAKA HO FILOHAN'I MADA?? IZA NO HO PIRAIMINISTRA?? IZA AVY NO HANDRAFITRA NY GOVERNEMANTA?? Any ianareo no be taim-bava sy mitabataba nahoana raha aty Mada no miteny sy manome vahaolana. AKOMBONY NY VAVA FA MAIMBO AMANY AZON'IELAHY VE IZANY E!
@RajaonariveloAndriantahiana
@RajaonariveloAndriantahiana 8 месяцев назад
Hanao inona any Suise aho misy taovako any sa misy volovoloko. Ielahy be taim-bava any ivelany tsy misy vahaolana na dia kely aza no teneniko hoe ATY MADA MIRESAKA FA AZA ANY NO MINAONAONA Ielahy anefa mba Malagasy ihany. Hanao inona any Suisse aho. Hevitr'ankizy kely 10 taona izany amiko Azon4ielahy ve izany e??@@nwon3115
@RajaonariveloAndriantahiana
@RajaonariveloAndriantahiana 8 месяцев назад
Mama sôsy a! mama sôsy a! Izaho tsy mbola niresaka t@ Lalatiana na dia indray mandeha aza, Tsy mahafantatra ahy izy Inona koa moa no hiraharahiana ahy Izy tsy mbola nihaona tamiko na dia indray mandeha aza Ny asa vitany fotsiny hitanay. Dia ielahy mtsikera be fahatany. Valio ny Fanontaniana: Iza no Olona tokony ho Filohan'ny Mada?? Praiministra??? Minisitra? Tongava aty Mada raha lehilahy dia mirotsaha ho fidina Filoham-pirenena dia @ mahazo vato 100000% ielahy isany
Далее
Тарковский - гений
00:48
Просмотров 633 тыс.
FAMAKAFAKANA FIARAHAMONINA , RESAKA MAKORELINA ...
6:38
Тарковский - гений
00:48
Просмотров 633 тыс.