merci f tokony mbla hiezahina hafoizina ihany ilay izy mb tonga dia atao direct ialy zavatra tiana resahina fa ts hasina hira2 zany fa ny méga ts maharaka
Aleo manaraka ato @ youtube tsy mandany méga loatra fa raha ao @ Facebook no manaraka LIVE tena trohandry zalah tsy aminapany 1Go tsy ampy une heure akory. Misaotra nanolotra ny fandaharana ny Akhama👍🙋