Тёмный

Misaotra Jehovah Asaph HQ titré 

Andriamalala HERINJATO
Подписаться 205
Просмотров 237 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 57   
@andrianarisoahanitramamini279
@andrianarisoahanitramamini279 7 лет назад
Fiderana makotrokotroka miaraka amin'i Asaph, samy manana ny fanomazam -pahasoavany avy ireo artista évengélique ka izay tianao henoina hoenti-mamelona ny fiainam-panahinao no zava-dehibe (hira milantolanto na mihetsiketsika fa hira midera an'Andriamanitra.)
@genetdurelltotoniaina9820
@genetdurelltotoniaina9820 11 лет назад
pouce vert si tu l’écoute au moins 5 fois par jour !
@mariemadeleine6598
@mariemadeleine6598 10 лет назад
Misaotra An'ANDRIAMANITRA aho fa nataony Malagasy.Grazie Asaph mankasitrakeeeee
@manalinasitrakaromeoandria9464
@manalinasitrakaromeoandria9464 10 лет назад
voninahitra Be ho an Jehovah ry zalah!!!
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 10 лет назад
Ny itiavako ny Asaph matotrra be sady mahafoy mitety tany mihitsy rehefa manao clip. Deraina ny Tompo @ fisainana tia karokaroka zalahy.
@tsiryrandrianasolo8350
@tsiryrandrianasolo8350 10 лет назад
Voninahitra ho anao Jehova!
@naomie896
@naomie896 5 лет назад
2019 😄Gloire à Dieu
@Mimarasou74MINE
@Mimarasou74MINE 3 месяца назад
Amen amen 🙏🙏
@ratsimalotofaneva6564
@ratsimalotofaneva6564 11 лет назад
j'aime trop e!!!!
@andrygabrielraherinirina
@andrygabrielraherinirina 12 дней назад
mankasitraka eee❤❤❤
@YNENALAK
@YNENALAK 11 лет назад
Merci Seigneur
@etiennasoavavy85
@etiennasoavavy85 6 лет назад
Mankasitraka ee
@SuperLionroar
@SuperLionroar 11 лет назад
Tena tsara le hira ka, style dance ragga nefa midera an'Andriamanitra,
@nandrianinaabela7557
@nandrianinaabela7557 9 лет назад
SOA BE TIA , C cool comme chanson, CONTINUEZ COMME CA :-)
@genetdurelltotoniaina9820
@genetdurelltotoniaina9820 11 лет назад
tsara zalahy ai tohiza fa mahafinaritra !!!
@tolotranirina6515
@tolotranirina6515 7 лет назад
zah ihany ko Misaotra an'Andriamanitra fa miaro foana Izy tena mahita tono-kira tsara nareo tena hoe zay le fahasoavana avy amin 'Andriamanitra
@diamranaivoson2842
@diamranaivoson2842 4 года назад
2020 mbl tadidiko
@queensyk.3381
@queensyk.3381 6 лет назад
C'est au top
@hm-dv3nc
@hm-dv3nc 10 лет назад
Gloire à Dieu
@irenevanessa8961
@irenevanessa8961 9 лет назад
Tsara midera tompo ee.. makasitraka 👍👍
@ravelosontsiory932
@ravelosontsiory932 11 лет назад
tsara jehova
@clararj7950
@clararj7950 7 лет назад
Misaotra makasitraka Amen
@ravakakellyrowland6104
@ravakakellyrowland6104 6 лет назад
Amen
@Ndatympamaraky
@Ndatympamaraky 11 лет назад
Mahafinaritsy ry kiahy, nao kahy mba anovo hira @ rehaky antandroy ndraiky kahy fa inge tena anisany itiava'ay hira'areo. Fiangavia ty anay fe nahareo avao ty mahay aze. Saontse ho an'Andriantompotikagne!
@marieestherlovasoa2553
@marieestherlovasoa2553 11 лет назад
voninahitra ho an'andriamanitra e!
@juniorfyah1938
@juniorfyah1938 11 лет назад
mankasitraka ..... tsara b fa toizo e
@tokiharisoaramanankasina2408
@tokiharisoaramanankasina2408 10 лет назад
TSARA BE EH, TOHIZA FA TSARA NY MIDERA NY TOMPO EH, MISAOTRA NY TOMPO TSIKA EH
@tokilalainarandriamifidy6578
@tokilalainarandriamifidy6578 8 месяцев назад
@herilazadanielnasoloson2728
@herilazadanielnasoloson2728 10 лет назад
Fanantenana> manaova raha mahavita fa aza manankiana foana e :) !!
@andoniainaherimanjaka8584
@andoniainaherimanjaka8584 10 лет назад
Tsara e!!!
@bakayboost2039
@bakayboost2039 8 лет назад
Tena tsara be !! (y)
@angelito20ism
@angelito20ism 11 лет назад
ca va io! AMEN
@lirassmathiass1647
@lirassmathiass1647 5 лет назад
tsara b!!
@leslieandriamandimby164
@leslieandriamandimby164 11 лет назад
misaotra rhl f tena tsar le hira an
@fitahiako
@fitahiako 11 лет назад
Tiako!
@laurellafifaliana
@laurellafifaliana 9 лет назад
Mafinaritra be !😀
@angehanitriniaina328
@angehanitriniaina328 9 лет назад
Tena tsar b f misaotra ny TOMPO nanangana anareo !!!
@josavahisrael665
@josavahisrael665 11 лет назад
mankasitraka de ho tahin i jesosy foan tsik
@josoarakotoarivony7471
@josoarakotoarivony7471 10 лет назад
voninahitra sy ny dera an'ny Tompo sy lay mpamonjy
@martinbao1489
@martinbao1489 11 лет назад
Mba tsy siany loza mitatra, antsangano ny fondation ny fahamarinana, si non loza mitatra toujours présent,il s'agit Madagascar,
@mireillepatricia6161
@mireillepatricia6161 6 лет назад
OK MARINA TIKO BE RANGAH LE HIRA A BRAV
@tianaojesosy7
@tianaojesosy7 11 лет назад
Tiko lotra
@nataelarantorazafindralamb4866
@nataelarantorazafindralamb4866 11 лет назад
Ao tsara e!
@fabiolahmironda1589
@fabiolahmironda1589 7 лет назад
No ny fiotahina sy ny famindram _ponao (tsy mitaredretra _ namalivavaka)
@lauriervivianototoniaina559
@lauriervivianototoniaina559 11 лет назад
ao tsara mihintsy
@leslieandriamandimby164
@leslieandriamandimby164 11 лет назад
tsar le iz an,milay eh
@tahiryrakotombahiny70
@tahiryrakotombahiny70 11 лет назад
fa le mbala ftsn aza atao otran iren f las old b elesan e!itanlesan les ny lalana fa tohizo fn a!zai manarak anlesan fn f aza mataotra e!tahiry tanjombato
@scottjean3445
@scottjean3445 10 лет назад
agrad & skaiz 2
@1Mr9
@1Mr9 11 лет назад
Tsara le hira!!fa le clip lou tena CA VA!!!iza kay no realisateur clip
@AlbertosRatsarafidy-zg8pk
@AlbertosRatsarafidy-zg8pk 3 месяца назад
marina zani
@tahiryrakotombahiny70
@tahiryrakotombahiny70 11 лет назад
tsra les baina f tohizo a!zah maka an'elesan fn a!aleo ikism ze te ikism f milay elesan e!ok tahiry tanjombato
@mimirltrs9102
@mimirltrs9102 8 лет назад
stara
@randiniainafanantenana752
@randiniainafanantenana752 11 лет назад
loza mitatao rehefa misotro cuvee blanche 01litre ao ankadifotsy eo ambanin jirama lol mba ataovy ohatran hira lesy ny toetra fa aza commercialisena le hira masina fa tss....
@ravakakellyrowland6104
@ravakakellyrowland6104 6 лет назад
Randiniaina Curtis Samy te ovovonjy daoly re tska, reny mits Tena mitady famonjena.
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 5 лет назад
Fa ngah raha mpihira evangeleque dia tsy mba misotro e. Mety t@ zany zalah nrevy farany kou, zao izy mety efa tsy manao anzn tsony kkkk
@sendratsikimaminjatovo7094
@sendratsikimaminjatovo7094 5 лет назад
ny ah aloha ry .. ny hirany no ho enoko de iainako e! ze ataony any azy sy lay ao ambony zany!!
@lalamauro23221
@lalamauro23221 4 года назад
Zay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy...
Далее
ASAPH-FAHENDRENA single 2014(new songs)
4:17
Просмотров 160 тыс.
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
Просмотров 369 тыс.
ПРОСТИ МЕНЯ, АСХАБ ТАМАЕВ
32:44
Просмотров 2,2 млн
JOSEPH d'Af  Ny anton'hirako. HQ
4:46
Просмотров 2,4 млн
NY ANARANAO - JAOJOBY ft TGC
5:31
Просмотров 18 тыс.
IZY - Henika | Cevam church
5:08
Просмотров 1,2 млн
Ao Aminao ASAPH Feat Titianah
4:43
Просмотров 142 тыс.
TGC - Lehibe Jehovah
4:04
Просмотров 90 тыс.
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
L'Alfa et l'Omega - Les Adeline - a Music video.mp4
5:44
Ny koraita - Mpandresy
5:14
Просмотров 738 тыс.
D-LAIN   -  Ato Am-Poanay Foana
4:16
Просмотров 2,3 млн
Mangataka Rano   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL
4:54
Просмотров 68 тыс.