Тёмный
No video :(

Mitsangana_Simon Randria 

MAFYBE61
Подписаться 3 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

12 июн 2010

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 24   
@poundalee5281
@poundalee5281 6 месяцев назад
Misaotra anao nizara, tena fahatsiarovana ny fahazazako. Natao didipôtra ny cousin-ko dia io hiran 'i Simon Randria io no nandihizanay ankizy❤❤❤
@0389726724
@0389726724 4 года назад
Nostalgie! Tsy hadino e! Misaotra an
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Mitsangana ianao, tohizo ny lalanao O.K
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 5 лет назад
Revenay foana eh bal be zany à l époque ny bokaka ny bera na hoe sakaiza no nalaza eh tsy mbola nisy le hoe sipa na joba na ankizy miova daholo eh
@tatianasafy5614
@tatianasafy5614 11 лет назад
misaotra é,hatsiarovana ny fahazazana,tsy adino amin'izany ny Rayamandreny izay nitaiza sy nahatombo ,un fort pensé a eux !
@achilleeteleonorer4552
@achilleeteleonorer4552 7 лет назад
Misaotra be é! Manjaa ry Simon Randria à! Milay an!
@bernardliagre6691
@bernardliagre6691 10 лет назад
magnifique !
@sramanahadray
@sramanahadray 11 лет назад
Nangoritsina avy hatrany aho raha vao nahare ilay prélude ! Nitambolona avokoa ny tsiaro rehetra. Misaotra betsaka.
@ovalie38
@ovalie38 8 лет назад
Génial ! Vraiment génial. Parfaitement au goût de l'époque. Mais très peu ont entendu son message à l'époque. Oui, on est allé dans les bals des "andevo" et on nous a toujours accepté sans problème. Seulement, depuis tout ce temps, peu de "merina" connaissent réellement l'origine du mot "andevo" à cause de la colonisation qui en a profité grandement ! Malheureusement. Bon nombre des "andevo" sont des descendants de rois ou de notables de tribus vaincus. D'où la raison pour laquelle Andrianampoinimerina avait 12 épouses. Non pas parce que c'est dans notre tradition. Juste pour éviter les guerres. Tels les rois de France, il a pris comme épouses, des princesses ! Mais malheureusement, on n'en parle pas dans les livres d'histoire. POURQUOI ? Il faut arrêter que les merina se prennent pour je ne sais qui. Car, il y a de très forte probabilité que beaucoup de merina étaient aussi des andevo. Malheureusement, après 100 ans de colonisation et 50 ans d'indépendance, le pays est toujours dans la merde car les politiques n'arrêtent jamais de jouer là-dessus. Dommage !
@desirezafilahy4168
@desirezafilahy4168 6 лет назад
eric R hay vé nisy tôt ZANU,ee
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 5 лет назад
Ze andevo any de andevo fa aza mirarah an zany ny hira hankafizinina s'y hakana filinina de basta
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Tu es hors sujet mec. Révelles toi, leves toi et poursuis ta route Tu es gravement malade et attention aux gestes barriéres car nous sommes en 2021 et nous sommes tous des Malagasy populations de Madagascar.Tout le pays est en état de confinément car la deuxiéme vague du covid attaque et nous ne voulons plus d'autre maladie comme la tienne ....On a assez de mort commme ca... vas-t'en et tais toi.
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
@@manatsoamanatsoa7875 C'est un trouble fete...c'est běte mais il n'a rien compris....il est tout á fait en retard...
@ovalie38
@ovalie38 3 года назад
@@sylvoalias Hoy ialahy hoe malagasy ialahy ? Valio teny gasy aho leiry an !!! Raha tsy izany olona hoe malagasy ialahy !!!! Valio aho ho'aho. Amin'ny fiteny malagasy mazava. Misaotra tompoko
@joseechristinahsandrarazaf6423
milay e
@ovalie38
@ovalie38 3 года назад
Izaho, tompoko tsy nanaja anao. Hajao aho ! Eto isika afaka miresaka sy mifanazava !!! Raha tsy tinao ny hevitro, anao ny anao. Izaho nahita i Mahaleo hatramin'ny voalohany? Taiza ianao t@ izany ???? Fanontaniana miptraka tompoko ! Mbola tsy tembo akory ! Efa misotro ronono ahoary tena manafintohana ahy ny tenin'ialahy !!! Valio teny gasy aho ry tary. Enga anie fotsiny mahay manoratra teny gasy ialahy !!!!
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Sotroy miadana ny ronono sotroinao fa aza mora sendaotra sao sanatria konfina eo Ramose.... ny nahalava resaka anie de ny resaka andevo @'ity hiran'ingahy Simon Randria ity.. Tsy misy resaka fanandevozana eto na de ny iray aza. Ka raha nanafintohina anao ny teniko de ialako tsiny tokoa fa aho de namoaka ny hevitro fontsiny noho ny maha hors sujet anao....amin'izay amin'ny fiteny Frantsay e...Ka rehefa mamaly amin'ny teny Frantsay aho de toa taitra ianao ka mila vonjy mila teny Malagasy ???? satria ve ny kibainao ihany no namelezana anao...adray kosany e...mampalahelo zany.. Tadidiko tsara tokoa ny niforonan'ny tarika mahaleo tamin'iny grevy 1972 iny... araka ny noteneniko tery ambony de efa tany @ classe de troisiéme tany @ lycéee aho tamin'ireny fotoana ireny....
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Et c'est quoi donc cette histoire de " Bals des andevo " ??? Tu rěves ou quoi ? .... c'est fou mais qu'est-ce que tu voulais en venir ???
Далее
Aok'e aok'etsy_Simon Randria
3:50
Просмотров 14 тыс.
randria simon - zay rehetra sitrakao
3:55
Просмотров 60 тыс.
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 1 млн
Joel Mpankafy Tanteraka an'i Johnny Hallyday
2:13
Просмотров 7 тыс.
Malagasy Gospel 2010 - France.mov
3:00
Просмотров 45 тыс.
Izay rehetra sitrakao SIMON RANDRIA
4:02
Просмотров 5 тыс.
Vadin'ireo mety ho Filoham pirenena
4:59
Просмотров 4,2 тыс.
Izay rehetra sitrakao Simon Randria Instrum
3:16
Просмотров 1 тыс.
Ianao Irery SIMON RANDRIA
3:48
Просмотров 4,2 тыс.
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 1 млн