Mihaino anty vazo Ty elah mahatsiaro ny lalana efa nandalovana, ny fahazazana , ny fianakams ,ny akama t@zany Zay mbola miriharia sy ireo efa lasa ihany koa, ny olona rehetra nandalo sy tsy foin'ialahy fa saingy oe efa tantara sisa Dia mahatsapa hoe mandalo marina ny zava-drehetra 🙏 ❤ 2023 on est là ❤