Тёмный

ROTOROTO - REKO 

Reko Band
Подписаться 14 тыс.
Просмотров 159 тыс.
50% 1

ROTOROTO" is a dynamic anthem urging listeners to embrace the present and prioritize what truly matters. With pulsating beats and poignant lyrics, it challenges the tendency to sacrifice today because of the fear of the future, encouraging a life lived with purpose and gratitude.
Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances: ru-vid.com/show-UCNfc​...
See more official videos from REKO here:
www.youtube.com/watch?v=MjPAy​...
www.youtube.com/watch?v=9wo5T​...
www.youtube.com/watch?v=LOX8v​...
www.youtube.com/watch?v=TNa0X​...
www.youtube.com/watch?v=HOtgF...
Follow REKO:
Instagram: @reko_band
Facebook: reko band​
Spotify: open.spotify.com/artist/08Ru2...
Apple Music: Reko-band
Amazon Music: music.amazon.com/artists/B0BS...
RU-vid: ru-vid.com/show-UCNfc​...
Lyrics:
Izay rehetra miaina, miaina eto an-tany
Samy mahalala any anatiny any
Fa mandalo ihany.
Izay rehetra hita, azo henoina sy tsapaina
Samy misy fiandohana, misy fiafarana,
Fa sambatra izay mahay miaina tsara ny fandalovany.
Oh ry foko moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany.
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany,
Nefa anie ny androany ampitson’ny omaly.
Oh ry foko! Oh ry foko!
Rahoviana izany ianao vao hiaina?
Ny fiainanao omaly
Rano raraka
Ny fiainanao androany
Manenji-drivotra
Ny fiainanao rahampitso
Tsy misy antoka
Raha tsy hay ny antony isiana.
Oh ry foko moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany.
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany,
Nefa anie ny androany, ampitson’ny omaly.
Oh ry foko! Oh ry foko!
Rahoviana izany ianao vao hiaina?
Izao ve ilay tianao?
Raha jerenao ny fiainanao, sambatra ve ianao?
Sao dia miazakazaka ivelan’ny kianja ianao?
Any amin’izay tsy mivonto no manaintaina aminao?
Oh ry foko! Oh ry foko!
Ilay loharano tsara mila fantatrao.
Oh ry foko moramora ihany
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany.
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany,
Nefa anie ny androany, ampitson’ny omaly.
Oh ry foko! Oh ry foko moramora ihany!
Amin’ity rotoroto tsisy fiafarany.
Mba hiadananao rahampitso
Dia ataonao sorona ny androany,
Nefa anie ny androany, ampitson’ny omaly.
Oh ry foko! Oh ry foko!
Rahoviana izany ianao vao hiaina?
A/C: Fy Rasolofoniaina
Arr: Reko

Видеоклипы

Опубликовано:

 

12 мар 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 116   
@marson-lj
@marson-lj 4 месяца назад
Seriously, guys? what do you smoke to produce such masterpieces? I was petrified from start to end: the shots, the lyrics, the fading in the volumes... Just wow
@finiavanamandresy5460
@finiavanamandresy5460 Месяц назад
the chord progressions are literal fire. So colorful.
@happymusicchill2670
@happymusicchill2670 День назад
« Ta direction est plus importante que ta vitesse, bcp vont très vite, nulle part ! » izay no tsaroako isaky ny mihaino ity hira ity 😁
@user-eu2xh5ib5m
@user-eu2xh5ib5m 5 дней назад
Tsara tena tsara
@Teddy13007
@Teddy13007 4 месяца назад
I dedicate this song to my gf She gave everything to succeed So if one day she will see this Love you Hope u will succeed ❤
@liantsoaamboaramalalaharij137
@liantsoaamboaramalalaharij137 2 месяца назад
Mandona be ity hira ity☺surtout ho antsika mandalo sedra-piainana amin'izao
@user-hq8bb6bc4y
@user-hq8bb6bc4y 4 месяца назад
Izao no tena mendrika hahazo ny hira tsara indrindra amin'ity taona ity!!
@domoinaaaa
@domoinaaaa 4 месяца назад
Tsara loatra 🥹❤️ misaotra manome ny tsara foana REKO, ilainay ianareo, mampitony anay ianareo ary tena tianay ianareo❤️✨
@ericrajoelison6510
@ericrajoelison6510 4 месяца назад
Tena mipoa-tsatroka zalah . Mankasitraka amin'ny hafatra , ny mozika, ny tononkira . Tena kanto . Mirary fahombiazana feno ny Reko Band
@SandratraNyAinaRAKOTOMALALA
@SandratraNyAinaRAKOTOMALALA 4 месяца назад
"Sao any amin'ny tsy mivonto no manaintaina aminao?" Tena mankasitraka fa mahatonga ahy andinin-tena ilay hafatra!! Ilay hira koa tena hoe zava-kanto 👍👍
@ainamiray5282
@ainamiray5282 4 месяца назад
Tena tsara, amin'izao moa tena adino ilay miaina fa voafoaka anatin'ny rotoroto lava ❤❤❤
@moniquerazafinimanana640
@moniquerazafinimanana640 4 месяца назад
Izy aloha an....Mahay ny gadona ankafiziko mihitsy. Paroles Amin Io vaofantina tsara.... Mankasitraka e.
@lalainafranckrakotonirina8117
@lalainafranckrakotonirina8117 4 месяца назад
Mankasitraka e, hira ny fiainana tokoa. Fa sambatra tokoa izay mahay mihaina tsara, fa fandalovana ihany.
@enirabenasolo8776
@enirabenasolo8776 3 месяца назад
This song is an absolute BANGER speaks to the soul through the ears
@hazavanafitiavana227
@hazavanafitiavana227 4 месяца назад
Eee dia rotoroto tokoa anie ilay fiainana eee. Mankasitraka fa tsara be❤
@salohynyravoandrianjanahar7510
@salohynyravoandrianjanahar7510 4 месяца назад
La chason tombe bien !! Masterpieces !! BIG THANKS GUYS XO XO
@user-ib6kw1xp2k
@user-ib6kw1xp2k 2 месяца назад
zaho aloa tena miaiky an izalahy ito serieux! na flow , na tononkira na instrumental rehetra tena tsy misy kihanina ! fidèle am ilay style musical an zareo ! Tohizo zalah fa manao nareo! Clip moa tsy lazaina tsony fa manarapenitra ozy Rajoelina zay
@tsantahaingombaliha1515
@tsantahaingombaliha1515 4 месяца назад
Tena tsara tena tsara ! Bravo Reko Band dia alefa foana 🌹
@user-vq9ne3rn3z
@user-vq9ne3rn3z 4 месяца назад
Mankasitraka foana fa tena tsara ❤ tohizo ilay mozikanareo fa tena mamelona sy mampiaina 😍
@NotoloranaLina
@NotoloranaLina 4 месяца назад
Mankasitraka foana amin’ny zava-kanto sy ny hafatra fa tena tsara! ❤
@RindraRaz-js2jl
@RindraRaz-js2jl 4 месяца назад
tsara be. nisy asa be tao ambadika tao. tena wow
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 Месяц назад
Inona moa zany fa dia "misaotra" e 🖤
@fetraniainamanuelrakotondr6323
@fetraniainamanuelrakotondr6323 2 месяца назад
Tiaaaaakoooooo
@Donatrzp-dd6dg
@Donatrzp-dd6dg 3 месяца назад
💖Reko ilay hira dia tiako ❤️
@lazarazafimbelo4402
@lazarazafimbelo4402 4 месяца назад
Powerful lyrics, as usual.Thank you!
@hanitrasehwi8262
@hanitrasehwi8262 4 месяца назад
Eny ho Aho Ki E 🤩🥺🇲🇬🙏💞
@unyoutuberenherbe
@unyoutuberenherbe Месяц назад
Oh c'est quoi ce banger ‽ Incroyable !
@user-cu8pk2vb4t
@user-cu8pk2vb4t 29 дней назад
REKOOO NY HAFATRA
@davidandriantsilavo1161
@davidandriantsilavo1161 4 месяца назад
New addiction unlocked 🥹
@stephaniemadjide-nf7no
@stephaniemadjide-nf7no 4 месяца назад
Wow, awesome ao tsara le feeling e,je te kiffe encore et encore
@agniesmarina1165
@agniesmarina1165 4 месяца назад
Tsara bé kousa Ilay izy an ❤
@_rnl104
@_rnl104 4 месяца назад
Mankasitraka indrindra ! Kanto ! Mafonja ny hafatra ❤
@JessicaFan-fu1jg
@JessicaFan-fu1jg 2 месяца назад
Merci fa taigna tsara ay👏🏾
@harenaandrainaramarosandra3280
@harenaandrainaramarosandra3280 4 месяца назад
Tsara beee😍
@nickandoniaina3446
@nickandoniaina3446 4 месяца назад
Tsara tena tsaraaa 🤗🤗
@ravololonirinajosiane5842
@ravololonirinajosiane5842 4 месяца назад
Misaotra e!tonga hatrany ampara-hatoko mihitsy izy zany
@RinaRalijaona
@RinaRalijaona 3 месяца назад
Toujours aussi impressionnant !
@hasiniavorasolohery8358
@hasiniavorasolohery8358 4 месяца назад
Top ! Good music, good message 😊
@ErowaneRandria
@ErowaneRandria 3 месяца назад
Tiakoooo.❤❤
@faliarisoarasoanivo8498
@faliarisoarasoanivo8498 4 месяца назад
Raha jerenao ny fiainanao, sambatra ve ianao ?? 😢 ❤❤natao ho ana angamba ilay hira🙏❤
@antenainaramahazosoa6733
@antenainaramahazosoa6733 4 месяца назад
Tena tafita ilay hafatra e!
@finoanarahaingoalison1093
@finoanarahaingoalison1093 4 месяца назад
Marina be 🔥 Mankasitraka e 👌
@riantsoahanitriniala1971
@riantsoahanitriniala1971 4 месяца назад
Bravo Reko 👏👏👏👏
@mioraralaialitiana9494
@mioraralaialitiana9494 4 месяца назад
Whaou 🤩🤩c’est magnifique 😍
@user-qn4vv1kl3l
@user-qn4vv1kl3l 4 месяца назад
Tsara bee le clip ee,torakizay le hira
@onisoahaniellesharonrabari1679
@onisoahaniellesharonrabari1679 4 месяца назад
Tena tsara bee❤❤
@sayrakotonirina2850
@sayrakotonirina2850 4 месяца назад
Mankasitraka be Zalah!
@lovaratovo9875
@lovaratovo9875 4 месяца назад
Waouh tsara bé !
@radosoatoussaintrabearivon2013
@radosoatoussaintrabearivon2013 4 месяца назад
Kias mlay fona ❤❤❤
@rasamoelinapatrick7069
@rasamoelinapatrick7069 4 месяца назад
Comme toujours, milay e
@Alinedauzats
@Alinedauzats 3 месяца назад
Magnifique chanson
@laurarabarisoa6967
@laurarabarisoa6967 3 месяца назад
❤❤❤ tsraa lotra
@user-wr6db8bd2y
@user-wr6db8bd2y 4 месяца назад
It's very good👌
@user-yb9vv5ez1t
@user-yb9vv5ez1t 4 месяца назад
Tsara foana foana zalah 🫶🏻🫶🏻🫶🏻
@randriaarphine1061
@randriaarphine1061 4 месяца назад
Mafinaritra e 🔥
@deshoba
@deshoba 4 месяца назад
Oay te hitomany aho zany
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 месяца назад
I like this song ❤
@tifannirandriantsitohaina2088
@tifannirandriantsitohaina2088 4 месяца назад
Just a masterpiece
@NyAntsoChoir-NAC-bz7wr
@NyAntsoChoir-NAC-bz7wr 4 месяца назад
Tena mankasitraka anareo fa manao zavatra créatif foana ianareo. Tena kanto tanteraka
@d1scnnect
@d1scnnect 4 месяца назад
Merci j'aime trop trop trop ❤
@aritianarabenjamina7671
@aritianarabenjamina7671 4 месяца назад
tsara be 🥰
@user-xc3gh6ue1t
@user-xc3gh6ue1t 4 месяца назад
😍waouh !
@mathieudrakoto51
@mathieudrakoto51 4 месяца назад
C'est bon j'adore déja✨✨✨
@heriniainarakotonomenjanahary
@heriniainarakotonomenjanahary 4 месяца назад
Tsara be e 👌
@user-jq6dg2bi4t
@user-jq6dg2bi4t 4 месяца назад
Belle découverte, tsara bé
@milantofehizoro6282
@milantofehizoro6282 4 месяца назад
c’est tellement apaisant
@user-mh5bs4be1v
@user-mh5bs4be1v 4 месяца назад
Aoka leretsy e vakiana be eto ny fiainanay letie!
@rabemananjararomain1142
@rabemananjararomain1142 4 месяца назад
En boucle ehhh
@marrymarry8826
@marrymarry8826 4 месяца назад
Makasitraka hatrany tompoko
@milantostudiocapitale7874
@milantostudiocapitale7874 3 месяца назад
I dedicate this song to myself 🥲🥲🥲
@user-yb6cx8cp4e
@user-yb6cx8cp4e 4 месяца назад
Merci eeeeee, norme bé
@ravelosonserge4519
@ravelosonserge4519 4 месяца назад
Izany ka kanto eh❤️
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 22 дня назад
Bjr, aiza nareo no manao spectacle amin'ny 18 août 2024
@DinaRANDRIANARISOA
@DinaRANDRIANARISOA 4 месяца назад
Tiako tsotr'izao sady mampandini-tena
@user-gr1po4vb4q
@user-gr1po4vb4q 4 месяца назад
Tena tiko b daholo ireo hiranao Tohizo fona fa tsara Tena hoe TIKO B ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@ainasarobidyrabe3158
@ainasarobidyrabe3158 4 месяца назад
Tiako loatra 🤍🤍✨️✨️✨️
@hajatianaandriamaro5355
@hajatianaandriamaro5355 4 месяца назад
👏👏👏👏👏
@larahrubie285
@larahrubie285 4 месяца назад
i feel you
@rijaniain
@rijaniain 4 месяца назад
Mankasitraka feno
@HasinaHerizo-ck8hq
@HasinaHerizo-ck8hq 2 месяца назад
Tohizo hatrany ny kanto izay voizinareo zalah fa tsara be aah👍 Eto foana ko izahay mpankafy fatratra hanohana anareo ho tonga amin'ny tanjona ambony izay iriana🙏 mirary soa foana
@lucasrajaonarivelo3384
@lucasrajaonarivelo3384 4 месяца назад
Merci ❤🔥
@smyli8251
@smyli8251 2 месяца назад
❤❤❤
@Mickaeel23
@Mickaeel23 4 месяца назад
😮❤❤❤
@bodohasinabd2829
@bodohasinabd2829 4 месяца назад
Ankafiziko
@KattySmile-bn9pg
@KattySmile-bn9pg 4 месяца назад
❤️❤️❤️❤️✨
@johannranariboana4879
@johannranariboana4879 3 месяца назад
@joda1350
@joda1350 4 месяца назад
matsiro e !
@smyli8251
@smyli8251 4 месяца назад
❤❤
@thegreatmistersuzuki4147
@thegreatmistersuzuki4147 2 месяца назад
❤️❤️❤️❤️
@user-vn8ez8hy5r
@user-vn8ez8hy5r 4 месяца назад
🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩
@fanjanirianatolotra7011
@fanjanirianatolotra7011 4 месяца назад
Tsara dia tsara ary marina dia marina
@YuLyricist
@YuLyricist 3 месяца назад
Lyrics 😊 : ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-DP6UC9N4rXE.htmlsi=9kJ6HBuMUKgrewqW
@setraniainarakotoarimanana7326
@setraniainarakotoarimanana7326 4 месяца назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@dsijstudio3997
@dsijstudio3997 4 месяца назад
Tena tsara makasitraka
@christianssongcovers3225
@christianssongcovers3225 3 месяца назад
SALAMA aiza noho afaka jifaina ilay album? Merci
@Livebetterwithmusic
@Livebetterwithmusic 4 месяца назад
serieux 😢
@user-vu9od8dy3g
@user-vu9od8dy3g Месяц назад
Saika hiteny fotsiny hoe Fy Rasolofoniaina dia anisan'ireo mpihira izay vitsy dia vitsy @ izao hoe tena mihira ary mahay mihira Ary Reko dia anisan'ireo tarika vitsy dia vitsy tena manao kanto
@kantonaxx
@kantonaxx 4 месяца назад
Spotify zalah mba aza adino ah
@rabemananjararomain1142
@rabemananjararomain1142 23 дня назад
2030 et encore là
@HARINJATOVONdrosoniainaNicky
@HARINJATOVONdrosoniainaNicky 3 месяца назад
Tsara loatra le tononkira sy feonkira
@user-dl7zd3qt8l
@user-dl7zd3qt8l 4 месяца назад
vécu
Далее
MASOANDRO MIBALIAKA-  REKO
5:50
Просмотров 190 тыс.
TONGASOA - REKO
6:42
Просмотров 203 тыс.
Каха заблудился в горах
00:57
Просмотров 921 тыс.
Ravitoto
5:08
Просмотров 473 тыс.
Vitsika - Vary amin'ny ronono (Finale #SNOnze)
3:50
Просмотров 10 тыс.
Very
5:36
Просмотров 19 тыс.
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Просмотров 632 тыс.
Hosea Marlyn - FITIA (Horonantsary Ofisialy)
4:09
Просмотров 122 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Io Aho Io
3:40
Просмотров 35 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 127 тыс.
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 513 тыс.
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 195 тыс.
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн