Тёмный

Ry zaza mpiodina, mba miverena ( FFPM 409 ) 

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 2,3 тыс.
50% 1

NY LALANA TOKANA HANDOVANAO NY FIAINANA MANDRAKIZAY :
Mino hianao fa tia anao Kristy ka maty nisolo ny toeranao teo @ hazo fijaliana Izy (I Timoty 1 : 15),
Ary rehefa resy lahatra izany fitiavan’ Andriamanitra anao manokana izany hianao (Jaona 3 : 16)
Dia arahinao asa ny finoanao (Jakoba 2 : 24)
DIA IRETO NY DINGANA TOKONY HARAHINAO :
Miaiky ny fahotanao hinao (I Jaona 1 : 9),
Miala @ izany fahotanao izany (Ohabolana 28 : 13),
Mila mibebaka hianao (Lioka 5 : 32)
Mandray an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy anao manokana (Jaona 1 : 12)
Mampandroso Azy ao amponao (Apokalysy 3 : 20),
Manaiky Azy @ vavanao ary mino Azy @ fonao (Romana 10 : 9)
Ateraka indray hianao @ rano sy ny fanahy (Jaona 3 : 5 - I Petera 1 : 22 - 23),
TOMBOTSOA AZONAO VOKATRY NY FANOLORANAO TENA :
Lasa olombaovao hianao (II Koritiana 5 : 17),
Lasa zanak'Andriamanitra hianao (I Jaona 3 : 1)
Mandray ny Fanahy Masina hianao (Asan'ny Apostoly 11 : 15 - Romana 8 : 9 - 10),
Efa voasasa t@ ran'i Jesosy Kristy hianao, efa nohamasinina hianao, efa nohamarinina hianao (I Koritiana 6 : 11)
Tsy ho very intsony hianao (assurance du salut) fa tsy hoe raha sendra diso dia makany @ afobe indray satria ny Tompo mifona hoanao mandrakariva (I Jaona 2 )
Fa kosa izay zanaka tiana no faiziny (Apokaypsy 3 : 19)
Voasoratra any andanitra ny anaranao (Lioka 10 : 20)
Ary mandova ny fiainana mandrakizay hianao manomboka eo (Jaona 10 : 28)
VOKATR'IREO EO @ FIAINANAO :
( izay tokony ho hitan'ny manodidina anao )
Lasa mazoto mamaky baiboly isanandro hianao (Matio 4 : 4)
Tia mivavaka @ fotona rehetra hianao (Lioka 18)
Tsy menatra mizara ny filazantsara @ manodidina hianao (Romana 1 : 16)
Sahy mijoro vavolombelona @ fitondratena sy ny fiteny hianao (I Timoty 4 : 12)
Mazoto mamonjy fivoriam-bavaka sy fiangonana hianao (Hebreo 10 : 25)
Tia ny rahalahy rehetra na samy hafa finona aza izay handova ny fiainana mandrakizay hianao. (I Jaona 3 : 10)
Miova ny fiainanao (Efesiana 4 : 22 - 24)
Lasa mitombo @ finoana hianao ( Hebreo 5 : 12 - 14)
VITA IREO DIA MANARAKA HO AZY :
Ny fitahian'ny Tompo anao (Ohabolana 10 : 22 - Deoteronomia 28)
Sy ny fahasoavany omeny anao (II Koritiana 12 : 9)
Ny famindrampony omeny anao (Salamo 23 : 6 - Salamo 103 : 8) ,
Ny harena sahaza omeny anao hoetinao hanompoana Azy (I Samoela 2 : 7)
Sy ny fahasalamana omeny anao (Eksodosy 23 : 25)
FANOMEZANA ( CADEAUX - DON) manaraka ho azy ireo rehetra ireo rehefa noraisinao ny FAMONJENA ( SALUT ) na tsy nangatahinao aza (Matio 6 : 8 - Matio 6 : 33)
RAHA FITININA DIA :
1- Ny finoanao fa tia anao loatra Jesosy ka maty nisolo anao teo @ hazo fijaliana (Galatiana 2 : 20 - Romana 5 : 8) no handovanao ny fiainana mandrakizay.
2- Ny fanekenao Azy ho Tompo sy Mpamonjy anao (Romana 10 : 9) no dingana voalohany tokony hataon'ny tsirairay
3- Ny HAFATRA ( message ) voalohany tokony hotorian'ny TENA mpitory ny filazantsara dia :
"Mibebaha hianareo fa efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra" (Matio 4 : 17 - Matio 28 : 19 - Marka 16 : 15) sy ny hoe :
"Hoavy Jesosy, vonona ve hianao ?" (Matio 24 : 44 )
4- Raha nanomboka ny toriteniny i Jesoa (Marka 1 : 15) sy i Jaona Mpanao batisa (Lioka 3 : 8 - Jaona 1 : 29 ) ary ny Apostoly (Asa 2 : 38 - Asa 3 : 19) dia izao no nolazainy voalohany : « Mibebaha hianareo »
5- Izany hoe tsy maintsy miala @ fahotanao hianao ( mibebaka ) vao handray ny fitahian'ny Tompo (Deoteronomia 28), Izy tsy mitahy olona mitoetra ao @ ota izany fa fitahiana avy @ devoly izany
MIANDRY NY FANAPAHAN-KEVITRAO ARY NY TOMPO. RAHA TSY IZAO DIA RAHOVIANA ???
Vatomandry 31 Jolay 2020

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
Epic Reflex Game vs MrBeast Crew 🙈😱
00:32
Просмотров 8 млн
Felana & Rija RASOLONDRAIBE - Ray malala
5:37
Просмотров 14 тыс.
MIVAVAKA HO ANAO   Hosana Ambohijatovo
5:09
Просмотров 120 тыс.
Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)
4:37
Просмотров 46 тыс.
Playlist Fihirana FFPM  Fampaherezana
17:17
Просмотров 111 тыс.
ffpm480 Mamin'ny foko
2:38
Просмотров 129 тыс.
Epic Reflex Game vs MrBeast Crew 🙈😱
00:32
Просмотров 8 млн