Тёмный

Fahazazako 

Antso Bommartin
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 82 тыс.
50% 1

«T@izahay mbola kely»👧
Ireo zavatra tsy dia «norme»nataoko sy nieritreretiko t@« fahazazako» 👶ireo no tantaraiko anareo ato@ity Clash voalohany ny taona 2019 ity!
Saika miopana@ ireo tontolon'ny fahazazako avokoa ny vidéo@ ity volana janoary ity!
Zarazarao ho fahatsiarovana ireo fotoana mamy t@fahazazana
Tagueo eto ireo olona tsaroinao nanamarika ny fahazazanao
Aza adino ny mi s'abonne sy mitsidika ireo videoako hafa...
Réalisation,script,cadrage,montage: Antso Fanantenana Bommartin
Assistante de production: Jessie Cah
Janvier 2019
033 24 862 30/039 17 020 02 pour réserver vos chapeaux a selfie pour animer vos fêtes😊

Опубликовано:

 

16 янв 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 117   
@jimmathieu4099
@jimmathieu4099 5 лет назад
Le mitady vola no tena mahalatsaka ana.mlay e!!
@fyrhan6495
@fyrhan6495 4 года назад
Haha tiako e
@voarilalainaandrianasoloma5446
tena tsy manan'aina a...
@EdmondRakotozanany
@EdmondRakotozanany 6 дней назад
Za princia no anarako, izy zehefa misy zavatra ilainy dia tsy ma nome za de mite izy hoe neny ô princia anie ka tian'i maël e nefa akizina 9
@armagicarivony7993
@armagicarivony7993 4 года назад
Ampio
@vaonasoloflorence8123
@vaonasoloflorence8123 4 года назад
Hi3 mankasitraka e mirar soa hatran
@user-pj4ez6nu5v
@user-pj4ez6nu5v 10 месяцев назад
Aiza ranga le 2
@nathaliemalalaharisoa7628
@nathaliemalalaharisoa7628 4 месяца назад
Nga tsy omena fotsin le satroka MBA cadeau. Bonne annee😅
@hasinatoavimanantsoaravelo438
@hasinatoavimanantsoaravelo438 4 года назад
hahaha milay ery mampahatsiaro ny fahzazana
@larissatanteliniaina8321
@larissatanteliniaina8321 5 лет назад
Kkkkkkkkkkk, any atrano ny poketranao re a!!, ndry tsy nanao otely vary vovoka.
@manuelaaa.9712
@manuelaaa.9712 5 лет назад
Marina loatra le fanasan'ny Tompo😂😂😂😂
@jennymami3505
@jennymami3505 5 лет назад
Kkkkkkkkk tena marina
@user-bb1co7fm2l
@user-bb1co7fm2l 11 месяцев назад
Za tsy tadidiko ntsony😊❤
@jodaxboxgamer5557
@jodaxboxgamer5557 5 лет назад
tena mahalatsaka koa izany nefa d tena otran izany tsika tambola kely
@keziaandrianihasimanana1478
@keziaandrianihasimanana1478 5 лет назад
Ilay lelo isakin'ny mihetsika 😂😂😂😂, le chantage émotionnel!! Tsapako tsara lotra 😂😂😂
@user-oe1qy9cj9r
@user-oe1qy9cj9r 5 лет назад
Maashaa Allah
@radototakely
@radototakely 5 лет назад
Mitady vola marina haha
@wendyrazafimbelo1455
@wendyrazafimbelo1455 5 лет назад
Aize😂😂 Okalo fa mapme zany ra sipa😥😂😂😂😢😢😢😂😂😂😂😂
@tsuhary
@tsuhary 5 лет назад
Tiko b Le mitady vola😂😂😂
@jadynekena
@jadynekena 5 лет назад
😂tiako eeeee
@vonjisoagreteljosvah7665
@vonjisoagreteljosvah7665 5 лет назад
kkkkk! adino le tranokely, vitsily, kaso2 kapoka sy ny tariny...
@ainamathieu7788
@ainamathieu7788 5 лет назад
miaiky ahh hahaha
@allyson2399
@allyson2399 5 лет назад
Torameee mintsiny ahhhh😂😂😂 Ary za KO de nanao any zany tmn mbl Kely
@rollyrollyannah2264
@rollyrollyannah2264 5 лет назад
Kkkkk zah daoly😁😂😂😂
@miharyran5319
@miharyran5319 5 лет назад
Tiako b❤ mafinaritra mba gasy ndray jerena😍
@herisitrakaratsimbazafy6337
@herisitrakaratsimbazafy6337 5 лет назад
Kkkk mafinaritr akia merci bcp
@malalarasolonirinaharison3625
@malalarasolonirinaharison3625 5 лет назад
Kkkkkkk, latsaka be za!!lasa aiza ny poketrako😂😂😂😂
@herisitrakaratsimbazafy6337
@herisitrakaratsimbazafy6337 5 лет назад
Tsara daoly satroka
@lindavalentina6699
@lindavalentina6699 5 лет назад
Tena mitovy amin zazakely anao
@valerieratsimbazafy6455
@valerieratsimbazafy6455 5 лет назад
manan-talenta be aky njy an!!!!
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 5 лет назад
Tokotanin'izy kay no afaka hitadiavana vola ato ô 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
@solomanitrarakotovao1209
@solomanitrarakotovao1209 5 лет назад
Hahahaha tapaka ny tsinaiko marina😂😂😂
@herizorasoanantenaina2429
@herizorasoanantenaina2429 5 лет назад
Tena mahafinaritra be enao!Afak'andro mintsy za.Misaotra betsaka ooo.Ry fahazazana nandalo nametra tantara.
@priscamaharavo7202
@priscamaharavo7202 4 года назад
Mitady vola 😍
@liantsoaramanankonenana8333
@liantsoaramanankonenana8333 5 лет назад
Manaiky e!!!!!!!!! tena mahay!!!
@MALAGASYBASS
@MALAGASYBASS 5 лет назад
Adala kely mihitsy ianao ty!!!! excellente vidéo #Antso
@paxxouille
@paxxouille 5 лет назад
Le resaka chèque marina tena zay mintsy 😂😂
@sariakaravelomanantsoa1260
@sariakaravelomanantsoa1260 5 лет назад
Tsara B le izy ka 😂 sy le ankodrana ty tamn'ny le trano kely na Kadradraka Chapeau
@razafindrakotomurielle3986
@razafindrakotomurielle3986 5 лет назад
Lasa aiza ny poketrako ............... kkkk
@floreinamitie5021
@floreinamitie5021 4 года назад
🤣🤣🤣Mahalatsaka b le mitady vola
@tambymie1798
@tambymie1798 5 лет назад
Mafinaritra. Toran'ny hehy ah mijery azy Mampiala voly akia tsara
@tsiaroandritiana4559
@tsiaroandritiana4559 5 лет назад
efa nanandrana kely ihany
@biadmvj8246
@biadmvj8246 5 лет назад
Hafahafaha be, tsy nametaka écouteur iray a dia mozika ihany no henoko hahaha! ilay ilany kay no maheno ny feo dia ny ilany mozika ihany
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 5 лет назад
TENA TSARA É
@vanialarasolofo2784
@vanialarasolofo2784 5 лет назад
Neny oh! Antso anye ka amoureuse😂😂😂
@ny_onja
@ny_onja 5 лет назад
Nandray fanasan'ny Tompo mdrrrr :D
@toavinarazafimamonjy4983
@toavinarazafimamonjy4983 4 года назад
Ripaka 😂😂😂
@marioradomanana6430
@marioradomanana6430 5 лет назад
Le meilleur pour la fin :D
@ayanakamura2174
@ayanakamura2174 5 лет назад
😁😀😂, maharipaka b l lavaka kely
@zorandriamiharimahefa2823
@zorandriamiharimahefa2823 5 лет назад
Lay manoratra cheque nu tena mahalatsaka kkkkkk,sy lay mametsy zaza a
@adamyimbi2459
@adamyimbi2459 5 лет назад
latsakaaaaa zaaa mararyyy atram kibokooo
@minoarivelo
@minoarivelo 5 лет назад
Tena mampihomehy! Ilay chantage refa miaraka milalao, ny fandraisana, ilay mameno chèque, ny curiosité n'ny ankizy mianatra manasa lamba sns... Humoriste mahay, sady tsy misy teny ratsy na tsy fanajàna na miresaka zavatra maharikoriko ireny ! Ndraindray exagéré kely fa zay mihitsy koa no maha hatsikana azy... Bravo! Mankasitraka e Hatsarao foana.
@annicklayna
@annicklayna 5 лет назад
hahahaha Milay akia
@LylieLovin
@LylieLovin 5 лет назад
mlay b aki ry maman'talenta a. zahay maka anju fon e
@keziaandrianihasimanana1478
@keziaandrianihasimanana1478 5 лет назад
Iny fanasan Tompo Iny nanaovanay fika mints tam mbola kely, otran reny d anin reny 😂😂😂
@RAMAHASAHALA
@RAMAHASAHALA 5 лет назад
Ilay rakitra hoe ho an'Andriamanitra, neveriko fa tena tonga ao izy rehefa mirava haka an'le vola. hahahaha
@miarintsoadinarandrianariv9519
Le miantso hoe Neny ohhhh hahaah malemy tsinaiko fa zvtr fataoko tamin'ny mbola kely mitsy...malaza be tatibolana be tamin'ny zany 🤣🤣🤣🤣🤣... Le poketra 🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@fanoujrabesa3154
@fanoujrabesa3154 4 года назад
Tena tapaka ny tsinaiko e
@domoinaaina6755
@domoinaaina6755 5 лет назад
maty ah poketrako😂🙌
@didimickaelmiarimanantsoa2800
@didimickaelmiarimanantsoa2800 5 лет назад
mlay ranga
@ramananarivogarniersanta4962
@ramananarivogarniersanta4962 5 лет назад
ripaka a amle lavaka kely
@tanguyjaovita7571
@tanguyjaovita7571 5 лет назад
Mahafinaritra bé rangà ndri ry Antso à😂 Manohana hatrany✌
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 5 лет назад
hahahahahaha! mampiomehy loatra ilay fomba oe mitady vola hahahahahaha ! zay ilay fahazazana e
@kdo976
@kdo976 5 лет назад
Mahalatsaka b 😭🤣🤣🤣🤣🤣
@herivolaravoniarisoa2849
@herivolaravoniarisoa2849 5 лет назад
fantatro ko ny banque ndry, BFV; nareo koa kay protestan e, huhu :) Fa nga nareo tsy mba nazoto nianatra le andro voalohan'ny lakilasy, lasa kamo nianatra indray aveo rehefa lany manja le kitapo vaovao, feno soratra ilay cahier vaovao, de mamorona lainga sy aretina rehetra amin'i neny
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 года назад
le am farany no mpme ana Andriamanitro nakaiza ny pôketrako
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 5 лет назад
Tena mahay nareo mihaiky aho , misaotra betsaka nizara tompoko
@TheAnalamanga
@TheAnalamanga 5 лет назад
raha ireny zavatra nataonareo rehetra ireny no atambatrareo iray dia ataonareo stand up. ketrika tsara izany noho ilay FAQ a. tsy aleo izay
@andoandrianjaka7675
@andoandrianjaka7675 5 лет назад
aksssksssksss aksssksssksss lé manasa lamba lol
@ralainindrianaiavo1118
@ralainindrianaiavo1118 5 лет назад
tapaka ny tsinaiko
@sympadimby97
@sympadimby97 5 лет назад
Ilay miteny rery reny; otrany hoe manao film @ 3XD ren. Angamba ny lelahy ihan no tratran'izany! de le manao mpampianatra sy mpianatra ireny ko, de le kivadivady reny ko kay mbola izy!!
@lalyaime6598
@lalyaime6598 5 лет назад
😂😂😂😂
@rakotoarivelovalerienirina4995
Mahafinaritra e! misaotra mampifaly
@hantamalalarasoaniaina1671
@hantamalalarasoaniaina1671 5 лет назад
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣Andremanitr o. Nakaiza poketrako. Tsara na misy feo tsy eno. Aza e
@naominirina4853
@naominirina4853 5 лет назад
😂😂😂😂😂😂😂😂
@vnyainathynasou6717
@vnyainathynasou6717 5 лет назад
ny tam mbola kely le rehefa mijery télé de zao foana no andohako oe, miditra ao ary ve reny olona reny de lasa kely be hahaha
@muriellerakotondraboay3819
@muriellerakotondraboay3819 5 лет назад
tsy mety atao haha ato fa oka marina eh
@andriniainastephantafitani9750
tena latsaka be mihintsy t@ le mitady vola!! merci e
@andriamijorosendraonylalai1932
Mafinaritra e Sady mapime ana fon n zavatra ataonao
@mitchellahmamy5177
@mitchellahmamy5177 5 лет назад
hahaha mahafinaritra
@rasoloarisonhery5770
@rasoloarisonhery5770 5 лет назад
tsra le izy mis partie ts heno an
@razafindralambotantely3132
@razafindralambotantely3132 5 лет назад
Zavatra 2 nisongadina no tena nampiomehy dia ilay mameno cheque ( za ko ohatran zao mantsy nisy fotoana). Sy ilay mandray fanasan'ny Tompo 😂😂
@miome4331
@miome4331 5 лет назад
le fandraisana communion tena iraisana! Haaahaaaaa! Ary le kilalao tam mbola kely! daka tsy hita maso, ce matin (miteniteny foana), vitsy li, tapika tsy azo raisina, sabaka! haaaahaaa! ary tsikonykonina! tadidiko loatra!
@kevinravelo7053
@kevinravelo7053 5 лет назад
maita atao fona aki njy ry antso
@denisrakotoarisoa4239
@denisrakotoarisoa4239 5 лет назад
HAHAHAHA
@dinamalala996
@dinamalala996 5 лет назад
za koa tena otran io mintsy ny fieritreretako anlay mitady vola😂😂
@ravoninjatovorotsy8581
@ravoninjatovorotsy8581 5 лет назад
Kiii nspoilény ve zay oe matsatso iny mofo iny😂😂😭😭
@herilalalainaramiharisoa8538
@herilalalainaramiharisoa8538 5 лет назад
Reveko be ilay chantage. Dia misy an'ilay hoe "zah izany opian'la dia fahanan'lah vary sy mofo foana an!
@solofonambininacopernic6064
@solofonambininacopernic6064 5 лет назад
nena le kidada sy neny dada sy neny reny n tena tiko, d ref enao ny dada ka tsaratsara kely le neny d le bandy kely apanovina akoho efa manao kokoriko o maraina ny andro sahady d le bedesina, aaa mbola tsy maraina zany , atovy lavalav lo, kkkkkkkkkkkk
@illusiono7201
@illusiono7201 5 лет назад
tsaaara bee eee :D tohizo :)
@sylviaandrianatoandro2235
@sylviaandrianatoandro2235 5 лет назад
Hi3 osy mainty
@valeriazoniaina1477
@valeriazoniaina1477 5 лет назад
Tena Mahatsiaro anle t@mbola kely tany Mada mitsy ah mahita ny video anao😍
@jimjimmy8448
@jimjimmy8448 5 лет назад
mahafinaritra hatrany! feno nostalgie be za naita an ty! fa za oa tam mbola kely niresaka tam baffle fa niahaino Hantatiana de ozy a nony hatory oe veloma ky ry Hantatiana sady nankeo am le baffle za! kkkkk
@brechard1104
@brechard1104 5 лет назад
Tena tsy maeno ninina nmiitsy zay oooo
@safidisoaarthur381
@safidisoaarthur381 5 лет назад
Tena mapme rangah ty vehivavy ty a! Le lavak kely, saika matin'ny fiomezan ah! 😂😂😂😂😂😂😂
@rockenstarenergasy5317
@rockenstarenergasy5317 5 лет назад
le poketra tena grav be fa tsita le
@nalisoamaheriniavofleurett7439
misy partie tsy heno fa feon-kira be fotsiny
@zafindrabegenevieve7605
@zafindrabegenevieve7605 5 лет назад
😂😂😂
@MrAndrytheo
@MrAndrytheo 5 лет назад
tsisy feho ???
@tsiorywfc4922
@tsiorywfc4922 4 года назад
Mdr rtia
@ibrahimlitao652
@ibrahimlitao652 5 лет назад
mlay enao ra namana a
Далее
Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy
14:26
Просмотров 121 тыс.
Sugar chalenge Talenta sy Oroka
8:18
Просмотров 7 тыс.
小天使和小丑离家出走#short #angel #clown
00:36
CULTURE MARÉCHAL #1 🎖️ (Ft Tefi, Rouks et Jo)
23:52
BOTSY PART 1 - VIDEO MAHALATSAKA !!!
6:22
Просмотров 131 тыс.
Menaka mahagaga
2:15
Просмотров 10 тыс.
FAQ Mura Khang Chan / Souvenir Film Lolita Malagasy
25:13
NY ANDRO IRAY RAHA MPANDRAOKA FAKO - AARON
31:48
Просмотров 18 тыс.
Fongitiky
1:49
Просмотров 335 тыс.
Interview Pitsana -24 Heure Mada
7:06
Просмотров 81 тыс.
Ny ao an-tsaina ireo mpijery valina BACC
3:14
Просмотров 76 тыс.