Тёмный

Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa? 

Tanjona Randrianarivelo
Подписаться 3,1 тыс.
Просмотров 227 тыс.
50% 1

Page facebook : Tanjona Randrianarivelo
AHOANA MARINA MOA?
Ahoana marina moa raha hoe tsy anjara ny antsika,
Dia ianao hiaraka amin'olon-tsy haiko fiaviana dia izaho koa hitantana olon-kafa fa tsy ianao,
Mety hoe ho sambatra ve ohatran'ny tamintsika, mety hoe hoe lafatra ve? ahasolo ana ve izy e e eh, ohatrany mampihomehy 'nefa mahalasa saina,
Sanatria aza misy anie izany,
Ngamba aho hidradradradra hitomany,
F'efa zatra ny anilanao aho, tsy mahafoy anao,
Fa aleo ihany isika amin'izao,
Miaraka foana tsy mifandao,
Fa mamiko loatra malala, ny anilanao.
Za ary vao tsy eo ianao dia hila ho lasa adala vao maika-ianao-hisy-olon-kafa hiantso hoe malala,
Tsy ho zakako izany, hiaraha-mahalala,
Mety hoe hisotro toaka, hifoka sigara,
Mety hoe ho lasa mompera iza no mahalala,
Fa raha hoe ianao an'olon-kafa tsy zakako izany.
Sanatria aza misy anie izany,
Ngamba aho hidradradradra hitomany,
F'efa zatra ny anilanao aho, tsy mahafoy anao,
Fa aleo ihany isika amin'izao,
Miaraka foana tsy mifandao,
Fa mamiko loatra malala, ny anilanao.

Опубликовано:

 

5 июн 2023

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 50   
@fanantenanagabrielratsirim6038
@fanantenanagabrielratsirim6038 27 дней назад
Sanatria tokoa aza misy Anie zany. ❤❤❤❤❤❤ Mankasitraka....
@FaramalalaSidonieRahasim-rc4yg
@FaramalalaSidonieRahasim-rc4yg 10 дней назад
Ny aro ❤❤
@haritianarabezanahary5606
@haritianarabezanahary5606 7 месяцев назад
Je kiffe trop, mankasitraka 🙏
@onjatianarasolofomanana3143
@onjatianarasolofomanana3143 9 месяцев назад
Ndriiiii... mankasitraka hatrany am le kanto ee, tiko be 🥰🥰🥰
@lgeekpk
@lgeekpk Год назад
juste incroyable
@user-sj8bo8fo7q
@user-sj8bo8fo7q 5 месяцев назад
Arrangement, feo, tonony, au top tsisy kianina, merci e ❤
@hobir.3790
@hobir.3790 11 месяцев назад
Tsara be, misaotra ! 🙏
@RandriamiharisoaFyNiaina
@RandriamiharisoaFyNiaina 15 дней назад
🥺💗💗💗
@mireillerakotoarison9973
@mireillerakotoarison9973 10 месяцев назад
Efa zatra ny anilanao aho ts mafohy anao😥😪💔😢
@niainalapixx5231
@niainalapixx5231 Год назад
tsara ❤ ... voalaza avokoa
@naivorsl4089
@naivorsl4089 Год назад
Incroyable
@user-ov7zg3yh1m
@user-ov7zg3yh1m 4 месяца назад
Tena tsara ny tonony sy ny feony ❤❤❤❤❤❤❤
@micassidyrakotonirina0554
@micassidyrakotonirina0554 7 месяцев назад
Maffy les lah bain aa❤❤❤
@holisoaramandiamanana3692
@holisoaramandiamanana3692 Год назад
best song ever
@maholyzara7930
@maholyzara7930 Год назад
Mankasitraka be les💖💖
@cousintsiryn9615
@cousintsiryn9615 11 месяцев назад
ça va trop ity vazo ity👌👌
@radorakotoarimanana6789
@radorakotoarimanana6789 4 месяца назад
Milay ranga nareo lesy ry Tanjona,
@user-om7zb8eg3s
@user-om7zb8eg3s Год назад
wow, tena lafatra ee
@ValisoaRANDRIATRIMOMANANA
@ValisoaRANDRIATRIMOMANANA 11 месяцев назад
Sanatria,!Aza misy anie izany😥
@razakasoanandraina3601
@razakasoanandraina3601 Год назад
Tsara be tena tsara be ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@Kanto-zd9qb
@Kanto-zd9qb 9 месяцев назад
Tsara be ilay hira fa milaza zavatra tena misy .merçie.
@tsantarakoto49
@tsantarakoto49 11 месяцев назад
Tiako be ❤
@tangala4103
@tangala4103 6 месяцев назад
Tena milay ❤😮
@davida5919
@davida5919 7 месяцев назад
Tsara lotra ranga a❤️. Hivaoka spotify ve rehefa kelikely?
@setrajohariniaina8088
@setrajohariniaina8088 Год назад
amazing
@rojovolarakotoarimanana3884
@rojovolarakotoarimanana3884 9 месяцев назад
tsara lotra 😍☺
@volaannarakotomalala259
@volaannarakotomalala259 Год назад
Tsara bé 😢😊
@dannytokiniaina1022
@dannytokiniaina1022 Год назад
aiza ny clip ry tanjona
@santatraandrianiaina9824
@santatraandrianiaina9824 10 месяцев назад
Kanto loatra 🙏
@safidirfrnds4761
@safidirfrnds4761 11 месяцев назад
❤❤
@user-sb8ss7vp3d
@user-sb8ss7vp3d 4 месяца назад
Tiko ranga zany vazo zany ah
@sambatrarabefitia351
@sambatrarabefitia351 7 месяцев назад
@raharisoabrowngassgirl2540
@raharisoabrowngassgirl2540 8 месяцев назад
Trop bo
@1234meghan
@1234meghan 4 месяца назад
🥺❤❤
@ainarakotondrasoa5702
@ainarakotondrasoa5702 2 месяца назад
Tsara !😊 Inona moa ny titre an'ity film ity ?
@princyrakotoarisoa1308
@princyrakotoarisoa1308 11 месяцев назад
J adoreeee ❤
@soniaravelonanosy7928
@soniaravelonanosy7928 7 месяцев назад
Tsy aleo ve avoaka sur spotify ? 🥹
@ramanantsoaloyence4503
@ramanantsoaloyence4503 9 месяцев назад
Tsara b
@zolalainarandrianantenaina7179
tsara lessy fa toizo
@GallerieasahitafacebookHitaasa
@GallerieasahitafacebookHitaasa Месяц назад
🫶🏻🫶🏻🫶🏻🫶🏻🫶🏻🫶🏻
@rantoniainaramandaniarivo1976
Tena tsara loatra
@fanasinamamihaja911
@fanasinamamihaja911 5 месяцев назад
@user-dl4if5jx5z
@user-dl4if5jx5z Год назад
makasitraka tsara be le hira
@associationmairemadagascar6238
@associationmairemadagascar6238 3 месяца назад
Tsara loatra ❤🎉
@miradoandry2091
@miradoandry2091 11 месяцев назад
❤️❤️❤️
@miandraratafandrimanantsoa9175
@miandraratafandrimanantsoa9175 10 месяцев назад
Inona moa ny titre an’ilay film raha misy mahay? Tsara be ilay hira
@tianaharimalalaralaimamoa5957
@tianaharimalalaralaimamoa5957 7 месяцев назад
les filles du docteur March
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr 10 месяцев назад
❤❤
@tsikymambanirina6258
@tsikymambanirina6258 Год назад
🤍🤍🤍
@rabanja358
@rabanja358 7 месяцев назад
❤❤
Далее
Tanjona Randrianarivelo - Hitampify
3:37
Просмотров 81 тыс.
Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)
4:26
Просмотров 202 тыс.
Kettim gul opkegani😋
00:37
Просмотров 1 млн
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48
Воскресный утренний стрим!
1:00:16
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Просмотров 633 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )
4:04
Просмотров 354 тыс.
Tanjona Randrianarivelo - Sambatra
2:36
Просмотров 1,2 тыс.
Tanjona Randrianarivelo - Ho andefimandriko
3:55
Просмотров 29 тыс.
Tanjona Randrianarivelo - Sarobidy
3:16
Просмотров 47 тыс.
Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao
4:48
Просмотров 1,5 млн
Kettim gul opkegani😋
00:37
Просмотров 1 млн