Тёмный

Tosy - Diary ( sarysyfeo.mg) [BEST QUALITY] 

Yvon Evans
Подписаться 11
Просмотров 3,6 тыс.
50% 1

Lyrics:
DIARY
Tsikaritro ato anaty diary,
Navelako hisy soratananao
fa tsy nanakana aho raha toa
mifangaroharo ny lalantsika.
efa narandrako tamin’ny anao
ny tadim-piainako ry zalahy iny
kanjo dia navotsotrao.
Rehefa iny injay any aho mitazana ilay
tononkira tsotra nasainao nohiraiko
malahelohelo kely
tantarako efa lasa ireny
Toa mahatsiaro ireo toro-hevitrao
sy ny angotingoty nataonao koa
manembonembona ny tantarako efa lasa izany
Tsy sanatria hamoy fo mazava fa hanadino
ny ankamaroan’ny nataontsika roa
hiova taona ka hiova fiainana koa
asa mety hiova fo
mampihomehy, diniho anie
fitia sa hamafisan-doha
mety ho fahazazana koa
Sa hadalana
#hiragasy
#viral
#retro
#madagascar
#hiramalagasy

Опубликовано:

 

1 май 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@elianakarinerakotozafy
@elianakarinerakotozafy 2 месяца назад
Efa ela be zah nitady an’ity hira ity fa merci🥰 Mampatsiahy ny fahazazana
@sandraravakiniaina2579
@sandraravakiniaina2579 Месяц назад
♥️♥️
@hanitraandrianarison5622
@hanitraandrianarison5622 15 дней назад
Tena riko ry hiran'i Tosy ty le feo tena henjana an , fa maninona tsy mihira intsony?
Далее
Ny Fiverenanao (Spy D - Dragon Ent.2K3)
5:16
Просмотров 276 тыс.
Marion & Tosy - Tonga dia lazao
4:42
Просмотров 229 тыс.
THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS  (playlist rak roots)
25:55
Просмотров 437 тыс.
Y Zit -  Aza Avelanao
3:47
Просмотров 968 тыс.
MIRADO ny Anjeliko
4:17
Просмотров 58 тыс.
Ayam - The End
4:57
Просмотров 132 тыс.
Tosy sy Sitraka - Tsara rindra
4:27
Просмотров 17 тыс.
Hirah (Andry Hirah feat. Tosy) - Aleo (Clip Complet)
5:13
Njakatiana - Anaro Aho (Lyrics By ARISON Films)
4:49
KIady   izaho sy ianao
4:51
Просмотров 436 тыс.
BESSA  Medley II    MAHERY   Rija RAMANANTOANINA   LILIE   TOSY
4:14
Nate Tex - Fo Feno
3:52
Просмотров 181 тыс.