Тёмный

Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto 

tojo rakotoarisoa
Подписаться 3,9 тыс.
Просмотров 3,8 млн
50% 1

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 392   
@harryrandria782
@harryrandria782 7 лет назад
Misafotofoto mafy lotra jesosy o Izany onjam-pianana entiko Te animba ahy e! Te andredrika ahy Tsy misy fitsaharana izy ity f' isan'andro Tsy aiko hotanterina fa tena tsy zaka e! ooo! Jesosy mila anao anie aho hampintsahatra azy e Manenjika ahy to andredrika ahy Ny ahavon'ny onja entiny Ny rivotra mahery to tsy toatro sakanonao re.... . REF: ...Ooo ampangino jesosy o! oh! hatsaharo e! oh hatsaharo teneno mafy izy io, tsy andredrika ahy, Fa mahery loatra ka tsy voatoatro Miady irery aho, miady irery aho, ko mila izany sandrinao aho, Hanohina ahy jesosy malala o! 'Lay sambokeliko efa ho mila hovaky Voavelin'ny onja , mahery mahafaty Tafiditriny rano e! idiran'angano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy ,f'izao miady irery e. ohoh! jesosy mila anao anie aho ampitsahatra azy, Tolory tanana aho fa miandry anao , Ny teninao tompo o! no andrasako.. .hoeee Mangina, mitsahara e! De vita ny adiko... REF..... Oh! ampangino sns...
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 4 года назад
harry RANDRIA Mankasitraka amin'ny tononkira
@chavillevely700
@chavillevely700 4 года назад
Misaotra anao jesosy, manohana anay atrany
@houdabacar6873
@houdabacar6873 4 года назад
Misaotratompklbaca
@houdabacar6873
@houdabacar6873 4 года назад
Mercbocouphla 223t
@fleuriciarasamimanana6385
@fleuriciarasamimanana6385 4 года назад
mankasitra e
@lucienrabefola2934
@lucienrabefola2934 7 лет назад
Ity ny tononkira arak'izay nahazoako azy, dia mahazotoa midera an'ilay Tompontsika e!!!1/ Misafotofoto mafy loatra Jesosy ô ‘Zanyonjam-piainana entiko Te-hanimba ahy, te-handrendrika ahy Tsy misy fitsaharan’izy ity isan’andro Tsy haiko ho taterina fa tena tsy zaka e, ô! Jesosy mila anao anie aho e! Hampitsahatra …,azy Manenjika ,toa handrendrika ahy Ny ahavon’ny onja entiny, Ny rivotra mahery toa tsy tohatro Sakanonao….re! Réf: Ô ampngino Jesosy ô! , Ô atsaharo , dia tereo mafy izy Tsy handrendrika ahy Fa mahery loatra toa tsy voatoatro Miady irery ahy,miady irery aho e! Ka mila izany sandrinao aho Hanohana ahy Jesosy malala ô! 2/ Lay sambokeliko efa mila ho vaky Ho averin’ny onja mahery mahafaty Tafiditry ny rano e…; nidiran’angano Tsy misy mahita aho,tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy f’izaho miady irery..,ô! Jesosy mila anao anie aho e! Hampitsahatra …,azy Tolory Tanana fa miandry anao Ny teninao Tompo no andrasako hoe: Mangina; mitsahara e, dia vita ny adiko.Réf: Ô ampngino Jesosy ô! , Ô atsaharo , dia tereo mafy izy Tsy handrendrika ahy Fa mahery loatra toa tsy voatoatro Miady irery ahy,miady irery aho e! Ka mila izany sandrinao aho Hanohana ahy Jesosy malala ô! Ô ampngino Jesosy ô! , Ô atsaharo , dia tereo mafy izy Tsy handrendrika ahy Fa mahery loatra toa tsy voatoatro Miady irery ahy,miady irery aho e! Ka mila izany sandrinao aho Hanohana ahy Jesosy malala ô!
@elintsoamalalarazafindrats4605
Lucien RABEFOLA mankasitraka indrindra Tompoko de ho An'Andriamanitra irery ny voninahitra
@rinasoavl9982
@rinasoavl9982 6 лет назад
Teneno Angamb le izy fa ts tereo e
@louiseulrichjustoline215
@louiseulrichjustoline215 5 лет назад
Lucien RABEFOLA mankasitrak anw nanome tonony
@fararasoarivelo6601
@fararasoarivelo6601 5 лет назад
Misaotra imdrindra e
@dimbiharisoal7379
@dimbiharisoal7379 5 лет назад
mampaery, mampitsaka n tononkira
@moonwave1018
@moonwave1018 9 месяцев назад
Misafotofoto mafy loatra jesosy ô ! ‘Zany onjam-pianana entiko Te hanimba ahy e! Te handredrika ahy Tsy misy fitsaharana izy ity isan'andro Tsy haiko ho tanterina fa tena tsy zaka e! Ô Jesosy mila anao anie aho e ! Hampitsahatra azy Manenjika ahy toa handredrika ahy Ny ahavon'ny onja entiny Ny rivotra mahery toa tsy tohatro Sakanonao re REF : Ô ampangino Jesosy o! Ô hatsaharo e! Ô hatsaharo teneno mafy izy io Tsy handredrika ahy Fa mahery loatra ka tsy voatohatro Miady irery aho, miady irery aho Koa mila izany sandrinao aho Hanohana ahy Jesosy malala o! 'Lay sambokeliko efa ho mila ho vaky Voavelin'ny onja, mahery mahafaty Tafiditriny rano e! Idiran'angano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy F'izao miady irery Ô Jesosy mila anao anie aho hampitsahatra azy Tolory tanana aho fa miandry anao Ny teninao Tompo ô no andrasako Hoe : mangina, mitsahara e! Dia vita ny adiko Ref:
@judicaeldrurytolisoa5627
@judicaeldrurytolisoa5627 2 года назад
Manao Echec foana aho raha mitelechargé ity hira ity.... Tsy haiko ny olana;;;nefa raha hira hafa de mety tsara sao de mba misy ersion hafa na audio aza Merci
@lovidafitahiana7074
@lovidafitahiana7074 5 лет назад
Tanaty ady za sendra naheno anity hira ity tena latsaka ny ranomasoko naheno le hira aho nahery aho avieo sady nisaotra Tompo dia misaotra anao nanoratra ihany nanaiky nataon'i Tompo fitaovana hamonjy ny hafa
@ranaivosonlantoharisoa5571
@ranaivosonlantoharisoa5571 3 года назад
TIAKO NY TONONY ARY TIAKO NY FEONY! MAMPAHATSIAHY NY OLONA TSIRAIRAY FA TSY TAVOKA @FIAINANA MISAFOTOFOTO RAHA TSY MIARAKA @ JESOA KRISTY ! Misaotra ny Zah'MTH Mahefa be @ fitoriana ny filazantsara
@andriarimalalaanitriniaina8787
@andriarimalalaanitriniaina8787 4 месяца назад
Hisaoarako lehibe Jesosy ❤ Nisy fotôna tena hitako oe Natokana ho Ahy io hira io 😊Amizao za faly be satry Jesosy Nandidy ny orana sy ny tafiotra Nanodidina ka Nitsahatra ,..❤tiko be io hira io 😊😊😊Misaotra jesosy Nanohana Ahy .
@tintin9977
@tintin9977 4 года назад
Je ne comprend pas les paroles mais cette chanson me fait pleurer 😢
@bozkel007
@bozkel007 Год назад
Je traduis volontiers Les vagues de ma vie chamboulent trop fort, pour me détruire pour me faire couler Je n’ai pas de repos, c’est incessant, je ne supporte plus, Jésus j’ai besoin de toi pour arrêter ça Ça me poursuit, ça me fait presque couler Le courant des vagues m’emportent Le vent souffle trop fort je n’arrive pas a contrer mais toi Jesus tu peux l’arrêter Je t’en prie Jesus fait cesser cela Calme la tempête Dis leur de ne pas me faire couler C’est trop fort je n’y arrive pas Je combats seule J’ai besoin de ta main pour me soutenir cher Jésus Mon bateau presque abimé A pris l’eau je suis dans le pétrin Personne ne me voit personne ne m’aide mais Jésus j’ai besoin de toi pour calmer tout Tends moi ta main Jesus Parle Jesus dia Silence et il obéira Calme la tempête fais la taire C’est trop puissant je n’y arrive pas seule j’ai besoin de tes bras pour me soutenir
@NdrinaRANAIVOSON-if8or
@NdrinaRANAIVOSON-if8or 8 месяцев назад
Amen!...Dieu est grand
@evahfarasoa3252
@evahfarasoa3252 5 лет назад
Misafotofoto mafy loatra jesosy o zany onjampiainako😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
@mamisoafitahianarandrianir815
@mamisoafitahianarandrianir815 7 лет назад
misaotra an'i Jesosy fa Izy irery ihany no mahay mampitsahatra ny tafio-drivotra eo amin'ny fiainantsika , tsy mamela antsika ho irery fa manohana hatrany... mankasitra rvm manokana @hafatra ankira an-tarobia fa rehefa misy Hira angatahiko dia mba afa-po zahay,mankasitraka mpamorona koa ny Tompo anie hanapaka ao am-pontsika tsirairay avy.
@ravolamangamariejeanneRosa
@ravolamangamariejeanneRosa 28 дней назад
Milany protection divine avy aminao ao tompo ooo🙏🙏🔥🔥
@chorieravel1868
@chorieravel1868 4 года назад
ITY HIRA ITY NO HIARABAKO ÀNAREO NAMANA REHETRA ETO AM FB.... DE MIHAINOA FINARITRA TOMPOKO
@Nomenaguitar
@Nomenaguitar 3 года назад
tiako loatra dia nasiako cover ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-8p9GXzj-6FY.html
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 5 лет назад
Hianao de hianao irery tokoa Tompo no vahaolana amizao fiainanay izao Azaela TOMPO ô fa Miandry anao izahay Amen 🙏🙏❤
@mimichrisnah8649
@mimichrisnah8649 5 лет назад
MISY TEMOINIAGE ZAY ANY ity hira ity no navita delivrance azy afaka calcul sy fibrom tao anatiny niara t@ fiderany ity hira ity
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 5 лет назад
mimi chrisnah hoan’Andrimananitra irery ny voninahitra
@sandratrarandriamanana7348
@sandratrarandriamanana7348 3 года назад
Mampahery le vazo an!!!!
@lalainamiora7748
@lalainamiora7748 9 лет назад
Jesosy irery iany toko no mahay mampitsahatra ny tafiotra @ fianatsika.misotra Fanahy masina mpanolotsaina @ tonokira de misotra betsaka Radio Vaovao mahasoa mampaery @ fandaharana rehetra .de Voninaitra ho any @ Avo indrindra amen.
@Voix_De_Sion
@Voix_De_Sion 3 года назад
AMEN
@kotoniainaraminosoajules5352
@kotoniainaraminosoajules5352 3 года назад
ZDRZGAX
@idealyratsirahonana2892
@idealyratsirahonana2892 6 лет назад
Tsara ny Tompo! mahereza daholo ry mpiara-mihazakazaka! tsy maintsy mandresy isika, izay maharitra hatramin'ny farany ihany no hovonjena.
@solofonianasfminou4689
@solofonianasfminou4689 4 года назад
Jesosy o! Misafotofoto marina ny fiainana ety an-tany koa tehirizo eo an-tananao izany fiainako zany! Jesosy malala o! Mila Anao aho🙏❤
@rabesoelinalalaina5946
@rabesoelinalalaina5946 3 года назад
Mila ny sandrinao,anohana ahy Jesosy malala o!Amen🙏
@olivineharimalala6063
@olivineharimalala6063 5 лет назад
ity hira ity tena tsara be mihitsy fa saingy tsy tiako ny mihaino azy anaty fiara fa otran oe mirefotra ny pneus!!!!!
@teladem
@teladem 5 лет назад
Tena tiako be ty hira ty afapo e!!!!!!
@miarintsoadinarandrianariv9519
sambany aho nihaino ity hira ty, ary tena mampahery ahy amin'ny toe javatra atrehako ankehitriny ...misaotra. samia tahin'ny Tompo daholo ary mahereza
@tinasouadajao2011
@tinasouadajao2011 4 года назад
Tsara de tsara le hira sy le feo fa raha mba azo atao de aleo tsiasiana le clip fa otrany tsy tsara le izy aleo aza enao mpihira fotsiny no atao clip fa tena manimba le feo sy le hira le feofeo kotroka sy varatra misaotra de tohizo hatrany ny hira fiderana
@FloRentine-r7u
@FloRentine-r7u Месяц назад
Tiako be hiraty isanandro z ts mets mitandregn, merci bcp❤❤
@fidisoarabarijohn2178
@fidisoarabarijohn2178 4 года назад
Manganoano. Foana. N'y masoko rehefa mandeha. Io. Hira io
@nibirary8834
@nibirary8834 3 года назад
Misaotra nizara ny tonony , tena Antsa mampahery rehefa mitady ho lefika , manafy sy mampahery ny finoana
@mickaelsamoelina7277
@mickaelsamoelina7277 2 года назад
TIKO FAEFA NI AINAK TAMN FAFATESAN MAMANAI TIKO FOANA I MAMANAI NA TSI ITAKO INTSO IANAORNENI TIAKONENI DIARASOANOMENJANAHARI TATAMO AVI AMN ZANAKAOLAHI RATINARIVINJARAAVOTRINIAINA
@yvesrandrianandrasa4651
@yvesrandrianandrasa4651 6 лет назад
Tena efa akaiky ry namana isany JESOSY a!tena efa akaiky kely izy,ho avy haka ny azy izy dia izay fiangonana tsy misy kilema!ireo ihany no miakatra miaraka aminy!ny fanoratana sy ny fientanentanana tsy mampiakatra anao any an-danitra fa mila ateraka indray isika!aterakin'ny RANO sy FANAHY!atao batisa,tena batisa fa tsy le tsofina rano amin kaopy na kalisy kely iny!mila mandray an'i JESOSY ho tompo ianao ary manolotra ny fonao sy ny fiainanao ho azy tanteraka!tsy miaina araka ny nofo intsony!vakio ny GALATIANA 5!Tahian'i JESOSY izay mamaky an'ity hafatra ity
@fanantenanaranarison1993
@fanantenanaranarison1993 5 лет назад
Tsy misy afa ts andriamanitra irery ihany no manafaka amireo olana maro samihafa...antsoy izy amini fotoana rehetra
@jamiofrancoisrazaf8896
@jamiofrancoisrazaf8896 3 года назад
Isa-maraina miheno an'ty hira ty tonga dia miramirana ny tontolo andro
@rasoamalalnarina2687
@rasoamalalnarina2687 6 лет назад
Mba ombianga ma mivoka clip hira hoe lalandavitra no aleh vao tonga andanitra azafady efa miandry
@andryrasoanaivo755
@andryrasoanaivo755 6 месяцев назад
Manetsi-po tokoa ilay hira, fa mafy loatra lay varatra hampihaingoana azy.
@nambinintsoaromeo
@nambinintsoaromeo Месяц назад
Ray oh ! zakaiko zay sedra tsy maintsy holalovako , fa matoky aho , fa iady ho ahy enao ! Amen
@tsantaa
@tsantaa 5 лет назад
Misafotofoto mafy loatra jesosy ô ! ‘ Zany onjam-pianana entiko Te animba ahy e! Te andredrika ahy Tsy misy fitsaharana izy ity isan'andro Tsy aiko ho tanterina fa tena tsy zaka e! Ô Jesosy mila anao anie aho e ! Hampitsahatra azy Manenjika ahy toa handredrika ahy Ny ahavon'ny onja entiny Ny rivotra mahery toa tsy tohatro Sakanonao re REF : Ô ampangino jesosy o! Ô hatsaharo e! Ô hatsaharo teneno mafy izy io Tsy andredrika ahy Fa mahery loatra ka tsy voatoatro Miady irery aho, miady irery aho Koa mila izany sandrinao aho Hanohina ahy jesosy malala o! ' Lay sambokeliko efa ho mila hovaky Voavelin'ny onja, mahery mahafaty Tafiditriny rano e! Idiran'angano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery e! Faingana hamonjy ahy F'izao miady irery e ! Ô Jesosy mila anao anie aho ampitsahatra azy Tolory tanana aho fa miandry anao Ny teninao tompo ô no andrasako Hoe : mangina, mitsahara e! Dia vita ny adiko
@samuelinerajamanzna3395
@samuelinerajamanzna3395 2 года назад
Mankasitraka betsaka fa tena mahavaky fo tokoa fa tsara n'y tompo ampitsahatra n'y safotofotpizinatsika e merci @ tomokira fa tsara 🙏🙏
@lunsiah1
@lunsiah1 5 лет назад
grave b ny tonon it hira ty, tena latsaka ny ranomasoko teo ampihainoana azy voalohany, tena mandona fo..sady tsara e, misaotra ny mpanankato
@CompteGoogle-gz2lw
@CompteGoogle-gz2lw 27 дней назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@SarobidyRAMAROVAHOAKA
@SarobidyRAMAROVAHOAKA 10 месяцев назад
tena tsara ilay hira, manome fahakiviana sy fankaherezana be
@ophelietadahy1896
@ophelietadahy1896 4 года назад
An'Adriamanitra ny ady fa isika no handresy. Aza manarytoky
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Vavaka miandry n'y Tenin'ny Tompo. Reny izany. Mitsotra n'y tanany. :-)
@lydiaraharinivo8937
@lydiaraharinivo8937 26 дней назад
Tena misafotofito mihintsy e fa n'y Teniny ihany no manome hery hatrany
@NatachaRazananaivo
@NatachaRazananaivo 2 месяца назад
Tsara ny mivavaka sy mino any tompo na dia mandalo fotoana sarotra ianao gloire au tout puissant
@solodamers2451
@solodamers2451 5 лет назад
Tsara ilay hira fa mba tsy tokony natao mafy sy betsaka loatra ilay feo-kotroka sy tselatra ary rano fa nanimba ilay hira
@ornellamiora5408
@ornellamiora5408 7 лет назад
Mampahery anah fon ity hira ity Misaotra betsaka!
@marcdaniellovasoa9336
@marcdaniellovasoa9336 5 лет назад
Mankasitra fa tena MPAMAFY TENI'NY FIAINANA TOKOANA HIANAREO MAKASITRA .
@bienaimerandrianarisoa8192
@bienaimerandrianarisoa8192 4 года назад
Tiako loatra ity hira ity, mankasitraka
@njivahrajaoharilanto
@njivahrajaoharilanto 5 месяцев назад
mila izany sandrinao aho hanohana ahy JESOA malala o!
@hasinahot5851
@hasinahot5851 5 лет назад
Mankasitraka amin'ny hafatra sady tsara feo be ny mpihira tohizo ny fitoriana ny VAOVAO MAHAFALY
@priscillemahasoamampionona7222
Tena mila ny sandrinao tokoa aho Jesosy malala ô!
@mimichrisnah8649
@mimichrisnah8649 5 лет назад
mahefa be @ asany TOMPO fa rh hiranao no nampiditra olona ao @ fanjakany ANDRIAMANITRA waooooo lova be oanao zany mirary soa atrany
@norosahondrarazafindrakoto5541
@norosahondrarazafindrakoto5541 4 года назад
Mankasitraka io hira .Misafotofoto ny onjam-pianako entiko mandredrika ahy .Mahery loatra , miady irery .Jesosy mila Anao aho hampitsahatra azy , hampitsahatra azy .Jesosy irery ihany no afaka hanohana ahy.
@reitarakotomanana4478
@reitarakotomanana4478 5 лет назад
jesosy oh mila anao aho,
@voahangyranarisoa5984
@voahangyranarisoa5984 4 года назад
Tena tsara be io hira misafofoto tena mampahery tena tsara ary marina fa mila any jesosy isika Izy ihany no mampitony sy mampitahatra ny tafiodrivoyrz Amen
@elisahyolanderamanantenani1805
Marina daholo zany tonom-bavaka izany . Asa , rahovina tokoa vao hisy fitsaharana ny tafio-drivotra. Mila tsy ho zaka intsony
@patriciasoalina8806
@patriciasoalina8806 5 лет назад
dera sy laza ho 'any lay Andriamanitra havo indrindra !!!!
@onyramandimbisoa5837
@onyramandimbisoa5837 5 лет назад
tena tiko be mints ty hira misafotofoto ity f misaotra n Jesosy d misaotra n tarika nihira.tena ankafiziko b mintsy😚😚😚😚😚😚😚😚😚😚😚😚😚
@norosahondrarazafindrakoto5541
@norosahondrarazafindrakoto5541 4 года назад
Misafotofoto ny fianako mila isan'andro .Mila anao Jesosy ny hampitsahatra ny ady ady atrehako .Miady irery aho fa mila ny sandrinao hanohana ahy
@voahangyrazafimbelo1587
@voahangyrazafimbelo1587 2 года назад
Tena mafinaritra izany hira izany
@nasarilala9171
@nasarilala9171 5 лет назад
Mila izany sandrinao aho hanohana ahy Jesosy malala o.Amen❤❤❤❤❤❤
@robivolatianalabelle554
@robivolatianalabelle554 8 лет назад
misaotra betsaka fa tena tsara na ny feony na ny tonony mba mangataka tononkira
@mampiononatsinjomandimbiso5408
tena tiako ary nampahery be ahy io hira io .tena mila ny sandrin'ny TOMPO mits tsika hanohina antsika.sa ts zan? (y)
@noelsonjoelrakotomarolahy5601
@noelsonjoelrakotomarolahy5601 3 года назад
Qq8j
@noelsonjoelrakotomarolahy5601
@noelsonjoelrakotomarolahy5601 3 года назад
Okskeekdk xygx
@narindrarah3003
@narindrarah3003 2 года назад
🥺😭💔
@mamypatrick5553
@mamypatrick5553 6 лет назад
Tena mampahery ahy manokana ilay tononkira. Mankasitraka indrindra anareo.
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 5 лет назад
tena tsara ilay hira mankasitraka tokoa fa ilay feom-baratra tena mankarary sofina rhf atao mafy ilay feony
@miorahantarajhonson5157
@miorahantarajhonson5157 5 лет назад
Tena tsara.... Mankasitraka fa tena mampahery...😢😢😢
@hari694
@hari694 2 года назад
Mila Anao hanohana ahy aho Jesosy o!
@josialahatra196
@josialahatra196 5 лет назад
Voninahitra dia ho Anandriamanitra. Mampahery be le hira.
@Cetty-n9z
@Cetty-n9z Месяц назад
😢 misaotra betsake fa tena manome hery ahy
@dialisoafifalina1719
@dialisoafifalina1719 6 лет назад
Misaotra ny tompo fa izy irery ihany no mahay mapitsahatra ny onja .dia mankasitra anareo ko fa mapaery b lay tonokira nareo.
@andriamihajaericsandro6742
@andriamihajaericsandro6742 4 года назад
Makasitraka
@alonzabonza3659
@alonzabonza3659 5 лет назад
JESOSY ohh miandry Anao fatratra aho anohana sy hiady hoahy @zay ady mavesatra hoentiko zao AMEN
@sarindrarandriamiarisoa2824
@sarindrarandriamiarisoa2824 5 лет назад
mankasitraka bdb fa tena tsara lotra le hira ;hira anisany tena nandona ny foko ara manambara zavatra bdb tik lotra
@angelinerasoloforavonimana722
@angelinerasoloforavonimana722 2 года назад
Hampangino Jesosy o!
@niavotsila3448
@niavotsila3448 4 года назад
Tiako ny mikalo io hira io
@aimeesandrinarasoaharivoav3096
misaotra e tsara b le hira
@zoerandriamparany2602
@zoerandriamparany2602 2 года назад
ahatsiarovako ilay reniko efa lasa nialoha lalana. Hira nampahery azy nandritra ny adiny.farany tao anaty fanaintainana sy fangirifiriana noho ny aretina nitaiza azy
@joelitinaravaomiarantsoa2291
Misaotra tompoko.
@madafranciamode9178
@madafranciamode9178 3 года назад
Jesosy milanao aho ampitsahitra ny adintsaiko.mamindrà fo amiko
@maelysrabe724
@maelysrabe724 4 года назад
Soa fa teo ianao Jesosy mampahery sy mampionona anay rehefa tojo olana izahay. Tena mampahery ilay hira misaotra anareo mpihira ihany koa
@rjoolivier9876
@rjoolivier9876 2 года назад
Ny ajarahoa tropetra volafotsy
@hasinaraharinantenaina3288
@hasinaraharinantenaina3288 2 года назад
😭😭hira ahatsiarovako an'i zoky.ato am-poko foana ianao
@rizaalinrazanandratsara
@rizaalinrazanandratsara Год назад
Tsara no sady mampahery
@mioraravololomalala5883
@mioraravololomalala5883 4 года назад
04 Juillet 2020❤❤❤❤
@rakotomalalasoanalimangara4747
@rakotomalalasoanalimangara4747 4 года назад
JESOA ILAY Kapiteny Mpitarikanay
@marinahrinasoarazah9274
@marinahrinasoarazah9274 7 лет назад
Za ko Jesosy tena mila anao ampitsahatra ny rivotra misafotofoto @fiainako fa miady irery aho
@evamalalaniainaandriamamon4298
tsara lotra mampahery be
@dialisoafifalina1719
@dialisoafifalina1719 6 лет назад
Misaotra tompo fa mbola nomeny tanora hitory ny filazantsara anao. Mampahery b lay tonokira nareo misaotra betsaka
@evaristenarison8263
@evaristenarison8263 3 года назад
Tsara bé inty hira inty
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Tsara Be Misaotra Tantano Izahay Jesosy "Efesiana: 2,8"
@casimirrasolofompnana7399
@casimirrasolofompnana7399 4 года назад
Tsara be mihintsy ilay hira
@yantia2520
@yantia2520 2 года назад
Amen
@voahangynirinarazaiarivony3542
@voahangynirinarazaiarivony3542 2 года назад
Mankasitraka pasteur
@latyahcanela6095
@latyahcanela6095 6 лет назад
teninao tompo no andrasako de vita ny adiko
@donlucienrasolofonirina6431
@donlucienrasolofonirina6431 2 года назад
raha reraka amin ny andro fahoriana enao dia kely ny herinao
@falyrakotomanga3729
@falyrakotomanga3729 6 лет назад
Mahafeno ny finoako an'Ilay Jesoa ho Mpamonjy tokoa ity hira ity!! Mankasitraka ny Tarika manontolo sy ny mpamorona. Hitombo hery ianareo @asa fitoriana ataonareo
@tojonirinafenoarimanana8714
@tojonirinafenoarimanana8714 6 лет назад
AMEN!!!
@NandhaRanandro
@NandhaRanandro 12 дней назад
Misaotra mankasitraka❤❤❤❤❤
@linasamuel09
@linasamuel09 9 месяцев назад
Dieu est grand .. Alléluia ❤️‍🔥
@voahangynoro7448
@voahangynoro7448 5 лет назад
Matoana ny foko mihitsy ty hiry ty .o hatsaharo e. Teneno oe mitsahara de vita ny adiko
@holyrandria3782
@holyrandria3782 Год назад
Mankasitraka fa tena mampanonga moral a chaque fois que je l'écoute toute les matin,des mon réveil 💖
@abelandria6977
@abelandria6977 3 года назад
Fa taira ange ianao
@constatinquinho2855
@constatinquinho2855 3 года назад
misafotofoto mafy
@olirandriamanantsoa9257
@olirandriamanantsoa9257 4 года назад
Mankasitraka indrindra fa tena tinay be Mihintsy le hira Tohizo fa tsara
@mahavorylouisnicolas8481
@mahavorylouisnicolas8481 3 года назад
Mila ny sandrinao izahay Tompo malala. Aza avela hiady irery ny mpanomponao. Fantatray fa mpanota tsy mendrika an'izany akory izahay. Fa noho ny fitiavanao anay dia tsy hamela anay ho irery ianao. Anao irery anie ny Dera sy laza, ny haja ary Voninahitra. Mandrakizay Mandrakizay
Далее
ANTSAN KIRA FIDERANA 'TARIKA ZAH MTF'
51:21
Просмотров 56 тыс.
Antsoy Jesosy_ Ny Koraita
6:34
Просмотров 3,9 млн
Teeth gadget every dentist should have 😬
00:20
Просмотров 1 млн
БЕЛКА ЗВОНИТ ДРУГУ#cat
00:20
Просмотров 870 тыс.
Rojo Ny Avo & ROVA   "OMANO NY MANDRAKIZAY"
4:21
Просмотров 940 тыс.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 408 тыс.
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Просмотров 2 млн
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
Просмотров 376 тыс.
Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy
6:35
Просмотров 439 тыс.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,6 млн
Teeth gadget every dentist should have 😬
00:20
Просмотров 1 млн