Тёмный

VOAKIANA MAFY AHO SATRIA NIZARA NY HIRAN' i STÉPHANIE TAO @ PEJIKO ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 3,7 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 16   
@lijarabenarivo4056
@lijarabenarivo4056 6 месяцев назад
Izay ilay fomba fisainana manerana izao tontolo izao mihintsy fa ny an'ny Malagasy no tena loza,raha manao fanakianana azy hianao dia raisiny ho fahavalo ,ny tena izy ry Malagasy havako dia raisina ireny fanakianana ireny hanatsarana ny manaraka!
@gilbertrabetafika3354
@gilbertrabetafika3354 7 месяцев назад
Hitsio amin'izay tinao resahana n'y resakao fa tsy enao irery no gasy Samy olona amin'ny sainy
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 7 месяцев назад
Tsy manaiky diso mihitsy lelenabavy nty mila dera sy laza foana nefa vendrapoury
@louisatadidy3911
@louisatadidy3911 7 месяцев назад
Juste
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 7 месяцев назад
Koto aza marary fo amin’izany sao de tapaka lalan-dra eho e!ka tsy maintsy drala foana ange no jereny ireo artiste ireo e! Sady ny hirany tence mena koa anie tsy hoe tsara daholo e ! Sady ny vahaoka gasy koa no mamelona anireo artiste ireo!raha tsy zany tsy mahavidy 4x4 sy kata hizezitiavana ny gasy koa mitaraina hoe be zezita sy mati-kambo ny artist kanefa mbola mandeha mijery ny spectacle manome sosy anireo vendran-tay ny gasy sasany ! Izaho mipetraka aty suisse Zurich fa mbola tsy mahita artist gasy na dia iray nanao spectacle taty aho , tsy fantatry ny olona aty koa zany tence mens sy Big mj ary Stephanie izany, raha vao hampienoko any olona aty lay hirany de mihomehy fotsiny ry zareo
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 7 месяцев назад
Izay ry Koto no atao hoe tokony hazaka demokrasia. Aza taitra am izay fanakiana ataon ny hafa izany.
@rabory8499
@rabory8499 7 месяцев назад
Zah mab ampanaraka an'i Koto ihany, fa ity hoe ny teny betsileo dia tsy mety amin'ny hira, na hoe tsy mety hanaovana slow ny teny betsileo, dia mba mi- décevoir ihany! Fa dia ihomehezana fotsiny !
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 7 месяцев назад
Tsy ny Gasy ihany no mifanankiana eto am tambazotra sosialy, fa na ny vazah koa dia tahaka antsika Gasy ihany... Ary izaho mihevitra fa isika Gasy ihany no manao io toetra io. Fa henoko am fandaharana serasera am radio vazah koa io mifanabanty io
@alfredrakotomamonjy3060
@alfredrakotomamonjy3060 7 месяцев назад
Aza miasa saina @ izany Koto a. Alefaso ilay kiana hanatsarana sy hanana saina mahay manavaka sy mitsikera. Mba hampiavaka ny kanto Malagasy rehefa mihinana ny tsy fihinany ihany ilay fiainana politika.
@acharaz6926
@acharaz6926 7 месяцев назад
Ialahy tokoa lesy ohatra n'ny manana endrika mpanao mofo gasy avy eny Behenjy izany miaraka @ akoho rôti.
@elisarotha888
@elisarotha888 7 месяцев назад
Manaoana i Koto a, Tena Mampalahelo mihintsy ange ny fisainan ny Malagasy ry Koto a izaho dia tena malahelo fa dia hatao ahoana moa fa manantena fiovana indray andro an
@roselinebrunner426
@roselinebrunner426 7 месяцев назад
Ny raha tsintatinolona na Gasy ny mikorize ny nataony ny valine de manao ny tehahailoatra
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 7 месяцев назад
Miarahaba ,Mr koto aza miraraha zay vavan'ny tsy mahatakatra any fa tohizo foana ny zavatra marina @ fomba fijerinao sy fizarana fa lalin tsaina loatra enao Mr koto ka fialonana no betsaka na tena badra tokoa ry zareo
@viendoanvanbien7015
@viendoanvanbien7015 7 месяцев назад
Bonjour koto Ilaina ny esprit critique pour améliorer tout ce qu'on fait dans son métier sinon tsy mandroso mihintsy fa taraiky de very ny avenir Mila misokatra ny saina ratsy zany tara sambo
@fanoxp
@fanoxp 7 месяцев назад
Marina ny commentaire-n'ny mpanao facebook fa ilay Koto tsy manaiky diso sady tsy mandray tsikera fa mitompo teny fatratra.
@JenithoJenicko-ob6je
@JenithoJenicko-ob6je 7 месяцев назад
Mazava kosa aloha ny fanazavana ee
Далее
Первый день школы Катя vs Макс
19:37
OG Buda - Сабака (A.D.H.D)
02:19
Просмотров 119 тыс.
Аруси Точики ❤️❤️❤️
00:13
Просмотров 389 тыс.
COULISSE OLADAD DU 24 AOUT 2014
1:01:51
Просмотров 21 тыс.
Ny fasan’i Dina: Tantara vaovao #gasyrakoto
1:15:16
Просмотров 4,3 тыс.
MIANGOLA sy MIANGALY (Tantara lava MBS)
1:07:24
Просмотров 7 тыс.
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
35:20
Ambavahoana 1: [Rdb] #gasyrakoto
1:07:14
Просмотров 15 тыс.
Первый день школы Катя vs Макс
19:37