Тёмный

Zandrin'I Jesosy - Tanora Masina Itaosy 

Fetra Raymondo RANDRIAMANANTENA
Подписаться 152
Просмотров 19 тыс.
50% 1

ZANDRIN' I JESOSY
.
1° Ho anao namako hatrizay
No hanolorako ty hira iray
Tongasoa an-tranon-dRay fa efa ela izay
No niandrasanay anao mba handray
Fotoana izao iantorahanao
Fa ny Tompo anie dia tsy mba mandao
Nefa mitandrema ihany fa misy ireo tsy ho faly
Ny hahita anao handray izany
.
Pont:
Tsy ho moramora
Ny handre ny akoran'ireo namanao
Fa làlam-baovao no izoranao
Satria mbola oran'ireo mpanakora
Zao iainantsik'izao
Mbola ho avy anefa ny anjaranao
.
Ref: Ny tsy finoana (sy ny famoizam-po)
No injao mandona (te hameno ny loha)
Rehefa injay fa mafimafy 'reo adim-piainana
Ka tsy hita izay hitarainana
(Raha mafimafy ny fiainana)
Jesosy antsoina (f' Izy Ilay tsy mandao)
N' inon' hidona (Izy anie zokinao)
Zanak' Andriamanitra ianao ka tsy ho laviny
Fa ekeo izay fitantanany 'reo zandriny
.
2° Lalao niainanao taloha
Sy ny fomba ratsy nandratra fo
Avelao any avokoa satria tsy mahasoa
So fa teo Jesosy nanova tokoa
Ny ho avy izao no ho banjininao
Tsy hamerenanao reo ota natao
Nefa mitandrema ihany fa misy ireo tsy ho faly
Ny hahita anao hiova toy izany
.
Pont: (...)
.
Ref: (...)
Tanora Masina Itaosy (Martsa 2018)
Volume 9
A/C: LovaN

Опубликовано:

 

21 окт 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
NY TIA - TANORA MASINA ITAOSY (2024)
5:20
Просмотров 57 тыс.
Miandry Jesosy - Tanora Masina Itaosy
4:19
Просмотров 15 тыс.
Butch REACT to Creative way to fix damaged tile!
00:46
БЕЛКА РОЖАЕТ?#cat
00:22
Просмотров 320 тыс.
MIVAVAKA HO ANAO   Hosana Ambohijatovo
5:09
Просмотров 117 тыс.
Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL
5:31
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
Просмотров 369 тыс.
AMPIFITIA-Valinteny
6:07
Просмотров 178 тыс.
Jaja   Jesosy ihany , Jesosy hatrany
4:48
Просмотров 322 тыс.
Nenina. Tanora Masina Itaosy
4:29
Просмотров 47 тыс.
Misy fiara lehibe (MIDERA FIFOHAZANA FJKM)
4:28
Просмотров 404 тыс.
Hafa ny taloha - Tanora Masina Itaosy
4:03
Просмотров 24 тыс.