Тёмный

ZO RYAN - EFA VOAFAFA (Audio Officiel 2022 ) 

Zo Ryan
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 1,8 тыс.
50% 1

EFA VOAFAFA
Nofy ratsy sisa ny ahy mahatsiaro reo fahiny
ilay fitiavako natosikao nefa izaho tsy nanan-tsiny
ilay foko izay noratrainao tsy nahoanao tamin'izay
safidinao ny nandao ahy izay tena antony tsy hay
REF:
Ankehitriny Ianao Milaza indray fa mbola tia ahy
Mialatsiny aminao aho tsy hiverina intsony aho f'efa fay
Ankehitriny Ianao miangavy ahy mba hanadino ireo lasa
Mialatsiny aminao aho, ny Fitiavako efa an'olon-kafa
Ianao EFA VOAFAFA
Tsy maninona fa horaisiko ireo fifonana nangatahinao
izaho kosa anefa tsy afaka intsony raha ny hoe mbola hitia anao
ilay foko izay noratrainao nisy nanasitrana ilay fery
dia izy ilay solonao ka izaho efa azy irery
REF: Ankehitriny Ianao.....
bridge:
Efa natolotro hoazy ilay fitiavako tsy nilainao
Izaho efa nanadino anao
Auteur/Compositeur : Zo Ryan
Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan - Page :
/ zoryanpageprodbywarren

Видеоклипы

Опубликовано:

 

24 сен 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
EFA VOAFAFA Nofy ratsy sisa ny ahy mahatsiaro reo fahiny ilay fitiavako natosikao nefa izaho tsy nanan-tsiny ilay foko izay noratrainao tsy nahoanao tamin'izay safidinao ny nandao ahy izay tena antony tsy hay REF: Ankehitriny Ianao Milaza indray fa mbola tia ahy Mialatsiny aminao aho tsy hiverina intsony aho f'efa fay Ankehitriny Ianao miangavy ahy mba hanadino ireo lasa Mialatsiny aminao aho, ny Fitiavako efa an'olon-kafa Ianao EFA VOAFAFA Tsy maninona fa horaisiko ireo fifonana nangatahinao izaho kosa anefa tsy afaka intsony raha ny hoe mbola hitia anao ilay foko izay noratrainao nisy nanasitrana ilay fery dia izy ilay solonao ka izaho efa azy irery REF: Ankehitriny Ianao..... bridge: Efa natolotro hoazy ilay fitiavako tsy nilainao Izaho efa nanadino anao Auteur/Compositeur : Zo Ryan Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏 abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan - Page : web.facebook.com/zoryanpageprodbywarren/
Далее
ZO RYAN - TENA FITIAVANA (Vidéo officiel )
4:26
Просмотров 3,9 тыс.
Secret Experiment Toothpaste Pt.4 😱 #shorts
00:35
NAMADIKA IANAO - ZO RYAN  (Clip Officiel)
4:19
Просмотров 4,5 тыс.
ZO RYAN feat RATSILAHY - IANAO IHANY (Nouveauté 2022)
3:30
ZO RYAN -  HOANAO MANDRAMATY (Saint Valentin 2023)
4:07
ZO RYAN - EFA SAMBATRA (Official Lyric Video)
4:31
Просмотров 1,8 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 406 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 132 тыс.
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 206 тыс.
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 24 млн