Тёмный

ZO RYAN feat ANYAH - TALOHA IRENY (Album Mihevera Ianao - Zo Ryan) 

Zo Ryan
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 3 тыс.
50% 1

Album Mihevera Ianao - Zo Ryan
Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan - Page:
/ zoryanpageoff

Видеоклипы

Опубликовано:

 

27 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 2   
@MioraHasina-cx3hm
@MioraHasina-cx3hm 2 месяца назад
😢😢
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
PAROLE : 🌹TALOHA IRENY🌹 Tonga indray izao ilay ora fifankahitan-tsika Izaho anefa tsy maintsy mbola handao anao F'efa miandry ahy ilay olon-tiako izay any ka voafetra ny fotoana anananao ahy Ialako tsiny fa tsy maintsy hamonjy aho Ontsa aminao tokoa anefa raha ny foko Ity Ianao toa mbola minia mitia ahy ihany Fantatrao fa tsy azo averina intsony ireny Fiarahantsika TALOHA IRENY REFRAIN: Ka mahità vaovao Ianao ka soloy aho Fa raha izaho efa tsy hoanao intsony Nankaiza tokoa moa ilay nanadinonao ahy ka notiavinao Sa tsy ampy ny fitiavany tany ka nahatsiaroa ahy indray Atsaharo tanteraka ny fitadiavanao ahy raha mbola ny ifamerenantsika no ilainao F'efa manana olon-kafa notiaviko aho Ary ny anay ny fo efa iray REFRAIN: Ka mahità vaovao Ianao ka soloy aho Fa raha izaho efa tsy hoanao intsony Nankaiza tokoa moa ilay nanadinonao ahy ka notiavinao Sa tsy ampy ny fitiavany tany ka nahatsiaroa ahy indray Bridge: Ka aleo hivalona hatreo ireny fiarahantsika TALOHA IRENY ilay tiako izay matoky ahy ka tsy te hamitaka azy aho Tsy ataoko izay handratra ny fony fa ny anao no ezaho amboarina ho tony Vitanao ihany hatramin'izay ny nahafoy ahy REFRAIN: Ka mahità vaovao Ianao ka soloy aho... Auteur /compositeur : Zo Ryan
Далее
Football "Impossible" MOMENTS
12:44
Просмотров 1,9 млн
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48
Mapping the Trump Shooting
6:12
Просмотров 14 млн
Anao Tômpiny
3:42
Просмотров 235 тыс.
ZAY & TOVO J'HAY -  SAMY MBOLA HAFA 4K
4:39
Просмотров 128 тыс.
The Very Best 4-CHAIR TURNS of The Voice 2024 so far
1:00:00
ZO RYAN - EFA VOAFAFA  (Audio Officiel 2022 )
4:16
Просмотров 1,8 тыс.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,8 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 57 млн
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн