Тёмный

ZO RYAN - NENY ( Pour la Fête des mères) 

Zo Ryan
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 3,6 тыс.
50% 1

Abonnez-vous à ma chaine youtube Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos!
Ity hira ity dia noforoniko manokana noho ny fahatsapako fa hafa ihany i Neny na i Mama izay mahazatra anao, satria tsy manam-petra ny Fitiavany. Misaotra amin'ny Fitiavanao ,Tiako Ianao
Afaka atolotra an'i NENY amin'izao Fête des Mères izao.
NENY
Ilay niankin-drindrina irery
Nitondra sivy volana
Ilay narary fa nahari-pery
Na dia teo aza ny olana
Satria sombin'ny ainy ka tiany ny zanany iaretan'ny mafy
Na misy ireo maditra ,na misy ireo mania ,izy no mihafy
REFRAIN:
Neny ô ! Neny ô !
Hafa ihany ianao
Neny ô ! Neny ô !
Tsy manam-petra ny fitiavanao
Neny ô ! Neny ô !
Ny Tsara atolotrao tsy lany
sy ireo tambitamby,Teny mamy
Raha misy ny zava-manjo
mihatra amin'ireo zanany
Dia izy no marary fo
Ka manolotra ny tanany
Satria sombin'ny ainy ka tiany ny zanany iaretan'ny mafy
Na misy ireo maditra ,na misy ireo mania ,izy no mihafy
REFRAIN:
Neny ô ! Neny ô !
Hafa ihany ianao
Neny ô ! Neny ô !
Tsy manam-petra ny fitiavanao
Neny ô ! Neny ô !
Ny Tsara atolotrao tsy lany
sy ireo tambitamby,Teny mamy
Auteur / Compositeur : Zo Ryan
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan :
/ zoryanpageoff

Видеоклипы

Опубликовано:

 

23 май 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 7   
@anjajohnson2456
@anjajohnson2456 2 года назад
Tiko lotrany ito hira ito (ho an' Neny🥰) Je ne m'en lasse pas! J'écoute en boucle jour après jour! Très belle mélodie🎼 superbes paroles.📄 Et les instru..👏 j'ai juste pas les mots chapeau!🤩 Mankasitraka hatrany 🙇‍♀️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 2 года назад
Merci beaucoup
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Abonnez-vous à ma chaine youtube Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos! 🙏 PAROLE: NENY - ZO RYAN NENY Ilay niankin-drindrina irery Nitondra sivy volana Ilay narary fa nahari-pery Na dia teo aza ny olana Satria sombin'ny ainy ka tiany ny zanany iaretan'ny mafy Na misy ireo maditra ,na misy ireo mania ,izy no mihafy REFRAIN: Neny ô ! Neny ô ! Hafa ihany ianao Neny ô ! Neny ô ! Tsy manam-petra ny fitiavanao Neny ô ! Neny ô ! Ny Tsara atolotrao tsy lany sy ireo tambitamby,Teny mamy Raha misy ny zava-manjo mihatra amin'ireo zanany Dia izy no marary fo Ka manolotra ny tanany Satria sombin'ny ainy ka tiany ny zanany iaretan'ny mafy Na misy ireo maditra ,na misy ireo mania ,izy no mihafy REFRAIN: Neny ô ! Neny ô ! Hafa ihany ianao Neny ô ! Neny ô ! Tsy manam-petra ny fitiavanao Neny ô ! Neny ô ! Ny Tsara atolotrao tsy lany sy ireo tambitamby,Teny mamy Zo Ryan
@rakotoniainahaingopriscill515
@rakotoniainahaingopriscill515 3 года назад
Merci 🙏 beaucoup Zo Ryan Tsara loatra 😘😘😘😘❤️
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka ô 🙏
@holiarisoarakoto7427
@holiarisoarakoto7427 3 года назад
Misaotra betsaka Zo Ryan 🙏 Tsara be ❤️👌
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle 3 года назад
Mankasitraka ô 🙏
Далее
ZO RYAN -  HOANAO MANDRAMATY (Saint Valentin 2023)
4:07
Menaka mahagaga
2:15
Просмотров 15 тыс.
VIN Pistile 14 -02 Nouveauté 2024 By VPmusic
4:08
Просмотров 5 тыс.
ZO RYAN - EFA SAMBATRA (Official Lyric Video)
4:31
Просмотров 1,8 тыс.
NAMADIKA IANAO - ZO RYAN  (Clip Officiel)
4:19
Просмотров 4,5 тыс.
Injay ilay feonao-Rija Rasolondraibe
8:08
Просмотров 37 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 24 млн
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,6 млн
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 206 тыс.