Тёмный

ZOKY VONJY ; MBA MISAINA VE IANAO ?? 

Koto
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 9 тыс.
50% 1

NY FIJERIKO @ ILAY RESAKA IZAY NATAON ' i ZOKY VONJY ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Опубликовано:

 

18 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 71   
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 месяцев назад
O ry Vonjy a! Fantatrao tsara ny antony hijanonan' Rajoelina eto Madagascar , dia ny hanambaka sy hanabado ny Malagasy , Hangorokarena fotsiny! Basy ! Izany no mahatonga azy mikiribiby mbola hiverina eo @ fito 28:39 ndrana @ Ka aza fitahana ny Malagasy, aza tolorana vato mafana ny mpiraitanindrazana aminao! Jereo fotsiny ny image hampitany @nareo: tenue orange, de la tête aux pieds , misakafo tsara sns...! Aza mety rebireben'kabary tsara lahatra fa na izy miteny azy aza tsy convaincu @ zay lazainy ! Mandinihy isika fa aza mihinana am-bolony fotsiny . Maro ny opportunistes indrindra fa @ période izao!😊😊😊😊
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 10 месяцев назад
Merci ❤koto 🇲🇬🇲🇬
@inayatsama6059
@inayatsama6059 10 месяцев назад
Tena marina sady tohizo iany zoky koto a. Mankasitra mafy 🙏👍🙏👍👏
@danielgoineau1959
@danielgoineau1959 10 месяцев назад
Aza ampiesonina intsony ny Malagasy rehefa voky tsara ao amin'ny fitondrana io ianao Ravonjy a!!!!
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 10 месяцев назад
Bien dit zoky Koto zareo reo misy intérêt personnel aiza kivy miteny bon courage ❤
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 10 месяцев назад
Marina tohizo fa tsara ry koto ❤🇲🇬🇲🇬
@secajas
@secajas 10 месяцев назад
Izy koa kara anao donc olo nihanatra jiaby efa nisitri-belogno ireo tsy nahita fihanaragna jiaby teto an-tany... Trop loatra fagnambanianao olo rahalahy, tsy tsara fa efa fômabanao angamba dia tohizo ihany...
@dafily1697
@dafily1697 10 месяцев назад
akory e, izao zavamisy ataon'i Vonjy na ireo artista hafa tononinao zao ny vokatry ny "privatisation de la vie publique", tsy ilaina ny "conviction" @ sehatra privatisation satria ny vola sy ny moyens no mandresy lahatra ny zavadrehetra. Ary @ firenena tahaky i Mada efa farany izay mahantra dia tena mibahana io "principe" io, vidiana jiaby izay azo vidiana, na olona na entana. Io Vonjy io dia santionany kely fotsiny ao anaty ny tena maro de maro izay efa miariary eto Mada.
@johnnyhiarinjaka4573
@johnnyhiarinjaka4573 10 месяцев назад
Merci Koto. Tena décourageant ra teneniny. Tsy nampoiziko.
@eliramiliariniaina2207
@eliramiliariniaina2207 10 месяцев назад
Marina daholo ny voalazanao koto. Zoky vonjy vendrapor. Tsy mahay analyse politique. Mozika no ainy.
@Taralila135
@Taralila135 10 месяцев назад
Olona mpangalatra gaigy lahy Rajoelina....
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 10 месяцев назад
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Eh, Vonjy miala tsiny kosa , fa ny safidinao tompoko aza hampirisihinao sy badonao @ Devoly mitsiry ao antampon- dohanao ny Malagasy mitovy aminao anao ! Marina ianao fa tombo t@ fivavahana mpiandry , fa ny fivavahana tsy mibika anao tsy hanota motovy @ ota efa hataonao izao nihon'ny fitiavam- bola tafahoatra io ! Ary ianao tompoko ry Vonjy dia tena anisan'ny fahavalon'ny Malagasy, mody mananatra ny tanora mitety Madagaskar io , kay ianao ratsy saina sy Devoly velona , ary efa takan'ny saiko ny tetika hataonao io, fa izao ianao tratra ! Heverinao Vonjy , fa bado jiaby tanora , indrindra fa tanora agny amin- tsika avaratra agny ! Malahelo izaho milaza aminao ry Vonjy , tsy hamonjy ianao fa hamotika ! Misaotra an'i Koto , ary soa ihanny fa eto @ fandaharanao no nahitako ity loza hataon'ity Vonjy vonjeo ity ! Zanahary sy ny Razana no hanampy antsika tsirairay izay manatanteraka ny fahamarinana eto ambonin'ny tany eto ! Masina ny Tanindrazana !
@favydozy
@favydozy 10 месяцев назад
Izy no hataoe oe voavidy ,asa otrina???fa tena nandrabe ,nandrabe ,mitovy am Paul Rabary voavidy mandainga sy misolelaka
@mohamedcarlemax483
@mohamedcarlemax483 3 месяца назад
Je suis d'accord avec toi Koto🤞
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
Mampivonto orogna raha resahiny le Vonjy, vovidy vola vakina fotsiny💔
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 10 месяцев назад
Nahazo hotrino loatra anao zoky Vonjy kay mila mifidy io Andry Rajoelina Tragnondainga mpamosavy io ? Matory anao zoky Vonjy koa i Cédric vazaha no fidinao mampalahelo anao.
@rabemananjaralalaina4978
@rabemananjaralalaina4978 9 месяцев назад
Amin'izao andron'ny FAHAZAVANA be izao ve mbola misy olona mitsara ny fandrosoan'ny firenena amin'ny fisian'ny fotodrafitrasa ??? Very isika
@hajasoaralaivita5060
@hajasoaralaivita5060 6 месяцев назад
Zoky Vonjy resy lahatra @ sakafo( jerevo izy goalahy be io) vola (vy, olana, lolohavina antampon- doha) rehareha hetsi- body(mandihy mampihetsi- body.
@emilienjerome2243
@emilienjerome2243 10 месяцев назад
Tsy mahagaga izao. Ny antsika anie ka ts hoe noho ny vina sy ny tombotsoan'ny Malagasy rehetra ny hifidianana sy anohanan ilay Candidat fa na io mitovy finoana aminy na mitovy foko aminy *Tsy olona rehetra nefa*. Manana porofo amzay aho t@ fifidiana 2018, nisy Mpiandry FJKM ary Inspecteur Catholic no nanana olana teo @ Candidat Ravalo sy Andry ary nilaza iray hoe i Ravalo fidina fa iny FJKM mitovy amintsika ary nilaza ny andaniny hoe Andry tohanan fa iny ny natsika - nisy fivorimapokonolona nitrangan'io zvtr io ary ts vitany izay ihany fa tena marary mihintsy ny sofinao fa dia any ampiangonana dia lasa voasolo propagandy ny fotoanan'ny filazandraharaha.
@maeva4796
@maeva4796 9 месяцев назад
Efa voavidimbola ty zoky vody,vodin 'olo jiaby ty lelika e😅
@RijaRatsimbazafy-yw8jb
@RijaRatsimbazafy-yw8jb 22 дня назад
Ny mahagaga @ zareo mpanohana ity fitondrana ity nge dia ireo olona be bizina zany doly no milaza fa manohana azy satria miafina ao ambadikin'ny fitondrana izy ireo
@ngedabe2515
@ngedabe2515 10 месяцев назад
Koto aaah ! ny Milliards maro EFA AMPY an'izireo tsy Mila Miasa intsony Mandra-pahafatiny. Ireo Vola Be ireo noho Hatahorany Ho TSY MAINTSY hAVERINA io noho maha tonga azy amin'io Fifidianana io ho GAIGY I Vonjy Bande tsy misiy Saina ilay io Nomen'i Rajoelina VOLA Be izy dia io Mivaralila io.
@berivoanita5125
@berivoanita5125 10 месяцев назад
Je t'adore koto
@carlarose6797
@carlarose6797 10 месяцев назад
Tsy misy mitombona ny arguments n'io olona tsy manjary io. Mi se baser à ny hoe "bado ny gasy" ny kabari n'io orange io. Tsy misy mitombona.
@randriamiandrisoamamyh.v.6001
@randriamiandrisoamamyh.v.6001 10 месяцев назад
Mankasitraka @ fandraisana anjaram-pitolomana Koto a! miseho @ endrika maro ny mpikarama an'ady e! ilay mpikarama tena mivarotra ny fanahiny ary mikipy eo anoloan'ny tsy rariny sy ny tsy fahamarinana, ka na dia ny mainty aza lazaina fa fotsy, sady manabarabara olona vokatry ny fitiavan-tena, tsy mijery ny fahorian'ny hafa, ka na dia manazava aza ianao dia tsy ho fantany mihintsy izany PIB izany e!
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 10 месяцев назад
Tsy mitsara olona fa raha Rajoelina tsy mpivavaka zany fa manao cinema fotsiny amin'ny vahoaka
@payetbruno8100
@payetbruno8100 10 месяцев назад
Tena marina zany
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 10 месяцев назад
🤕🤕🥴🙆🏽‍♂️🎃🎃🎃🎃
@user-nq5om1wx2m
@user-nq5om1wx2m 10 месяцев назад
Ts zakanjareo anw milaza ny margny Fa zahay mankasitrak anw 🙏🙏
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 10 месяцев назад
Zoly Vonjy moa anomezako ASA ANAO ty VAZAHA Cédric aza MBA mino azy mihitsy MBA jereo ny nataony Cédric mahantra fadiran'ovana ny malagasy !!!! Tsisy mivaky loha zay Vonjy eeeh efa voafitaka ve nareo avy Avaratra mbola hoavy koa !!!!! MBA mandinihy ry vahoka malagasy oooh
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
Io fitondrana io NO hampiditra an ilay Bibisia 666 zto a Madagascar d ato an Afrique i Mada NO voalohany
@raholimananatiana6265
@raholimananatiana6265 10 месяцев назад
Asa na inona ny an Vonjy no mijery f dia fanatique fotsiny, efa iaraha maita izao ny insécurité sy ny fahantran vahoka d mbl oe ampina 5 taona indray? Nga vitan sentiment izy ity? Loza Mankasitraka anao Mr Koto manentana sy manazava @ vahoka
@juliorabarijaona3254
@juliorabarijaona3254 10 месяцев назад
Nenah raha vao itony olona milalao ny sentiment an malagasy resaka fivavahana sy baiboly tony dia tena marikoriko pory anah mihitsy sanabavy!😤😤
@lijarabenarivo4056
@lijarabenarivo4056 6 месяцев назад
Ny tsy maharesy lahatra ahy amin'ny resak' i Zoky Vonjy : ilay hoe " voaporofoko fa manana finoana an' Andriamanitra izy" ity misy vavaka iray mba dinidiniho kely asaivo dihihan' i lery" mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay" firy moa ireo olona tavela any am-ponja nohon'ny tsy rariny?
@philibertsolondrainy3192
@philibertsolondrainy3192 10 месяцев назад
Tena io resaka Fivavahana io no anabadoan-dry Zoky Vonjy sy ny Tariny ny Gasy.
@maeva4796
@maeva4796 9 месяцев назад
C'est normal izy mipetraky à mada ry zoky vonjy a, satria misy intérêt ny ao,mba mieretrereta moa e
@maeva4796
@maeva4796 9 месяцев назад
Hita mihintsy hoe voavidimbola ty razoky vonjy 😢
@clauderakotomalala2354
@clauderakotomalala2354 10 месяцев назад
Vendrana tokoa by gasy marina mihintsy ilay t3 ifonako fidio aho 60% dia omeko jironakohobianarro
@rasoarimalalanoeline3454
@rasoarimalalanoeline3454 10 месяцев назад
Hajao ny hafa,fa aza aratsina refa tsy mitovy amin'ny goût nao, respecter les autres, chacun a son goût
@payetbruno8100
@payetbruno8100 10 месяцев назад
Tsy resaka goût io fa resaka réalité sy objectivité
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
Marigny zany re KOTO an🎉 fa amboa jamba tolagna, olo jamba vola re an🎉 loko mena lazaina fa manga io, valaky eo enao reha hagnazava injato amby erivo eto en🎉 mampalahelo anakay
@juliorabarijaona3254
@juliorabarijaona3254 10 месяцев назад
Ny atao oe mpivavaka tompoko am malagasy vendrapory dia ireo mahay tsianjery baiboly
@bienaimeramamonjisoa8005
@bienaimeramamonjisoa8005 9 месяцев назад
Zoky zovy ozin'i Luc Hervé
@carlarose6797
@carlarose6797 10 месяцев назад
Tsy mba mino an Andriamanitra izany i rajoel, ry lery e !!! Aza andaingana ny vahoaka. Firy ny olona novonoi n'i rajoel ? Firy ny harena pirenena nangalariny ? Firy ny lainga nataony ? Na ny mamaky Bible aza tsy hainy. Tsy hitanao ve fa nandà ny hametraka ny hametraka ny tanany ambony Bible. Tsy matahotra an Andriamanitra mihitsy i rajoel.
@lantofinoanamarie3463
@lantofinoanamarie3463 10 месяцев назад
Tsy mety amiko ny olona tsy mandinika fa amiko nenazy fiarovana tombotsoa manokana
@acharaz6926
@acharaz6926 10 месяцев назад
Iza aloha ty zoky VONJY ? Izahay mponina aty Tanà tsy mila olona tsy avy aty aminay. Aleo hazava izay.
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 месяцев назад
Aza asiana resaka fihaviana ré Tompoko o! Resaka no hampiadina eto! Samy Malagasy !
@fanomezantsoatsioryfianara1045
@fanomezantsoatsioryfianara1045 10 месяцев назад
Marina zan Koto!
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
Minou an Andriamanitra izy , ka tamin fanianana nataony tsy misy baiboly akory
@DortelRandria
@DortelRandria 10 месяцев назад
Mbola tsy matotra i vonjy kamila vonjena,zokibomanga,mila mianatra,ny ekipanareo
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 10 месяцев назад
Resaka niveau lay raha Koto. I Zoky vonjy ex-HVM Tsy lany député tao Sambava
@RmjGasy602
@RmjGasy602 10 месяцев назад
Tena Marina zany Merci Koto
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 10 месяцев назад
Bengy iany no apondra eee
@veekar7866
@veekar7866 10 месяцев назад
👍👍
@it-sig
@it-sig 10 месяцев назад
Mankasitraka koto a
@YedgKgfgh
@YedgKgfgh 2 месяца назад
Karaha olona tsy nianatra.Tsy mahay lesona.
@dorisrekevera8990
@dorisrekevera8990 10 месяцев назад
MDR 🤣🤣🤣 tena tsy misy saina 😂😂inona n hidirany hoe olombelona namboarina taminina mo😂😂😂 kkkkkk 😂😂😂draba k😂😂mttf aminapa fotsiny 😂😂
@RivomanitragmailMahery
@RivomanitragmailMahery 10 месяцев назад
Tsy ny gasy iany no mahantra fa Madagasikara mihintsy tsisy jiro tsisy rano vary stock katsaka stock air force one namidy de nananganana fapiadina akoho zao tsisy avion tsony
@holantinah
@holantinah 10 месяцев назад
Marina zany Koto a !!
@weefiweefi6639
@weefiweefi6639 3 месяца назад
Misaotra Koto tena mankasitraka
@marzinrandrianasolo152
@marzinrandrianasolo152 10 месяцев назад
Marina ninao zoky Koto....
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 10 месяцев назад
Nahenoko ity Vonjy ity dia tsy mipetaka @ olona tsy misy vola ! Mampalahelo tompoko ny olo toa azy ity!
@carlarose6797
@carlarose6797 10 месяцев назад
Misaotra anao ry Koto.
@Taralila135
@Taralila135 10 месяцев назад
Tamin'ny Rajaonarimamoianina 1 200 000 n'y vanille tany Nosy bé.
@hareau9345
@hareau9345 10 месяцев назад
Cote d'ivoire bola français no baiko zay mapadroso azy
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
Raha tena mpivavakz dia tsy tokony nanaiky anio izy
@EbelineFanjatiana
@EbelineFanjatiana 10 месяцев назад
Aza mitsara any Andry Rajoelina ianao koto, fa mbola hotsaraina, ary aza asianao resaka olona pour any Andry Rajoelina, fa tano gny safidinao koto, mba ino gny ny vitanao, vavanao avao maro eratany, efa tsimisy asa ianao koto , fa hagnenjiky ze olo mamoaky gny hevitsiny ze candidat ze tohan’olo avao , lafa tsy mitovy aminy tianao de avy iha miteniteny le olo, vavanao ty tsy mba reraka ve? kano vadinao niala anao, ao gny toetra ratsinao, la ferme koto e!! Ianao koto efa vaky tragnokegnatsy de mimenimenina fahatany, Numéro 3 avao zahay
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
Efa nahazahoany famatsiqm bola izany
@pandabeat2484
@pandabeat2484 10 месяцев назад
Zoky manajabaka 🤬 fa tsy vonjy
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
SECREN KOA MATY MR KOTO AAA
@niryesperance981
@niryesperance981 10 месяцев назад
d iza ihany ary no ho fidina ry koto a
Далее
ВЛАД А4 СКАТИЛСЯ
09:34
Просмотров 565 тыс.
How would you react?!😳
00:44
Просмотров 6 млн
ВЛАД А4 СКАТИЛСЯ
09:34
Просмотров 565 тыс.