Тёмный

Fifanarahana Miafina - Resadresaka 

Joda
Подписаться 3,1 тыс.
Просмотров 1,9 тыс.
50% 1

Midira ho Abonné: bit.ly/jodaomi (misaotra)
Tongasoa indray eto amin'ity resadresaka momba an'ny fifanarahana miafina ity. Lazao ao amin'ny commentaire izay eritreritrao momba an'ity? Mankasitraka anareo manaraka foana dia manao fotoana tsika amin'ny Episode 15 Farany.
Fifanarahana Miafina: • Fifanarahana Miafina E...
Abonnez- vous
Pour plus:
Facebook: / jodaomi
Twitter: / joda_omi
Instagram: / jodaomi
Soundcloud: / joda-omi-1

Развлечения

Опубликовано:

 

19 июн 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 35   
@MdKamal-kk9xq
@MdKamal-kk9xq 4 года назад
Mankasitraka fa otrany misy tsimampino sady tony misy mampatahotra kely 😊☺️
@nasarilala9171
@nasarilala9171 5 лет назад
Tena mankasitraka dia manantena foana ny tohiny tantara
@rannieclaudia
@rannieclaudia 5 лет назад
Mankasitraka anao
@wendy2wendywendy539
@wendy2wendywendy539 5 лет назад
mankasitraka fa tena tsara b
@anta1232
@anta1232 4 года назад
Makasitsaka fa zay tafaheno ô
@kostkanieella2066
@kostkanieella2066 4 года назад
Ar tena maro n vehvav faly ery atw hoe anjely latsak antany, fa mankasitra @ lay resadresaka e , fa mahfinaritr be lay tantara fa mitov isik zah ko tena mb mankafy ren tantar mampatahotr ren
@andojr9237
@andojr9237 5 лет назад
fa tantara niainanareo mits ve io sa we foronina ftsn, hihihi
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
A a a ka, tantara foronina
@katissyanah9448
@katissyanah9448 5 лет назад
Zah manokana dia tena mankafy ay mankasitrak aNw mbe dia mbe ree
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
ianao no hisaorana
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 5 лет назад
Ny tena mahafinaritra anahako tato de mihaino le Asmode sy tanteraka. De ny tiko ho hita eo @ Le ady Tanteraka sy le zanahary ary Asmode. Ny tena farany de hoe ho faty ve i Asmode
@santatralouis2342
@santatralouis2342 5 лет назад
Miadry ny 15zany ku makasitraka e
@maricelp6330
@maricelp6330 5 лет назад
Tena miandry zahay sady lina ny hanaraka no tohiny!makasitra indrindra anao Joda!
@sandygoulammahamade3707
@sandygoulammahamade3707 5 лет назад
Alaivo gratuit za fa misy tantara milay be afaka hifampizarana
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
Hihi mafinaritra ahy izany...andraso fa ho avy ny fotoana fa aza miala lavitra
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 5 лет назад
De ovina le 15 mivoka fa tena liana be mintsy
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
Lakamisy izao
@rafanomezantsoamamynantena997
@rafanomezantsoamamynantena997 4 года назад
mlai letsi e
@rannieclaudia
@rannieclaudia 5 лет назад
Za ko tia lay film mampatahotra ireny
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 5 лет назад
Tiko be le cede zany tena tiko be le tantara ity ary alalana zavatra betsaka zay mbola tsitakany sahiko misy!!
@mamyram4614
@mamyram4614 4 года назад
Slu de misy episod 1 zany fa tsisy 2fa tonga ep 3 ve jusqua 15??
@JodaOmi
@JodaOmi 4 года назад
Misy 2 ao ka?mijery 1 dia tonga dia mitohy foana... hatramin'ny farany
@ralisatarojo1036
@ralisatarojo1036 5 лет назад
Miandry an'ity zah! hihihi
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
Efa mandeha io ary ilay izy
@sandygoulammahamade3707
@sandygoulammahamade3707 5 лет назад
Namako Ela am film horera,
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 5 лет назад
Miandry zahay eee
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 5 лет назад
Tovy amiko koa zany tia tantara mampatahotra be reny
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 5 лет назад
Miandry zahy mpankafy
@mimalala03
@mimalala03 5 лет назад
Coucou merci amin’ilay resadresaka sy fanazavana. Faly mahita an’i tanteraka mivantana e, tsara be ny fenao sy Joro 😊. Rehefa vonona ny cd de hividy zahay ho fanohanana anao, de ra mipetraka alavitra de atao ahoana kay? Mirary soa de tohizo fa tena Milay e
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
Mankasitraka indrindra o!hihi Andraso fa hitadiavantsika vahaolana rehefa tonga izay fotoana izay 🙂
@mimalala03
@mimalala03 5 лет назад
Joda Omi merci d’avance ary e!
@alainnimbol
@alainnimbol 5 лет назад
Inona le tena azo anoanana? Technique, Partage, sns?
@JodaOmi
@JodaOmi 5 лет назад
Partage be dia be mihintsy izao ny tena ilaiko...Fa ny manaraka tsy maintsy mbola hiteny eto ihany ah
@katissyanah9448
@katissyanah9448 5 лет назад
Miandry eee
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 5 лет назад
Mankasitra Indrindra tompoko
Далее
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 1,2 млн
80 Year Olds Share Advice for Younger Self
12:22
Просмотров 1,4 млн
30 ans
4:26
Просмотров 132
🍁 Экскурсия года
0:19
Просмотров 1,9 млн
Моя Жена Босс!
0:40
Просмотров 8 млн