Тёмный

Hetraketram-pitia Jean.D 

maskin8
Подписаться 3,3 тыс.
Просмотров 27 тыс.
50% 1

Kaiamba

Опубликовано:

 

6 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 19   
@user-pv4hb9km7c
@user-pv4hb9km7c 29 дней назад
Tsy adinoko mihintsy uty hira ty. Angatahina isan andro tao am radio faribona tamin zany ❤
@luckyandriamanantena5857
@luckyandriamanantena5857 3 года назад
2021 still here kk
@mariachantale8760
@mariachantale8760 5 лет назад
❤ Tena tiako ty hira ty a. ❤
@fanjaloison1380
@fanjaloison1380 4 года назад
Herinandro tsy hisarahanay, dia nanoratra ho ahy zay malalako zay. Tongava ianao hoy izy eny amin'ilay toerana,ilay toeran'iray falehantsika Fa misy resaka tiko ambara aminao, amin'io fotoana antsika io Eo ko no ifanaovantsika fotoana farany sy ifampitsofantsika rano Ref: Mangina hoy aho zany havako zany, mangina hoy aho fa aza mitomany Izao angamba hoy aho no efa lahatra matoa tsy ho anjarako ianao Na dia misy aza izao fisarahantsik'izao ny fihavanana anie sao adinonao Izao no hafatra tiko ambara aminao , mba tsarotsarovy iany aho fa saho adinonao Satria na misy aza izao fisarahantsik'izao tsy avy tamiko anie izany na dia avy taminao Lba sopatra toko mantsy ireo olo tsy tia Ny fitiavantsika roa dia ho rava ho doria. Na mamy amintsika aza ny mba hiaraka, nosoparan'ireo olon tsy tia ka tsy maintsy misaraka Ref: Mangina hoy aho.... Nanohitra iany izahay tsy mba niady mafy, dia naleonay nandefitra fa efa tsy tanty. Tsofiko rano ianao hoy izy mba ahita zay ho soloko. Ny teniko aminao ko hoy aho dia torakizany. Teo ampanaovana ny veloma Dia nisentosento izy sady nitomany. Raha mba nampangiana azy Tamizany aho de indrisy ko fa nirotsaka ny ranomasoko. (ouee..) Ref) Mangina hoy aho..... Veloma hoy aho ianao ry lay tiana veloma hoy aho ka masiana
@sarahnanie2290
@sarahnanie2290 4 года назад
Ndriiiii 😥😥😥 Na dia mis aza izao fisarahatsika zao ..ny fihavanana anie sao adinoinao
@rafamantanantsoaandraina5468
@rafamantanantsoaandraina5468 3 года назад
ohh,, hira nametraka souvenir be tamiko tam fahazazana, ts d le fisarahana fa natsiarko ny taloh ftsn :D :) milayyy
@dhallyangela8769
@dhallyangela8769 4 года назад
Tsara ee tiako be 😍
@mamygasy1223
@mamygasy1223 5 лет назад
Reveko ô!!! Hira fataonay sy ny bandy akama ref mirevy e😀😀😀
@tatamoranalison3658
@tatamoranalison3658 5 лет назад
izany ny tena hira!! tsara ee!!
@maximinlazaraherinandrasan5023
Na dia misy aza ny fisarahana ny fihavanana tokoa d tokony tsy ho ravana izany, mankasitraka anareo eh!
@yvesmanjakatsara4661
@yvesmanjakatsara4661 9 лет назад
Zany hono ny hafatr e!! tsofikorano enao hono mbahahita izaysoloko :'(
@sarahnanie2290
@sarahnanie2290 4 года назад
Ny aminao ko hoy aho de torakizani
@yvesmanjakatsara4661
@yvesmanjakatsara4661 2 года назад
@@sarahnanie2290 😛😅😅 zay zany kou 🤭
@mimiwendystenny8894
@mimiwendystenny8894 4 года назад
Hatsiarovako anao hatrany zany ry voalohany 😪
@cloherinirina8069
@cloherinirina8069 10 лет назад
mlay e!
@randrianantenainadimilahy5697
@randrianantenainadimilahy5697 9 лет назад
mahaiza mihonona fa zay no anjare eeh . nefa na izan aza adino ny fihavanana na de misy aza ny fisarahana
@randrianantenainadimilahy5697
@randrianantenainadimilahy5697 8 лет назад
miasaotra anao loh tamin'ny fitiavana izay nomenao nefa nosoparany ireo olo-ntsy tia dia tsy maints misaraka :ankafizo ny hoavy fa efa ts anjara ny lasa ry namako isany
@barsongerard2025
@barsongerard2025 7 лет назад
Misaotr eh
Далее
Jean Rigo   Mihevera
4:34
Просмотров 584 тыс.
Ny Zanatsihanaka  Tanala very sampy
5:18
Просмотров 268 тыс.
OZA JEROME-Volazara 2010.flv
3:36
Просмотров 64 тыс.
Ity semboko ity
3:46
Просмотров 105 тыс.
Rossy Aza maika ny hanambady
4:52
Просмотров 1,4 тыс.
Anilan 'ny tiana
3:48
Просмотров 524 тыс.
JEAN MARC -  Belle rose [Clip Officiel 2017]
4:04
Просмотров 21 тыс.
rira baban'irokia
4:04
Просмотров 45 тыс.
MAHALEO Bonus 35_DITRA.wmv
4:53
Просмотров 178 тыс.
Rossy ALOALOAHELY
5:00
Просмотров 62 тыс.
Ifanihy (Le mena)_montage.flv
3:45
Просмотров 307 тыс.