Тёмный

Izy foana hono.mp4 

arivolahy
Подписаться 57
Просмотров 33 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 10   
@hugolevrai_8442
@hugolevrai_8442 5 лет назад
Et je ferme les yeux...et c’est Toi qui chantes Maman. Tu me manques Maman Tu sais, Tiako ianao t’y Neny❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 года назад
Nitanondrika izy O nitanondrika izy Fa tojo faharesena Ilay fony nanantena ’Zay rehetra nokasaina Dia indrisy rava maina Eny hatramin’ilay tiany Lasan’olon-kafa iny Nitomany izy O nitomany izy Nomeny tsiny Ilay Ray Fa Mpitondra tsy mahay Fa nahoana re Nahoana No dia toa izy foana No miaritra ny mafy Voakapo-karavasy Dia nitsiky izy O dia nitsiky izy Fa nifoha ilay fanantenana Teo an-tany naharavana Tsapany avy hatrany Fa izany no eto an-tany Ho an’izay miaina eto Tsy maintsy misento Fa nahoana re nahoana No dia toa izy foana No miaritra ny mafy Voakapo-karavasy
@santatriniainanambinintsoa1462
@santatriniainanambinintsoa1462 3 года назад
tsara be lay hira an! any e!
@heriniainaratsirahonana7491
@heriniainaratsirahonana7491 7 лет назад
Ndriiiii! tsara zany hira zany an! misaotra nizara o! mafinaritra
@vanessaguo1518
@vanessaguo1518 7 лет назад
Heriniaina RATSIRAHONANA tena tsara
@heriniainaratsirahonana7491
@heriniainaratsirahonana7491 7 лет назад
Vanessa Guo tandremo sao Mtomany eo an!
@ionyrodile4824
@ionyrodile4824 5 лет назад
@@heriniainaratsirahonana7491 e Indriiiii
@luciearinoro7967
@luciearinoro7967 3 года назад
Tikoooooo😍♥️♥️
@TheGeorgette1954
@TheGeorgette1954 2 года назад
💕♥️♥️♥️♥️❤️
@olgamiray8845
@olgamiray8845 4 года назад
Voakapo-karavasy... ho any izay miaina eto.. tsy maintsy misento..
Далее
Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"
3:59
Просмотров 174 тыс.
Araraoty  :: Tarika Noely   clip
4:07
Просмотров 90 тыс.
БЕЛКА РОЖАЕТ?#cat
00:22
Просмотров 436 тыс.
Mark Rober vs Dude Perfect- Ultimate Robot Battle
19:00
Tarika Ravelo Jean Baptiste GASIKARA clip malagasy
3:00
Zanako o lo le izy
4:48
Просмотров 45 тыс.
BEST OF DELPHIN  (VIDEO COMPILATION)
1:07:03
Просмотров 200 тыс.
izy mianaka - harena
4:58
Просмотров 163 тыс.
Tao anatin'ny tolona
3:03
Просмотров 146 тыс.
tambatra kalon'ny fahiny hasambarana
9:42
Просмотров 1,2 млн
Ravelo j baptiste Adim piainana
5:51
Просмотров 86 тыс.
miverena aty antsihanaka TANTELY
5:53
Просмотров 297 тыс.