Тёмный

izy mianaka - harena 

Ains steven
Подписаться 286
Просмотров 160 тыс.
50% 1

Izy mianaka

Авто/Мото

Опубликовано:

 

27 май 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 101   
@ranjajo5758
@ranjajo5758 2 месяца назад
Izany hafaliako nahita ity hira ity ato @ RU-vid. Misaotra ry IZY MIANAKA fa mahatsiaro ny nipetrahanay tany ivelany, dia miaino io hira io foana izahay isan'andro. TENA mahatsiaro ny TANINTSIKA dia te hody mafy. ❤HAFA IHANY NY HIRA FENO FANANARANA ❤ 👌👍Misaotra, Misaotra, Misaotra 👌👍
@ranjajo5758
@ranjajo5758 2 года назад
Tsara tena tsara be vata. Tsy misy teny mahalaza ny hatsarany ity hiranareo ity RY IZY MIANAKA.❤👍❤👍❤ Hira feno hanatra. Rehefa tsy hendry @izany dia tsy havotra intsony. Tsy azo entina any ampasana tokoa ny HARENA an !!!
@zohasinarasoa4574
@zohasinarasoa4574 7 лет назад
waohhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh tena mankasitraka euhh efa ty no reko fa zao vo hitako clip tena marina we ny harena tsy mahavidy ny lanitra mandrakizay2 thank very much muchhhhhhhhhhhhhhhh
@sitrakaandrianjanahary5756
@sitrakaandrianjanahary5756 8 лет назад
milay ilay vazo sy ilay feelling... J'aime!!!
@ainaramine9259
@ainaramine9259 7 лет назад
misaotra betsaka, tena tsara, mampatsiahy ahy ny fahazazako, mpihirahira an io hira io za tam mbol kely, de dada no mitendry guitare . Misaotra anareo mianaka
@marcrakotondratsoavina9537
@marcrakotondratsoavina9537 2 года назад
Tsara ny hira e! Ny mpihira sy mpitendry koa mahay. Mankasitraka
@haritiarazakamalala4291
@haritiarazakamalala4291 8 лет назад
tena marina!!misaotra indrindra tompoko!!!
@odonwalker
@odonwalker 8 лет назад
tsara fa mangataka 'lay version original ko rah mba mety ! merci!
@harisoaandrianasolo4918
@harisoaandrianasolo4918 8 лет назад
waoooo tsar be tena tsara milay
@dannytianarivo567
@dannytianarivo567 9 лет назад
Mankasitraka eeee! KANTO tena KANTO !! Zao izy ito vao tonga ato fa efa ela no nandrasako azy! (y) (y)
@ainssteven793
@ainssteven793 9 лет назад
Dannÿ Tianarivo mlay e
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
tsaraa eee!! bravooooo :)
@rasolonjatovositrakasetrat3804
ianao tsara be
@tianar.9917
@tianar.9917 8 лет назад
Zanak ' Itasy , mahafinaritra ianareo mianaka miaraka mihira azy, efa ela nahenoako an'izay hira izay fony mbola Solo irery t@ taona 1995 na 96 tany angama dia izao indray vao henoko.Entinao ho aiza ny harena......Misaotra indrindra.
@gabrielemile1532
@gabrielemile1532 5 лет назад
Merveilleux!! À vous couper le souffle
@petitefaby
@petitefaby 8 лет назад
Love the song
@lalaimanantsoaminoalison8765
@lalaimanantsoaminoalison8765 6 лет назад
Teny mba hatsipy marina ❤
@ravelonoro8774
@ravelonoro8774 3 года назад
zany ka tena hira , tsara e!
@miafaratians3742
@miafaratians3742 4 года назад
2020❤
@harimiorarandrianarison118
@harimiorarandrianarison118 5 лет назад
Tsara be mihitsy, mankasitraka.
@ramarosandratanapriscaravo6437
j'adore
@mamiharisondomoina3657
@mamiharisondomoina3657 4 месяца назад
Tsy indroa mandeha ianao No miaina eto an-tany Ka zay sitrakao atao Dia ho tanteraka avokoa Ny fananana an-dravola Tsy ho entinao idola Raha tsisy ny fanahy Mety ho sola Fa raha tsisy fahoriana Ny taranaka any afara Izay mamy avelanao Dia ho voarakitra ho tantara Tsy hanenenao ny soa Ny tontolo iainanao Ka hatsarao re izay ratsy fanao Teny mba atsipy ny ahy Zany o! Ho an'ny daholobe Tsy iray ihany eh! Ka raiso re raha toa ka Mba sitrakao Samy ahatsapa tena Ho olom-baovao Ref: Ho entinao ho aiza ny harena?! Sanatria tsy hitoetra hanaraka anao eh! Raha lasa ary ianao ka tsy hiverina intsony Tsy ho voavidinao koa raha ny ao ambony.
@miarhadinives6783
@miarhadinives6783 8 лет назад
tsar b le arrangment! mankasitrak eh...
@mbolarandriamanana9920
@mbolarandriamanana9920 7 лет назад
Tsara sady mananatra mafinartr eh zay n mahafehy azy :-)
@itokianamaharo1159
@itokianamaharo1159 2 года назад
Tsara loatra
@fabienrandrianarijaona5662
@fabienrandrianarijaona5662 4 года назад
kanto tokoa ny hira, tena fananarana ho an'ny rehetra @ fitiavan-karena be lotra io, tsy hitondra ho aiza anefa ireo... misaotra fa tsara be eee...
@mioramampiononaramarosandr6280
tena tsara be mihitsy :D mankasitraka bdb f sady tsara n hira no mifono anatra maro :) (y)
@mialisoa8659
@mialisoa8659 5 лет назад
Tiko bé, mampahery, misaotra e!!!
@francineramiliarison8030
@francineramiliarison8030 5 лет назад
Matsiro be le hira 👍
@edenaandreas150
@edenaandreas150 5 лет назад
Tena tsara loatra Izy mianaka a Tahian'Andriamanitra
@tahinaralitera1702
@tahinaralitera1702 8 лет назад
tena tsara ty hira efa hatramin'izay mitsy, ary ny taniko sy ny hafa reny ngah aiza no mety ahitana azy, fa za tena mba mitady hiran'i solo andrianarijaona rehetra mitsy fa tiko daholo
@njararanaivosoa1060
@njararanaivosoa1060 Год назад
Très bon cover merci
@lemondedelebon5074
@lemondedelebon5074 9 лет назад
Felicitation !!! tena tsar ee !! Reo izi mianaka ;) Ni havana ts manadino ee ;):) tsara be fa toiz oo :)
@ainssteven793
@ainssteven793 8 лет назад
+Lebon Tiana coucouuuu merciiiii
@mioranirinaherindrainy9860
@mioranirinaherindrainy9860 5 лет назад
Tena marina loatra! Mankasitraka indrindra !!!
@MrLOVA22
@MrLOVA22 8 лет назад
Mizaotra betsaka nizara, zany ka tena mozika na @tonony na feo ! Mankasitraka
@andrearakoto9922
@andrearakoto9922 4 года назад
Tsara be ,fa otran hiran i Solo Andrianarijaona izy izay raha tsy diso aho
@soniahnatacharayon9786
@soniahnatacharayon9786 5 лет назад
Tena marina le hira ... Teny mba atsipy ny ahy ry Tantine ako isany , fa io harena hizestiavanareo sy hanambaninareo olona io mou mba hoentinareo aiza loatra e? Ny fiainana anie ka lakalaka e ...
@soloforanaivo1923
@soloforanaivo1923 6 лет назад
Tsara ilay izy, tsy dia ovaina tamin'ilay originale ka tena tiako. Fa mba sitrako koa raha mba zarainareo le version originale sy ilay clip-n'ity hira ity tamin'izany. Ahatsiarivako ny fahazazako!
@anitaraharimalala3439
@anitaraharimalala3439 5 лет назад
Tiko e...tsaraaaaa
@AETOS_TravailEnligne
@AETOS_TravailEnligne 6 часов назад
2024
@andrydawar521
@andrydawar521 9 лет назад
Mba mangataka ny toniny io hira zay manana o... tsara be le izy.. Merci d'avance :)
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 5 лет назад
Ndrii!! Tiko fona
@andoniainaherimanjaka8584
@andoniainaherimanjaka8584 8 лет назад
Milay e, mankasitraka (y)
@fitiavanarandrianasy7925
@fitiavanarandrianasy7925 4 года назад
tena tsara
@bidynante1793
@bidynante1793 8 лет назад
Marina zany. ho entina aiza marina ny harena? mankasitraka.
@rabekenny8116
@rabekenny8116 5 лет назад
Tena efahela no naniriko io ira io misaotra anle panoratra sy pihira
@mandrindraherivolanirinara1173
tena tsara be ity hira ity , tiko be mts na ny toun aza
@ostiereserveanosibe543
@ostiereserveanosibe543 5 лет назад
Mankasitraka fa tena tsara ilay hira
@user-po2ju8si7v
@user-po2ju8si7v 3 месяца назад
❤❤
@lazamaheryandriantahina4572
@lazamaheryandriantahina4572 6 лет назад
mlai ranga aaa
@carolinetolotra9636
@carolinetolotra9636 9 лет назад
milay e!mankasitraka o!(y)
@lovidafitahiana7074
@lovidafitahiana7074 5 лет назад
Misaotra nareo fa tsara le hira e!
@andoando6930
@andoando6930 8 лет назад
babon ilay hira ny fo tsy voavidinao vola marina ny any ambony
@mioranirinaherindrainy9860
@mioranirinaherindrainy9860 4 года назад
❤❤❤
@sarobidyniaina4361
@sarobidyniaina4361 5 лет назад
Tsara ity hira ity
@webmadatimes
@webmadatimes 9 лет назад
tena efa ela no nitadiavako an'ity hira ty ,merci ehhh,tena tsara ehh
@ainssteven793
@ainssteven793 9 лет назад
Maminiaina Rabarijaona mankasitraka e surasura
@herylova3587
@herylova3587 8 лет назад
Mlay e sur mintsy e afa ihany ny vazo gasy e !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
@malalacelestine7479
@malalacelestine7479 4 года назад
😍😍😍
@olgarakoto5728
@olgarakoto5728 9 месяцев назад
Tena marina, misaotra e
@rasendravokatrafetraharry2010
@rasendravokatrafetraharry2010 6 лет назад
mafinaritra be ahy le son a makasitraka o
@iscammde5666
@iscammde5666 9 лет назад
mlay lesy Aina ah!!ay v elah zanak artiste eh?hihi!
@loisandria8472
@loisandria8472 6 лет назад
Tsara loatra
@hajarasamoelina3566
@hajarasamoelina3566 4 года назад
2020💔
@bebyandrianaivosoa618
@bebyandrianaivosoa618 3 года назад
Ok
@conseiladoscarry44
@conseiladoscarry44 6 лет назад
Lehibe anaka ianao Rasolo
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
💖💖💖
@herinyainarandrianarijaona5779
tena mahfinartr b a
@malalamymadagascar9216
@malalamymadagascar9216 8 лет назад
tsara e!
@berthiotisalohiniaina2208
@berthiotisalohiniaina2208 7 лет назад
mba karaoke an io e................
@zohasinarasoa4574
@zohasinarasoa4574 7 лет назад
TOHIZO FA TENA TSARA BEU TSARA BEU LE HIRA
@jojojojo-gq5xe
@jojojojo-gq5xe 6 лет назад
zohasina rasohari'manga
@veroniqueraharimalala1686
@veroniqueraharimalala1686 5 лет назад
tsara!!!
@rakotomamonjyhajasoanilain7564
ten tsar be le hira ry reto fa merci bcp an, za efa ela mits no nitady azy ity fa zao vo ita, mankasitraka e
@ainssteven793
@ainssteven793 9 лет назад
Rakotomamonjy Hajasoanilaina okay okay mankasitrak e
@zandrykely7289
@zandrykely7289 9 лет назад
tsra le hira sad atsiarovana ny fahiny e.ra ts diso za mo de Rija Rasolondraibe sa iza no tena tompon'izay hira izay fa navaozin'izy mianaka.misaotra e
@ainssteven793
@ainssteven793 9 лет назад
Zandry Kely solo Andrianarijaona no tompony e mankasitraka e
@ainssteven793
@ainssteven793 8 лет назад
+Aina RANDRIANRIJAONA mankasitraka e
@nanjasariakanoellaandriana4180
@nanjasariakanoellaandriana4180 3 года назад
Ity no version cover anti hira ti tena tiko indrindra.Mrar soa oh d Msaotr betsaka.😘😘
@mickaelrandria9869
@mickaelrandria9869 8 лет назад
mifono hafatra le hira,mahafinaritra
@tahsilyvince6276
@tahsilyvince6276 8 лет назад
milay e!tsy misy diso n'a kely aza.
@jakyrobygerard2569
@jakyrobygerard2569 8 лет назад
milay be efa ela no nitadiavako anity hira ity misaotra anareo mianaka e!
@tojorajaonson3842
@tojorajaonson3842 6 лет назад
mankasitraka eee
@sahatsihoandriamarozo4646
@sahatsihoandriamarozo4646 9 лет назад
tsara lotra,mankasitraka bdb fa tena marina tokoa ze volaza retra,efa ela b zay no nitady ity hira ity,fa nivoka tato iany izy ny farany!Po-tsatroka e,ao tsra le feo!
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 8 лет назад
tsara be
@nirisoaralambomanana187
@nirisoaralambomanana187 3 года назад
Ooooo
@santatranirinarazanakolona1947
mankasitraka anareo mianaka (Y)
@ainssteven793
@ainssteven793 9 лет назад
Santatranirina Razanakolona sura sura (y)
@ainssteven793
@ainssteven793 8 лет назад
mrciiiiii :)
@alainericrakotomamonjy680
@alainericrakotomamonjy680 9 лет назад
milay e! efa ela mintsy no nitadiavako azy fa itako ihany no niafarany
@reaperal_harbi6866
@reaperal_harbi6866 4 года назад
Mankasitra e?
@MsAndriniaina
@MsAndriniaina 8 лет назад
Tena tsara e
@nasainaandy4124
@nasainaandy4124 9 лет назад
tena tsara loatra. hira efa haiko atramizay tsde nanaitra ana, fa sendra henoko tanaty bus ty de babo tanteraka e! milay b le feo anle rouge io, mandona be! sapô!!!!!!!
@ainssteven793
@ainssteven793 8 лет назад
+Nasaina Andy sur e sur facebook Ain's steven, (y)
@rasolonjatovositrakasetrat3804
milay ry zanaky DADA a!
@lanjaprudent4851
@lanjaprudent4851 3 года назад
misaotra leretsy a
@razlandy4049
@razlandy4049 3 года назад
Tiko be mts
@cintakmina4884
@cintakmina4884 7 лет назад
ndriiiiii
@user-nh7ts9zb4y
@user-nh7ts9zb4y Месяц назад
❤❤
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 8 лет назад
tsara be
Далее
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Просмотров 141 тыс.
TOKO TELO - tiako izy
4:39
Просмотров 94 тыс.
Рыбачка
00:14
Просмотров 12 тыс.
100 million nasib qilsin
00:18
Просмотров 514 тыс.
Tanalahy ny foko_Mahaleo
4:56
Просмотров 456 тыс.
Mankasitraka
5:03
Просмотров 10 тыс.
Ho avy ny maraina
4:33
Просмотров 3,8 тыс.
kamary raiki pitia
4:49
Просмотров 526 тыс.
Harena sy fananako
6:10
Просмотров 105 тыс.
Eo anilanao "Princio &Vanintsoa"
6:20
Просмотров 114 тыс.
Raditra
4:29
Просмотров 24 тыс.
TELOFANGADY mba Farafaharatsiny
4:13
Просмотров 142 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 418 тыс.