Тёмный

Les "Adeline" - Resinao 

Ando Rak
Подписаться 12 тыс.
Просмотров 404 тыс.
50% 1

hira evangelique gasy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

6 авг 2008

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 81   
@Fina.niaina
@Fina.niaina 5 лет назад
Ianao mahita Ianao no mahalala izay miafina am-poko ao e Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao Ny ataoko rehetra na hampierena tsy miafina aminao e Izany indrindra no anamafisako etoana ’Zao teny izao eee Ny lalana diaviko Na mafy na mora ny manjo Notaominao aho ee Hanaraka anao aho Jeso Fa n’aiza misy ahy Izaho tsy hiala Aminao Samborinao aho e Ka indro fa resinao aho a E resinao aho e 4 fois Ianao mahita , Ianao mahalala Izay fievitreveran’ ahy e Izaho mino, izaho matoky Izay rehetra voalahatrao Ny fahendrena ny fahatsarana rehetra dia Aminao Izany indrindra no anamafisako etoana izao teny izao.
@malalyrics9601
@malalyrics9601 3 года назад
Ça me fait penser à mon enfance cette chanson Le seul groupe évangélique que j'admire bcp Gloire à dieu 💘
@samonmofo7632
@samonmofo7632 5 лет назад
Amen ey RESINAO AHO IANAO MAHITA NA AIZA NO MISY AHY AMEN 💖💖👏👏 HANARAKANAO AHO NA AIZA NA AIZA NO MISY ANAO
@jean-marcbaudiquey5331
@jean-marcbaudiquey5331 2 года назад
Ah j'adore, merci les enfants d'Adeline,restez dignes et fidèles, avec notre SEIGNEUR JÉSUS. BIZ. Dor.. VIVE L évangélisation ...
@jeanpascal7090
@jeanpascal7090 3 года назад
12ans plus tard😁😁 Qui sont encore là???
@vatosoaonjaniainafitahiana4942
Tsara loatra e,ie ry laye ie ie ry laye,e resinao aho eee:Amen
@celymahmarieandrianirina6274
@celymahmarieandrianirina6274 5 лет назад
NY LALANA DOAVIKO TOMPO DIA TSY MIAFINA AMINAO FA INTIA AHO TANTANO HOE EO ANILANAO MANDRAKARIVA 🙏️
@indiaa8555
@indiaa8555 7 лет назад
Izaho Mino izaho mahatoky izay rehetra voalahatrao..
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Manan-kery tokoa n'y Tompo Jeso. :-)
@Tiana2493
@Tiana2493 6 лет назад
Ka na Aiza misy ahy ,izaho tsy hiala Aminao.....
@arisoatiandreny1524
@arisoatiandreny1524 7 лет назад
Nosamborinao aho eee ka indro fa resinao aho aaa
@fabriceroyalstevie3279
@fabriceroyalstevie3279 5 лет назад
Misaotra e e ! Ndry ry Bâtisse tsyho faty amponay ny kantonao , toa nody iany Nefa izao matoky izay voalahatry ny Ray NY lalana diaviko Na mafy na mora ny manko Zao tsy hiala aminao
@andriamisainaraissa7377
@andriamisainaraissa7377 4 года назад
Tsara ny tompo Amen 🙏
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 6 лет назад
Fa na aiza misy ahy, zaho tsy hiala Aminao
@andohariseheno6528
@andohariseheno6528 8 лет назад
ny lalana diaviko na mafy na mora ny manjo, notaominao aho e, ka hanaraka anao Jesoa....
@YNENALAK
@YNENALAK 11 лет назад
mafana fo ny zanak'i Jehovah.
@auziaauzia17
@auziaauzia17 5 лет назад
Amen be zany , tiako be lay hira
@rivahrakotonirina429
@rivahrakotonirina429 3 года назад
Mankasitra anao oh 2021 mbola ankafizinay foana
@nosy3734
@nosy3734 12 лет назад
tena sady mahay mihira no mahay mandihy beee daholo! mahafinaritra ery, sady tafavoaka tsara ny hafatra entin' ilay hira. eh eh, GASIKARA MALALA!!!!!!!!
@tahinarivonjanahary7466
@tahinarivonjanahary7466 8 лет назад
Resinao tanteraka aho Jesosy. Amen!
@frasciaramanambintana406
@frasciaramanambintana406 11 лет назад
Tiko be le hira misotreeee
@andohariseheno6528
@andohariseheno6528 7 лет назад
Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao!
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 7 лет назад
Je suis d'accord avec vous.
@user-ve1lv1zh8i
@user-ve1lv1zh8i 7 лет назад
Izaho mino ,izaho matoky izay rehetra volahatrao !!!!!!!!!
@brigittamazavatina8077
@brigittamazavatina8077 3 года назад
Tena mbola mijery any hira ty ah en 2020
@pascalrandriatsarafara7298
@pascalrandriatsarafara7298 3 года назад
2020 ?? Celymah mbol miheno v?
@aimeedevoisinsd8624
@aimeedevoisinsd8624 10 лет назад
milay ee, tsara be
@AhmadAhmad-pi2rt
@AhmadAhmad-pi2rt 3 года назад
Amen 🙏 🙏 🙏 🙏
@nadiarasoavina1979
@nadiarasoavina1979 8 лет назад
tikobe dhlNyhiranareo,mankasitrakeeeeee!!!!
@Rodiarythmetik
@Rodiarythmetik 11 лет назад
Misy pihira vaovao natoko ao anatin'i chaînako tsara be jerevo nareo aniheee.
@elodietantely
@elodietantely 2 месяца назад
Mai 2024 🙏
@974herilala
@974herilala 10 лет назад
Tsara be ,de mizaotra ny mpizara ny kanto
@sopolnakharungsu1836
@sopolnakharungsu1836 7 лет назад
Tsy miafin @nao ny fiainak ka ampio aho ray ô! ary mamela ny helokay
@sinadjassiaharivony4049
@sinadjassiaharivony4049 4 года назад
❤❤❤
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 7 лет назад
Resinao koa aho ry Tompo. Misaotra anao
@sumanrai2798
@sumanrai2798 7 лет назад
misaotra @lay hira fa mampahery aty antany lavitra no andrenesako azy de mampitomany ratoa mandinika zao fienana antrehitriny de mahereza @finoana nao aza miala @jesosy 23/12/2016
@laureatrazafison4796
@laureatrazafison4796 5 лет назад
Amen
@lamlforu5925
@lamlforu5925 11 лет назад
Tsara be, tiko lotra
@sumanrai2798
@sumanrai2798 7 лет назад
ekeko fa ianao malala ato anatiko jesosy vavitiana nadia
@lalaovatosoarandrianasolo6197
@lalaovatosoarandrianasolo6197 8 лет назад
am-po erantsaina fisaoran
@marrymarsedez4848
@marrymarsedez4848 6 лет назад
Merci
@sidoniejuster6270
@sidoniejuster6270 7 лет назад
Mankasitra anareo e, d misaotra pandefa koa
@faswell3254
@faswell3254 6 лет назад
Sidonie Juster hanaraka ano zh jesosy na Eza tany misy ahy
@fggghbb7660
@fggghbb7660 8 лет назад
Mankasitraka e!
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
Amen!!!
@setaranrianantenaina5881
@setaranrianantenaina5881 11 лет назад
Soa be ny hira fa misaotra anareo, Mahatsiaro an'iAdeline isaky ny mahita anareo
@stelass5053
@stelass5053 4 года назад
Amen ❤❤
@miranasoanoro3925
@miranasoanoro3925 9 лет назад
Mankasitrak indrindra ô
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 7 лет назад
Je suis d'accord avec vous.
@974herilala
@974herilala 14 лет назад
Misaotra ny mpndefa nizara ny kanto
@jostineant8428
@jostineant8428 6 лет назад
J adore
@hermannemahefa1749
@hermannemahefa1749 7 лет назад
iaho koa ankiniko am jesoa NY momba any sy NY ankohonako .
@marieoriaoria4471
@marieoriaoria4471 3 года назад
🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽
@amilioomarnuell0214
@amilioomarnuell0214 8 лет назад
Resinao tanteraka aho Jesosy.
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 7 лет назад
Je suis d'accord avec vous.
@Sporag
@Sporag 14 лет назад
tiako be daholo ny hiranareo rehetra, mirary soa ho an'ny tarika LES ADELINES
@kuwaitmercifamampaheryahow1037
garops Tena marina ity hira satria izy nafantatra izay miafina ao ampo
@dianerasoloharison8798
@dianerasoloharison8798 6 лет назад
👍❤
@charlinebenjamin3561
@charlinebenjamin3561 6 лет назад
hianao mahalala ahy tompo
@mariemarie2464
@mariemarie2464 9 лет назад
Mafinaritra br
@123212azerty
@123212azerty 11 лет назад
merci a vous Les Adeline
@sweetychopra7373
@sweetychopra7373 6 лет назад
Amen jtm
@Fiderana23
@Fiderana23 9 лет назад
Mendrika sady Tsara
@auziaauzia17
@auziaauzia17 5 лет назад
Resinao aho JESOSY ô
@BIGGESTCLOD
@BIGGESTCLOD 8 лет назад
zaha de makafy any adelina resinao
@tsiresyandriamandresy8152
@tsiresyandriamandresy8152 5 лет назад
Mafinrtr be
@mbotizandryelissah8769
@mbotizandryelissah8769 6 лет назад
Anao mahita ao ampoko
@marle09ola43
@marle09ola43 4 года назад
Deraina Jesosy
@lalamaryse5536
@lalamaryse5536 4 года назад
Resinao aho Tompo
@annickranaivosoa2353
@annickranaivosoa2353 11 лет назад
marina fa resinao aho jeso raha tsy ianao dia tsy toy izaho aho misaotra les" adelina"
@clararj7950
@clararj7950 7 лет назад
annick ranaivosoa m
@fransy3491
@fransy3491 6 лет назад
Yndro fa résine aho
@manuellanomenjanahary5542
@manuellanomenjanahary5542 6 лет назад
Resy nao aho jesosy merci ssmbatra famanana anao eo fiainako
@fenosoaraharijaona7202
@fenosoaraharijaona7202 5 лет назад
Tsara
@AliMOHAMED-lz8ki
@AliMOHAMED-lz8ki 8 лет назад
Zany mihitsy jesosy malala
@marieflorencerazanadraibe9183
@marieflorencerazanadraibe9183 6 лет назад
MAFINARITRA LOATRA TIAKO B
@chantalelalasou8273
@chantalelalasou8273 7 лет назад
za ko maiky ani JESOSY
@tojonirinacelestine7944
@tojonirinacelestine7944 6 лет назад
Salut tsara io hira io
@chaynahriaux522
@chaynahriaux522 7 лет назад
Marina zany
@augustinejeanneabdoul1277
@augustinejeanneabdoul1277 6 лет назад
Iza no mbola mankafy amizao ora sy fotona zao 11 h 25mn 06 nov 2017
@floretteminosoa2297
@floretteminosoa2297 5 лет назад
De mitovy feo amindreniny
Далее
HISY RAHA HISEHO   LES  ADELINE
4:48
Просмотров 149 тыс.
Izay ela izay
4:20
Просмотров 79 тыс.
Maybe a little TOO much gel 😂
00:12
Просмотров 11 млн
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 219 тыс.
Lola - Mpamindra fo Izy
4:36
Просмотров 806 тыс.
L'Alfa et l'Omega - Les Adeline - a Music video.mp4
5:44
LES ADELINE /// TE HIANTSO MAFY AHO [ REGGAE ] GASY
4:50
A&M Amorony fo madio-NY MPITORY.wmv
5:18
Просмотров 1 млн
NY MINO Groupe Ny mino
4:20
Просмотров 202 тыс.
Inona no antenaina
6:21
Просмотров 53 тыс.
EFA NASANDRATRA IZY  - MEDLEY ( RIJA RASOLONDRAIBE )
7:59
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 4 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 130 тыс.
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 23 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн