Тёмный

NY MINO Groupe Ny mino 

rakoto jacques
Подписаться 366
Просмотров 203 тыс.
50% 1

Ny zavatra rehetra dia hain'ny Mino ( Marka 9:23)
Ny Mino an'i Jesoa tsy mba manahy.Mandroso ,mandroso .

Видеоклипы

Опубликовано:

 

4 мар 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 31   
@zandriniparani
@zandriniparani 16 дней назад
@miavontsoanantenaina3806
@miavontsoanantenaina3806 3 года назад
Na dia mamaky lohasaha mangina aza aho Ny mino an'i Jeso tsy mba manahy Mandroso, mandroso Ny mino an'i Jeso tsy mba manahy Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia Ny fiainako milamina ery Mandresy aho, mandresy aho Ny fiainako milamina ery Ref: Ry mino an'i Jesoa Kristy o matokia Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Aza adino o ry mino Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Na tandindomin-doza be aza aho ety Satria mandrahona ny tsunami Mahatoky aho, mahatoky aho fa manana an'i Tompo Jeso tia Fa izy no efa lasa nialoha lalana ahy Hanamboatra fitoerana ho ahy Trano soa, trano soa Toerana hitonian'ny fanahy Ref: Ry mino an'i Jesoa Kristy o matokia Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Aza adino o ry mino Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo tononkira.serasera.org/hira/laurent-rakotomamonjy/ny-mino Tsiky dia ampy
@fevrika1005
@fevrika1005 2 года назад
Amen 🙏 mankasitraka indrindra voninahitra ho Andriamanitra irery ihany
@herizoranaivoson9684
@herizoranaivoson9684 2 года назад
❤❤❤❤❤❤❤ 2021
@norbertrakotondrasoa9322
@norbertrakotondrasoa9322 7 лет назад
Mankasitraka indrindra fa tena mam,pahery ny tononkir,eh.de mirary soa eh merci!!
@raftsiory7587
@raftsiory7587 Год назад
❤️❤️❤️
@mialyfaniriantsoa8505
@mialyfaniriantsoa8505 Год назад
❤❤❤❤
@JesyHarilalaRAKOTONDRAVONY
@JesyHarilalaRAKOTONDRAVONY Месяц назад
Tena tsara
@elidabeatrice3986
@elidabeatrice3986 4 года назад
Tena tiako be❤
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 5 лет назад
Mankasitraka ô!
@tiavinaandria8677
@tiavinaandria8677 7 лет назад
mankasitraka ee 😊😊😊
@olirandriamanantsoa9257
@olirandriamanantsoa9257 4 года назад
tsara ny hira merci o
@stephanmlayeherilala6598
@stephanmlayeherilala6598 4 года назад
Misaotra indrindra e🙏🙏
@hajaniaina3086
@hajaniaina3086 4 года назад
tsara be fôna! msaotra e
@benjarandrianary8467
@benjarandrianary8467 4 года назад
Misaotra ny Tompo e dia misaotra anao
@eloijeanchristian7233
@eloijeanchristian7233 4 года назад
tena tsara
@olirandriamanantsoa1072
@olirandriamanantsoa1072 3 года назад
Mankasitraka indrindra
@NMINO22
@NMINO22 7 лет назад
Misaotra ny Tompo dia misaotra mankahery .Tahian'Andriamanitra
@mioraanja7717
@mioraanja7717 6 лет назад
tena miaky ah fa tena tsara loatra ilay hira ,tena tiako be eeee!!! voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
@francoisraharivohitra8157
@francoisraharivohitra8157 2 года назад
Mahafinaritra e
@haingorakotondramanana6712
@haingorakotondramanana6712 5 лет назад
Tena tiako sy mampahery ahy ity hira ity,misaotra anareo
@josephrafalimanana6766
@josephrafalimanana6766 Год назад
TSY I HASINAH NY TARIKA NY AINGA VE IO? TSARA NY TOMPO E
@elianierazafitsiarona2103
@elianierazafitsiarona2103 6 лет назад
Tsara be
@angelinerasoamananoro4039
@angelinerasoamananoro4039 4 года назад
Tsar b le hir n groupe mino toiz fa tsar ny midera ny tompo,
@NMINO22
@NMINO22 3 года назад
@@angelinerasoamananoro4039 Misaotra ny Tompo dia misaotra anao
@user-qu9zi9bd6c
@user-qu9zi9bd6c Год назад
tsy azoko mihintsy ny aiko ra tsy mihainoan'ity isaky nymaraina
@NMINO22
@NMINO22 Год назад
Homba anao ny Tompo e
@user-qu9zi9bd6c
@user-qu9zi9bd6c Год назад
Homba atsika rehetra e
@niainalantosoarazafimahery1393
@niainalantosoarazafimahery1393 3 года назад
Tena mahafinaritra be ry Benja a tohizo e
@NMINO22
@NMINO22 3 года назад
Misaotra ny Tompo e
@sylviarakotovao5937
@sylviarakotovao5937 Год назад
Na dia mamaky lohasaha mangina aza aho Ny mino an'i Jeso tsy mba manahy Mandroso, mandroso Ny mino an'i Jeso tsy mba manahy Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia Ny fiainako milamina ery Mandresy aho, mandresy aho Ny fiainako milamina ery Ref: Ry mino an'i Jesoa Kristy o matokia Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Aza adino o ry mino Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Na tandindomin-doza be aza aho ety Satria mandrahona ny tsunami Mahatoky aho, mahatoky aho fa manana an'i Tompo Jeso tia Fa izy no efa lasa nialoha lalana ahy Hanamboatra fitoerana ho ahy Trano soa, trano soa Toerana hitonian'ny fanahy Ref: Ry mino an'i Jesoa Kristy o matokia Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo Aza adino o ry mino Jeso no andry rahona ny atoandro Andry afonao rehefa maty masoandro Ny antontan'onja mampitsangambolo Arindrany alaminy daholo 🙏🙏🙏🙏
Далее
Ny Onja - Izay mino sy matoky
5:21
Просмотров 130 тыс.
Tsy resy tsy miady:  de Anicet
5:35
Просмотров 270 тыс.
Antsoy Jesosy_ Ny Koraita
6:34
Просмотров 3,8 млн
NY AVO "VITA SEDRA"
4:16
Просмотров 1,5 млн
Jaja   Jesosy ihany , Jesosy hatrany
4:48
Просмотров 314 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
A&M Amorony fo madio-NY MPITORY.wmv
5:18
Просмотров 1 млн
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,1 млн
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 383 тыс.
Ny Avo "HO AIZA"
4:27
Просмотров 786 тыс.
Jehovah Ray -  Jaws Band
6:02
Просмотров 498 тыс.
Ampianaro aho - GMMC
5:33
Просмотров 1,2 млн
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 95 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 57 млн
I Like It
2:29
Просмотров 2,6 млн
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 206 тыс.
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 24 млн