Тёмный

Mahereza - ZANDRY GASY 

Mbola Talenta
Подписаться 2,9 тыс.
Просмотров 946 тыс.
50% 1

"Mahereza"
TARIKA ZANDRY GASY
A/C : Rakotondraibe Bernard - Naivoarivelo Rakotondratsimba
mi'Ritsoka Production 2017

Опубликовано:

 

1 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 130   
@harveyrandrianirina6680
@harveyrandrianirina6680 Год назад
Noho ny ady ve dia hamoy fo ianao Mikiriza sombinaina fa fombantany izao Dia ny ady ve izay tsy maintsy atao Dia ny ady ve no hampilofika anao Fa any andro, any volana, Iza moa no mety hahalala. Tsy hisy intsony angamba ny olana. Koa mahereza re ry malala. Noho ny fahoriana ve izay tsy azo hidifiana Aza kivy mitrakà fa ny eto fivahiniana Dia ny ady ve izay tsy maintsy atao Dia ny ady ve no hampilofika anao Fa any andro, any volana, Iza moa no mety hahalala. Tsy hisy intsony angamba ny olana. Koa mahereza re ry malala. Noho ny tanintsika ve sa noho ny adin-tsaina No mampisento anao, mitsangana sombinaina Dia ny ady ve izay tsy maintsy atao Dia ny ady ve no hampilofika anao Fa any andro, any volana, Iza moa no mety hahalala. Tsy hisy intsony angamba ny olana. Koa mahereza re ry malala. N'inon'inona hitranga aza mba misalasala Jereo ny lalan-kombana, mahereza ry malala Dia ny ady ve izay tsy maintsy atao Dia ny ady ve no hampilofika anao Fa any andro, any volana, Iza moa no mety hahalala. Tsy hisy intsony angamba ny olana. Koa mahereza re ry malala. Koa mahereza re ry malala. Koa mahereza re ry malala.
@Rasandratana
@Rasandratana 5 лет назад
Tena tsy Fafah latsaka fahefany ilay feon'ilay lead vocal fa tena Fafah mahery fahefany hahaha ! Milay be zalahy ilay revy fa tohizo !
@georginafleuricerazanamavo5744
@georginafleuricerazanamavo5744 4 года назад
za ko ar everko fa fafah ne no mihira anzat
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
Ony no anaran Ilay mitovy feo @tpkh fafah😪
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mahereza ré. Mitsangana. Tsy hatao hampilofika n'y adim-piainana. Tsara n'y tonon-kira. Misaotra betsaka :-)
@FalyLife
@FalyLife 4 года назад
Variana aho mihaino ilay hira,tena otrany hoe zandriny ry Mahaleo,tsara be👍👍👍👍👍
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 4 года назад
Hafa ihany ny kanto gasy ❤❤ ndriiii me manque Madagascar 😢😢 ,mankasitraka indrindra tena tsara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬✌✌✌
@soultylive
@soultylive 2 года назад
Harmonisation, double stop, Open C (je crois)...Toute la belle facette unique du Ba Gasy que vous portez bien haut. Bravo!
@sahondratarasconi6184
@sahondratarasconi6184 5 лет назад
Mon beau pays me manque. Mais il faut que je sois forte comme elle disait courage mais un jours.... 😍 Tsy maintsy ho Tonga aho mahereza😍
@leahanta3471
@leahanta3471 5 лет назад
Merci beaucoup de avoir dit sa 😹😹 c est .Vrai
@barintsoatahianarandrianas8220
mahatsiaro ny RNM fahiny rehefa i RANDRIAMANANA no manolotra ny fandaharana
@stellarazafisoa6361
@stellarazafisoa6361 2 года назад
Mandainga kosa izay tsy manembona mihaino an'ity hita ity. Any ianao izay ry gasikarako.
@FalyLife
@FalyLife 5 лет назад
Mankasitraka fa tena tsara feo no tsara be ny tononkira👍👍👍👍👍
@francoisramaroson9331
@francoisramaroson9331 4 года назад
Tena manja be mihitsy izany raha hira sy mozika!! Ny feo tena manga tokoa. Ba gasy tsara mihitsy. Ny gitara dia tena feon-gitara gasy mihitsy. Raha tsy mahadiso ny manontany: Moa ve Do, sol re, sol, si, mi (avy any ambany) ny gitara ampiasainareo? Ohatra ilay misy capo? Misaotra betsaka Tompoko fa tena mahafinaritra e.
@ravotianarakotondrasoa
@ravotianarakotondrasoa 6 месяцев назад
2024 mbola mankafy foana an, tsara ny tononkira
@niainaravelonjatovo2186
@niainaravelonjatovo2186 6 лет назад
Tsara be ilay hira ry zareo a tiako be mihitsy tohizo hatrany fa mahafinaritra
@narindraavotra100
@narindraavotra100 4 года назад
tiko tiko tena tiko
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 4 года назад
Tena tiako be no mampahatsiahy a FAFAH tokoa ilay feo no mahahontsa ilay tonon-kira misaotra betsaka!
@nirinafanomezantsoa7347
@nirinafanomezantsoa7347 2 года назад
Cette chanson me touche au plus profond de moi Mandona ahy hatrany anatiko lalina any ity hita ity 🥲
@madarazaf6875
@madarazaf6875 Год назад
Merci Zandry Gasy. 👍🏼👏🏽 Tena afaka misolo an’i Fafah MAhaleo ilay 1ère voix io an! Atsipy ihany ny hevitra é. Si vous m’entendez Dama et Bekoto !
@famohorh17
@famohorh17 3 года назад
Fa iza amin'ireo ilay mitovy feo @ Fafah?mahafinaritra
@ravakastella1264
@ravakastella1264 3 года назад
io fotsy kely io, 'lay faharoa avy any an-kavanana
@ngahtovo404
@ngahtovo404 4 года назад
mampahery be ilay hira ................................
@irinnaandrianarijaona8013
@irinnaandrianarijaona8013 7 месяцев назад
VICTOIRE. RASOAMANARIVO. MISAOTRA. OH
@heryghr524
@heryghr524 2 года назад
Misaotra fa tena mankahery ilay hira e Dia ny ady ve no ampilofika anao fa any andro any volana izy no mety halala tsy misy intsony angamba ny olana O Mahereza re .....💯
@miorarazanamanana392
@miorarazanamanana392 4 года назад
tiko be tsara tsisy hambara fa mampatsiahy an i tpkl fafa
@andryandry6703
@andryandry6703 4 года назад
fa nakaiza nareo no tsy hita tsuny e!way nef tena nanka fy ah!
@talavasuzanne4198
@talavasuzanne4198 2 года назад
tena tiako ilay hira misy anatra be dia be mankasitraka e
@ManambintsoaRATOVONIRINA
@ManambintsoaRATOVONIRINA Год назад
mampitraka tokoa eeee, mankasitraka ny mpamorona sy ianareo mpihira ary koa ianareo mpizara azy ato
@Grace73278
@Grace73278 4 года назад
Trop bien rien à dire❤
@rijaniainanoellarazafimand5114
@rijaniainanoellarazafimand5114 4 года назад
tsy misy tononkira ve azfd?
@benoitratolonjanahary2552
@benoitratolonjanahary2552 10 месяцев назад
tsara loatra ny tonikira, manome hery @zay rehetra hatao; grand merci
@gisellethibault8352
@gisellethibault8352 Год назад
❤❤❤❤❤❤❤
@maherizohermanrasamison2641
@maherizohermanrasamison2641 5 лет назад
mahay lisan n le tonony ar ten mandona mits
@rotilag3110
@rotilag3110 4 года назад
Satriko foana mihaino an ty hira ty, tiko loatra. Any Madagascar zay e
@bakolinirinafanjahortensia8054
❤❤❤❤❤❤
@xabin5268
@xabin5268 4 года назад
mangoritsina daholo ny vantana mihaona le feo nareo zalah, tena milay
@tire7826
@tire7826 5 лет назад
Hafa ihany ny gasy
@stephaneandriatsiresy524
@stephaneandriatsiresy524 6 лет назад
Tena mahery . na izah na ianareo ;) :)
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 3 года назад
Tsara ai dila tiako be zandry gasy !! mankasitraka feno zandriko aby homba anareo anie ny Tompo!
@lucierasoamanarivo1144
@lucierasoamanarivo1144 3 года назад
Latsaka ranomasoko maheno ity hira ty 😭😭😭😭💔💔
@mbu5371
@mbu5371 4 месяца назад
alatsao koa ny zvtr hafa d salam e 🎶🤣
@fanomaximilien1854
@fanomaximilien1854 4 года назад
Mlay e
@rafaaline5013
@rafaaline5013 10 месяцев назад
Dada a, any enao, jereo a Dada a
@rianariana7166
@rianariana7166 Год назад
Hafa ihany izany Ba Gasy vokatrin'ny tany izany
@mananjaramanohisoahieronym6827
@mananjaramanohisoahieronym6827 2 года назад
mankasitraka e, hafa iany ny kalon'ny fahiny
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 6 лет назад
Mampalahelo ny tonony.kanto ery .Mankasitraka e!!😢
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta 6 лет назад
Sahondra Rey-Vignau mankasitraka e
@dieudonneandriamalala9684
@dieudonneandriamalala9684 5 лет назад
eeee mafinaritra eeee tsara be
@soaeva9950
@soaeva9950 4 года назад
Mahatsoaro Ny any aminay
@pierrerandriamahazozara9270
@pierrerandriamahazozara9270 4 года назад
Mangoritsana hatrany anaty any 🇲🇬🇲🇬🇲🇬Mankasitraka e.❤❤❤❤
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 2 года назад
Izany ka tena gasy tompoko o, manimanina ny taniniko aho 😭
@juliobenjaminrazafimahefa2445
@juliobenjaminrazafimahefa2445 2 года назад
Misaotra betsaka tompoko oh. Kanto
@heriniainaratsirahonana7491
@heriniainaratsirahonana7491 6 лет назад
ehhhh! tsara izy zany zalah! mankasitraka be dia be, fa tena mampitraka le tonony e!
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta 6 лет назад
misaotra e
@eloirambeloson1056
@eloirambeloson1056 4 года назад
Tena mamy be e!
@tsuhary
@tsuhary 4 года назад
Misaotra betsaka amin'ity hira fampaherezana ity. Tsia, tsy ny ady no atao hampilofika!
@julesrakotomanana8037
@julesrakotomanana8037 5 лет назад
Misaotra indrindra anareo Zandry Gasy e ! Hafa ihany ny hira gasigasy e!
@lantoratsida9533
@lantoratsida9533 5 лет назад
Tsara zalahy a
@harishue
@harishue 4 года назад
Misaotra eh🙏🏼 💓. Tsara mintsy lay vazo 👍🏼💙
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Eka le Ry zandry Gasy o fa babbonareo tokoa ny ventsom-poko mahafinaritra re ry reto fa tohizo,mahereza hatrany koa e.... mankasitraka e ...mankankatelina koa e,,...je note 20/20 á 1♥♥%
@harinjakaandriantsilavo2935
@harinjakaandriantsilavo2935 3 года назад
Tohizo foana nama ah!mankasitraka feno
@madagameur
@madagameur Год назад
Tsara be, misaotra anareo
@harsoa2326
@harsoa2326 2 года назад
Mankafy foana i Petsana 🌸 e. Mankasitraka tompokô.💜🐦
@razafindrakotonekena3534
@razafindrakotonekena3534 4 года назад
Tiko be, 😍😍😍
@LALAINARA
@LALAINARA 3 года назад
Misaotra betsaka fa tsara e. Tsara feo be nareo
@rindraandriamavosoloarisoa4696
@rindraandriamavosoloarisoa4696 9 месяцев назад
Très belle paroles avec une belle mélodie, merci 🙏🏼 😊
@rakotoarinjatojean2739
@rakotoarinjatojean2739 4 года назад
Tsy maty Fafah,mankasitraka zandry gasy a tena tsara.
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 4 года назад
Ndry any enao ry taniko , Tena vofehiny okay feo, bravo 👏👏👏👏👏👏
@tsitolaramananjato827
@tsitolaramananjato827 3 года назад
Tsara loatra ilay kanto Malagasy. Mankasitraka
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 6 месяцев назад
❤❤❤❤🎉🎉🎉
@arimalalatntwtandrianony5999
Hafa ihany ❤❤❤
@flavientinasoa8266
@flavientinasoa8266 5 лет назад
tiko lotra ilay hira
@fenotianaandriamahenimanan3265
@fenotianaandriamahenimanan3265 3 года назад
Manaja sy mankasitraka :)
@randrianarisonhery1490
@randrianarisonhery1490 5 лет назад
tsar zandry gasy aaahh!! zany ka ten malagasy eeeh!!!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
TIAKO be. Mankasitraka 😘
@stevezouhrayan471
@stevezouhrayan471 4 года назад
milay ranga ilay talenta a
@StephanieRajaonson
@StephanieRajaonson 2 месяца назад
@NorotianaRosieMarieGeorgia
@NorotianaRosieMarieGeorgia 2 месяца назад
❤❤❤❤
@jacquesramanankandrasana8570
@jacquesramanankandrasana8570 5 лет назад
mipoa-tsatroka ry Zandry milay isany - misondrota hasina sy voninahitra hatrany -midera ny ezaka hatrany ihany koa
@tsilavinarazafindratsima5038
@tsilavinarazafindratsima5038 4 года назад
Tena tsara e,ho ela velona ny tarika
@hilarionhuguesjoelsonmamon8881
@hilarionhuguesjoelsonmamon8881 4 года назад
Mahafinaritra e!Mampahatsiarotsiaro ny taloha ery!!!!Merci Zandry Gasy
@MarieAngeline-yg7lq
@MarieAngeline-yg7lq 3 месяца назад
👍👋
@anjarasoaryan1544
@anjarasoaryan1544 6 лет назад
mankasitraka fa tsara be le hira
@liviahsendrison2575
@liviahsendrison2575 6 лет назад
bravo .......mahasolo tsara mahaleo , lolo , erick....etc
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta 6 лет назад
misaotra indrindra o
@lahammadra4464
@lahammadra4464 4 года назад
🍓🌹🌹
@laliesaule3218
@laliesaule3218 4 года назад
je like mille fois
@safidiniainamarinah1468
@safidiniainamarinah1468 6 лет назад
Tsara be le hira fa misaotra eeee
@rasoarimavofernande4232
@rasoarimavofernande4232 4 года назад
Tiako loatra
@arthurraliniaina8593
@arthurraliniaina8593 3 года назад
tena tsara toloa e mankasitraka eeeee!
@onjalalainaraharinaivosoa2859
@onjalalainaraharinaivosoa2859 6 лет назад
...tsara letsy a
@Mendrika
@Mendrika 5 лет назад
tsara e!
@sariakanathalie
@sariakanathalie 3 месяца назад
Lima
@gasy72
@gasy72 4 года назад
Any andro, any volana ....:(
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta Год назад
MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA O
@doutantl
@doutantl 6 лет назад
Tsara
@tantelytanjoniaina3740
@tantelytanjoniaina3740 5 лет назад
Tsara lotra le hira! mankasitraka anareo ee
@mbolatalenta5834
@mbolatalenta5834 5 лет назад
misaotra tompoko
@aliceravoahangy8008
@aliceravoahangy8008 3 года назад
Mankasitraka !
@famantanantsoaandryoelihar2380
Tsara zalahy a , je kiff
@lemaherylahbalita5239
@lemaherylahbalita5239 6 лет назад
Tohizo fa efa pro be l'isany
@mbolatalenta5834
@mbolatalenta5834 5 лет назад
misaotra indrindra o
@hyoobandrianomenjanahary583
@hyoobandrianomenjanahary583 6 лет назад
mankasitraka zala fa tena mivoka be ilay izy a!!tsara lotra
@lovaniainalova5365
@lovaniainalova5365 6 лет назад
hyoob ANDRIANOMENJANAHARY ok.
@marielaurencecorniquel9977
@marielaurencecorniquel9977 6 лет назад
Misaotra anareo ary tohizo hatrany
@lantoratsida9533
@lantoratsida9533 5 лет назад
kanto ry zalahy a
@lantoarisonramiaramanana2882
@lantoarisonramiaramanana2882 6 лет назад
tena tsara e, manaksitraka e
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 6 месяцев назад
Tokony manatevina Mahaleo zareo reto
@cintsoukaran5097
@cintsoukaran5097 5 лет назад
merci zala fa mlay a.
@ravinala958
@ravinala958 4 года назад
Mahafinaritra be nareo. 😍
@andrirako2622
@andrirako2622 6 лет назад
Mankasitraka zandry a !
@thiers526
@thiers526 5 лет назад
Un jour...🤔
@Ralitera3
@Ralitera3 6 лет назад
Mankasitraka tompoko!
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta 6 лет назад
Seheno Reilly misaotra betsaka o
Далее
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Просмотров 217 тыс.
ТАРАКАН
00:38
Просмотров 1,6 млн
Njakatiana sy Zandry Gasy "Tantano aho"
3:29
Просмотров 764 тыс.
ZOPANAGE - Namana
4:14
Просмотров 174 тыс.
Rakoto Frah - Rehefa maty aho
5:41
Просмотров 158 тыс.
Mahaleo- Hay hay
4:08
Просмотров 1,8 млн
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 575 тыс.
TSY MISY TOA ANAO / Mage 4
5:17
Просмотров 1,2 млн
Gasikara TELOFANGADY
4:29
Просмотров 234 тыс.
REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA
5:15
Просмотров 84 тыс.