Тёмный

Mbola ho tsaraina - Rija Rasolondraibe 

avobehotmail
Подписаться 1,1 тыс.
Просмотров 470 тыс.
50% 1

Clip de Rija Rasolondraibe
Mbola ho tsaraina

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 100   
@hariraharinosy1548
@hariraharinosy1548 2 года назад
Mpihatsaravelatsihy ianao Tompoko! Satria ny fitondrampanjakana no niantso sy niantoka anao dia tsy sahinao nihira an'ito? Feombahoaka FeonJanahary. Ianao koa mbola ho tsaraina fa voavidimbola
@christianranaivoson1789
@christianranaivoson1789 7 лет назад
Tsy maintsy hijoro eo anoloan'i Jesosy dhly ntsika rhtr any amparany any e
@lucienrabefola2934
@lucienrabefola2934 8 лет назад
Aza variana ianao ety amin'ity izao tontolo izao ity fa tsy hitondra anao any amin'ny fatsarana io fa any @ maizina hatrany
@ClaudineNOURLY
@ClaudineNOURLY 3 месяца назад
🙏🏼🙏🏼🙏🏼❤️
@rabemananjaryjacky5587
@rabemananjaryjacky5587 2 года назад
Eny letsy ry Rija soloniraibe ah. Ity hira ity noforin’ialahy tamin’ny 2008 , mba hanasoketana an’i Ravalomanana sy hanakorontanana saim-bahoaka i diabolisena an’i Ravalo. Azon’ialahy isany izay nilain’ialahy isany ary efa 13 taona izay ny akaman’ialahy no teo namarina an-kady ity firenena ity. Samy mbola ho tsaraina letsy isika ah.
@tsimbinara6893
@tsimbinara6893 2 года назад
samy hotsaraina daholo na iza na iza mitsy . Na ny teo aloha , na ny amin''izao
@soniaandria
@soniaandria 5 лет назад
Maheno ity tononkira ity aho dia sady hontsa no malahelo ny @ zava-mitranga eto Madagasikara @zao!!.. mila mandinin-tena isika fa tena manarona ny firerenena ny haizim-pito ankehitriny!!
@josephrafenomanantsoa1357
@josephrafenomanantsoa1357 2 года назад
Tsy natao ho antsika malagasy iany fa ho an olombelona rehetra mitsy io
@tokydaniel3
@tokydaniel3 3 месяца назад
efa 5 taona zay
@chantalsmith8969
@chantalsmith8969 8 лет назад
Mandiniha tena de mbola velona mb ts hanenina ,tsisy manana fahefana intsony rehefa tonga any ,Jesosy no tompony ny teny farany TENA TSARA LE HIRA ,MAHEFAHA BE @NY ASAN TOMPO
@lucienrabefola2934
@lucienrabefola2934 8 лет назад
Mialohan'ny hanao zavatra dia diniho ny mety ho fiantraikany na tsara na ratsy fa aza mety hoajambaina ianao mba ahafahanao mamantatra ny fiafaranao, dia maihaiza misafidy ny lalan-kombana, TIA ANAO JESOSY
@hantajoe2653
@hantajoe2653 6 лет назад
Ataoko fa samy ho tonga saina daolo izay rehetra mihaino ity hira ity. Misaotra anao nampafantatra ny zava-misy sy ny zavatra mbola hisy raha tonga ny fotoana ialany eto @ ity tany fandalovanao ity.
@suziemahonjo5048
@suziemahonjo5048 7 лет назад
Tsisy politika any na vola aman-karena. Diniho Tsara izany fa Tena fampitandremana goavana. Manaova ny Tsara mba Tsy hanenenana e ! Misaotra an"i Rija @izany hira izany fa misy lesona lehibe.
@shalomnissi6295
@shalomnissi6295 7 лет назад
hira ts afakambavako misotra indrindra ... ho an Dieu irery ny gloire
@FlorentBasque
@FlorentBasque Год назад
Tena marina n'y teny lazainao Tokony hiertretra isika izay mihaino hira Io mifohaza manaova n'y mety merci ho anao nanao n'y hira
@delbertaugustinrazafindria5454
Sambatra ny olona mbola mahatsapa ny maha lavorary an'Andriamanitra. Koa ianao izay efa manana azy ho mpiaro sy hitokiana dia mirosoa mba hihamasina hatrany. Sitrak'Andriamanitra ihany koa ny fitondràna vavaka ho an'ireo tsy mahalala Azy.
@nwogbomacanthony6252
@nwogbomacanthony6252 11 месяцев назад
Please can I get the link to download the audio format of this song and other of his songs
@nirinaandrianimanana8805
@nirinaandrianimanana8805 4 года назад
....Hitondra sy hanompo ianao no nantsoina nefa ianao indray ity no tompotompoina.... ....Amoron'ny lanitra anie ny ety an-tany, tsy hay hoe rahoviana ianao no mankany.... TENA MARINA ILAY HAFATRA ARA-PITORIANA ATO ANATIN'ITY HIRA ITY. MISAOTRA!!!!!
@tsirisoaherveratahiry8466
@tsirisoaherveratahiry8466 3 года назад
Tsara tena tsara fona ary mazoto mihaino
@miarozomi2554
@miarozomi2554 2 года назад
Miar
@hanitriniainarabe6477
@hanitriniainarabe6477 4 года назад
Aza varina fa saino hoe makaiza ny lalana hombako fa mbola ho tsaraina anie !
@verotuyau2177
@verotuyau2177 7 лет назад
Marina zany tsy misy tongalafatra fa izay maharitra atra@farany nous vonjena
@razafindrazananyvalisoajos8722
@razafindrazananyvalisoajos8722 10 лет назад
Marina izany Mbola ho tsraina
@mananarafaralahimazoto6630
@mananarafaralahimazoto6630 Год назад
Mafinaritra e
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
atsiarovako ny zanak i ny ravaviko ity hira ity tena niady mafy taminy fiainana izy ary voafitaka ny fitiavany mahereza retsy ry patricia
@samuelinerajamanzna3395
@samuelinerajamanzna3395 3 года назад
Zany mintsy Sady mapieritreritra tsara n'y tonokira merci rija tahin tompo🙏🙏
@juliejulie3506
@juliejulie3506 7 лет назад
Mandalo sy miserana ihany Izao rehetra izao fa ao @Jesosy no Tena Fiainana aza mirehareha ny fananana ety an.tany Fitsapana dhlo ireo
@rahelinirisoasuzanne5064
@rahelinirisoasuzanne5064 5 лет назад
Latsaka ny ranomasoko indrisy ry malagasy ny fiangonantsika anefa de tafiditry ny politika daholo
@fanomezanaanjaraclaudia714
@fanomezanaanjaraclaudia714 2 года назад
Manaly
@974herilala
@974herilala 14 лет назад
Kay! mama a! tena tiko beu,mamy mamy beu,tena tiko,izany ka tsiron-kanina,misaotra anao nizara ny kanto,tena @foko no ilazako izany misaotra an
@stema908
@stema908 3 года назад
en 2021 aty antany lavitra matsiarotsaro any gasikara sy andriamanitra
@nambininaandriamanantena343
@nambininaandriamanantena343 Месяц назад
ilay hira marina fa ianao mpihatsaravelatsihy
@kuku7342
@kuku7342 3 года назад
Décembre 2020 mbola mankafy fo zaho
@amilioomarnuell0214
@amilioomarnuell0214 8 лет назад
Tsy misy azo afenina tsisy politique na vola@karena. Fa mbola ho tsaraina
@meliahtsiravana8415
@meliahtsiravana8415 6 лет назад
Matahora an'i jehovah Andriamanitra isika e! Aza miala @ jesosy
@zerokiiryu7234
@zerokiiryu7234 12 лет назад
Aoka hibebaka mafy isika olombelona fa andriamanitra dia fitiavana ary mamindra fo .
@maximeeliaramahatohisoa788
@maximeeliaramahatohisoa788 11 лет назад
marina mintsy zany na izaho na ianao de mbola samy hotsaraina avokoa! fa tsy afa miala é, iala ho aiza moa.
@georgesmixmiharisoa5972
@georgesmixmiharisoa5972 5 лет назад
dera anie hoan 'Andriamanitra be fitiavana be famindram-po!misaotra fa tonga le hafatra
@tahinaranomenjanahary4400
@tahinaranomenjanahary4400 11 лет назад
mifalia ry zato vodia nymbola tanora nefa tsarovy fa mbola ho tsaraina ianao,
@justinianelly7326
@justinianelly7326 9 месяцев назад
❤🙏
@vololonjatovoyolanderazana7259
@vololonjatovoyolanderazana7259 2 года назад
namiolakolaka aiza ianao
@Maria-l2n9f
@Maria-l2n9f 10 месяцев назад
❤❤❤
@zoelinetsaranytomporazafi8240
@zoelinetsaranytomporazafi8240 11 месяцев назад
Makasitraka rija aaa ,isaorana mandrakariva Andriamanitra ,tafita nao ny hafatra ❤❤❤❤
@sabine753
@sabine753 Год назад
Misaotra mampatsiaro Zay Mbola matory
@leonierazafindratsima9121
@leonierazafindratsima9121 8 лет назад
Quelle belle chanson
@jedidiafrida8750
@jedidiafrida8750 11 лет назад
tena tsara ilay hira mankasitraka, henoy tsara ny tonikira dia saintsaino tsra fa tsy maintsy handalo fitsarana izaho sy anao any amparany any efa akaiky Jesosy,
@ginagina6415
@ginagina6415 6 лет назад
Belle parole je tire mon chapeau. Merci
@SanasoaSanasoa
@SanasoaSanasoa 9 месяцев назад
❤❤❤❤❤ ❤❤❤❤❤
@elieroblin7678
@elieroblin7678 Год назад
❤❤❤❤❤❤
@lydiahrazafy9545
@lydiahrazafy9545 2 года назад
Nahoana kay no tsy nohirainao ity ny lahady teo
@lalarasoariniaina3951
@lalarasoariniaina3951 3 года назад
Impossible de télé en
@SanasoaSanasoa
@SanasoaSanasoa 9 месяцев назад
Tena marina ay hotsaraina isika ty ❤❤❤❤❤
@julierivosoa5832
@julierivosoa5832 7 лет назад
Tsy Yoko n'y olombelona nous tompohina
@vonyhanitriniaina2256
@vonyhanitriniaina2256 9 лет назад
Ijoro eo anoloan’i Jesosy tokoa ndray andro any!
@lucienrabefola2934
@lucienrabefola2934 8 лет назад
MAMAFAZA VOA TSARA RAHA TE-HIJINJA FAHATSARANA IANAO
@jinrecover1913
@jinrecover1913 6 лет назад
Misaotra rija tsara be
@noelisonfanomezantsoa
@noelisonfanomezantsoa 2 месяца назад
Tantara malagasy rdb
@silvierazanandrasoa9993
@silvierazanandrasoa9993 7 лет назад
Marigny kosa izany teny izany
@tahinaranomenjanahary4400
@tahinaranomenjanahary4400 11 лет назад
jesosy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
@bondyalan5656
@bondyalan5656 4 года назад
Bravo Tena tsara tonony sy feo
@justineliban3217
@justineliban3217 8 лет назад
makasitraka.ny.hira..fiderana.ny.tenako
@eddybessa6523
@eddybessa6523 4 года назад
Ten tsara loatra
@wallahjefienfais1496
@wallahjefienfais1496 8 лет назад
elle fais pense trop a ma petit cousibe noela R.I.P jtm
@nomeinysoamariekekelyrovy3662
@nomeinysoamariekekelyrovy3662 7 лет назад
Tompoo! mamindra fo aminy fatsifantany akory zay tiany hatao.
@soamihajafinevanessa8662
@soamihajafinevanessa8662 6 лет назад
Misaotra fa mahantonga saina ity tena marina zany
@nirinaarivelo
@nirinaarivelo 9 лет назад
efa madio enao vo miakatra any an-danitra...
@vijoyanandajonah2987
@vijoyanandajonah2987 2 года назад
Parole profonde, soit béni mon frère
@MsRamyo
@MsRamyo 11 лет назад
TORITENY VELONA SY MARINA MANKASITRAKA TOMPOKO
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 4 месяца назад
AZY Tompo irery ihany ny fahefana 💯🙏 Mankasitraka tompoko mizara 😇
@brianrafanoharana5838
@brianrafanoharana5838 7 лет назад
mbola ho tsaraina daholy
@angelayarilanto3974
@angelayarilanto3974 8 лет назад
♡ tiko.. ho an'Andriamanitra ny dera
@tolotrarandriamanana8227
@tolotrarandriamanana8227 12 лет назад
Hira mendrika henoina isan'andro ity hira ity,mibebaha isika!
@hantarakotoarijaona9747
@hantarakotoarijaona9747 7 лет назад
tiako loatra!
@narissarakotozafy6213
@narissarakotozafy6213 7 лет назад
Tompo ô! vonjeo ny taninay . Amen!
@hanitraratonga2547
@hanitraratonga2547 Год назад
Ujhyhyhyyy7yf
@luce1169
@luce1169 13 лет назад
tena tsara , mankasitraka tanteraka
@ascfaascfa9309
@ascfaascfa9309 2 года назад
❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@cydorraveloson776
@cydorraveloson776 2 года назад
Merci Merci.... Merci
@MsMaria-t8p
@MsMaria-t8p 2 месяца назад
🙏🙏❤❤❤❤🙏🙏
@sinadjassiaharivony4049
@sinadjassiaharivony4049 3 месяца назад
2023 🥹❤️
@simeonrakotomamonjy8160
@simeonrakotomamonjy8160 Год назад
Merci bon Dieu
@xnndnddndhd4257
@xnndnddndhd4257 4 года назад
Marina zany ❤❤
@laetitiarasoanantenaina5483
@laetitiarasoanantenaina5483 3 месяца назад
2024 ❤😢🙏🙏mankasitra fona eh
@lucchanlahitsara7455
@lucchanlahitsara7455 3 месяца назад
Mankasitraka Anao Mr Rija Samia mandinitena.🙏
@sumanrai2798
@sumanrai2798 7 лет назад
marina bemitsy zany ranaday de hoy zae mazoto mivavaka ano misy fiana ampo 1:2mazotoa mamaky
@mariotodisoa5347
@mariotodisoa5347 7 лет назад
Suman Rai
@sumanrai2798
@sumanrai2798 7 лет назад
Mario Todisoa zah ane gasy ary mivavak adivantist ary mbal mijoro iany aho fa zah mipetra aty velany ranomasina aty MARIO TODISOA
@mimichrysota8052
@mimichrysota8052 5 лет назад
Tena marina ❤
@sijaceline
@sijaceline 12 лет назад
raha mba manan-tsofina mba mihenoa ary mieritrereta
@katrinarosa6471
@katrinarosa6471 3 года назад
2021 🙏🏽♥️🙏🏽
@jolahybe9659
@jolahybe9659 3 года назад
💖 merci ❤️🙏🙏
@GagnoHoba
@GagnoHoba 2 года назад
Fomba iray entintsika mihevitra fa toa antsika Andriamanitra. Andriamanitra izay tefentsika amin’ny fijerintsika olombelona. Fampianarana diso navelan’ny mpanjanaka izany mba hanamorana ny fisihifana ny harena mibosesika tety Afrika. Ary mbola ivavahantsika. Tsy toy izany ilay Andriamanitro.
@nancydomenichini6312
@nancydomenichini6312 10 лет назад
fananarana zay olona tsisy fiantrana
@mamyfranklin6811
@mamyfranklin6811 4 месяца назад
Amen 😍😍
@hellvinejeaclionesseviolin7631
@hellvinejeaclionesseviolin7631 3 месяца назад
Juin 2024
@rianaandriamandroso1359
@rianaandriamandroso1359 5 лет назад
V v v
Далее
Tselatra - Rainay ô
5:22
Просмотров 1,8 млн
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 451 тыс.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Просмотров 7 млн
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
Просмотров 3,8 млн
Melky - Antso
4:57
Просмотров 621 тыс.
Tsisy Karaha Anao   Joseph D'AF feat Titianah   YouTube
4:33
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Просмотров 2 млн
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 395 тыс.
Rija Rasolondraibe - Nalainao Avy lavitra loatra
5:27