Тёмный

Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy 

mozika
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 680 тыс.
50% 1

Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

21 окт 2006

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 63   
@NastyAngel
@NastyAngel Год назад
_Misaotra anao iazahay ry Ray, noho ny fitiavanao_ _Ny haizin kitroka misy ahy, indro fa nidiranao_ _Dia hazavana lehibe no, indro fa naposakao_ _Ka ravoravo ery ny fo, izay midera anao_ _Inona ary no, havaliko Anao_ _Noho ireo soa, efa narotsakao_ _Dia hazavana lehibe no, indro fa naposakao_ _Ka ravoravo ery ny fo, izay midera anao_ _Na dia tsy mendrika ry Ray, ireto te hidera Anao_ _Dia notoloranao tokoa ny, fanavotan - dehibe_ _Na dia mahantra aza re dia, novidian’ny zanakao_ _Tamin’ny ràny izay madio mba, isan’ny Anao_ _Inona ary no, havaliko Anao_ _Noho ireo soa, efa narotsakao_ _Dia hazavana lehibe no, indro fa naposakao_ _Ka ravoravo ery ny fo, izay midera anao_ _Dia menatra tokoa ry Ray, hifanatrika aminao_ _Ka rehefa nody ny zanakao dia, indro fa manantona_ _Nanery ahy izany foko, resin’ny Fitiavanao_ _Ilay fo maniry mafy Anao ka, indro hanjakao_ _Inona ary no, havaliko Anao_ _Noho ireo soa, efa narotsakao_ _Dia hazavana lehibe no, indro fa naposakao_ _Ka ravoravo ery ny fo, izay midera anao_
@razafindratsimanicolas292
@razafindratsimanicolas292 3 года назад
Mankasitraka anao Ndriana Ramamonjy fa ny hira noforoninao dia lasa hira fivavahana sy fisaorana ary fiderana ampiasain'ny Kristiana malagasy marobe, anisan'izany ny tenako sy ny fiangonana misy ahy. Mandria am-piadanana
@jaoherisoaandriamihajarivo9836
@jaoherisoaandriamihajarivo9836 10 лет назад
Andriamanitry ny Fahagagana, mitondra ny fiainantsika @ tsara lavitra mihoatra noho izay eritreretintsika! Ny feonkira mifanaraka tsara @ tononkira dia manampy be dia be @ Fisaorana sy Fiderana an'Andriamanitra Mpitantana hendry ny fiainan'ny Kristiana. Mankasitraka feno an'i Ndriana Ramamonjy . Enga anie ho lany solombavam-bahoaka mba hisy mpitondra tenin'i Kristy ao @ Antenimiera.
@user-bk2cc7jw8z
@user-bk2cc7jw8z 6 месяцев назад
Tiako tena tiako mahababo ny fo sy fanahy❤❤❤❤
@lalaochababy1759
@lalaochababy1759 2 года назад
Mamelombelona Fanahy vao maraina. Tompo o Ampio Aho Amin ity herinandro vaovao ity. Amen!
@royiavoniaina2498
@royiavoniaina2498 2 года назад
Misaotra anao izay fa no nomena Fitahiana sy Fihadana Amen
@cynthiaoriginal6913
@cynthiaoriginal6913 11 лет назад
Tsy noho ny fahamendrehako na ny tsy fahamendrahako no hanasoavanao ahy fa noho ny Aminao de Ianao Ihany! Mankasitraka Tompo o!Haleloia!Amen
@annechrisbaganian3317
@annechrisbaganian3317 5 лет назад
Tsy tapaka misaotra anao zahay Jesosy Christy nony fitiavanao anay 🙏🙏
@tokiniainarandrianasolo949
@tokiniainarandrianasolo949 5 лет назад
Tena hanisan'ny tsara ity hira ity misaotra an-Andriamanitra manokana ny tenako izay mankafy azy ary tsy hadino ihany koa ny Ray aman-drey Ndrina Ramamony izay namorona azy
@olirandriamanantsoa9257
@olirandriamanantsoa9257 5 лет назад
Tsara sady mahafinaritra ity hira fisaorana ny Tompo ity. Ahatsiarovako indrindra ny tamin'ny naha-mpikambana ahy tao amin'ny GBS, GBU, GBT 1989-1995.
@odile587
@odile587 6 лет назад
Misahotra anao aho jesosy aminy soa nomenao anay amen
@sylvoalias
@sylvoalias 5 лет назад
Aiza toko moa ry Tompo no ahavaliako ny soa rehetra izay nataonao tamiko,nesorinao ny ziogako,ka indro maivana aho,navelanao ny fahotako,Ny foko sy ny feoko no aoka kosa hidera sy halanalaza lava ny anaranao,mba ho mariky ny fisaorako anao.Anjakao ny foko Jehovah O,ary arovy amin'ny fakam-panahy aho Tompo O. Omeo hery kosa ireo manana ny talenta mba hidera ny anaranao amin'ny alalan'ny hira,hampiely ny herinao amin'ny alala'ny feo mba tsy ho kivy hikalo ary hitory ny teninao.
@Dolphsd
@Dolphsd 15 лет назад
NY toa izao no mahakasika sy manentana ny fanahin'ny Malagasy .... ka mahavelom-panantenana fa mety hisy ihany ny lalana ahafahana mifandray tanana sy mifamela ary mifanampy indray,. Tsy ny politika foana no voatery hibahana ny saina ary hanapotika ny fihavanantsika. Mirary soa ny rehetra.
@sidoniejuster6270
@sidoniejuster6270 7 лет назад
Misaotra betsaka anao tokoa izahay RAY o!
@ravelosoavoahanginirinavic5295
Misaotra Tompo deraina mandrakariva n'y anaranao .Amen
@mamyrazafymamy6524
@mamyrazafymamy6524 5 лет назад
RAVELOSOA Voahanginirina Victoria misaotra NY tompo @ tombonandro zay mbola omeny antsika
@harryrandria782
@harryrandria782 8 лет назад
misaotra ano erampo erantsaina amin'ny fo manontolo izahay ry Rainay any andanitra amin'ny anaran'ny Jesoa kristy zanakao amen
@franck17360
@franck17360 14 лет назад
misaotra anao tompo fa lehibe ny fitiavanao, misaotra anai noho reo fitahina sy fitiavana omanao anay isan andro,
@naominirina4853
@naominirina4853 9 лет назад
Misaotra anao izahay Andriamanitra ô!
@andryclaude7797
@andryclaude7797 3 года назад
Misaotra anao izahay ry Ndriana Ramamonjy noho ireo zava-kanto be dia be navelanao. Mandriam-piadanana.
@mmemahefasoa1594
@mmemahefasoa1594 9 лет назад
kopakopa-tanana ho an'ny Dorkasy Mandrosoa Ambohijatovo,dia mandrosoa hatrany tokoa moa zany
@kantosafidy6601
@kantosafidy6601 12 лет назад
Misaotra Jehovah o!!!!! resilahatra aho Amen!
@AnaJULIA-pe3wy
@AnaJULIA-pe3wy 7 лет назад
Amennn. tsara be fa mrc bcp
@zerfernandes
@zerfernandes 6 лет назад
Praise the Lord, sing a new song and his praise in the congregation of the saints (Ps.149)
@elodierafidinirina8377
@elodierafidinirina8377 3 года назад
U
@elodierafidinirina8377
@elodierafidinirina8377 3 года назад
U
@cchanelle
@cchanelle 17 лет назад
Gloire à Dieu...
@thomascook213n
@thomascook213n 8 лет назад
saotra sy dera ary laza!!!
@mendrikaarivelo8898
@mendrikaarivelo8898 2 дня назад
He azavana lehibe no naposakao
@fenosoa8546
@fenosoa8546 8 лет назад
misaotra anao tokoa izahay ry mpanjaka lehibe indrindra noho ny fitiavanao
@moniqueagstn4498
@moniqueagstn4498 6 лет назад
Misaotranao tokoa ry rayfa lehibe nyfitiavanao ahy
@franck17360
@franck17360 15 лет назад
misaitra Andriamanitra fa mpamaly vavaka ianao!!
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
Misaotra tompoko o ! Faly ny foko manana anao Jehovah o! Misaotra anao lalandava noho ireo soa maro efa narotsakao! Inona ary no havaliko anao !?... Misaotra betsaka o !
@sidoniejuster6270
@sidoniejuster6270 7 лет назад
mankasitra ny pandefa ny hira e,samy tahin Tompo aby e!
@ainafenoarisoa9737
@ainafenoarisoa9737 9 лет назад
misaotra anao zahay ry ray o!
@andohariseheno6528
@andohariseheno6528 8 лет назад
Tompo o, misaotra amin'ny zavatra rehetra
@lazafanomezana980
@lazafanomezana980 3 года назад
Misaotra anao Tompo fa mbola velon'aina izahay
@mioranirinanambinintsoa7851
@mioranirinanambinintsoa7851 4 года назад
qui écoute cette chanson en 2020?
@ranaivosonoliva2764
@ranaivosonoliva2764 10 лет назад
souvenir dorkasy farafangana
@naominirina5185
@naominirina5185 5 лет назад
Hiraiko mafy anio alakamisy masina ! Misaotra anao aho Tompo noho ny zava-drehetra
@germainerazaiarimanana9131
@germainerazaiarimanana9131 4 года назад
Mpandresy foana Mpandresy foana
@angelrasoa8778
@angelrasoa8778 7 лет назад
Amen be tsara ny TOMPO
@randrianoelchristal7639
@randrianoelchristal7639 4 года назад
inona tokoa re ry tompo no havaliko anao noho ireo soa izay nomenao anah
@tovonjaseds5448
@tovonjaseds5448 10 лет назад
voninahitra anie ho an' ANDRIAMANITRA IRERY
@harifetrafrandria8175
@harifetrafrandria8175 3 года назад
Mahaiza misaotra azy isan'andro
@lovasoarabemananjara5526
@lovasoarabemananjara5526 5 лет назад
tsisy tsara sy manome hafaliana tahaka ny midera an'Andriamanitra
@user-vv2sf4rg8x
@user-vv2sf4rg8x 3 года назад
Misaotra indrindra tompo ko 🙏🙏🙏
@user-um2mh3ku6d
@user-um2mh3ku6d 8 месяцев назад
Misaotra Jesosy
@HeryJose
@HeryJose 11 лет назад
Fahatsiarovana manokana ho an'ny 20 taona lasa
@lydierajaona424
@lydierajaona424 3 года назад
Jesosy irery anie no mialoha ny lalana izay diavintsika,
@augustineraharinoromonique703
@augustineraharinoromonique703 6 лет назад
misaotra anao ry tompo @soa zay nomenao anay
@mavow_
@mavow_ 4 года назад
Fanahiko dia any ianao Jesosy ô
@sarikadalleau661
@sarikadalleau661 5 лет назад
❤❤
@alinearisoa4931
@alinearisoa4931 10 лет назад
Tsara fa tohizo foana e!!
@isaiarandrianarimalala8529
@isaiarandrianarimalala8529 3 года назад
tiako be lay hira mamelombelona ny anaty fanahy
@lalainaramanoelina315
@lalainaramanoelina315 8 лет назад
Ray o! Inona no havaly Anao noho ireo soa efa narotsakao? Misaotra anao zahay. Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany!
@chavillevely700
@chavillevely700 7 лет назад
mankasitraka fa nahazo haim panahy
@bondyalan5656
@bondyalan5656 4 года назад
Merci
@aminasorea5961
@aminasorea5961 2 года назад
Mbola zaza zah ef naheno hiraty tiako atra tamizay atramizao tegna ravoravo ery ny foko mihaino azy
@tonygael4911
@tonygael4911 2 года назад
6
@sylvoalias
@sylvoalias 5 лет назад
Aiza toko moa ry Tompo no ahavaliako ny soa rehetra izay nataonao tamiko,nesorinao ny ziogako,ka indro maivana aho,navelanao ny fahotako,Ny foko sy ny feoko no aoka kosa hidera sy halanalaza lava ny anaranao,mba ho mariky ny fisaorako anao.Anjakao ny foko Jehovah O,ary arovy amin'ny fakam-panahy aho Tompo O. Omeo hery kosa ireo manana ny talenta mba hidera ny anaranao amin'ny alalan'ny hira,hampiely ny herinao amin'ny alala'ny feo mba tsy ho kivy hikalo ary hitory ny teninao.Ravelontsama
@sylvoalias
@sylvoalias 17 лет назад
Aiza toko moa ry Tompo no ahavaliako ny soa rehetra izay nataonao tamiko,nesorinao ny ziogako,ka indro maivana aho,navelanao ny fahotako,Ny foko sy ny feoko no aoka kosa hidera sy halanalaza lava ny anaranao,mba ho mariky ny fisaorako anao.Anjakao ny foko Jehovah O,ary arovy amin'ny fakam-panahy aho Tompo O. Omeo hery kosa ireo manana ny talenta mba hidera ny anaranao amin'ny alalan'ny hira,hampiely ny herinao amin'ny alala'ny feo mba tsy ho kivy hikalo ary hitory ny teninao.
@jimmathieu4099
@jimmathieu4099 5 месяцев назад
Misaotra azy mandrakariva ny @ fit Arian’ iny dia @ tsara ny fiarovan’i mandrakariva ny fiandanampo fandeferana famindrampo nomeny isan’andro
Далее
Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy
4:18
Просмотров 1,6 млн
Misaotra Jeso
4:38
Просмотров 72 тыс.
Saholimala & Nali - Misaotra anao zahay
3:24
Просмотров 113 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
Tu m'as donné - Ndriana Ramamonjy
3:53
Просмотров 1,1 млн
Tompo tsy foiko NY AINGA
4:42
Просмотров 48 тыс.
Misaotra anao zahay
4:39
Просмотров 16 тыс.
Ampy ho anao ny fahasoavako
4:48
Просмотров 780 тыс.
Andriamanitra fitiavana
3:23
Просмотров 2,1 млн
ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana
4:34
Просмотров 1,6 млн
Aleoko ny ahy - Hantatiana - Ndriana Ramamonjy
3:18
Просмотров 589 тыс.
TOMPO O! MISAOTRA ANAO AHO
4:29
Просмотров 105 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 127 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 394 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 513 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн