Тёмный

Aleoko ny ahy - Hantatiana - Ndriana Ramamonjy 

mozika
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 586 тыс.
50% 1

Aleoko ny ahy - Hantatiana - Ndriana Ramamonjy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

21 окт 2006

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 55   
@AndoOlive
@AndoOlive 13 лет назад
Izay mihitsy ny antsika dia ny fiderana ihany satria tsy ho lany tsiro mandrakizay ilay Fitiavan'i JESOSY ahy na ho tapitra aza izao tontolo izao ALLELUIA !!!!!!!!!!!! deraiko mandrakizay IANAO TOMPOKO sy MPAMONJY ahy Alleluia !! Alleluia !!!
@hajatiana4469
@hajatiana4469 9 лет назад
HIHIra hoany Jehovah aho raha mbola velona koa fa tena hafa ny MIDERA ANAO TOMPO!!!!
@Miriam-it5vt
@Miriam-it5vt 8 лет назад
tena tsaratokoa Hantatiana misaotra anao zah fa mbanamoha ny saiko ,ary izay rehetra noteneninao izay dia marina daholo I love you so much Hantatiana because you're the best and i miss you forever more 💋💋💋💋💋💋❤❤❤❤❤❤💝💝💝💝💝💘💘💘💘💞💞💞💞💞💞💒💒💒💒💒🎵🎵🎵🎵🎵🎼🎼🎼🎼🎷🎷🎷🎷🎷🎷🎶🎶🎶🎶🎶🎶🎧🎧🎧🎧🎧🎧
@drochsler
@drochsler 13 лет назад
tena izany mihitsy, ny antsika ny fiderana ihany!!!!!!!!!!!!!!
@rijamalalarandrianarivo7821
@rijamalalarandrianarivo7821 8 лет назад
Aleo ihany ny hira fiderana raha samy hihira
@andriantavytaf6601
@andriantavytaf6601 3 года назад
La chanson évangélique chantée par cette chanteuse connait rapidement un vif succès à Madagascar
@thomascook213n
@thomascook213n 8 лет назад
Suivre les instructions de Jesus jusqu a la fin de ma vie!!!Comme toi!!!
@venillacareliot1358
@venillacareliot1358 4 года назад
Satria lay tsitoha mpanao ny tsara noderaika na aona no fiderana tso lalaiko ❤
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 4 года назад
Iza koa nmbola mankafy 2020 👍 j'aime ftsn ❤
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
tena tsara be ary tena marina aleoko ny ahy tsy atakaloko ny an i afa
@tianaonyhaja9830
@tianaonyhaja9830 8 лет назад
Raha hisafidy ihany e, mifidiana ny hidera an'andriamanitra Tsitoha. Principe-n' Andriamanitra misy teny fikasana io.
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
"Ka na hira inona no hanana fatsarana, de aleoko ihany ny fiderana !!" Misaotra tompoko !
@sylvoalias
@sylvoalias 7 лет назад
Merci...
@diamondrarakotoarijaona6543
Fasaaaaa en haut de ooo Lolo i9
@gasikelicanada
@gasikelicanada 14 лет назад
i Raymond kely (tao @ Rakoto Frah) ilay mandihy io efa nodimandry, paix à son âme !
@vololoniainajeannierakotom3022
@vololoniainajeannierakotom3022 10 лет назад
aleloiaa....! hafa iany Tompo ô ny midera Anao!!!! :)
@expedieherve9347
@expedieherve9347 7 лет назад
Tsara ni tompo e!!!!
@julierivosoa5832
@julierivosoa5832 6 лет назад
Elle est merveilleuse et souriante
@julierivosoa5832
@julierivosoa5832 6 лет назад
J'ADORE vraiment beaucoup ça chanson 👍👍👍👍👍👍👍👍👈👈et je suis même amoureuse 😍😍😍😍😍😍😍 merci beaucoup hantatiana elle est aussi très très très belle
@doliciaharivola6212
@doliciaharivola6212 10 лет назад
...Ka tsy mba hatakaloko ny an'ny hafa...!!! Isaorana ny TOMPO
@harishue
@harishue 5 лет назад
Misaotra an'i Hantatiana fa marina mihintsy ny azy.
@Dolphsd
@Dolphsd 15 лет назад
Misaotra indrindra fa maredona tokoa ny hiranao ry Hantatiana sy ny tariny. Mankasitraka ny mpirahalahy Razakamahefa koa amin'ny mozika fa dia mampientanentana tokoa ny hira malagasy. Mpila ravinahitra - San Diego - California
@oliverama7394
@oliverama7394 8 лет назад
Dia aleoko ihany ny fiderana eee!
@mahajangajalman
@mahajangajalman 15 лет назад
moi gasy maka gasy vady gasy manaja gasy midera gasy ...gasy
@ReipubliKa
@ReipubliKa 14 лет назад
nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko :D
@rossonero9536
@rossonero9536 9 лет назад
Wow, I love this song even without understanding a single word. God bless you hantatiana!
@i.enintsoavalimbavakarandr7693
Title: I prefer mine I know you like a lot of songs There are good; there are also incite us to have fun But I don’t know, but I prefer mine, which is irreplaceable Even if all the other songs seem beautiful, I prefer the song of praise So I’ll always sing the song of praise Because I praise the Giant Beneficent Why I will not appreciate praise? There are even songs that hurt the heart Love songs that offended but very much required But I don’t know, but I prefer mine, which is irreplaceable Even if all the other songs seem beautiful, I prefer the song of praise
@vloggasy
@vloggasy 3 года назад
@@i.enintsoavalimbavakarandr7693 wow well done! thank you
@selvireva8721
@selvireva8721 5 лет назад
Misaotra fa tena marina
@lyndaamad7520
@lyndaamad7520 9 лет назад
Hafa ihany ny midera Azy !
@dominiquelauffenburger4443
@dominiquelauffenburger4443 5 лет назад
Tsara be MISOATRA
@mj6777
@mj6777 15 лет назад
j adore madagascar car je sais que la bas je trouverais ma femme de vie et j adore la louange malgache
@tiner1169
@tiner1169 7 лет назад
JOEL DOMINOIS
@3XSOA
@3XSOA 11 лет назад
Soa tokoa ! Tsara ny midera ny Tompo.
@razafindrazananyvalisoajos8722
Tsara ny midera ny Tompo
@ragyps
@ragyps 14 лет назад
Mankasitraka dia mirary soa.
@hery1050
@hery1050 12 лет назад
Tsara dia tsara ê !
@randrianantenainanoel8043
@randrianantenainanoel8043 9 лет назад
god is good::
@julierivosoa5832
@julierivosoa5832 6 лет назад
Maman est partie voir ton spectacle hantatiana
@nirinato
@nirinato 10 месяцев назад
Switzerland could be better to live in
@RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA
@RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA 4 года назад
Aleoko ny ahy hoa
@falyrowlland4942
@falyrowlland4942 9 лет назад
alek ian ny fideran marin mints zan tonkir zan. tsar ny mider ny tompo
@raharivelorondrohanta6380
@raharivelorondrohanta6380 9 лет назад
Tena tsara ny midera ny tompo
@tanaedge87
@tanaedge87 12 лет назад
merci
@sylvoalias
@sylvoalias 17 лет назад
Tena kanto tokoa, Tena mampientana ny fo Sambatra tokoa fo manana feo ka afaka midera ny Avo amin'ny alalan'ny hira sy ny vazo.Tena mendrike! Misaotra eram-po anareo. sylvestre
@sylvoalias
@sylvoalias 7 лет назад
nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko...? Misaotra tompoko o...
@tiner1169
@tiner1169 7 лет назад
Sylvoalias Salama Ravelot
@glorianomen94
@glorianomen94 5 месяцев назад
Aleoko ny ahy / Paroles Fantatro fa maro tokoa Ireo hira tsara tsy afaka am-bavanao e Maro izy ireo no mahasoa Ao ny manentana mba hilalao e Nefa asa ho aho fa tiako ny ahy Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa e Ka na hira inona no hanana fahatsarana Dia aleoko ihany ny fiderana e Ka ho hiraiko foana e Ny hira fiderana, satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no hoderaiko Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko Misy aza moa mandratra fo Hira izay mandoaka ny fery anaty e Hiram-pitia izay mahavoa Anefa dia be mpitia sady be mpitady e Nefa asa hoy aho fa tiako ny ahy Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa e Ka na hira inona no hanana fahatsarana Dia aleoko ihany ny fiderana e Ka ho hiraiko foana e Ny hira fiderana, satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no hoderaiko Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
@christremi1900
@christremi1900 5 лет назад
ilay mpamorona ku nahay nisafidy mintsy hoe ity nu mpihiraku
@temahrandrianaimalaza1720
@temahrandrianaimalaza1720 8 лет назад
fiderana forever :)
@tanaedge87
@tanaedge87 13 лет назад
un ami ne cesse de demander ce que cette chanson est dit, ce qu'il signifie. quelqu'un peut-il traduire cette chanson en anglais afin que je puisse lui donner pour qu'elle puisse voir et comprendre
@i.enintsoavalimbavakarandr7693
Title: I prefer mine I know you like a lot of songs There are good; there are also incite us to have fun But I don’t know, but I prefer mine, which is irreplaceable Even if all the other songs seem beautiful, I prefer the song of praise So I’ll always sing the song of praise Because I praise the Giant Beneficent Why I will not appreciate praise? There are even songs that hurt the heart Love songs that offended but very much required But I don’t know, but I prefer mine, which is irreplaceable Even if all the other songs seem beautiful, I prefer the song of praise
@rakotomalalaharymampionona7115
Dia mahagaga ahy ireo olona manao "Dislike" anlai video. Tahin'i Tompo e
@raleka1
@raleka1 12 лет назад
In short: I'll sing a song of praise to my God, I'll prefer over any other song my God has done good things to me...... I can help if you find the lyrics..
@rakotoniainajoceline4297
@rakotoniainajoceline4297 Год назад
9
Далее
Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy
4:53
Просмотров 675 тыс.
Tora-bato miverina - Voahangy
4:33
Просмотров 264 тыс.
СКАМ НА TWITCH
14:07
Просмотров 236 тыс.
ШОКОЛАДКА МИСТЕРА БИСТА
00:44
Просмотров 516 тыс.
Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy
4:18
Просмотров 1,6 млн
Nosindrazako-Hantatiana
3:05
Просмотров 164 тыс.
MANALY - Tany Fandalova (Official Video)
4:28
Просмотров 261 тыс.
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Просмотров 148 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'TARIKA ROJO NY AVO'
42:00
Просмотров 11 тыс.
Namana
3:56
Просмотров 10 тыс.
Dedesse  Malakilaky
5:29
Просмотров 735 тыс.
Aleoko ny fiderana-Hantatiana ( Nouveau clip)
3:14
Просмотров 86 тыс.
famindram-po
4:53
Просмотров 120 тыс.
Tu m'as donné - Ndriana Ramamonjy
3:53
Просмотров 1,1 млн
Arshavir Martirosyan - Voroshel em  chspasem
4:16
Просмотров 745 тыс.
5УТРА - Белая полоса
3:13
Просмотров 516 тыс.
Mirjalol Nematov - Barno (Videoklip)
3:30
Просмотров 4,5 млн
Doston Ergashev - Kambag'alga (Official Music Video)
5:32