Тёмный

Tarika LAY" Ho avy" 

tarika lay
Подписаться 236
Просмотров 118 тыс.
50% 1

Ity hira ity dia hira sangan'asan'i SARAELY ILDERRIK ( RaILD) , Izy ilay NANORINA ny TARIKA LAY T@ Taona 95 tany ho any , Ary mbola ao Izy Ankehitriny ,

Опубликовано:

 

1 май 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 54   
@marysemauran7471
@marysemauran7471 Год назад
Mr ISRAEL IlDERRIK, merci de tout coeur pour cette belle chanson ! J'habite tres loin de Mada, dans l'océan Pacifique, je vous ecoute très souvent et la chanson me donne envie de rentrer à Mada...oui, un jour je rentrerai saine et sauve, avec toute la grâce de Dieu. Merci aux chanteurs !
@halokuwait5769
@halokuwait5769 Год назад
Zahay ary kuwait 🇰🇼 e Misaotra e tsara mahamanina 🙏🙏🙏🇰🇼🥰🥰🥰🌼🌼🌼🌼🌼🌼🌼
@annylaroussa
@annylaroussa Год назад
mankasitraka foana eeeee :) alefaso koa i "Tsiaro" eeeee
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 2 года назад
2022 J'aime bien vous regarder et écouter les "Gars"!!!! Asa manakory ianareo aujourd'hui??????
@sitrakamarinavelonjanahary564
@sitrakamarinavelonjanahary564 7 лет назад
j' ador !!! mampalahel be te hody sahady za! ho avy aho!!
@hajatianaramiliarimanana8179
tena milay e!Mankasitraka!
@fararakotonirina791
@fararakotonirina791 7 лет назад
magnifique comme chanson .ça me brise le coeur .merci
@baholyrazafimahefa734
@baholyrazafimahefa734 Год назад
mankasitraka SARAELY E , TSARA BE
@lucialantoniaina8252
@lucialantoniaina8252 3 года назад
Te ho avy mihintsy fa mbola tsy afaka, manembona tanteraka
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
Misaotra ry zanako rija s'y mouni.tena tsara n'y vidéo Kdo 27.03.2020 Tsy ho adinon i neny Ty hira Ty.mankasitraka🍾🎉🧡👍😪
@aychaanna9692
@aychaanna9692 5 лет назад
Mapanembona be😢... Fa hoavy aho e.... Hafa iany ny tanindrazana niavina 😘
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
tena mampahatsiahy ny taloha re olona an! Mbola tsara lé vazo an! Merci ô!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Mampanembona! Ho avy e, 😄 tsenao eny antokontany :-)
@liliramia1512
@liliramia1512 Год назад
Misaotra ehhhh....
@rakotondrazakaparany6890
@rakotondrazakaparany6890 7 лет назад
Mankasitraka e, tena sasatra nitady fa hay misy sanganasa ihany tato. Miandry ireo hira hafa mba haverinareo e!
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 3 года назад
J'adore! merci!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mbola hifankahita isika mianakavy 😃
@sitrakaandrianjafy5516
@sitrakaandrianjafy5516 6 лет назад
tsara ry zalahy fa tohizo a! hafa ihany ny tena Malagasy e!
@olgahelys6564
@olgahelys6564 5 лет назад
kanto loatra ny feon-dahy malagasy! Manga dia manga tokoa - Misaotra indrindra o
@laxrakotomalalason1459
@laxrakotomalalason1459 8 лет назад
Manaksitra letsy ny akama a! Ho avy eh !
@poundalee5281
@poundalee5281 6 месяцев назад
Milay❤misaotra nizara💐💐
@rakotosandratanasolofoniai9700
tena mafinaritra tokoa e!Fa tsy efa tany @ année 80 tany no nahenoako an'ty hira ty voalohany an!Mampatsiahy ny fahazazana.
@TandapaMG
@TandapaMG 8 лет назад
Mba mangataka an'ireo hira sasany e! indrindra fa "tsiaro" (ny fahitako anareo tonga mitsidika.........) mankasitraka e! mlay!! (y)
@raerband
@raerband 8 лет назад
linah>rehefa mba naha lehibe zaza de mba ampandraisana anjara ry zalah hanohy ny kanto nataon'dada e.
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 года назад
👏👏🥰
@annahandria5112
@annahandria5112 7 лет назад
Ho avy aho hoan ilay ankani🇲🇬
@naingrand5489
@naingrand5489 7 лет назад
mapanembona ny any antanindrazana, ho avy aho e!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
💓
@hatrinah534
@hatrinah534 7 лет назад
Ho avy aho x2
@Tefusun
@Tefusun 4 года назад
Hira malagasy.tsara tsy mba nalaina tahaka fa ny amizao fotoana ratsy ny hira.
@robertmatthieu759
@robertmatthieu759 2 года назад
Tsar b le hira merci
@rojonimarosergio7262
@rojonimarosergio7262 8 лет назад
mankasitraka nareo fa tsara le vazo, de faly mafantatra an'le tarika koa, mlay e!
@hasinarajou5829
@hasinarajou5829 Год назад
Sur e
@ramarozatovolaza6419
@ramarozatovolaza6419 2 месяца назад
Mahatsiaro ny taloha fa mahafinaritra e
@faniryrasoamihamina8846
@faniryrasoamihamina8846 5 лет назад
Mankasitraka, tena tsara ilay hira.
@michaelranoely9407
@michaelranoely9407 8 лет назад
Mb mangataka anle hira :"Fahitana anareo tonga mitsidika re!" Rzalah ah!mlayi nareo eh
@ramihramih6579
@ramihramih6579 6 лет назад
TSARA BE
@julesrakotomanana8037
@julesrakotomanana8037 5 лет назад
Mankasitraka e
@chrisrakotovao
@chrisrakotovao 6 лет назад
Tena hafa mihitsy hoà ny vazo tamin'ny fotoana androany (y), milay e
@ndjaaknyainarakoto4705
@ndjaaknyainarakoto4705 5 лет назад
Ary zay vao itako ty video ty le !! Six ho anlaisany le teny Alarobia rangah :-)
@randriamanantenakekely7001
@randriamanantenakekely7001 6 лет назад
mlay e!
@sitrakaandrianjafy5516
@sitrakaandrianjafy5516 6 лет назад
mankasitra ry zalah a!
@dinarobitovo6829
@dinarobitovo6829 7 лет назад
Sur mints lesy Hasina Feno BM a, za makanla fon e!
@Epoussy
@Epoussy 5 лет назад
sur mtsy eh
@narindranzr8371
@narindranzr8371 5 лет назад
Mampanembona ny any an-tanàna mintsy.mahafinaritra e
@miandrazorakotoarisoa8835
@miandrazorakotoarisoa8835 8 лет назад
mampahatsiaro ny tao amin'ny theatre de verdure tamzany
@tatamonancyrasoloarison9316
@tatamonancyrasoloarison9316 7 лет назад
mahafinaritra e
@niryrakoto1
@niryrakoto1 7 лет назад
ohatra vaoomaly zany tao Ankadifotsy
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
Azafady sao zanak i mamy vé i lay?AO ankadifotsy Misaotra tompoko
@Tefusun
@Tefusun 4 месяца назад
Ary mba aiza ry tarika mponina e?
@sylvoalias
@sylvoalias 5 лет назад
Asiana mams kely sy pi de o.k ny revy....vita ny afera.....manja le vazo isaorana nareo ry reto o...Reviko.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Voasakana.
@lydiadorentine5332
@lydiadorentine5332 6 лет назад
Tena tsara mints ny taloha
@linahrazafy7569
@linahrazafy7569 8 лет назад
Tena tsara ilay hira rehefa ny tompony no manao azy .izay vo tena tarika LAY; izao ko zay vomahita(RAJAO, RAILDA;fa i LAZA SY NDIMBY tsy ao fa nankaiza?..........AZA ASINA SARY TSY FANTATRA ny TARIKA LAY fa aleo ilay sary telo tena izy iany(RAILDA;RAJAO;FENO)ireo no fantatray mpijery . rahovina ny manaraka de aza asiana fangarony ny sary,fa azo lazaina ho tsara ity farany ity,RAILDA, RAJAO, FENO.IHANY NO FANTATRAY FA AZA ASIANA SARY HAFA FA (mandiso fanantenana any mpijery) OK.................
Далее
Export Ho avy aho   RANDRANTELO soutitré
3:03
Просмотров 160 тыс.
Toky Fitaka - JOVIAL
6:19
Просмотров 300 тыс.
Best Toilet Gadgets and #Hacks you must try!!💩💩
00:49
CLANCY 🦞 Operation Squid Ink (New Animation)
00:58
Tarika Hasina sy Rebika ( Vazo ho an'i Dada)
5:06
Просмотров 173 тыс.
siligoma tarika lay  2015
3:35
Просмотров 47 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 428 тыс.
TARIKA FILAH hazo boboka
4:51
Просмотров 178 тыс.
Iraimbilanja-Tsindrimandry(Miritsoka Prod 2020)
6:07
Просмотров 134 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
Ireny saofera ireny - Tarika Vintsy
2:48
Просмотров 56 тыс.
Best Toilet Gadgets and #Hacks you must try!!💩💩
00:49